FA INONA TOKOA HOA NY NAHATONGAVANA NY FISIAN'NY PAPE E
21. ouioui
(
23/08/2010 04:11)
Somary ampiako kely ilay izy ry ika borné mba tsy hanokafako dinika hafa satria mifandray ihany tsinona fa samy resaka Pape ihany
Nahoana no any @ kato ny Pape mety tsotra kely @ izay kosa angamba io ry ika o, sady efa nataon'ilahy par coeur tany indray izao hihihi, ho avy eo indray izao i hery dia hitabataba be hoe io indray i ouioui sy ny fanenjehana kato , hihihii, tsia letsy a, mbola ho avy ny sasany fa saingy mipoaka eo ny lohan'ika borné raha indray alefa daholo hihihi
Nihatona kely ny ordi teo fa nanao mise à jour auto ny lamasinina , izy ity mantsy tsy manao bloky hoatran'ialahy e hihihi, resaka iny sao hivadika ati-doha @ iny eo indray

répondu par hery le 23/08/2010 07:41
22. ouioui
(
23/08/2010 04:24)
Toro hevitra ihany koa ity ry ika borné , a, mba manokafa ialahy dinika fa tsy variana mijapy sy mameno brouillons dinik'olona fotsiny hihihi, paikan'olona lany pasy sy sekta ny hoatran'ireny , efa nivadika pejy firy leisy izaho teo fa tena tsisy natà raika
Aleo mba jerena kely hoe inona no mba avokany , aza asiana fotsiny hoe iza no tonga aloha akoho sa atody hihihi

23. mpanazava
(
23/08/2010 06:10)
Mandinika mantsy aho fa maninona tokoa , ny fiangonana sasany tsy misy Pape sa hafa ny filaza azy ???
Satria manaraka torolalan'ny momba izany izy ireo ary tian'izy ireo foana ny handala hatrany ny torohevitr'i Jesosy momba izay ho lehibe rehefa tsy eo intsony izy. Nifanditra foana momba izany manko ireo Apostoly tamin'ny fahavelon'i Jesosy. Hoy i Jesoa ao amin'ny
Matio 23:5-9, Katolika
" Ny mba ho hitan'ny olona ihany no anaovany ny asany rehetra, ka dia filakitera lehibebe kokoa sy somotraviavin-damba lavalava kokoa noho ny an'ny olona no entiny. 6 Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga, 7 ny arahabaina eo an-kianja ary ny antsoin'ny olona hoe Raby. 8 Fa hianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa hianareo rehetra. 9 Ary aza miantso olona eto an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia izay any an-danitra. "
Samy hafa ny teny grika hiantsoana ny hoe "dada, papa, ray" amin'ny ara-batana, sy ny Ray eo amin'ny tenin'i Jesosy io. Anakiray ihany ary ny Ray Masina sy hohamasinina amin'izao rehetra izao dia ilay any An-danitra. Ny ankoatra an'izay dia SANDOKA. Illustration: Matio 23:9
24. hery
(
23/08/2010 07:41)
(lasa resaka privée-nareo mitsam le izy ka aty amin'ny pejy faharoa izahay vao tafiditra)
Ho an'ny Katolika (hamafisiko foana io satria raha tsy eo ny vala famaritana dia zava-poana daholo ny valiny)
Ny mpitondra fiangonana izay antsoin'ny Katolika hoe Papa amin'izao fotoana izao dia ny evekan'i Roma. Ireo dia izay nifandimby hatramin'i Petera mpianatr'i Jesoa ka hatramin'izao. Tamin'i Jesoa niteny hoe ianao no Sefasy (vato) ka eo ambonin'izany no anorenako ny fiangonako, dia nahatsapa ny mpianatra fa i Petera no tokony hitarika ny ankohonan'ny kristianina. Rehefa nisy fanapahan-kevitra lehibe raisina ka tsy mahavaha olana dia misy ny fivoriana atao (ohatra ilay hoe horaisina ve ny tsy voafora sa tsy horaisina) ka i Petera no nekena ho mpitondra. Nony maty i Petera dia nifidy an'i Lin ny ankohonana dia toa izany hatrany. Tsy tapaka mihitsy ny fifandimbiasana na dia nisy aza ireo nitolotena ho Papa teny antsefatsefany teny.
Anisan'ny zavatra iray mampiray ny finoana katolika ny fisian'ny Papa ary manamafy hatrany ilay rohy izay nifandimbiasan'ny apostoly ka mahatonga ny Fiangonana katolika antsoina hoe Apostolika.
Izay aloha ny an'ny katolika, ny fiangonana sasany sy ny sekta sasany dia tsy manana Papa ka rariny raha tsy hain'izy ireo ny dikan'ny Papa

25. hery
(
23/08/2010 07:49)

26. ouioui
(
23/08/2010 10:46)
hery
lasa resaka privée-nareo mitsam le izy ka aty amin'ny pejy faharoa izahay vao tafiditra)
Efa noteneniko ika tsy hameno brouillons raha tsy mahita valiny fa hainao ihany moa rabloky e, hihihi, mamaly foana ny ao an-dohany , efa lasa aretina ny mamaly fa tsy mba mamoaka na loha-hevitra na iray aza , dia izaho indray no lazainy fa mijapy dinika hihihi, aza omena tsiny izy e, mbola mianatra tsianjery any hono lery fa ho avy eo ihany
hery
Anisan'ny zavatra iray mampiray ny finoana katolika ny fisian'ny Papa ary manamafy hatrany ilay rohy izay nifandimbiasan'ny apostoly ka mahatonga ny Fiangonana katolika antsoina hoe Apostolika.
Azo lazaina apostoly izany ve ny Pape ?raha ny fahazahoako azy
27. hery
(
23/08/2010 10:51)
Azo lazaina apostoly izany ve ny Pape ?raha ny fahazahoako azy
Arakarak'ilay antsoinao hoe apostoly. Raha ilay izy 12 lahy dia mazava ho azy fa tsy tafiditra izy. Fa ny apostoly nolazaina teto dia ilay iraka. Ny tsirairay dia azo lazaina hoe voairaka izany hoe apostoly avokoa. Ny Papa kosa ho an'ny katolika dia mandova mivantana ilay iraka avy amin'i Petera (Ianao no vato...).
28. ouioui
(
23/08/2010 10:58)
Inona tsara Petera , Pierre ve izany ? tsy azoko ny tian'ny hery lazaina
29. hery
(
23/08/2010 11:22)
ouioui> eny, i Piera no i Petera :-) Miezaka mampiasa ny teny fampiasa ao amin'ny baiboly nadikan'ny dikanteny iombonana eto Madagasikara (DIEM) aho. Izay no mahatonga ahy hiteny hoe Jesoa fa tsy Jesosy, ary Petera fa tsy Piera.
30. ouioui
(
23/08/2010 11:38)
Inona izany baiboly izany fa tsy fantatro, izaho tsy manana baiboly fa mijery @ aterineto e, azoazoko ihany ny tian'i hery lazaina
Teo izany no nianga ny fisian'ny Pape mazava ka , ary mora mahazo resaka anie i hery izany e, ika toa fanina be tsy haiko raha midepra nedala iny na ahoana aloha hihihi, tena kôzy e, mila jerena any iny ranamana iny , tokony tadiavana mpanala devoly hihihihi

31. ikaretsaka
(
23/08/2010 12:16)
hery:
asa resaka privée-nareo mitsam le izy ka aty amin'ny pejy faharoa izahay vao tafiditra)
Ok ary e.. azafady Hery
ouioui>andao ampidirina ao anaty paosy aloha izay tsy haritrao sy eritreritrao manokana (priveemomba ahy fa aoka ho ny ny fanontaniana sy ny hevitra no haroso sy hiarahana midinika...
raha nopehako mivantana be ilay valim-panontaniana dia peho movantana koa ny valim-panontanianao fa tsy maninona fa le kakay aleo hifampilamina... ;)
ankoatran'izay dia efa voavalin'i hery ny fanontaniana
fa dia tsara izany raha asiana vala famaritana dieny mialoha ilay adihevitra (fanontaniana momban'ny kato apetraka tsy kato ho an'ny kato ohatra, na fanontaniana tsy mpino apetraky ny mpino ohatra ) fa tsy hoe rehefa i ouioui de...
na hoe rehefa ikaretsaka de tsary manao sujet vaovao lery... misy ny mpanorona sujet vaovao, misy kosa ny tsy mamorona fa mamaly ny fanontaniana.
izay ilay izy fa tsy heo raha samy mpanontany aby, iza no hamaly? raha samy mpamaly aby, iza no ho mpanontany?
32. ouioui
(
23/08/2010 12:28)
ika borné
Ok ary e.. azafady Hery
Ialahy anie efa nolazaiko omaly fa tsy te hahalala é, indiférent ozy elah izany, kay leity azo tenenina ihany fa raha olona hafa dia valivalina fahatany fotsiny, tena mpanao asa alafay araka ny voalazan'ialay marina ialahy izao hihihi
ika borné
fa dia tsara izany raha asiana vala famaritana dieny mialoha ilay adihevitra (fanontaniana momban'ny kato apetraka tsy kato ho an'ny kato ohatra, na fanontaniana tsy mpino apetraky ny mpino ohatra ) fa tsy hoe rehefa i ouioui de...
na hoe rehefa ikaretsaka de tsary manao sujet vaovao lery... misy ny mpanorona sujet vaovao, misy kosa ny tsy mamorona fa mamaly ny fanontaniana.
izay ilay izy fa tsy heo raha samy mpanontany aby, iza no hamaly? raha samy mpamaly aby, iza no ho mpanontany?
Fitsipika ika II momban'ny forum ny forum, hihihi, efa misy ao fa jerevo tsara , lany pasy marina ialahy ity klé hihihi
Efa nifoha tsara ve aloha ialahy io e
Izaho leisy mametra ny fanontaniako fa tsy ialahy a hihihi, mahazo mametra ialahy dia ho valiako raha mahita sy valiny mitombina aho fa tsy hanao an'ialahy bloky kosa aloha e
Ialahy anie no niteniteny ahy hoe mijapy sujet , koa ahoana moa leisy no tsy ho lazaina fa mpijapy daholo ny olona fa izaho irery hihihi, izaho aza mamporisika ny rehetra hijapy ny dinika rehetra , izao noho ialahy ihany dia tsy te hanndray anjara ny sasany sao taxen'ialahy mpijapy eo koa , tadidio ny teny navoaka fa aza fohy fisainana ry ika borné é hihihi
33. ikaretsaka
(
23/08/2010 12:37)
ouioui> tsy za ihany fa ialahy koa ;)
fa nen ialahy anie efa hay fa fanontaniana tsisy lohany tsisy vodiny indraindray e... na i hery aza nanao hoe farito sy asio vala mamaritra azy ihany hoe natao hapetraka sy hovaliana fijery kato le izy sa facon fifohazana sa hojerena en general...
tsy fitsipika loatra izany mr ouioui fa resaka ethics tsotra fotsiny a
Izaho leisy mametra ny fanontaniako fa tsy ialahy a
fa nen ialahy anie efa hay fa fanontaniana tsisy lohany tsisy vodiny indraindray e... na i hery aza nanao hoe farito sy asio vala mamaritra azy ihany hoe natao hapetraka sy hovaliana fijery kato le izy sa facon fifohazana sa hojerena en general...
tsy fitsipika loatra izany mr ouioui fa resaka ethics tsotra fotsiny a
34. ouioui
(
23/08/2010 12:42)
Ilahy no tena tsy mahazo , tsy maninona anie raha tsy azon'ialahy dia tsy valian'ialahy e, nefa mafy noho ialahy ilay bloky dia lasa mamaly fahatany no farany , jereo izao ny resak'ialahy tsy hitako izay hidiran'ny lohahevitra
Ny mampiavaka azy dia i hery mody tsy mahazo fa ny valiny mifanaraka tsara , ary ny mpamaly hafa koa mazava be ny valiny , ialahy irery ihany aloha no borné fa aza maka namana e hihihi

35. ikaretsaka
(
23/08/2010 12:48)
aleo ny kakay privee an'ialahy amiko hono ho any fa ny fanontaniana valiana raha manan-kevitra ialahy e
36. ouioui
(
23/08/2010 13:04)
Ny olona rehetra anie efa namaly daholo dia mazava hoa , inona indray no tian'ika bloky lazaiko , izaho no nanontany , ny valin-tenin'ialahy no mbola tsy tao , lany pasy ve , eny namaly ialahy fa ny valiten'nolona no nataon'ialahy hihihi, rehefa mazava anie ny fanontaniana tsy voatery mbola mamaly ialahy e
38. ouioui
(
23/08/2010 14:17)
Ny valin-tenin'ialahy efa tsy mamely e, lasa mampite handingana hihihih, sady any @ tsisy foa tsisy arguments fa saim-patatr'ialahy fotsiny , , bloky no fetra izay ihtany no averiny fa tsy misy hifandraisiny na kely aza hihihi
39. ikaretsaka
(
23/08/2010 14:53)
Satria ve tsy araka ny nantenain'ialahy le valinteny de hoe tsy mamely?
Raha bandy mivelatra ry lety mahita arguments hamaliana ireny foana na saim-patany na tsy saim-patany a. Raha bandy tsy mirefarefa de le hevitra no toheriny fa tsy ilay namoaka azy

40. ouioui
(
23/08/2010 15:29)
Mhafaka mamerina foana i ika bloky kah, saingy tsy misy arguments hoa ny lazain'ialahy hihihi,reabe fotsiny lasa hotran'ireny manao revin-gadra ireny sisa e hihihi
Ny mahavariana anie dia ialahy ihany no tsy mahita arguments
Dia laziko ialahy fa namoaka rahery dia inona no olana , zavatra marina anefa , raha mamerimberina ny valinteny efa nalefan'i hery ialahy na milaza fgoa hoe miombon-kevitra @ hery , nbaka 19 izany ialahy hihihi, aoka leisa tena déstabisilé tanteraka ialahy izany efa resaka olona sisa fa tsy misy mandeha @ lohan'ialahy intsony ny foto-kevitra
Tadidio fotsiny ity t@ntsika sy ialahy no nanakiana an'i hery , ny ahy rehefa tsy mazava dia tsy mazava izay raha tsy mitondra arguments
Miditra tsara @ lohan'ika borné angamba izay hihihihi