FA INONA TOKOA HOA NY NAHATONGAVANA NY FISIAN'NY PAPE E
41. ouioui
(
23/08/2010 15:52)
Mpanazava
Matio 23:5-9, Katolika
" Ny mba ho hitan'ny olona ihany no anaovany ny asany rehetra, ka dia filakitera lehibebe kokoa sy somotraviavin-damba lavalava kokoa noho ny an'ny olona no entiny. 6 Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga, 7 ny arahabaina eo an-kianja ary ny antsoin'ny olona hoe Raby. 8 Fa hianareo kosa, aza mba mety hantsoina hoe Raby, fa iray ihany no Mpampianatra anareo, ary mpirahalahy avokoa hianareo rehetra. 9 Ary aza miantso olona eto an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia izay any an-danitra. "
Mendrika ny asiana resaka eto ry ika a, , ito misy arguments fa tsy mialala bala eo indray mompra hihihi
Azavao tsara hoe ry Mpanazava inona ny Raby , Rabin ve Pape ???
42. mpanazava
(
24/08/2010 05:03)
Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony hanapiana an'ireto namantsika ireto manko dia dikan'izy ireo io soratra masina io. Lazaina izao fa i Benoit 16 no filohan'ny Eglizy (Fiangonana) (Papa) nefa i Jesoa nampianatra amin'ilay vavaka nampianarin'ny Tompo fa "Any andanitra ny raintsika ". Raha antsoin'i papa hoe Ray i Yhaveh dia dadaben'ny Kato izany ilay any an-danitra. Hoy ny apostoly Paoly tany efesosy ao amin'ny baiboly katolika :"fa ny lahy no lohan'ny vavy, tahaka ny Kristy no lohan'ny Eglizy izay vatany sy manana azy ho Mpamonjy." (Efeziana 5:23). Mbola sandoka ihany ary i Papa eto satria tsy izy no lohan'ny Eglizy. Aza fitahina ny mpiangona.
43. ikaretsaka
(
26/08/2010 01:05)
kristy no lohan'ny Eglizy.. marina,, fa ny papa no filohan'ny Mpiangona
44. ouioui
(
26/08/2010 11:22)
kristy:
kristy no lohan'ny Eglizy.. marina,, fa ny papa no filohan'ny Mpiangona
Mpanazava:
Tsara aloha rahefa hekenareo fa i Kristy ny lohan'ny fiangonana (eglizy) fa tsy i Papa. Lazain'ika fa lohan'ny Mpiangona indray i Papa. F'angaha tsy mahavita azy i Jesosy no asiana papa. Raha mbola velona teo i Jesosy, nila an'i Papa ve isika, mba valio tsotra azafady? Fa inona moa ny Eglizy aminareo, ilay trano ve sa ilay fitambaran'olona miangona ao? Tena tsara fantatra ny marina momba ireo.
Miboredika be be elaha ry ika , mifangaro be ny hevitr'elah bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
45. ikaretsaka
(
26/08/2010 15:30)
Izany ve de tsy hain'ialahy : ohatran'ny hoe iza no namorona ny democratie dia iza no sedon'ny democrate.
46. ouioui
(
26/08/2010 15:49)
Aza miala @ dinika elah bainn a, miolankolana be , sady mivaona eeeee [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
47. ikaretsaka
(
26/08/2010 16:02)
Tsy miala @ dinika izaany fa. Karazana fanoharana tsotsotra fotsiny ka. Ary tsy bedy ny nanao fanoharana mifandraika @ lohahevitra rehefa resaka fivavahana sy finoana.. matoa nanao izany I kristy
48. ouioui
(
26/08/2010 23:19)
Fanoharana nifandray t@ hevitra biblique no navoakany fa tsy resaka ohatr'ohatra mi-arranger an'elah
Izay foana no mahatonga ny dinika alefan'elah mivaona, de tezitra be ve elah raha ataoko hoe mameno pejy fotsiny ny brouillons [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/0060.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/0060.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/0060.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/0060.gif[/IMG]

49. ikaretsaka
(
26/08/2010 23:39)
raha biblique ny hi se referer-na dia mazava ho azy fa biblika ny an'I jesoa satria izy ao anaty baiboly.. lojika be izany
fa ialahy ihany moa no nilaza hoe fonds fa tsy formes
fa raha au fond ange terre a terre be ny fanoharana nataony e... hoe ny momban izao dia ohatran zao..
izay ange ny ao e?
raha tsy izay hazavao
fa ialahy ihany moa no nilaza hoe fonds fa tsy formes
fa raha au fond ange terre a terre be ny fanoharana nataony e... hoe ny momban izao dia ohatran zao..
izay ange ny ao e?
raha tsy izay hazavao
50. ouioui
(
27/08/2010 00:21)
ika:
raha biblique ny hi se referer-na dia mazava ho azy fa biblika ny an'I jesoa satria izy ao anaty baiboly.. lojika be izany
Zay leity vao mahazo resaka , mino aho fa tsy hamoaka fanoharana mapetiéty an'ealh intsony
elah , tafa koa aloha iny zay [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0012.gif[/IMG]