FA INONA TOKOA HOA NY NAHATONGAVANA NY FISIAN'NY PAPE E
1. ouioui
(
23/08/2010 01:55)
Mandinika mantsy aho fa maninona tokoa , ny fiangonana sasany tsy misy Pape sa hafa ny filaza azy ???
Dia ho avy eo indray izao ika borné hanontany hoe , aiza ny argument fa tsy hitanay izany Pape izany hihihi
Nedala iny mantsy raha omena arguments dia lazainy fa tsy hitany , ary na mahita aza izy dia mody vakiny fa tsy hitany akory hihihi

novalian'i ouioui ny 27/08/2010 00:21
2. ikaretsaka
(
23/08/2010 02:05)
satria izay angamba ny hitan'ireny fiangonana sasany ireny hoe efa hisaraka ry zalahy na ho ela na ho haingana .. de hisaraka de hisaraka... de hitany fa mahamora ny mampisaraka azy ny tsy fisiana authorite mibedy rehefa tsy tsy d'accord @ ny any @ foibeny izy.. tsy mila annulment avy aiza sy avy aiza ka mahamora ny fananganana ilay fiangonana majinijinika ireny izy io raha ny fahitako azy....
izay ny fahitako azy "tsisy arguments" :P
ahoana? mety?

3. ouioui
(
23/08/2010 02:13)
Enfin mikompra ika tsy borné klé hihihi, bedin-drahery eo ilahy fa ataovy hihihi
Ka izay foana no lazaiko an'ialahy hoe na protestanta na ortodoksa na tsy mpino na adventista na anglikanana kato na tsy kristianina isika dia afaka mametraka fanontaniana foana afaka mano fikarohana manokana @ aterineto fotsiny hihihi
Dia samy mandinidinika fa tsy terenko-masaka fotsiny hoe aza mi-affirmer e, tsisy mi-affirme fa manontany hihihi

4. ikaretsaka
(
23/08/2010 02:20)
tsy bedin'i lery izany fa aza mikrapaka ;)
azo atao tokoa ny mametraka fanontaniana.. raha fanontaniana mba misy antony fa tsy fanontaniana fe apetraka fotsiny dia asiana baraingo any @ farany...
io ilay hoe "mi affirme"
raha manontany ohatra ialahy hoe "fa maninona no izao" dia tokony mba manana idee na efa nanontany tena kely ialahy i hoe "ary raha izao> na izao?" alohan'ny hametrahana ilay fanontaniana principal ... mba tsy hahapetsa...
sa? :)
ok letsy ry bandy milay a

5. ouioui
(
23/08/2010 02:24)
Vonjeo rahery ty ika borné fa lasa miblasfena eo ny zanak'olona e hihihihi, resak'olona borné leity izany tsy mahita avaly izany a,
Tsy misy dikany daholo ny fanontaniana fa i réponse à tout anie no adala mbola mamaly hihihi

6. ikaretsaka
(
23/08/2010 02:25)
arguments arguments fa tsy eo no mitady roue de secours eo letsy a... ny hevitra aroso
7. ouioui
(
23/08/2010 02:28)
Napetrako ny ahy io , aiza ny arguments n'ialahy fa aza mhodikondina e, sa tena nanao asa alfay tokoa mompra zany e hihihi
9. ouioui
(
23/08/2010 02:33)
Loha hevitra aza tsy voavalin'ialahy fa manidin-dresaka fotsiny eo , hihihi, taolana leisy ny nify a hihihi
10. ikaretsaka
(
23/08/2010 02:42)
voavaly ka..
fanontaniana===> maninona no (Blablablabla) ?
valiny narosoko satria izao aby ny antony (miaraka @ petrak'evitra)
zavatra hafa nandrasana taminao (petrak'evitra manohana na manohitra ny hevitro) ...
bavakinao az=tsisy sy valinteny mikasika ahy manokana....
satria nahoana?
--->amiko tsy manan-kambara ianao=petsa ianao!
tafitako ny hafatra! voavaky ny fanontanianao...
tsotrabe ohatran'izay anie ilay manao adihevitra fa tsy mila hoe vonjeo sy mitady kil sy fimehezana tany vaky sy filazana ny hoe ela borne sy ny manketsy no mankeroa e

11. ouioui
(
23/08/2010 02:48)
Raha tsy mahita avaly leisy ialahy ry ika borné réponse à tout dia mialà , mbola betsaka ny mana-kevitra fa aza fenoin'ialahy brouillons ny diniko , ny an'olona rehefa lany pasy na ttsy hay dia aleo mipetraka tsara am-pahendrena fa tsy maika ny hanao réponse à tout lava izao hihihi
Efa misy fihezahana ihany aloha ataon'ialahy e, fa resaka Pape no hanotaniako donc misy rakitra izany any fa tsy araka ny hevitr'ialahy foana no avoaka eo, aiza indray le ohatra baolina kitra iny e hihihi, tssss mampihomehy le ika borné

12. ikaretsaka
(
23/08/2010 02:55)
iza izao no tsy mahita avaly amintsika roalahy? ny hevitr'ialahy manohitra io hevitra fa maninona io no nandrasako fa e e e! tsaaaaa nisy.....
mba namoaka ny hevitr'ialahy sy ny eritreretin'ialahy ho mety ho anton'ny tsy fisian'ny pape @ fiangonana sasany ve ialahy? tsia letsy..
efa aty amin'ny dinika fahafolo tsy misy na "i" aza
satria nahoana?
eo isika izao! amiko aloha dia hoe tsy mananana hevitra ialahy dia izaho sisa no henjehin'ialahy!
raha tsy hoe prouven'ialahy angaha ny contraire-ny

13. ouioui
(
23/08/2010 02:59)
ika
satria izay angamba ny hitan'ireny fiangonana sasany ireny hoe efa hisaraka ry zalahy na ho ela na ho haingana .. de hisaraka de hisaraka... de hitany fa mahamora ny mampisaraka azy ny tsy fisiana authorite mibedy rehefa tsy tsy d'accord @ ny any @ foibeny izy.. tsy mila annulment avy aiza sy avy aiza ka mahamora ny fananganana ilay fiangonana majinijinika ireny izy io raha ny fahitako azy....
Tsy ny hevitr'ialahy no tadiaviko ry leity a, argu valable fa tsy bla bla hihihi
14. ikaretsaka
(
23/08/2010 03:03)
ka "fa maninona" no nolazain'ialahy ry lety e... sady tsy hevitro io fa synthesen'ny constat an'ny zavatra mitranga etsy sy eroa
Avy eo Anthohomadinika fotsiny ianao ka hatrany Anosipatrana, mihodina kely any @ 67, dia isao io raha misy diso ...

15. ouioui
(
23/08/2010 03:22)
Inona koa ary ny mahazo an'leity , tsy rony tsy ventiny eo fa lasa poety maray saina klé hihihi
synthèse( no filaza azy) taiza ny thèses ary tsy hitan'ialahy hihihi, fomban'olona manipulateur izany e hihihi

17. ouioui
(
23/08/2010 03:43)
Ialahy mompra mahita avaly foana fa eto ialahy toa tsy any tsara hihihi, fomba tsy arguments ve izany sa ahoana hihihi,
Ny loha hevitra ry leity no arahina tsy izay tian'ialahy atao no atao hihihi

18. ikaretsaka
(
23/08/2010 03:45)
mahita aho fa izany hoe tsy azoazon'ny sain'ialahy ilay valiny :)
19. ouioui
(
23/08/2010 03:48)
Alefaso tsy mitsara aho fa mandinika ary tsy manao valiny bloky fa raha mazava sy mitombina dia ekeko tsisy olana , tsy borné hotran'ialahy akory aho
20. ouioui
(
23/08/2010 03:49)
Adinoko ilay hihihi, iny mantsy tsy tantin'ialahy o, laingako leisy izany a hihihih