ilay secte tsy miantso ny anaran'Andriamanitra
21. ikaretsaka
(
17/08/2010 15:13)
[quote-diam fito ambiroa]
araka ny hevitro manokana dia tsy misy hafa-tsy ny mivavaka ho an'io olona io mba havotan'i Tompo @izany izy . NA hanao inona 2 isika dia tsy mahafaka izany olona izany @ fahalalantsika olombelona fa Atra mahay ny zava-drehetra, miady ho antsika.
[/quote]
fa tadidio kao fa ny vavaka tsy arahin'asa maty momoka an

novalian'i ikaretsaka ny 18/08/2010 22:16
22. pikatti
(
17/08/2010 15:55)
ika:
fa tadidio kao fa ny vavaka tsy arahin'asa maty momoka an
Dia inona ary ilay asa??
Moa ve ilay fanambarana ataonao @ namanao ???na @ fomba hafa ihany koa, hitako mantsy toi tsy mirevy ny TJ manao isan-trano!Nefa ve tsy porofon'ny finoany no arahiny ny asa io??
Malalaka ho an'ny olona rehetra ny andraisany na tsia an-dry zareo, izaho manokana "curieux" dia mandray aho , tsy hitako izay olana !ary afaka mifanazana sy mifanakalo hevitra
23. arialy
(
17/08/2010 16:11)
za aloha kato fa tsy misy idirako ny momba ny pretra satria vocation ny azy iny, ary ny vatican tsy mbola manaiky ny preservatif, normal be izany satria aminy ny pretra tsy tokony hanana firaisana ara-nofo, amiko ny pretra mitondra fiangonana fa izay vie privée any tsy dia misy olana amiko, fa raha pédophile kosa aloha dia tokony ho faizina, marina ny an'ny lay pretra roa niala raha nihaiky izy fa pédo.
24. diamondra27
(
17/08/2010 16:19)
ika : marina mihintsy izany ka, tsy hoe mivavaka de zay fotsiny fa ny tiako lazaina dia hoe: tonga de mifanandrana am le olona ianao fa tsy mba nivavaka ho azy sy hoanao alohan'ny hiresahana am le olona. Manjary mandeha @ fahalalanao ka tsy manao ny sitrapon'Atra @izay satria mety enti-mpo fotsiny satria malahelo na tezitra am le ataon'ilay olona
Ika misaotra nanamafy
aleo aloha hampime kely anareo am le resaka sida hiii, ty ny hafatra oe
http://www.youtube.com/watch?v=OYoOUpSi4oA&feature=player_embedded
Ika misaotra nanamafy
aleo aloha hampime kely anareo am le resaka sida hiii, ty ny hafatra oe
http://www.youtube.com/watch?v=OYoOUpSi4oA&feature=player_embedded
25. pikatti
(
17/08/2010 16:24)
arialy:
normal be izany satria aminy ny pretra tsy tokony hanana firaisana ara-nofo,
Fa angaha misy an'izany indray e??? Mba ilazao hoe aho
26. pikatti
(
17/08/2010 16:31)
Milay leis Diams a
Ka le izy tsy hoe resaka miditra na tsy miditra @ fiainan'ny pretra sns ry Arialy a fa hevitra sy dinika ara-pinoana izany ka dia mandeha daholo ny tsikera na kato na protstanta na Tj na inona
Ka le izy tsy hoe resaka miditra na tsy miditra @ fiainan'ny pretra sns ry Arialy a fa hevitra sy dinika ara-pinoana izany ka dia mandeha daholo ny tsikera na kato na protstanta na Tj na inona
27. ikaretsaka
(
17/08/2010 18:20)
diamondra fito ambiroa:dia ny atao @ izay dia ny priere de serenite
ika : marina mihintsy izany ka, tsy hoe mivavaka de zay fotsiny fa ny tiako lazaina dia hoe: tonga de mifanandrana am le olona ianao fa tsy mba nivavaka ho azy sy hoanao alohan'ny hiresahana am le olona. Manjary mandeha @ fahalalanao ka tsy manao ny sitrapon'Atra @izay satria mety enti-mpo fotsiny satria malahelo na tezitra am le ataon'ilay olona
Ika misaotra nanamafy
Mon Dieu donne-moi la sérénité,
d’accepter toutes les choses que je ne peux changer.
Donne-moi le courage de changer les choses que je peux,
Et la sagesse d’en connaître la différence.
Quand ma patience est à bout, aide-moi à la retrouver.
Apprends-moi à faire face aux difficultés avec calme et sérénité.
Lorsque, je suis à court de réponses vives et d’explications intelligentes,
Permets que cesse le flot de questions, au moins pendant un court moment.
28. diamondra27
(
17/08/2010 19:30)
ika/ tena eto tokoa vao niverina ny lesona nianarana hoe: rehefa tsy mety miova ny olona dia ianao no tokony hiova ( hoy i ika: Donne-moi le courage de changer les choses que je peux,)
tsara be le vavaka
arialy: fanampin'ilay resaka tary ambadika io voalaza io
efa hitandry @zay ve ny resaka manipulateur e! Mahay sy nianatra an'ireny ny mpitondra secte ka raha tsy mafy orina ny consseiller na ny olona te-hanampy ny olona tratry ny secte dia mety mivaro-lavo eo koa: kivy sns ...dia io vavak'i Ika io atao, mety tsara.

29. diamondra27
(
17/08/2010 19:34)
ahoana ny hamantarana ny manipulateur?
Extraits du livre "Les manipulateurs sont parmi nous" d' Isabelle Nazare-Aga
Ces 30 critères permettent de déceler un manipulateur.
Si quelqu'un répond à 14 de ces critères, il est manipulateur.
01.Il culpabilise les autres au nom du lien familial, de l'amitié, de l'amour, de la conscience professionnelle
02.Il reporte sa responsabilité sur les autres, ou se démet des siennes
03.Il ne communique pas clairement ses demandes, ses besoins, ses sentiments et opinions
04.Il répond très souvent de façon floue
05.Il change ses opinions, ses comportements, ses sentiments selon les personnes ou les situations
06.Il invoque des raisons logiques pour déguiser ses demandes
07.Il fait croire aux autres qu'ils doivent étre parfaits, qu'ils ne doivent jamais changer d'avis, qu'ils doivent tout savoir et répondre immédiatement aux demandes et questions
08.Il met en doute les qualités, la compétence, la personnalité des autres : il critique sans en avoir l'air, dévalorise et juge
09.Il fait faire ses messages par autrui
10.Il sème la zizanie et crée la suspicion, divise pour mieux régner
11.Il sait se placer en victime pour qu'on le plaigne
12.Il ignore les demandes méme s'il dit s'en occuper
13.Il utilise les principes moraux des autres pour assouvir ses besoins
14.Il menace de façon déguisée, ou pratique un chantage ouvert
15.Il change carrément de sujet au cours d'une conversation
16.Il évite ou s'échappe de l'entretien, de la réunion
17.Il mise sur l'ignorance des autres et fait croire en sa supériorité
18.Il ment
19.Il préche le faux pour savoir le vrai
20.Il est égocentrique
21.Il peut étre jaloux
22.Il ne supporte pas la critique et nie les évidences
23.Il ne tient pas compte des droits, des besoins et des désirs des autres
24.Il utilise souvent le dernier moment pour ordonner ou faire agir autrui
25.Son discours paraît logique ou cohérent alors que ses attitudes répondent au schéma opposé
26.Il flatte pour vous plaire, fait des cadeaux, se met soudain aux petits soins pour vous
27.Il produit un sentiment de malaise ou de non-liberté
28.Il est parfaitement efficace pour atteindre ses propres buts mais aux dépens d'autrui
29.Il nous fait faire des choses que nous n'aurions probablement pas fait de notre propre gré
30.Il fait constamment l'objet des conversations, méme lorsqu'il n'est pas là.

30. fijo
(
17/08/2010 19:38)
ikaretsaka - 16/08/2010 18:44
ny ahy ny fanaovako azy dia asaiko demontreny dia raisiko notes tsara ny demonstration na ny depliants sy ny boky kely zarainy raha tsy vitako du tac au tac ny mi contrer anazy, dia
olona tsy hafaka mandinika intsony ve letsy hanao demonstration inona eo an???

31. diamondra27
(
17/08/2010 19:39)
dia jereo ato hoe ahoana ny fomba hisintoman'ilay secte olona
http://prevensectes.com/manip8.htm
Efa nolazaiko andry ireny ihany ny santionany . Mazotoa mamaky
http://prevensectes.com/manip8.htm
Efa nolazaiko andry ireny ihany ny santionany . Mazotoa mamaky
32. diamondra27
(
17/08/2010 19:41)
fijo : efa lasa perroquet fotsiny sisa le olona voadona , ntsooooooo
33. marcus11
(
17/08/2010 19:54)
good subject ;);)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
34. pikatti
(
17/08/2010 20:12)
Tsisy hatahorana na olona hinana akory izay milaza zavatra na manao an'izany didy 30 izany ary ry Diams a
Raha tena dinihina dia sekta daholo e, isika milaza fa sekta ranona de ranona koa milaza fa sekta isika , ka raha tsy misy ny dinika na tonga dia hitsoaka fotsiny satrai ve isika tsy maharo ny finoantsika dia samy sekta izany daholo izany ny samy mpino fa mbola hafa koa ny fijeriko fa resaka opium du peuple fotsiny ny resaka finoana io hoy ry Karl Marx

35. pikatti
(
17/08/2010 21:03)
diamondra27:
fijo : efa lasa perroquet fotsiny sisa le olona voadona , ntsooooooo
Inona no tena ifandraisan'ny resakao eto ?? azavao hoe fa tsy arakay tsara le izy , azafady , misaotra anao mialoha
Mora kokoa amintsika mantsy ny tsy mamaly ny fanontaniana fa manao vailin-teny boribory rehefa tsy mahita alahatra , ahitsio aho raha diso
36. ikaretsaka
(
17/08/2010 22:12)
pikatti> ny ahy ny effets ny no hijereko azy.. rehefa tsy sarahan'ny mpitarika finoana misy anao ianao sy ny akaiky anao, sy tsy simbainy ny momba anareo nohon'ny antony hoe satria misy 1 aminareo tsy mitovy firehan nefa tsy mety voatarikareo mianakavy hitovy aminareo dia tsy sekta izy izay
fa raha vao hoe iny no Pikatti.. inona ny finoan'iny zalahy iny? aaaaaaan? tsy namantsika ireny ialao!, dia iny aloha i pasitera mandresy lahatra ao.. dia avy eo lany haika de manao hoe ialao.. dia atao ze fika rehetra hatr@ ny fandoahana tsy ho isan'ny mpiangona intsony raha tsy mandao an'io
sekta izy izay!

37. ndenn
(
17/08/2010 22:22)
Ampiako kely an' ity notenenin' i E.Kant ity " .... et on faisait fausse route concernant les réligions et croyances depuis le commencement de l' histoire humaine , supposons que Dieu ait oublié le monde depuis cet instant , paradoxalement ,la bestialité de l' homme refît toujours surface sous toute forme d' apparence diverse "d' ou les recherches de domination à tout prix de l' autre . Azo raisina ho manipulateur daholo ny olombelona rehetra araky ny heviny .
38. pikatti
(
17/08/2010 22:45)
ika====> resaka fanatisme-extremiste be indray izany resak'elah izany satria raha samy manana base (baiboly , coran sns dia avy ao no tokony hihainga ny fanavahana ny fary sy ny tsiparifary)
Fa tsy resaka fotsiny hoe i ranona tsy mety resy lahatro dia ialao fa sekta izy izay, raha samy milaza ho kristiana ohatra dia mifandahara ary fa tsisy an'izany hoe mistery lava izany na valinteny boribory
Raha tsy izany ve ny PS hilaza fa ny UMP sekta fa tsy mety resiny lahatra na tsy mety mandray fotsiny izao ny toro-hevitrao dia hoatran'izay koa no handraisan'ny UMP ny PS (antoko politika eto Frantsa leisy io bainn a, elah io mantsy toa any bekintana?)
Voalazanao, amiko dia izany foana ny fiainana andanandro, azo lazaina fa samy fetsifetsy eny daholo ny olona rehetra , tsy milaza anefa izany fa sekta daholo izay tsy mitovy hevitra aminao , izay ho an'olona tsy mpino , tsisy resaka mianga avy any @ base(bible, coran....,) ilay eto akory

ndenn:
"d' ou les recherches de domination à tout prix de l' autre . Azo raisina ho manipulateur daholo ny olombelona rehetra araky ny heviny .
Voalazanao, amiko dia izany foana ny fiainana andanandro, azo lazaina fa samy fetsifetsy eny daholo ny olona rehetra , tsy milaza anefa izany fa sekta daholo izay tsy mitovy hevitra aminao , izay ho an'olona tsy mpino , tsisy resaka mianga avy any @ base(bible, coran....,) ilay eto akory
39. ikaretsaka
(
17/08/2010 23:18)
Tant de sang a été versé a cause d'une omission: «Vous serez indifférent à ce que la religion de votre voisin est." Non seulement tolérants, mais indifférents. Divinite est revendiquée par de nombreuses religions, mais aucune religion est divine pour capable d'ajouter cette nouvelle loi à son code.
40. soanja
(
18/08/2010 00:37)
arialy:
misy secte ao antananarivo, tsy miantso ny anaran'i Jesosy, Andriamanitra fa oe Yoshua , tsy haiko na be mpahalala io fa mampitahotra ahy, misy olona akaiky ahy tafiditra ao, milaza fa tsy afaka miditra fiangonana hafa intsony satria misy devoly hono, tsy mahazo mandevina na mankeny ampasana fa toeran'ny maty hono ( tsy haiko oe iza no andevina azy ireo ra tsy mankeny izy), tsy mila la croix fa signe ny fahafatesana ony donc devoly.
ary tsy mahazo mapiseho na ranjo aza ny mpivavaka ao , na lahy na vavy, ka na dia milomano aza dia mizipo lava ny vehivavy sy manao pantacourt ny lehilahy.
matetika raha miresaka aminy dia ilazany ny momba ny ET ary ny nampihomehy ahy dia ny filazany oe mahavoa ny sida ny préservatif hoy ny mpitondra andry zareo hono ary hentin'ny fotsy hoditra hapihena ny isan'ny mainty; tsy haiko na misy olona mahalala anio secte io, marina ve ireo ? iza no anaran'ilay secte, fa toa izy irery hono no miantso oe Yoshua an'i Jesosy? tena mapitahotra ahy le izy satria raha tena miresaka amin'ny olona ao dia toy ny very saina (tsy misy raisonnement sy logique) intsony ry zareo fa mamerin-desona ary miala moramora amin'ny havana sy ny fianakaviana fa oe ny ao amin'ny communauté-ny iany no iray tampo, ray aman-dreny sns.
ny tena loza koa dia nifindra asa mihitsy ilay olona fantako fa misy devoly ony ilay asany taloha ( accueil clientèle ), izany oe tsy mila mifandray mihitsy ra ny fazahoako ny heviny.
Misaotra anao milaza izay fantatrao momba io communauté na secte io izay mahalala
Resaka fahalementsaina mifampitaha amin'ny matanjan-tsaina daholo izany rehetra izany. Tsy mitovy mantsy isika olombelona fa misy tokoa ny marefo. Ka izay marefo dia voatarika somatsara indrindra raha toa ka sahirana amin'ny fifandraisana amin'ny fiarahamonina misy eo atrehany.
Amiko dia isaorako Andriamanitra aza fa misy toerana azon'ireo sahirana ara-tsaina/ malemy sns alefa hitadiavana fialofana sy fiononana. Aleoko mandeha amin'izay ireo olona ireo toy izay mamono tena na manao asa ratsy manimba ny fiarahamonina efa misy.
Mila mpitarika ny fiainantsika ka raha tsy mahita izany fitarihana izany ho mafonja sy mandaitra ny hafa dia tsy maintsy hisy hafa hitsangana haka izany toerana izany. Normal tsara izany amin'ny societe. Ny hany mila fandaminana dia ny tokony ho ataon'ny fanjakana , izay tokony hanaramaso ireny sectes ireny sao misy fanararaotana ao na fanimbana ny zon'olombelona. Mety misy tokoa mantsy izany.
Fa raha izay tompoiny sy imatematesany no samihafa amintsika dia aoka hanaja azy ireo isika. Samy tsy misy mahalala izay tena hoe ireto ny tena izy fa matoa izy mahita masoandro ao dia ao tokoa Ilay Andriamanitra tiany tratrarina hatramin'izay.
Raha mbola betsaka ny fahantrana misy amin'olombelona dia manantena fa maro ny ho mbola voageja ara-tsaina sy ara-panahy. Tsy adidintsika ny manafaka azy ireo fa adidin'Andriamanitra!