ilay secte tsy miantso ny anaran'Andriamanitra

61. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:29)

xxwx:

Miombon-kevitra @ fijo sady tsia ihany koa, satria misy manazava tsara kosa ny olona fa isika indraindray no tonga dia manakana sy tsy te hihaino ny lazainy
Voavakiko ao ambany ao fa raha tsy diso ny fahitako azy dia toa TJ i Mpanazava saingy vao mandefa dinika izy dia ataon'olona angaredona sy henjehina be fahatany , maninona raha zohina tsra ny tena hatongavany ???
Dia ho avy eo indray ny fanatika isany hoe mivavaha ho azy , diniho fa tsy hitako izay olana , toro-hevitra ihany ny ahy iny , zavatra voadiniko tao fotsiny no nanaovako fanamarihana kely
Misaotra tompoko

ny momban'i Mpanazava dia nisy zavatra maro nolazainy: "fara andro" sy ny tsy hoe "tsy maintsy ohatra azy vao voavonjy" izay nangatahinay fanazavana , sy ny fahatsapanay hoe misy zavatra lazainy izay tsy fantany sy tsy ananany perception ankoatran'ny ao @ sehatra maha TJ azy no nanitsihinay azy heo mba jereo @ fijery aty ivelany .. fa tsy heo fahatany be loatra akory ka
62. ouioui ( 20/08/2010 22:24)
Fara andro inona izany fa tsy izany no zavatra hitako aloha , efa lany daty izany arguments nareo izany , efa nivoatra ny olona, nakako boky tany fa nanitikitika ny lohako hihihihi
Tsy misy mahalala izany hoy ry zareo , aza dia faly manenjika be fahatany e hihihi, ialahy mialaza fa efa manana fanontaniana izao ry zareo apetraka fa ny gfanontanian'ialahy io koa dia efa classique ho an-dry zareo , ianareo ihany ve no vonjena? hihihi
Samia ary mahazaka izay fanontaniana apetraka fa aza ahiloka ny fanontanian'ny sasany na tonga dia bahanana ny sehatra e hihihi
63. ikaretsaka ( 20/08/2010 23:05)
raha namaky tsara ianao fa tsy nyjapy taty an-tenantenany dia izay resaka farandro no antony nitondran"i Hery io resaka io aloha
64. ouioui ( 20/08/2010 23:34)
Fanontaniana classique hoa izany , nefa ialahy tonga dia mitsara ny azy fa hoe efa izany foana koa ny an-dreo , dia misy milaza hoe izao no hanontania an'ny kto , samy nijapy izany e hihihiii
65. ikaretsaka ( 21/08/2010 09:14)
Vakio hatrany amboalohany aoha ilay tantara sa?
66. ouioui ( 21/08/2010 12:52)
Efa voavaky , tsy mihova ny hevitro ,sao mba efa mahita mangirana kely aloha ialahy e hihihi, sa mbola integrista be foana
67. ikaretsaka ( 21/08/2010 17:40)
Tsy voavaky tsara raha izany
68. cyril ( 21/08/2010 17:52)
Vanjo pop corn gilasy bizna e
Petsa karetsaka
69. arialy ( 21/08/2010 19:50)
ouioui< tena nanisy msg zà tam iny fa nisy olana ndray gamba fa tsy oe manao fahagagana lol na manely tsaho
70. ouioui ( 21/08/2010 20:23)
Slt arialy
Hay ve e, mbola azo averina anie e,
cyril==> omeo coco ao leisy i ika fa tena safotra angamba nedala any izany hihihi, efa laziko ialahy fa voavaky dia voavaky izay fa tsy izany indray no ataon'ialahy lohateny eo
ataovy sérieux ozy nefa lery ihany no tsy sérieux
Ataovy sérieux e hihihi
71. ikaretsaka ( 22/08/2010 00:18)
ka eo le izy taterin'i ouioui ny TJ .. rehefa kofona iozy de hoe lany daty
ahoana ihany ary?
72. xxxw ( 22/08/2010 05:47)
Lasa borné ny akamanao ouioui, mila mitsabo saina na maka aina no tsaratsara kokoa, manao boloky hoy ry zalahy ny valin-teniny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079