Temoins de Jehovah, mba hazavao hoe ry Mpanazava?
61. Miharena
(
19/07/2010 07:23)
Hoy fhmr
hevitra sendra nandalo: REHEFA MATY VE JESOSY NANDRITRA NY 3 ANDRO, TSY NISY TSONY ZANY ANDRIAMANITRA NANDRITRA 3 ANDRO? toa hafahafa ihany sa?
Hafahafa tokoa ity hevitrao ity. Raha maty Jesosy telo andro dia diso fandray isika amin'ny atao hoe fahafatesana. Ny nofony no nilaozany teo fa ny Ainy=Fanahiny dia velona mandrakariva. Ka raha maty Jesosy dia maty izany Andriamantra dia tsy nisy koa izany izao rehetra izao nandritra ny telo andro.
Tsy mitombina velively ny fandraisana hoe maty (=tsy misy) telo andro Jesosy. Ny voalazan'ny Baiboly no nanaovany ny fanehoana amintsika olombelona fa tsy misy ny fahafatesana.

62. fhmr
(
26/07/2010 08:05)
ka inona moa zany ny fahafatesana?
Tsy naindainga zany i Satana ref nilaza an'i adama sy Eva hoe tsy hoe faty ts akory nareo? Andriamanitra zany mandainga ref nilaza hoe ho faty nareo ary hiverina vovoka?
D hatao inona moa ny fananganana @ maty sy ny fanavotana nataon'i Jesosy raha ts tena maty kory sika ref maty???
D ahoana reny maty nantsangan'i Jesosy t@ maty reny t@ izy tety an-tany? Nakaiza ohatra i Lazarosy nandritra ny andro maro nahafatesany ary avy eo natsangan'i Jesosy? tsy naleony ve nijanona tany @ zay nisy azy tany toy izay niverina teto an-tany???
d ahoana lay tenin'i Jesosy hoe " mbola ts tany @ ray aho" Jaona 17: 20 tao aorin'ny fahafatesany?

63. Miharena
(
26/07/2010 09:35)
Mandà ny Baiboly ianao fhmr raha miteny hoe misy ny fahafatesana. Efa nanao démonstration Jesosy fa resy ny fahafatesana. Ny zavatra mandalo tsy azo raisina ho mandrakizay. Izany no nitranga tamin'i Lazarosy, naverin'i Jesosy tao aminy ny ainy dia nitsangana ny nofony. Ny AINA izany tsy maty fa afaka miverina ao anaty nofo rehefa milevina andro maro ny olona rehefa izay no sitrapon'Andriamanitra.
Misy olona afaka mitsangana ho vavolombelona fa tsy maty izy rehefa nandao ny nofony. Nenilava ohatra, ao koa Neny Ravelonjanahary. Ary maro tsy voatanisa ny olona efa hita hoe maty physiquement fa velona indray avy eo no milaza izay hitany tany ankoatra.
Asa ianao raha naheno vavolombelona iray niteny tao amin'ny radio iray fa efa maty izy ary hitany Jesoa nilaza taminy hoe ndehana miverina dia lazao izao hafatra izao "Izay manana ny Zanaka no manana ny Fiainana". Mbola velona ara-nofo any io rahalahy io.
Raha Mpino amiko dia tsy mahafantatra izany atao hoe fahafatesana izany akory.
Raha milaza ianao hoe Andriamanitra nilaza hoe ho faty tokoa ianareo raha mihinana dia efa misy ny famindrampo namonjena ny rehetra tamin'i Jesosy ka inona indray no hiverenana any amin'ny tantara efa lasa? Ny lesona azo tsoahina amin'ny voankazo voarara dia ny hoe raha mihodina amin'ny lalànan'ny voary napetrak'Andriamanitra dia handalo fahamaizinana lehibe (=fitanjahana, asa mafy) alohan'ny ahatsiarovan-tena (=fahafahana, fahazavàna) fa tsy mandao Ilay Mpamorona anao.

64. fhmr
(
26/07/2010 12:19)
mahavariana ny fahasahianao milaza amiko hoe mandà baiboly aho kanefa voamarikao angamba fa t@ andininteny mazava avy @ baiboly daholo ny fanazavana napetrako teto fa ts honohono fotsiny. Noho ny fisian'ny fahafatesana no nidinan'i Jesosy tety an-tany. raha ts nanota adama sy eva tsy nila nankaty jesosy anavotra antsika.
Fa mamonjy antsika amin'inona moa Jesosy ry Miharena?
Tsy noho ny avotra nataony ve no mahatonga antsika afaka manantena fa na maty aza d hitsangana ndray?
sady raha mbola velona ny maty, maninona no mitomany ny olona ref misy ny maty e? maninona no ts te ho faty ny olona fa miezaka manavotra ny ainy e?

65. Miharena
(
29/07/2010 06:54)
Miala tsiny aloha noho ny teny mety mahery aminao fhmr hoe mandà ny Baiboly ianao. Marina fa avy ao anaty Baiboly no hakanao ohatra saingy misy tsy hitovizako hevitra aminao angamba ny fahatakarana ny iraka nampanaovina an'i Jesosy teto. Ny fahafatesana dia fiainana ao anaty haizina amiko. Zavaboary noforonin'Andriamanitra araka ny endriny isika olombelona ary ny famadihana izany fotsiny no nataon'ny menarana hoe misy condition ny hitovizana amin'Andriamanitra dia ny fihinanana ny hazo fahalalàna ny tsara sy ny ratsy. Fakam-panahy izany no nahalavo ka nanjary tsy nanana fifandraisana mazava avy amin'olombelona mankany amin'Andriamanitra.
Andriamanitra kosa anefa dia be famindrampo ka mandefa ny mpaminany sy Jesosy hanazava ny toetr'olombelona.
Ny tahotra rehetra dia noho ny haizina=tsy fahalalàna no mahatonga azy. Tonga ny Tompo hanome fahalalàna antsika ary efa resy ny fahafatesana (araka ny fandraisian'ny olona azy). Dia tokony hahay handray ny hafatra isika hoe tsy misy intsony ny fahafatesana efa roa arivo taona mahery lasa no nilazana izany. Ary mino aho fa ny tena marina dia efa hatrizay no tsy misy ny fahafatesana fa jamba fotsiny ny olona dia tsy mahita ny FIAINANA.
Koa rehefa mamaky Baiboly aho dia TENY FIAINANA no jereko ao fa tsy teny fahafatesana.

66. TSETSEL
(
17/04/2013 15:12)
Salut!
Hoatran'ny mapme be enao ry Miarina an!
Diniho sy fakafakao tsara zay lazain'i fhmr fa aza de mikiry biby amin'ny hevitrao, mahaiza manjohy hevitra tsara fa rehefa nandinika tsara ko aho de marina ny azy. Enao mantsy tsy te handinika akory fa ny hiziriziry amin'ny hevidisonao fotsiny.
Eny e! tsy mora ko aloha ny manetry tena e, mety efa hatramin'izay nahaterahantsika isika no efa nofahanana lainga sy nadika vilana tamintsika foana ny baiboly de zay no masaka ao antsaintsika ka n'iza n'iza zany de tsy ahafafa an'izany zavatra voadika vilana resahana amintsika izany.
Tadidio anefa fa na Satana aza nampiasa andininteny avy ao amin'ny baiboly rehefa niresaka tamin'i Jesosy, kanefa zao no amaranako ny teniko, mahaiza manjohy hevitra tsara sy mamakafaka fa tsy de miziriziry amin'ny dika vilana momba ny andininteny sasany ao amin'ny baiboly.

67. Miharena
(
18/04/2013 14:35)
Anisan'ny fifanakalozana efa ela ihany izy ity ary apongatry ny namana TSETSEL. Mahaliana izany ilay fifanakalozana ary misaotra anao amin'ny fampahatsiahivana. Mety mampihomehy anao tokoa angamba ilay faenhoan-kevitra fa ny tiako hofantarina amin'ny fanamarihanao dia hoe iza amin'ilya fiheverana mipoitra eto moa no misy dika vilana?
Tsara ihany ny manamarika ireo dika vilana raha vilana tokoa ilay izy.
fa ity manaraka ity angamba no andeha hazavaina mba isian'ny fanohizan-kevitra:
Ny mihevitra fa io fandaozana ny vatana io no atao hoe fahafatesana no mahatonga ny olona hitomany. Raha Kristianina tokony tsy hitomany izany na dia kely aza rehefa misy maty.

fhmr:
sady raha mbola velona ny maty, maninona no mitomany ny olona ref misy ny maty e? maninona no ts te ho faty ny olona fa miezaka manavotra ny ainy e?
Ny mihevitra fa io fandaozana ny vatana io no atao hoe fahafatesana no mahatonga ny olona hitomany. Raha Kristianina tokony tsy hitomany izany na dia kely aza rehefa misy maty.
68. niryna
(
02/05/2013 14:54)
pikanety:miombokevitra aminao koa izao .Tsy dia mila mandany andro ba amin'izy ireo fa mahay tsianjery maimbo tokoa izy raha baiboly saingy ny baiboliny fa tsy ny antsika ary afaka mijery ihany koa isika ao amin'ny baibolintsika ka ampanoharo amin'ny azy fa tsy mitovy ny fotonkevitra mikasika an'i kristy izay Andriamanitra ao amin'ny Jaona 1 1-4 Io ihany no fototra iray lehibe ahafantaran-tsika fa tsy mitovy amin'ny fivavahana misy antsika ny azy
za rahery tsy temoins de jehovah fa fantako tsara ny fampianaran'ireo , resaka jeu de mot no betsaka,ohatra hoe jesosy dia kristy no sady zanak'Andriamanitra fa tsy ilay jehovah ,donc zanany fa tsy le Andriamanitra nahary an'izao tontolo izao,jesosy dia zavaboarin'Andriamanitra noforonin'Andriamanitra voalohany,ary tena loza dia mahay baiboly be ry zareo ireny
Mahereza avokoa ary aza mitsahatra ny mitia ny fahavalo satria raha ny namana ihany no ho tiavina inona no mahasamy hafa amintsika amin'ny tsy mpino.Mivavaha ihany koa mba ny fanahy masina no hitsidika azy ireo
69. niryna
(
02/05/2013 14:56)
Ratoa:marina izany ,ary samy milaza ny azy ho izy avokoa e
misy anie ny mivavaka amin'i Satana é! izay no maha andriamnitry ity tontolo ity azy, izany hoe ny tontolo izay tsy anjakan'Andriamanitra fa nandà Azy
quote