-> Amiko ny olona mangataka famindram-po dia olona mahatsiaro tena fa tsy mendrika (ny "grâce présidentielle" ohatra dia tsy "droit" ho an'ny voaheloka akory) nefa mitalaho mba ahazo izany !
Noho izany amiko io teny "mamindrà fo aminay" io dia mifono fiaiken-keloka ! Inona no helony ? Io no noezahako nazavaina taminareo saingy toa tsy azonareo (na nodianareo fanina koa angamba : tahaka ny teny tapahina ihany) raha tsy namafisin'i Ravonjison taty aoriana !
De io koa no efa nohazavainay an-drabord hoe tsy voatery... misy ilay gadra politika ireny ohatra mangataka "grace" : tsy midika mihitsy akory hoe meloka mihitsy izy na niaiky heloka na tsy mendrika no antony nangatahany ilay grace raha mi plaider ny cas-ny sy nomena ilay grace