IREO BOKA 10 LAHY

21. bor2lais ( 12/05/2010 15:59)
soanja:

Raha boka ve ilay olona dia lazaina fa "loto"

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Levitikosy&Toko=13
Dia mazotoa mamaky ary ! :D
22. soanja ( 12/05/2010 16:23)
bor2lais:

soanja:

Raha boka ve ilay olona dia lazaina fa "loto"

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Levitikosy&Toko=13
Dia mazotoa mamaky ary ! :D


Ka ny hidiran'ny OTA eto no tiako tsindriana eBold text. Ahoana no ilazanao fa maloto ara-panahy ilay olona= ota?

Matoa ny boka hatramin'izay ka hatramin'izao hoy aho natokamonina dia satria tsy hoe " mpanota"== "maloto" ara-panahy ry zareo fa manana areti-mifindra izay heverintsika olombelona fa maloto tokoa satria hanimba ny fahadiovan'ny hoditrantsika izay salama.

Tsy hitako ny zavatra tsy haiko tamin'io soratra nomenao io. Tsy zava-baovao amiko io.



23. soanja ( 12/05/2010 16:26)
bor2lais:

soanja:

Raha boka ve ilay olona dia lazaina fa "loto"

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Levitikosy&Toko=13
Dia mazotoa mamaky ary ! :D


Ary aza tapahina ny soratro satria tsy hahalaza ny tiako lazaina. Jamba indray angamba i Bor teo amin'ilay hoe "ara-panahy" sa ve tsara hazavaina amin'ny bor indray ny mahasamihafa ny "ara-panahy" sy ny "ara-batana" Io mantsy no ampifangaroanareo eto.


24. ikaretsaka ( 12/05/2010 16:34)
Soanja> zavatra hainy io manapanapaka io de avy eo mamondrombondrona dia avy eo miova tanteraka ny riana lazaina...
Hahatsiarovako ilay akamako 1 izay io
25. rijadolly ( 12/05/2010 18:57)
Soanja:
Hisy afaka hilaza ve amintsika eto na ny olona rehetra izay milaza azy fa miaiky amin\'ny ota ka madio tanteraka eo imason\'Andriamanitra ary mahita ny tavany?
Soanja:
Hino ve ianao fa raha tsy madio amin\'izany otanao izany dia tsy ahita an\'Andriamanitra sy ny famonjeny?
Tsy azoko ireo fanontaniana ireo, Inona ny tian\' Soanja hatongavana marina? Mfanohitra mantsy ny fahitako azy. Raha hamaly ilay voalohany Soanja dia ahoana ny valiny amin\' Soanja, Dia valio anie ilay faharoa raha tsy mandiso ilay valin\' voalohany e!
26. rijadolly ( 12/05/2010 19:13)
Soanja:
Iza amintsika eto no afaka hilaza fa tena madio mangatsakatsaka tsy manam-pahotana mihitsy?
Tsy misy, fa raha tsy manolotra ny ankanjontsika maloto ho sasana isika dia maloto foana. Na ota tsy nahy izany na ota tsy fantatra( no heveritsika fa mety ), indrindra ireo ota niniana natao.
27. soanja ( 12/05/2010 19:17)
ikaretsaka:

Soanja> zavatra hainy io manapanapaka io de avy eo mamondrombondrona dia avy eo miova tanteraka ny riana lazaina...
Hahatsiarovako ilay akamako 1 izay io


Fahavoazana goavana io satria mandika vilana hatrany.


28. soanja ( 12/05/2010 19:20)
rijadolly:

Soanja:
Iza amintsika eto no afaka hilaza fa tena madio mangatsakatsaka tsy manam-pahotana mihitsy?
Tsy misy, fa raha tsy manolotra ny ankanjontsika maloto ho sasana isika dia maloto foana. Na ota tsy nahy izany na ota tsy fantatra( no heveritsika fa mety ), indrindra ireo ota niniana natao.


Izay mantsy raha tsy misy ve ny mangatsakatsaka dia tsy hisy voavonjy na tsy hampiany amin'izay manahirana. Tsy hahazo ny fitokisany sy ny famindram-pony?

Ny fanontaniako ary ambony dia mbola tsy voavaly hoe aiza amin'io resaka boka 10 lahy io no milaza fa mpanota ry zareo ka nodiovin'i Jesoa ny otany?

Aza afangaro ny boka sy ny ota. Izay fotsiny no tiako ambara.


29. rijadolly ( 12/05/2010 19:27)
Tsy azo tsika atao tokoa aloha ny mitsara haviatrany hoe fahotana ny nahatonga ny aretina, nefa kosa na i Jesoa Kristy aza dia nanamarina izany fa misy ny aretina vokatry ny fahotanao, tsy azo avy amin' ara- tsiansa ihany a! oh mijangajanga dia voan' Sida, http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=5&andininy=14-14&dika= , fa misy manivaiva ( tsy mankatoa ) ny tenin' Andriamanitra dia lasa boka.
30. rijadolly ( 12/05/2010 20:07)
Soanja:
raha tsy misy ve ny mangatsakatsaka dia tsy hisy voavonjy na tsy hampiany amin\'izay manahirana. Tsy hahazo ny fitokisany sy ny famindram-pony?
eo @ ilay HampiaNY, iraisako hevitra fa manampy tokoa Andriamanitra hanasa ny Ankanjonao ho fotsy mangatsakatsaka izay avy amin\' Ràn \'Zanak\' Ondry. Nefa raha tsy misy ny Fanoloratenanao, manantona, mandondona, mampandroso, Mino, izany hoe mikatsaka marina izany fanadiovana izany dia....

Tsy misy afaka mahita ny tavan\' Andriamanitra afatsy izay efa voadio ho fotsy ny Ankanjony. raha tsy misy ny mangatsakatsaka dia tsy hisy voavonjy. Ary tsy misy heriny ny Rà nalatsaka.
31. bor2lais ( 12/05/2010 20:08)
soanja, ika > http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&Toko=17&andininy=13&dika=
Inona kay no dikan'io e ? :D
32. rijadolly ( 12/05/2010 20:25)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIMPANJAKA&toko=5&andininy=20-27&dika=
Ilay boka noho ny tsy fankatoavana ny Teny
33. rijadolly ( 12/05/2010 20:32)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIMPANJAKA&toko=15&andininy=1-5&dika= koa
34. ikaretsaka ( 12/05/2010 21:36)
Aza zavatra any @ testamenta taloha no hanamarinana ny any @ testamenta vaovao... efa nolazain'i Jesoa mazava tsara ny momba an'io hoe diso le fisainana hoe tsy nohon'ny heloka na heloky ny ray amandreny no naha kilemaina (araka ny fiheverana taloha)
35. xxx ( 12/05/2010 22:41)
Aza tsiny fa ohatra an'izao no fahitako ny fijerin'ny sasany eto:
Mbola ohatra ny fomba fijerin'ireo mpinompino foana foana hoe: nanota fady de voaozona hatramin'ny taranaka aman-jafy... nanitsaka fasam-bazimba de kely ila, sns...


Io fomba finoana io amiko dia ilay finoana feno kajikajy: Nanao an'izao sy izao ny tena dia izao sy izao no nanjo.
Raha manao an'izao sy izao izany dia hahazo an'izao sy izao.

Io finoana feno kajikajy io no finoan'ny fariziana. Finoana tsy misy fitiavana, tsy ahitana famindram-po, sns... Mino an'ilay Andriamanitra lozabe, mpandringana, mpamaly faty, etc...
36. soanja ( 12/05/2010 22:42)
rijadolly:

Tsy azo tsika atao tokoa aloha ny mitsara haviatrany hoe fahotana ny nahatonga ny aretina, nefa kosa na i Jesoa Kristy aza dia nanamarina izany fa misy ny aretina vokatry ny fahotanao, tsy azo avy amin' ara- tsiansa ihany a! oh mijangajanga dia voan' Sida, http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=5&andininy=14-14&dika= , fa misy manivaiva ( tsy mankatoa ) ny tenin' Andriamanitra dia lasa boka.


Ny tenako anie tsy miteny hoe izay zavatra natao tany akory ka ratsy ho an'ny tenanao tsy hitondra aretina ho anao ohatra. Fa raha ireo boka 10 lahy dia tsy hitako ny idiran'ny ota eo.

Fa hilaza ve ianareo fa ireo boka be dia be ao Berafia dia nanota daholo.

Ka raha izay nahoana tsy boka daholo ny olona heverinareo ho mpanota rehetra?

Izay ilay olana hoy aho.


37. soanja ( 12/05/2010 23:02)
rijadolly:

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIMPANJAKA&toko=5&andininy=20-27&dika=
Ilay boka noho ny tsy fankatoavana ny Teny


Misaotra an'i Rijadolly nanome ny rohy amin'ireo.

Izao no fahitako azy. Raha niteny ohatra i Jehovah hoe izao no hitranga dia nitranga tokoa izany noho izao sy izao tsy nety nataonao. Aoka ataoko hoe nisy tokoa izany famaizana izany.

Raha nisy nanao hadisoana tany amin'ny TT ohatra dia mazava fa manafay foana ilay Jehovah raha ny ao anaty baiboly ary nisy tokoa moa novonoiny nandefasany aretina sy bibikely hamely sns sns...

Fa tsy midika izany hoe isaky ny ahita boka ianareo amin'izao dia hilaza amiko fa mpanota ireo ary maloto ara-panahy tokoa.

Ka ity no tiako hanontaniana an'i Rijadolly sy Bordelais hoe araka ny fihevitrareo ve fa matoa ny olona iray boka na indro aza lazaiko hoe marary tsotra dia satria noho ny lotony ara-panahy satria mpanota ilay olona?




38. soanja ( 12/05/2010 23:03)
bor2lais:

soanja, ika > http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&Toko=17&andininy=13&dika=
Inona kay no dikan'io e ? :D


Tsy azoko ny tianao lazaina eo ka nampisehoanao an'io. Ny famindram-po amiko dia ny fahafahan'i Jesoa hanasitrana azy ireo amin'izay manjo azy.


39. soanja ( 12/05/2010 23:08)
xxx:

Aza tsiny fa ohatra an'izao no fahitako ny fijerin'ny sasany eto:
Mbola ohatra ny fomba fijerin'ireo mpinompino foana foana hoe: nanota fady de voaozona hatramin'ny taranaka aman-jafy... nanitsaka fasam-bazimba de kely ila, sns...


Io fomba finoana io amiko dia ilay finoana feno kajikajy: Nanao an'izao sy izao ny tena dia izao sy izao no nanjo.
Raha manao an'izao sy izao izany dia hahazo an'izao sy izao.

Io finoana feno kajikajy io no finoan'ny fariziana. Finoana tsy misy fitiavana, tsy ahitana famindram-po, sns... Mino an'ilay Andriamanitra lozabe, mpandringana, mpamaly faty, etc...


Ny fahitako azy ireo dia te hiteny izy ireo fa madio sy mangatsakatsaka ka tsy mba manana aretina satria lavitry ny ota na hoe "masina". Ka izay marary sy manana olana dia maloto daholo sy feno ota indrindra fa ny boka.

Mampalahelo ilay toe-tsaina. Io no fositra momba ny baiboly raha inoana 100% ara-bakiteny.

40. rijadolly ( 13/05/2010 04:44)
xxx:
Aza tsiny fa ohatra an\'izao no fahitako ny fijerin\'ny sasany eto:
Mbola ohatra ny fomba fijerin\'ireo mpinompino foana foana hoe: nanota fady de voaozona hatramin\'ny taranaka aman-jafy... nanitsaka fasam-bazimba de kely ila, sns...
Io fomba finoana io amiko dia ilay finoana feno kajikajy: Nanao an\'izao sy izao ny tena dia izao sy izao no nanjo.
Raha manao an\'izao sy izao izany dia hahazo an\'izao sy izao.
Io finoana feno kajikajy io no finoan\'ny fariziana. Finoana tsy misy fitiavana, tsy ahitana famindram-po, sns... Mino an\'ilay Andriamanitra lozabe, mpandringana, mpamaly faty, etc...
Aza matahotra eto amin\' Fivavahana sy Finoana fa sy misy manarakaraka izany xxx a! Hevitra tsara tahaka izao ve ry se dia...
Misy mihitsy ry xxx Teny izay ampilazain\' Andriamanitra amin\' Mpanompony fa ho tanterahaNY, tahaka n\' http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIMPANJAKA&toko=5&andininy=20-27&dika= io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079