IREO BOKA 10 LAHY
41. ravonjison
(
13/05/2010 12:34)
soanja:
rijadolly:
Soanja:Tsy misy, fa raha tsy manolotra ny ankanjontsika maloto ho sasana isika dia maloto foana. Na ota tsy nahy izany na ota tsy fantatra( no heveritsika fa mety ), indrindra ireo ota niniana natao.
Iza amintsika eto no afaka hilaza fa tena madio mangatsakatsaka tsy manam-pahotana mihitsy?
Izay mantsy raha tsy misy ve ny mangatsakatsaka dia tsy hisy voavonjy na tsy hampiany amin'izay manahirana. Tsy hahazo ny fitokisany sy ny famindram-pony?
Ny fanontaniako ary ambony dia mbola tsy voavaly hoe aiza amin'io resaka boka 10 lahy io no milaza fa mpanota ry zareo ka nodiovin'i Jesoa ny otany?
Aza afangaro ny boka sy ny ota. Izay fotsiny no tiako ambara.
Misy azo raisina ihany ilay hevitry Borlsais ka : " ... -> Raha ny fahalalako azy tamin'izany andro izany ny habokana, ho an'ny mpiara-monina, toa mariky ny ota raha tsy diso aho.
Tsy ny habokana ihany fa ry aretina @ ankapobeny mihitsy no noeritreretina fa votatry ny ota t@ izany fotoana izany.
Izany dia azotsika jerena t@ asa fanasitranana nataon' i Jesosy itý :
Jaona 5 : 5-14 :
5 Ary nisy lehilahy anankiray teo, izay efa narary valo amby telo-polo taona.
6 Raha nahita azy mandry Jesosy ka nahalala fa efa toy izany ela izy, dia hoy Izy taminy: Te-ho sitrana va hianao?
7 Ilay marary namaly Azy hoe: Tompoko, raha hetsehina ny rano, dia tsy mba misy olona handroboka ahy eto amin'ny farihy; nefa raha mandeha aho, dia misy olon-kafa misosoka eo alohako.
8 Hoy Jesosy taminy: Mitsangàna, ento ny fandrianao, ka mandehana.
9 Ary niaraka tamin'izay dia sitrana ralehilahy ka nitondra ny fandriany, dia lasa nandeha. Ary Sabata izay andro izay.
10 Dia hoy ny Jiosy tamin'ilay efa sitrana: Sabata ny andro, ka tsy mety raha mitondra ny fandrianao hianao.
11 Fa ralehilahy namaly azy hoe: Ilay nahasitrana ahy no nanao tamiko hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana.
12 Ary ireo nanontany azy hoe: Iza moa izany Lehilahy izany Izay nanao taminao hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana?
13 Fa ilay sitrana tsy nahalala Azy; fa niala teo Jesosy, satria nisy vahoaka betsaka teo.
14 Rehefa afaka izany, dia hitan'i Jesosy teo an-kianjan'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
Midika izany fa ny aretina ( anisan' izany n habokana) dia mariky ny ota tokoa (... raha io no zohina)
42. ikaretsaka
(
13/05/2010 13:25)
Za mo tsy mpitsimpona fa ataoko fa hitan I ravonji koa le misy an le tantarana kilemaina nanatona an'Jesoa. Dia nisy nanontany anazy hoe iza no naha kilemaina ilay olona....
Ataoko fa io no tsimpona akaiky kokoa mahalaza ny eto

43. soanja
(
13/05/2010 13:49)
ravonjison:

Amin'izao fotoana ve?
44. ravonjison
(
14/05/2010 08:48)

Raha @ izao fotoana izao indray aloha dia tena efa tsy marina io e . Ny antony mahatonga ny habokana dia bacterie , antsoina hoe : Mycobacterium leprae ". Ny tsy fahadiovana dia facteur iray manampy mampivoatra ny aretina, fa tsy antony mahatonga azy koa. Ka na madio toa inona aza ianao , na tsy manota fa mivavaka be toa inona aza ianao, rehefa tratran' io bacterie io, dia e e e e , tsy maintsy boaka foana.
45. ravonjison
(
14/05/2010 09:10)
ikaretsaka:
Za mo tsy mpitsimpona fa ataoko fa hitan I ravonji koa le misy an le tantarana kilemaina nanatona an'Jesoa. Dia nisy nanontany anazy hoe iza no naha kilemaina ilay olona....
Ataoko fa io no tsimpona akaiky kokoa mahalaza ny eto
Itý koa mbola misy andininy milaza fa noheverina fa ota tokoa ny aretina. Resaka hajambana indray ilay izy, fa ilay kilemaina aloha mbola tsy hitako..
Jaona 9: 1-4
1 Ary raha nandalo Jesosy, fia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.
2 Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?
3 Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.
4 Isika tsy maintsy manao ny asan'Izay naniraka Ahy, raha mbola antoandro; avy ny alina, ka tsy mahazo miasa ny olona.
47. soanja
(
14/05/2010 15:35)

Ny tsy fahaizana no betsaka tamin'izany ka. Tsy mahagaga anefa satria tsy mbola tonga tamin'ny fahitana ny marina momban'ny siansa ny olona. Fa mahagaga ahy raha amin'izao no hiresaka fangatahana amin'Andriamanitra ianao mba ho sitraniny dia ny OTA no asesikao fa hoe tsy ho sitrana ianao/ tsy ho henony ny fitalohoanao satria mpanota.
Dia hoy aho hoe matoa ianao niandrandra an'Andriamanitra amin'izay momba anao dia ho fantany ny fahasitranana tiany/ sitrany ho anao/ atao aminao. Izy sy ianao no miara-miasa manantanteraka an'io ka na ny olana ara-panahy aza dia hivaha rehefa mifananatona ianareo.
48. rijadolly
(
14/05/2010 17:37)
Voninahitra ho an' Andriamanitra, ary am-panetretena tanteraka ny ilazako aminareo fa +12 taona izay aho tsy mba narary mihitsy,...
Amiko manokana Soanja dia mino tanteraka aho fa misy ny aretina azo avy amin' ota izay nataoko, ny antony hitenenako izany dia ny fahatsapako fa tafasaraka AZY aho, ary dia mifona sy mahatsiaro ny tsy nety rehetra vitako rehefa kakerin' ilay aretina, eo noho eo dia mahatsiaro maivana sy mahatoky ny fahasitranana noho ny finoako fa afaka ny lotoko; tsapako fa niombina AMINY indray aho.
Eto no valiako ny Fanontaniana izay tena manitikitika anareo ao.
Eny tokoa tena Mpanota tokoa ny tenako; nefa kosa mahatsiaro lalandava tahaka anao ihany aho matetika ka mifona sy manolotra izany otako izany ho eo am- pelatanan' Ilay atokisako izay mitarika ny tsy ahazoako sazy. Io no lalana iray izay nahazoako harena tsy voavidy vola nadritra ny 12 taona izay.

49. soanja
(
14/05/2010 22:47)
rijadolly:
ho eo am- pelatanan' Ilay atokisako izay mitarika ny tsy ahazoako sazy.
Raha narary aho 11 taona lasa izay dia fisaorana an'Andriamanitra no nipololotra tao ambavako, ato am-poko tamin'ny zavatra nolalovako rehetra satria nahoana? satria Izy Andriamanitra nampiseho ny voninahiny tamiko tamin'ny fifampizarana, fifandraisana ary fifamenoana nisy tamiko sy ny olona manodidina ahy betsaka dokotera, namana, tsy namana, olona nandalo tsotra sns sns ... tsy nihevitra aho fa sazy no nahazo ahy fa vao maika fanomezam-boninahitra ny nahaolom-panahy ahy. Hatramin'izay dia fahasalamana no niainako ary mahafapo ahy. Izay fahotana lavitra ny saiko nefa inoako fa tsy lafatra aho na hiorika na hivalana.
Ianao moa miresaka ny finoanao eto dia manaja izany aho saingy mahavarina ahy tokoa ny fisian'olombelona maro mino faratampony inoany ho Mpanasazy!
50. ikaretsaka
(
14/05/2010 23:17)
tsy heo satria tsy narary ange ry RD vao hoe voninahitra ho an"Atra e.
izaho koa dia mitovy @ i soanja io koa no andraisako azy..
mainka aza nampiseokatra ny fijeriko

51. xxx
(
15/05/2010 22:24)
rijadolly : hafahafa ihany ilay finoanao!
Ho anao zany raha tsy salama dia midika izay fa lavitra an'Andriamanitra? Ary raha salama de akaiky azy?
raha jerena koa izay voalazanao dia hafahafa be ihany ny fiheveranao an'Andriamanitra satria toa lasa toy ny biby fahatahorana be izy : mpanafay ze manao tsy mety aminy... Hitako moa ny anao de tena tandremana mafy mihitsy rehefa manoratra koa, na de mpisolon-tena tampisaka (-Ny) aza de ezahana atao sora-baventy foana.
Tsy fitiavana fa tahotra no betsaka, nefa FITIAVANA NO TADIAVIN'ANDRIAMANITRA HAMALINTSIKA NY FITIAVANY FA TSY TAHOTRA VELIVELY.
Teny atsipy iny, raiso raha mahasoa.
52. rijadolly
(
16/05/2010 05:21)
za ao @ 28 ao:Io nataoko matavy io, ahoana ny fijerin' xxx? amiko mitovy hevitra isika sy se, Soanja...; fa no tsindriako fotsiny amin' ilay "Jereo eto" ( ao @ 31; 32 koa) ny fahamarinan' hoe, noho ny ota koa dia mahatonga ny aretina satria izay no ady hevitra tsy eken' Soanja.Ary izany dia nitarika ahy nihezaka nampiseho sy nijoro vavolombelona fa misy io, fa kosa tsy manohitra velively hoe misy marary tsy avy amin' alalan' ota. Sahy milaza indray aho izany fa hafahafa koa ny finoan' izay tsy mino fa misy koa ny aretina azo avy amin' alalan' ota.
Tsy azo tsika atao tokoa aloha ny mitsara haviatrany hoe fahotana ny nahatonga ny aretina, nefa kosa na i Jesoa Kristy aza dia nanamarina izany fa misy ny aretina vokatry ny fahotanao, tsy azo avy amin' ara- tsiansa ihany a! oh mijangajanga dia voan' Sida, http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=5&andininy=14-14&dika= , fa misy manivaiva ( tsy mankatoa ) ny tenin' Andriamanitra dia lasa boka.
Soanja:
Hatramin'izay dia fahasalamana no niainako ary mahafapo ahy. Izay fahotana lavitra ny saiko nefa inoako fa tsy lafatra aho na hiorika na hivalana.
xxx:Tsy salama ary ve ry se afaka miteny hoe akaiky AZY...., Ny tiako lazaina dia hoe matoa mamangy ahy ny aretina dia fitaovana iray ahatsapako ny fiverenenana @ Andriamanitra indray izay satria aho mahatsapa fa niodina tamiNY.
Ho anao zany raha tsy salama dia midika izay fa lavitra an'Andriamanitra? Ary raha salama de akaiky azy?
xxx:Mihezaka hatrany aho ry xxx noho ny fanajako AZY, fa tsy noho ny tahotra AZY hanaikitra sanatriavin' ny vava, Banjino daholo koa ry xxx fa tsy noho ny fatahorako an' Ika na Soanja, Niryna, Bor2lais, Ravonjison, Rakapy, zoky Fijo, Mpanazava...hanaikitra ahy tahaka ny biby :cry: no mampihezaka ahy hanoratra sorabaventy mialoha ny anaranareo eto...
Hitako moa ny anao de tena tandremana mafy mihitsy rehefa manoratra koa, na de mpisolon-tena tampisaka (-Ny) aza de ezahana atao sora-baventy foana.
Ady hevitra miverimberina eto foana moa izy ity ry xxx, Ika ary Soanja..., Nefa tsy maninona fa averina ihany satria ny zavatra miverimberina tsy atao makaleo, fa manamafy izay nahazo, mampatsiahy izay nanadino, ary mampafantatra izay mbola tsy nahare( tsy misy ny diska goaka amiko)
Samy nahazo ny test- ny avy ny olombelona (ady)
mainka aza nampiseokatra ny fijerikoMarina, Ny zavatra rehetra dia miara-miasa ahasoa ny MINO http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=8&andininy=28-28&dika=
Ampanetretena mba hisehoan' VoninahiNY ny fahasalamana azoko nandritra izay 12 taona izay, fa io moa samy mitondra ny hazo fijaliany ka dia...Ireto ohatra maromaro hafa akohatra ny aretina izay azo sendraina hanomezam- Boninahitra AZY. http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/nomenao
xxx:Misaotra an' se Nampatsiahy...
Teny atsipy iny, raiso raha mahasoa.
53. ikaretsaka
(
16/05/2010 18:19)
Mihezaka hatrany aho ry xxx noho ny fanajako AZY, fa tsy noho ny tahotra AZY
ka maninona ahako no bedesin'i anona rehefa manao Rajehova sy Rajesosy> na tezirea nareo @ i Lefijo rehefa manao Ralavavolo
54. rijadolly
(
16/05/2010 18:46)
Mihezaka hatrany aho ry xxx noho ny fanajako AZY, fa tsy noho ny tahotra AZY
ikaretsaka:Ohatra ny tsy haiko izany ny mamaly ny tian' se tenenina.
ka maninona ahako no bedesin'i anona rehefa manao Rajehova sy Rajesosy> na tezirea nareo @ i Lefijo rehefa manao Ralavavolo
55. ikaretsaka
(
16/05/2010 20:59)
Manontany sy mampieritreritra an'ianona zahako hoe tena tahotra sa fanajana?
Raha fanajana (araka ny hizingizinan'ianona) dia manona no lazaina fa mi blaspheme zahay sy ry lefijo sy ry rakapy sy ry xxx?
Raha tahotra... maninona no tsy tsorina?

56. bor2lais
(
18/05/2010 07:26)
soanja:
Ary aza tapahina ny soratro satria tsy hahalaza ny tiako lazaina.
-> Hay moa ianao ity tsy mahatanty nefa manao ! Impiry aho milaza aminao fa "aza ny fanondroko no jerena (na kakerina) fa ny tondroiko no dinihina"
bor2lais:
-> Raha ny fahalalako azy tamin'izany andro izany ny habokana, ho an'ny mpiara-monina, toa mariky ny ota raha tsy diso aho. Ara-bakiteny mihitsy ilay hoe "mitoka-monina sahala amin'ny boka" : ihatakatahan'ny mpiara-monina.
-> Ny rohy nomeko dia nentiko hanamafisana io fehezan-teny voalohany io, indrindra ilay hoe "tamin'izany andro izany ..."
ravonjison:
Misy azo raisina ihany ilay hevitry Borlsais ka : " ... -> Raha ny fahalalako azy tamin'izany andro izany ny habokana, ho an'ny mpiara-monina, toa mariky ny ota raha tsy diso aho.
Tsy ny habokana ihany fa ry aretina @ ankapobeny mihitsy no noeritreretina fa votatry ny ota t@ izany fotoana izany.
...
Midika izany fa ny aretina ( anisan' izany n habokana) dia mariky ny ota tokoa (... raha io no zohina)
soanja:
Amin'izao fotoana ve?
Mamaky an'io farany io aho vao tsapako fa hay ve tsy mamaky tsara ny nosoratako akory i soanja sy Ika ireto kay (fa faly ny hanaikitra ny fanondroko fotsiny : dia matsiro ve anefa hono) ! :D
57. soanja
(
18/05/2010 13:19)

Mbola tsy tadidiko nanapaka ny soratra nosoratanao aloha aho e. Ny ramomasina noraisinao ho sarinteny no tsy mifaraka amin'ny ota tianao hampifandraisana aminy.
Ny fahitako azy aza dia ny contexte rehatra ifandraisan'ny resakao dia tafiditra daholo fa tsy nisy nanombinana. Raha manondro zavatra hoy aho ianao dia ny fanondronao tafiditra ao anaty valan-jeriko sao mibiloka ilay fanondro ohatra nefa ny masonao ary Ankaratra.
Ny tiako ambara ery ambony dia ny hoe raha manoratra eto ilay nitondra ny lohateny dia isika no iantefany eto, ny mpiserasera izay amin'izao fotoana, ary tsy hitako izay hidiran'ny ota sy ny habokana na aretina ambarany eo. Sa ve hilaza koa i Bor fa miantefa amin-dry zareo tamin'ny andron'i Jody ilay resaka?
:-D
Mazava moa fa I Rijadolly mbola mino ny finoana hoe ny raha sanatria ka boka izy na manana aretina hafa isan-karazany miankina ao amin'ny baiboly ihany dia noho ny ota vitany izany. Izay midika amiko fa ny fiheverany amiko dia hoe raha raha marary ny olona iray dia nofaizin'Andriamanitra satria mpanota na nanota, indrindra fa "maloto ara-panahy" araka ny volazany moa miankina amin'ilay aretina.
I Ravonjy kosa dia milaza fa tsy misy idiran'izany intsony izao fa mikroba.
Ka aiza ianao?
59. bor2lais
(
19/05/2010 08:01)
soanja, ika > averiko ny fahazoako ny fizotran\'io tantara io :
1. nisy boka folo lahy nifanena taminy, izay nijanona teny lavitra eny
-> tsy afaka nifangaro amin\'ny olona (satria marary)
2. Ary izy ireo niantso mafy nanao hoe: Ry Jesosy Tompo ô, mamindrà fo aminay
Eo no miainga ilay fanasitranana raha ny fijeriko azy !
-> Amiko ny olona mangataka famindram-po dia olona mahatsiaro tena fa tsy mendrika (ny \"grâce présidentielle\" ohatra dia tsy \"droit\" ho an\'ny voaheloka akory) nefa mitalaho mba ahazo izany !
Noho izany amiko io teny \"mamindrà fo aminay\" io dia mifono fiaiken-keloka ! Inona no helony ? Io no noezahako nazavaina taminareo saingy toa tsy azonareo (na nodianareo fanina koa angamba : tahaka ny teny tapahina ihany) raha tsy namafisin\'i Ravonjison taty aoriana !
Amiko, io fangatahana famindram-po io no niaingan\'ny fanasitranana nataon\'i Jesoa : toa milaza ihany koa raha ny fijeriko azy fa tsy misy famelan-keloka raha tsy misy fiaiken-keloka !
Izay ny fahazoako ilay tantara tany Jody ary hatreo ny tiako lazaina hatramin\'izay.
Mbola marina ve izany amin\'izao fotoana izao ?
Ny valiny dia eny saingy ny endriky ny habokana na fahalotoana no miova amiko.
Hoy i soanja ery ambony ery hoe :
-> Amiko izao io ota lazainao io dia endriky ny habokana izay azoNY sitranina RAHA SITRAKAO ! :D

Hisy afaka hilaza ve amintsika eto na ny olona rehetra izay milaza azy fa miaiky amin\'ny ota ka madio tanteraka eo imason\'Andriamanitra ary mahita ny tavany?
Iza amintsika eto no afaka hilaza fa tena madio mangatsakatsaka tsy manam-pahotana mihitsy?
Hino ve ianao fa raha tsy madio amin\'izany otanao izany dia tsy ahita an\'Andriamanitra sy ny famonjeny?