Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah hiady ho anareo,fa hianareo kosa hangina
61. niryna
(
18/04/2010 23:48)
ikaretsaka:dia aza terena hitovy hevitra aminao daholo kosa ny olona ary e. Rehefa tsy mitovy dia tsy mitovy fa aza ny anao ihany no atao sesi-boletra miampy ny fanevatevaina ny tenin'Atra :propangady e,robot e, kopy/paste e. atao hery kanefa toa manadala saina tsy mety lehibe indraindray mifona e
ka le fijery de tsy mahazatra anareo mihitsy le izy nefa matoa tsy hitanareo ny arguments matetika nefa nareo tsy te hihaiky hoe oooo tena izany tokoa na indraindray tsapanareo aza..
ikaretsaka:
de ny zavatra manosisoy na mitombina aza ..de "contrage systematique" foana no heverina sy handraisan'ilay olona an'iny rehefa tsy napetrany tao anaty champ de vision ny iny ...
tsy zakanao ny fahamarinana,mandratra,tsy misy mahazaka isika fa rehefa miaiky ny fahotana ry ika dia izay no manomboka ny fibebahana
ikaretsaka:dia mazava fa mivoaka ny ao anatinao izany ny fahamarinana ankehitriny.Ratsy ny toaka ,tsy mino hianao fa ratsy ny toaka fa mila mijery ny atin'ny olona martra sy matin'ny toaka vao hino an
ohatran'ny hoe raha olona mpisotro toaka no lazainao fa ratsy ny taoka st raranao tsy hisotro tsy maintsy hitaraina izy hoe mi contrer systematique anazy ianao na fantany izoa aza fa ratsy ny toaka fa odiany fanina sy/na tsy manana arguments izy hanaporofoana ny heviny ...
Izay ilay fomban'ika,tsy mamaly ny sujet mihitsy fa miaka-midina tsy ita izay mba zavatra azo raisina ka rehefa resahina dia midongy toy ny zaza
62. niryna
(
18/04/2010 23:51)
xxx::D
Averiko eto ny voalazan'i Mpanazava aty @ dinika hafa fa toa misy tsy mahazo ny atao hoe "ady" eto : sarim-panoharana !
63. niryna
(
19/04/2010 00:03)
ikaretsaka:
Dia hazavao ary hoe inona ny tena hevitry ny "jehova miady" e sy ny hoe "nareo mangina"
ahoana no fiheverana ilay hevitra ry ika
ikaretsaka:lalitra inona no tianao tenenina
Satria @ zao zany de atsipy any @ lery aby ny rehetra fa isika mitango lalitra fotsiny"?
ikaretsaka:inona no idiran'ny teny hoe Jehovah hiady ,isika hangina ?
Dia maninona isika anefa no nomeny saina sy ny fitaovana maro samihafa ho hampiasaina sy nolazainy fa mila miady @ fiainana andavanandro?
64. niryna
(
19/04/2010 00:21)
ikaretsaka:
Tsy mitombina le honohono sy hs... porofo: raha itena izany tokoa ...dia tokony ho ny farisianina sy sisa no avotra sy nandairany satria ireo voakasika foana diniho akaiky ange e... dia jereo ireo jiosy ireo izao.. ireo izy ireo... toa tsy nisy effets taminy le izy nefa ry zareo no voakasika beeee indrindra ao
bor2lais:
--------
-> Mahagaga fa noritin-dRa-Ika koa ity HS nataoko ity (porofo izany fa nandaitra ilay HS an ) ! :D
bor2lais:ekena
Ndao fa hazavaiko ary ny tiako lazaina.
Arakaraky ny andraisan'i Ika ny antsoina hoe "mandaitra".
Ny tiako lazaina dia tsy very maina fa nisy nahare ilay toriteny na hafatra (tsindriko tsara fa toriteny no resahina eto) ary heverina fa niasa tao aminy. Anjarany izay nandre indray no maka fanapahan-kevitra na "handray" na "handà " ilay hafatra ! Ny toriteny amiko dia fanambarana (hafatra) fa tsy fanerena.
bor2lais:marina
Matoa ianao maka fanapahan-kevitra ny "handray" na "handà " dia heverina fa efa "nihaino" (sy nandinika). Ary raha nihaino (sy nandinika) ianao dia izay no antsoiko hoe "nandaitra" ilay toriteny !
Eto dia tsy miditra amin'ilay antony nandraisana na nandavana ilay hafatra na toriteny aho. Io antony io mantsy amiko dia tokony mifandray amin'ny lohateny nosokafan-drakapy hoe "mahaiza mamafy" !
Izany hoe ny "Teny nolavina" Ra-Ika dia "Teny re" ! :D
marina tanteraka
65. ikaretsaka
(
19/04/2010 01:01)
Fa ny adinon'i niryna sy rabord nge eto de. Ny "re" dia tsy voatery hisy "effets" e. Raha hoe zavatra tsy rarahiana :tahaka ilay sarisary zarain'ny TJ ireny ohatra dia hoe nahavita be ve le TJ eto ohatra nefa val lasa izy de lasa fandrehetana afo ny zavatra nozarainy?
66. niryna
(
19/04/2010 01:17)
ikaretsaka:
Fa ny adinon'i niryna sy rabord nge eto de. Ny "re" dia tsy voatery hisy "effets" e. Raha hoe zavatra tsy rarahiana :tahaka ilay sarisary zarain'ny TJ ireny ohatra dia hoe nahavita be ve le TJ eto ohatra nefa val lasa izy de lasa fandrehetana afo ny zavatra nozarainy?
:roll: :lol: HORS SUJET TANTERAKA INDRAY RA-IKA KELIKO :-D
68. niryna
(
19/04/2010 19:08)
ikaretsaka:hianao ihany dia mahafantatra ny tiako tenenina, toy ny fanaonao isan'andro sy efa mahazatra io rahavako o
Hazavao aho hoe aiza no hors sujet azafady ...
Atra dia (l)
69. ikaretsaka
(
19/04/2010 21:34)
tsy fntatrao akory ny tiako hahatongavana ko..araho tsara aloha vao miteniteny foana
70. niryna
(
21/04/2010 04:32)
ikaretsaka:izaho angaha mpaminany no ahalala ny any am-po tsy miloaka ?oooops :D
tsy fntatrao akory ny tiako hahatongavana ko..araho tsara aloha vao miteniteny foana
72. xxx
(
28/04/2010 08:19)
ikaretsaka:
efa voasoratro ao ambony ao ry schizo a
:?: :?: :?: tena mba nieritreritra ve Ika va nanoratra an'io ?
73. ikaretsaka
(
28/04/2010 11:15)
Tsy izaho no namaritra anazy an'io fa ny tenany sy ny namany any @ dinika navoakany ao ambadika ao ihany ka... fa de mba azoko le izy de mba ampihariko sady hitako hoe mety hanampy azy hampifoha azy sy hijery ny efa voasoratra le izy toy izay hanao le fombany mody tsy hita any aloha de avy eo fanontaniana efa voavaly foana no averina anontaniana :wink:
74. xxx
(
29/04/2010 07:27)
Ka tsy aleo n'i Ika mangina raha heverin'i Ika ho schizo izy , ny adala ihany anie no mamaly ny resaky ny adala e :D
75. niryna
(
05/05/2010 19:52)
xxx:
Ka tsy aleo n'i Ika mangina raha heverin'i Ika ho schizo izy , ny adala ihany anie no mamaly ny resaky ny adala e :D
=)) =))
