Jehovah hiady ho anareo,fa hianareo kosa hangina
41. ikaretsaka
(
14/04/2010 12:20)
Efa nazavain'i soanja ao ambony ao ny momba an'io ra bord a fa nihetsika indray moa ny kasoan'i niryna de takon'ny fanaovany boloky ny zavatra tany ambony tany le izy . Jereo ao @ 32
42. bor2lais
(
14/04/2010 13:16)
Ika40 > ilay teny 39 no nahafinaritra ahy ka : mba misy hisaintsainana ! :D
43. soanja
(
14/04/2010 13:49)
niryna:
soanja:
na mamono ireo izay mankahala azy. Tsy Izy izy fa resaka fotsiny!
--------
-> Izy irery ihany indray angamba no afaka mamaly anao eto ! :D
[/quote]
Rehefa toy ny ahoana izany ianareo afaka misolo vava an'Andriamanitra ka manana ny valiny rehetra hoe izao ilay tian'Andriamanitra tenenina, dia rehefa ahoana ianareo no tsy manam-baliny fa Izy ihany no afaka mamaly ilay fanontaniana?
Mahavariana ihany!
44. ikaretsaka
(
14/04/2010 14:03)
izay manko,ry soanja.. sao tokony ho ry zareo no maka saina kely rabord?
45. bor2lais
(
14/04/2010 15:11)
ika:
izay manko,ry soanja.. sao tokony ho ry zareo no maka saina kely rabord?
-----
Fanontaniana ho ahy ve ity sa valinteny ho an'i soanja ry Ika ? :D
soanja:
Rehefa toy ny ahoana izany ianareo afaka misolo vava an'Andriamanitra ka manana ny valiny rehetra hoe izao ilay tian'Andriamanitra tenenina
------------
-> Raha izaho manokana aloha dia tsy hihambo hahasolo vava Azy velively. Sao dia ny hoe "mitondra hafatra" kosa no mahalaza azy kokoa !
Raha io farany io indray (amiko manokana an) aloha ny sola scriptura ihany no fototra ...
soanja:
dia rehefa ahoana ianareo no tsy manam-baliny fa Izy ihany no afaka mamaly ilay fanontaniana?
-----------
Ny resakay sy Ika ery amin'ny 11 sy 13 angamba no nanazavako ny hevitro momba io ! :D
Mazava ho azy fa fomba fijeriko ihany io an ! :D
46. ikaretsaka
(
14/04/2010 15:17)
Hoy i ika:
izay manko,ry soanja.. sao tokony ho ry zareo no maka saina kely rabord?
-----
Fanontaniana ho ahy ve ity sa valinteny ho an'i soanja ry Ika ?
manaiky ny voalazan'i soanja io de manome suggestion an'i Bord.. araka ny voalazan'i soanja (izao ve de tsy mazava fa mila hazavaina tahak'izao vao kopy enao?)
de manarak'izany.. tsy mahavaly fanopntaniako ngamba le hevitr'i rabord tao @ le 11 sy 13 ka nahatonga an'i soanja nanontany sa?
Maka saina ange de diniho e?
47. bor2lais
(
14/04/2010 15:35)
ika:
de manarak'izany.. tsy mahavaly fanopntaniako ngamba le hevitr'i rabord tao @ le 11 sy 13 ka nahatonga an'i soanja nanontany sa?
-> Ika ity angamba mpisolo vava an ! :D
48. ikaretsaka
(
14/04/2010 16:11)
oh tsia dia tsia... milaza ilay marina tsy hitanareo na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka :wink:
49. bor2lais
(
15/04/2010 10:54)
ika:
oh tsia dia tsia... milaza ilay marina tsy hitanareo na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka
-----------
Efa loa-bary an-dasy ihany moa no narosonao ity ka mamelà ahy mba hilaza ny tsikaritro.
1. \"milaza ilay marina tsy hitanareo\"
Raha \"ilay marina\" tokoa moa no lazainao ry Ika dia misaotra anao betsaka ... raisina an-tanan-droa raha iraisana ary hajaina tanteraka raha toa ka tsy iraisana ! :D
2. \"na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka\"
Saingy indraindray (mba tsy hilazana hoe matetika) toa \"contré systématique\"(\"desesp\" moa no fiteny azy izay !) arahina fiteny somary \"agressif\" hatrany no asetrinao (Ra-Ika) tahaka ny mpanao beloty mamoifo ... ary tsy mety fa ny ahazo \"10 de der\" foana no masaka ao an-tsaina rehefa mba manao fizarana ny namana sasany (mba tsy hanononana anarana) eto ! :D
Ekena fa mety misy marina angamba ny voalazanao eo amin\'io fotoana io saingy mety ho sarotra ihany ny ahatakatra izany (noho ilay fomba fiteny ka \"mahaiza mamafy\" ary e) ! :D
Noho izany, raha io tranga farany io indray aloha Ra-Ika dia tsy mahagaga angamba raha odiana fanina mba tsy hanorisory \"justement\" ! :D
Miala tsiny fa dia tahaka izany mihitsy no fahitako ny mitranga eto amin\'ity sehatra iray ity ! :D
Mety ho diso aho angamba an ! :D
50. ikaretsaka
(
15/04/2010 22:32)
ka le fijery de tsy mahazatra anareo mihitsy le izy nefa matoa tsy hitanareo ny arguments matetika nefa nareo tsy te hihaiky hoe oooo tena izany tokoa na indraindray tsapanareo aza..
de ny zavatra manosisoy na mitombina aza ..de "contrage systematique" foana no heverina sy handraisan'ilay olona an'iny rehefa tsy napetrany tao anaty champ de vision ny iny ... ohatran'ny hoe raha olona mpisotro toaka no lazainao fa ratsy ny taoka st raranao tsy hisotro tsy maintsy hitaraina izy hoe mi contrer systematique anazy ianao na fantany izoa aza fa ratsy ny toaka fa odiany fanina sy/na tsy manana arguments izy hanaporofoana ny heviny ...
de ny zavatra manosisoy na mitombina aza ..de "contrage systematique" foana no heverina sy handraisan'ilay olona an'iny rehefa tsy napetrany tao anaty champ de vision ny iny ... ohatran'ny hoe raha olona mpisotro toaka no lazainao fa ratsy ny taoka st raranao tsy hisotro tsy maintsy hitaraina izy hoe mi contrer systematique anazy ianao na fantany izoa aza fa ratsy ny toaka fa odiany fanina sy/na tsy manana arguments izy hanaporofoana ny heviny ...
51. niryna
(
16/04/2010 04:38)
xxx:
Asa tokoa iza no tena mpitsimpona ato aloha e
Inona anefa moa ny ilan'izany Jehovah izany ady! Tsy Andriamanitra Izy raha mankasitraka ady na miaro ny tiany izany na mamono ireo izay mankahala azy. Tsy Izy izy fa resaka fotsiny!
dia sanatria ve i Soanja dia nieritreritra fa guerre no tiana ho lazaina teto !!! Diso fanantenana be aho raha marina izany
ikaretsaka:
Ady @ rehetra io ka... na ady any @ fitsarana aza...misy olona efa hita tsara izao fa meloka..de hiady ho azy hono rajehova
fa iza hianao no anameloka olona? raha tsy motovy hevitra amintsika ve dia ho meloka?
ka rehefa kristy no nilaza fa izy no hiady dia inona no tsy hinoanao amin'izany?
Ahy ny famaliana hoy izy dia azy izany,sa mandainga indray izy
xxx:xxx no mampihomehy ahy,raha tsy mahafantatra ny olona ka manontany izay kely mba fantatra dia zaraina izy fa tsy hihomehezana izany
Mila maka fotoana fohy dia mandini-tena kely indraindray :roll: fa tsy hoe mizizo fotsiny satria ity no efa nolazaiko voalohany. Izay no mahasamihafa ny hendry sy ny tsy hendry
Ihomehezan'i niryna fotsiny nareo ny hiafarany
,misy anie mbola misotro ronono dia mijanona misotro ronono eo foana e,misy kosa efa mba mihinana ventin-kanina izy ary misy farany tonga saina ihany dia miverina moramora amin'ilay Atra ary dia mamaky ny hafatra no ataony.
Fampianarana sy fizarana no ataontsika eto ka,ny saina no tsy mi tovy,ny hevitra no ampiadiana fa ny mpisera,mpisera ihany tsy mifanary
Tsy anjarako,tsy anjaran'iza na iza no mamerina na anova azy fa ilay Atra tompon'ny fahasoavana nanome izany fahasoavana ny rehetra izany no anova antsika rehetra .Ny anjarantsika rehetra mpino kosa dia ny mivavaka sy mametraka ny fiainan'ireny manda sy tsy mino ny tenin'Atra ireny satria izy ireo aza mba mampalahelo ary mety tsy ho fantany koa anie e.
52. niryna
(
16/04/2010 04:48)
ikaretsaka:
Ho valin'ny fanontanian'ianona de manaiky ahohoe arovan'Atra..fa tsy midika akory izany hoe raha misy desacord amintsika sy iuanona na aminay sy le fijo ohatra de andeha hangataka @ Atra ahako hiady ho ahy fa hamotika an'ianona..na hoe hanapetsa an-dra fijo. Satria lery tsy mpino
dia tsy fomban'ny kristiana izany ry ika a,ny mivavaka ho an'ny fahavalo no fanao fa Atra iza koa no hihaino ahy ohatra hoe vonoy i ranona na ataovy lasa adala ranona? izay dia midika fa manipaka ny tenin'Atra aho raha amotika olona no angatahiko amin'Atra
ny fiainantsika indraindray dia mandalo fisedrana:tsy voatery hifamaly isika na manana ny marina aza indraindray.Ny fahafantarana fa hoe angina aho fa tsy hiloa-bava dia efa mampianatra antsika hanetritena.
Tsy tokony anozona olona isika na hiantso tody ohatra ,izay fanaon'ny olona sasany izany.Ny mifanohitra aza no tokony atao dia ny ivavaka ny olona ary ny mianatra mamela ny tenantsika
53. niryna
(
16/04/2010 04:55)
ikaretsaka:
ka ito ange rabord tsy mazava e.. le hoe ianao na i niryna sy ny vahavalony no miady... saingy samy mino an-draJehiva ... dia iza no harovan-drajehova eo?
aoka hazava ry ika fa tsy ny olona no miady fa ny hevitra no tsy mitovy
Atra dia Atra ny fahamarinana ka tsy hitsara vilana.
Isika no manao hoe raha miady izaho sy ny azy tsy alon'ny naterany fa ATra kosa dia mitia antsika rehetra na mpino azy na tsy mpino azy.
Ny zanak'Atra kosa dia ireo izay mpandova a zy noho ny finoany azy,ny fametrahany ny fiainany dia tsy mba matahotra izay mitranga rahampitso fa Atra no hiady azy
Indraindray isika dia manahy ny ampitso kaenfa ny propangandiny efa mampianatra fa aza manahy
toa izany koa raha misy olana mitranga amin'ny fiainana,tsy tokony hiahiahy na atahotra.
Toa izany koa ireo manda ny teniny sy mihevitra ny tenany ho ambony ka manamavo ny an'ny hafa.Atra no hiady azy ireny fa ireo nohamavonina kosa hangina
54. xxx
(
16/04/2010 09:10)
Averiko eto ny voalazan'i Mpanazava aty @ dinika hafa fa toa misy tsy mahazo ny atao hoe "ady" eto : sarim-panoharana !
55. ikaretsaka
(
16/04/2010 12:24)
Dia hazavao ary hoe inona ny tena hevitry ny "jehova miady" e sy ny hoe "nareo mangina"
Satria @ zao zany de atsipy any @ lery aby ny rehetra fa isika mitango lalitra fotsiny"?
Dia maninona isika anefa no nomeny saina sy ny fitaovana maro samihafa ho hampiasaina sy nolazainy fa mila miady @ fiainana andavanandro?
Satria @ zao zany de atsipy any @ lery aby ny rehetra fa isika mitango lalitra fotsiny"?
Dia maninona isika anefa no nomeny saina sy ny fitaovana maro samihafa ho hampiasaina sy nolazainy fa mila miady @ fiainana andavanandro?
56. soanja
(
18/04/2010 15:46)
xxx:
Averiko eto ny voalazan'i Mpanazava aty @ dinika hafa fa toa misy tsy mahazo ny atao hoe "ady" eto : sarim-panoharana !
Hazavao tokoa ilay "Hiady ho anareo" - fantatrao moa izany atao hoe sarin-teny. Eto moa sarim-panoharana. Raha hiady ho anareo dia misy ny andaniny ary hisy ny ankilany. Ilay "ho"= hilaza hoe "miandany amin'ny"
Ny fiandaniana mihitsy ry izy mianakavy no tsy ananan'Ilay Andriamanitrantsika amiko. Samy tiany isika na ireo izay hitantsika fa tena miaina ao anaty matroka tokoa dia tiany ireny, ireo izay heverintsika fa "ratsy sy tia miady amintsika" dia tiany ireny. Olony ireny. Izy no nanamboatra an'ireny. Tsy misy valaka eo imason'Andriamanitra isika rehetra. Ireo mpino na ireo tsy mpino. Izy dia andrintsika rehetra.
Anjarantsika tsiraidray kosa ny miezaka manantona azy. Anjarantsika ny mifoha ao anaty torimaso izay misy antsika avy. Hiatrika ilay fitiavan-dehibe novelarin'Andriamanitra ho antsika.
Aza mihevitra foana fa ny hafa no ratsy fa isika tsara. Dia isika no tian'Andriamanitra. Dia hoy aho hoe matoa izy ireo na izahay na n'iza n'iza toy izany dia isan'ny lalana novelarin'Andriamanitra aleha izany ary ao anatin'izany dia hisy ny fifohazana.
Tsy maninona koa aza na tsy azoko ny tian'ny mpanoratra entina eto. Fa ny hany fantatro dia TIA ANTSIKA REHETRA TSY ANKANAVAKA ANDRIAMANITRA ARY TSY MISY NY HOE IANAREO SY ISIKA SY RY ZAREO FA IRAY ISIKA REHETRA AO AMINY.
57. niryna
(
18/04/2010 22:25)
ika:
de manarak'izany.. tsy mahavaly fanopntaniako ngamba le hevitr'i rabord tao @ le 11 sy 13 ka nahatonga an'i soanja nanontany sa?
bor2lais:
-> Ika ity angamba mpisolo vava an ! :D
zandrin'i soanja izy ka dia ny dianjoky no arahin-jandry na diso aza ilay hevitra dia mahazo namaste foana,dia izay ilay izy tsy afaka ny ihinambary izy fa mbola omena ronono foana,foana ,foana :D
indraindray aza mety tsy ho soanja akory no manome hevitra fa jereo foana anie raha tsy mifanakaiky eo foana izy dahy e samy mahafantatra ny pseu avy dia mamaly mamena isa :D Hs kely aho fa izaho koa niteny izany an'ika
hoe mpisolovava izy
=))
58. niryna
(
18/04/2010 22:28)
ika:mety ho marina eo imasonao sy ny fisainanao fa tsy marina eo anatrehan'Atra velively,tandremo ny manao mpitaribato vilambava an
oh tsia dia tsia... milaza ilay marina tsy hitanareo na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka
:D
59. niryna
(
18/04/2010 23:27)
ika:
oh tsia dia tsia... milaza ilay marina tsy hitanareo na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka
bor2lais:ekena
Efa loa-bary an-dasy ihany moa no narosonao ity ka mamelà ahy mba hilaza ny tsikaritro.
ikaretsaka:
1. "milaza ilay marina tsy hitanareo"
Raha "ilay marina" tokoa moa no lazainao ry Ika dia misaotra anao betsaka ... raisina an-tanan-droa raha iraisana ary hajaina tanteraka raha toa ka tsy iraisana ! :D
ikaretsaka:
2. "na odianareo fanina ka manorisory anareo fotsiny ahako ka"
bor2lais:mety isa no tadiaviny koa an ary mety izy mihitsy no mpamafimafy izay hafafiny eo ka rehefa tsy manaiky izay hafafiny dia tsy eken'ny sainy aman'eritreritra ny hafatra,mila manetritena isika e
Saingy indraindray (mba tsy hilazana hoe matetika) toa "contré systématique"("desesp" moa no fiteny azy izay !) arahina fiteny somary "agressif" hatrany no asetrinao (Ra-Ika) tahaka ny mpanao beloty mamoifo ... ary tsy mety fa ny ahazo "10 de der" foana no masaka ao an-tsaina rehefa mba manao fizarana ny namana sasany (mba tsy hanononana anarana) eto ! :D
izao foana ataovy ao an-tsaina woa :mety hisy andray ny hafatra alefantsika arahaba soa ary fizarana izay nety nahasoa ilay izy dia omena,
mety tsisy mandray tsy maninona efa mba nizara aloha dia izay
ny azy tadiaviny atao amboletra hifanaraka ny eritreriny foana ary tsy vitan'izay fa mifanohitra ny tanany havia ny lazain'ny tanany havanana
avereno aty amiko raha tsy izay ry ika
60. niryna
(
18/04/2010 23:38)
bor2lais:
Ekena fa mety misy marina angamba ny voalazanao eo amin'io fotoana io saingy mety ho sarotra ihany ny ahatakatra izany (noho ilay fomba fiteny ka "mahaiza mamafy" ary e) ! :D
Noho izany, raha io tranga farany io indray aloha Ra-Ika dia tsy mahagaga angamba raha odiana fanina mba tsy hanorisory "justement" ! :D
=)) dia indraindray koa mila mangina,izay mangina volamena.Rehefa manorisory ilay fametrahana hevitra na ilay valy boraingina na ilay teny tsy misy lohany sy vodiny ary toa miantsampy ady foana aza dia aleoko koa ny ahy manginy,na miandry valiny eo aza izy toa izay aho hanota
bor2lais:ekena tanteraka ny eritreritrao satria
Miala tsiny fa dia tahaka izany mihitsy no fahitako ny mitranga eto amin'ity sehatra iray ity ! :D
Mety ho diso aho angamba an ! :D
mitovy fijery anao koa ny tenako ka mety ho diso tokoa angamba isika roa a :D indraindray aho dia manontany irery hoe iza tokoa no tena hinoan'ika.Izay zafikelina pasitera sy olona voaantson'Atra anao ny asaNy ?
