Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra

61. ikaretsaka ( 22/04/2010 14:31)
Ka ny azy. Araka ny filazany tsy misy jiromena ka na midina aza ny barriere hono mandeha foana izy na train aza no akaiky ao e
62. niryna ( 08/07/2010 19:35)


Ka ny fahavokarana betsaka (araka ny resaka atsy ambadika atsy) dia tsy ny famafazana fahatany (goudron sy lasantsy hoy I rakapy izay) fa miatomboka any @ fiasana ny tany aloha.
ha.ha. famafazana fahatany ?


Alefaso ny akotry 1 taonin'i niryna Sy rabord de afafazo eo ampovoantsena sy eny rehetra eny. Sy eny amorondrano sns... fa atokisako fa tsy hahavokatra noho ny akotry 1 sarety nafafy tery @ le tanimbary totohatra
ka ny mpamafy dia tokony hafamy voa tsara fa raha afafy eny amoron-dalana ilay izy dia tonga ny vorona ary laniny ny voa ka tsy misy vokatra,ao koa ny mamoa eny amoron'ny tsilo ary dia voafehin'ny tsilo ka tsy mandrombona fa nisy kosa voa izay nitsimoka tao anatin'ny tany tsara ka dia namoha avo enina ,zato heny ilay izy.ka iza amin'ireo ny voa nafafin'ika ?

Entre pa mampalahelo fa hanamarinako ny point ko... betsaka ny mosarena izao taorianan'ny tondra drano tany @ faritra atsimo atsinanan'i M/kara t@ cyclone farany teo iny: satria teo amorondrano izy no namboly de diboka tao aby!


[/quote]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074