Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra

41. niryna ( 19/04/2010 01:16)
Mpanazava:

Oharina amin'ny tenin'Andriamanitra (torolalana, anatra, fampaherezana, famahana olana, fahamarinana) ny voa indraindray ary manondro olona kosa ny rano izany hoe olona rehetra araka ny fahalalako azy

=D> ^:^
42. niryna ( 19/04/2010 01:21)

Hoy i xxx25
Sa te hamandrika ny hafa ianao

rakapy:
Fa nahoana ary no tonga dia raisina ho fandrika ilay fanotaniako??? Mety ho hafa mantsy ny hevitrao izay no nahatonga ahy hanotany.
xxx:

Satria raha dans l'esprit de partage ianao , dia na tsy fantatrao aza izay hevitro, dia azonao natao soso-kevitra tsotra avy hatrany hozaraina @ besinimaro ilay hevitrao , hamenoana izay efa nolazaiko teo aloha

=D> =D> IZAY ILAY HOE MAHAIZA MAMAFY AN
Famarana tsara no amarana ka ny fatra izay amaranao no amaharana anao koa
43. niryna ( 19/04/2010 01:23)
ikaretsaka:

Raha ny fahazoako azy dia tsy nametraka fanontaniana loatra rakapy fa nanao remark sy te hahalala ny hevitrao.hojerena raha mitombina na tsia
Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...
nahazo mpisolovava ika koa i rakapy eto an,nahazo kil roa izay ika

=)) =))
44. niryna ( 19/04/2010 01:27)
xxx:

Efa narosoko ny hevitro raha mamaky tsara ianao :lol: . En fait hevitra no narosoko aloha
Mety ho inona hoy ianao no tokony hahamahina ahy ? ( fanontaniana io )
fomba iray fanaony andrahonana ny kristiana miditra eto io,efa tsy mampihotsika ahy intsony .Maro anie ry xxx ny olona nizara ny tenin'Atra teto izay e,fa omeny fandrahonana sy valy boraingina tsy misy lohany sy vodiny dia mangina tsy milohabava intsony ny olona,maro koa ny niaraka taminy fa rehefa nahafantatra fa tsy any mihitsy ny zavatra teneniny dia naleon'ny olona niala moramora.

:oops: :x :cry: :cry: :cry:
45. xxx ( 19/04/2010 14:35)
niryna >>> ohatran'ny manomboka ho azoko ny fandehan'ny resaka eto ka .
46. rakapy ( 19/04/2010 16:53)
Hoy i Niryna[quote]nahazo mpisolovava ika koa i rakapy eto an,nahazo kil roa izay ika =)) =)) /quote]
:-D Tsy ohatran'ny mahatsiaro tena toy irony mpanera any @ stasionma taxibrosy ve i Niryna???
47. niryna ( 19/04/2010 19:15)
xxx:

niryna >>> ohatran'ny manomboka ho azoko ny fandehan'ny resaka eto ka .
:D
faly aho raha fantatrao ny tiako tenenina,aza kivy fa manana an'Atra hiaro antsika isika ary Izy no hiady fa isika no hangina satria Atra dia (l) ary izay manana azy dia mi-(l) ny tsy mino ilay teny nampitondrana ary mivavaka ho azy ireo mba hisokatra ny masom-panahiny.Mivavaka ihany anefa no azontsika atao fa Atra no manao ny ambiny ny rehetra
Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra ,eny sambatra

48. ikaretsaka ( 19/04/2010 21:36)
niryna:

Raha ny fahazoako azy dia tsy nametraka fanontaniana loatra rakapy fa nanao remark sy te hahalala ny hevitrao.hojerena raha mitombina na tsia
Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...
nahazo mpisolovava ika koa i rakapy eto an,nahazo kil roa izay ika

=)) =))

Odry milaza ny zavatra hitako ahako fa ianona no ohatran'ny tsy ampy kely an

49. ikaretsaka ( 19/04/2010 23:01)
ny an'ika mila tany lemaka vao hafafy hono ny voa k'nou

eo de diso fandray sy mi interpreter fahatany indray ikala boloky..

Asaina ny Tany ho lasa lemaka sy lonaka aloha.. vao afafy ny voa..
Mazava
?
50. xxx ( 20/04/2010 08:17)
rakapy:

:-D Tsy ohatran'ny mahatsiaro tena toy irony mpanera any @ stasionma taxibrosy ve i Niryna???

Mba mahaiza re manaja olona e ! Mety mba tsy ho faly koa nareo raha misy miteny hoe rakapy ve tsy mahatsiaro tena ohatry ny vehivavy eny Tsaralalàna ???

51. rakapy ( 20/04/2010 08:48)
Hoy i xxx 49
Hoy i rakapy:

Tsy ohatran'ny mahatsiaro tena toy irony mpanera any @ stasionma taxibrosy ve i Niryna???

Mba mahaiza re manaja olona e ! Mety mba tsy ho faly koa nareo raha misy miteny hoe rakapy ve tsy mahatsiaro tena ohatry ny vehivavy eny Tsaralalàna ???

Hajaina izy raha mahay manaja ny hafa fa rehefa tsy mahay manaja ny hafa kosa dia mba aseho aminy hoe manao ahoana izany tsy fanajana izany. Vakio aloha izay zavatra rehetra nosoratany na eto na ao @ dinika hafa izay vao miditra mpisolo vava ianao!
52. ikaretsaka ( 20/04/2010 14:21)
53. niryna ( 21/04/2010 04:34)

niryna:

Raha ny fahazoako azy dia tsy nametraka fanontaniana loatra rakapy fa nanao remark sy te hahalala ny hevitrao.hojerena raha mitombina na tsia
Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...
nahazo mpisolovava ika koa i rakapy eto an,nahazo kil roa izay ika

=)) =))
ikaretsaka:

Odry milaza ny zavatra hitako ahako fa ianona no ohatran'ny tsy ampy kely an
izaho tsy ampy kely hianao ampy be =))

54. niryna ( 21/04/2010 04:36)

ikaretsaka:

Odry milaza ny zavatra hitako ahako fa ianona no ohatran'ny tsy ampy kely an
niryna:

izaho tsy ampy kely hianao ampy be =))

:D

55. rakapy ( 21/04/2010 07:46)
:-D :-D :-D Toa miady kil ko nareo izany!!!! Ity no madeha aloha e! Ity direct e! izahay manana fitanterana tsara e! bla bla bla e!!!:-D :-D :-D

Izaho anie tsy handeha @ company-kristianinareo e mihintsy e! Tsy takatro ny saran-dalanareo fa lafo loatra, ny ambiansy ao anaty fiaranareo koa feno fankahalana sy fiatsaram-belatsihy. Ny fiaranareo manimba ny fiaraha-monina no sady be tabataba.
Aleoko mandeha irery na dia lavitra aza ny dia. Tandremo nefa fa sao tapaka frein fa loza be :-D :-D :-D
56. niryna ( 21/04/2010 16:42)
rakapy:

Izaho anie tsy handeha @ company-kristianinareo e mihintsy e! Tsy takatro ny saran-dalanareo fa lafo loatra,

=)) tsy misy fidirana fa free ka ,afaka mitady an'ilay Atry Abrahama sy Isaiaka ary Jakoba daholo ny olona,sady any amiNy irery no ahitana fahasambarana:afaka ny gadra,ny gadran'ny fahotana,ny gadran'ny fankahalana ,ny fizahozahoana sy ny tsy fanasiana hasina ny tenin'Atra,afaka daholo izany ary miadana sy milamina ara-tsaina ,tsy misy tebiteby intsony satria manana Azy
ny ambiansy ao anaty fiaranareo koa feno fankahalana sy fiatsaram-belatsihy.
mety ho fankahalana no andraisanao azy satria tsy mitovy tokoa ny ambiansy,ny anay feno fiderana an'ilay Atra avo indrindra,feno fankasitrahana fa tsy anome tsiny azy rehefa tsy mahazo.
ny fiantsarambelatsihy indray dia misy toerana iray ao am-piangonana miandry anao satria tsy misy iray lavorary ny krisitiana ka mety ho mpihatsaravelatsihy izy saingy tsy ho hafany irery ny toetrany ka dia mila vonjy amin'Atra izy mba ho hesoriny ilay fiantsarabelatsihiny;Tongava fa misy toerana iray miandry anao koa ao,na fialonana,na fankahalana na tsy mety mitia ny mpiarabelona na tsy mety mino ny teny nampitondraina,misy dabilio miandry anao iray koa ao am-piangonana. Tongava fa ny adidy ho vita ,ny fahafinaretana ho azo ary ny saina ho maivamaivana

57. rakapy ( 21/04/2010 18:15)
Hoy i Niryna

tsy misy fidirana fa free ka ,afaka mitady an'ilay Atry Abrahama sy Isaiaka ary Jakoba daholo ny olona,sady any amiNy irery no ahitana fahasambarana:afaka ny gadra,ny gadran'ny fahotana,ny gadran'ny fankahalana ,ny fizahozahoana sy ny tsy fanasiana hasina ny tenin'Atra,afaka daholo izany ary miadana sy milamina ara-tsaina ,tsy misy tebiteby intsony satria manana Azy
Voalaza teo :

Izao marina ilay fomban'ny devoly rehefa maka fanahy an! Misaotra fa izaho manana ny hinoako sy azoko iahanteherana lavitra nohon'ny finoanao ramatoa! :-D :-D :-D
58. ikaretsaka ( 21/04/2010 20:48)
:-D fidio ze tiana..mametraha fanontaniana e
59. niryna ( 22/04/2010 05:48)

odryy toa misy tsy mahazo teny gasy indray izy izany,devoly tsy milaza ny marina fa mandainga,ary mampiseho ny fankahalana ny olona mpiarabelona aminy no anisany asany,mpanasoketa sy mpandainga ary mpamitaka no asany ary maro ny olona izay voafandriny no ampiasainy amin'izany kanefa tsy mahafantatra fa heverin'izy ireo fa fombam-piainana fotsiny ihany ilay izy,izay no nahatonga an'i kristy nivavaka hoe Atra o mamale ny helony fa tsy fantany izay ataony
ary mbola fomban'ny devoly ihany koa no mahita anasoketana olona foana,sy mihevitra ny fisainany ho filamatra sy marina foana ary dia toheriny ny tenin'Atra . Atra hivavahanay dia Atra be fitiavana ,tia ny fahavalo,satria tsy ny olona no fahavalo fa ny fanahy miaraka aminy no manohitra ilay Atra ny fahamarinana ary ireo dia tsy mahafantatra izany na ho azavaina injatompolo eo aza satria ny filan'ny nofony no mbola manjaka.Atra irery ihany anefa no anova ny fisainan'ny olona ary safidy ihany hoe aho ombieny ombieny ho an'izay te hiala ny fatotry satana.Izao satana foana no manjara mahazo loza

ny fomban'ny devoly koa dia :mampandainga,mankahala,milaza ny tenany ho ambony noho ny hafa ,manohitra ny tenin'Atra foana,mamafy voa ratsy ary manantena ahita vokatra tsara avy eo .Ny tantara no aoka hitsara ary Atra irery hoy aho no hitsara antsika ka mahay mamafy tsara araka ny toriteninao ok

Ny tena zava-doza dia toheriny avokoa izay tenin'Atra rehetra kanefa tsy mahatsampa izany izy fa noheveriny fa ireo mitoriteny no toheriny,angaha tsy mampalahelo ihany .
:-* :-* :-* :-*
60. rakapy ( 22/04/2010 05:53)
Hoy i Niryna
devoly tsy milaza ny marina fa mandainga,ary mampiseho ny fankahalana ny olona mpiarabelona aminy no anisany asany,mpanasoketa sy mpandainga ary mpamitaka no asany ary maro ny olona izay voafandriny no ampiasainy amin'izany kanefa tsy mahafantatra fa heverin'izy ireo fa fombam-piainana fotsiny ihany ilay izy

:-D :-D :-D Ka io lainga sy fankahalana ary fanambonoana ny finonao afainao io re ! Aza manao toy ny gisa lahy homan-ketsa wa :-D :-D :-D
Ny tena loza dia ity ianao tsy mahita ny vay eo an-tapikandinao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088