Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra

21. Mpanazava ( 16/04/2010 07:54)
Samy arapanoharana na ilay voa na ilay rano resahinareo eto.
22. xxx ( 16/04/2010 08:44)
Mpanazava:
Samy arapanoharana na ilay voa na ilay rano resahinareo eto.

Tsara dia tsara ny nametrahanao io fanamarihana io
ikaretsaka:

Ka ny fahavokarana betsaka (araka ny resaka atsy ambadika atsy) dia tsy ny famafazana fahatany (goudron sy lasantsy hoy I rakapy izay) fa miatomboka any @ fiasana ny tany aloha.

Alefaso ny akotry 1 taonin'i niryna Sy rabord de afafazo eo ampovoantsena sy eny rehetra eny. Sy eny amorondrano sns... fa atokisako fa tsy hahavokatra noho ny akotry 1 sarety nafafy tery @ le tanimbary totohatra

Entre pa mampalahelo fa hanamarinako ny point ko... betsaka ny mosarena izao taorianan'ny tondra drano tany @ faritra atsimo atsinanan'i M/kara t@ cyclone farany teo iny: satria teo amorondrano izy no namboly de diboka tao aby!


Raha "ny kely fantatro" (dixit niryna) dia fitaovana ihany Kristiana fa Andriamanitra no manao ny asa , Izy no tompon'ny asa . Sanatria tsy fanaovana tsinontsinona ny voa ny famafazana azy eny an-tsena na eny amoron-drano fa manana planina hafa Andriamanitra , izay matetika tsy tahaka izay hi planifier-ntsika azy."Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo" hoy Jehovah ary Izy efa niteny hoe "mitoria na @ fotoana na tsy @ fotoana", toy ny hoe "sambatra izay mamafy @ rano rehetra"

Izany hoe tsy ny gestion de projet fanaontsika any am-piasàna no voatery ho entina eny @ fitoriana vao handaitra fa Izy tompon'ny asa no garant n'izay nanirahany

23. rakapy ( 16/04/2010 09:03)
Hoy i xxx21
Izany hoe tsy ny gestion de projet fanaontsika any am-piasàna no voatery ho entina eny @ fitoriana vao handaitra fa Izy tompon'ny asa no garant n'izay nanirahany

Koa raha mba misy traik'efa sy hevitra mahomby avy @ olombelona ve dia avelao ho an'A/tra irery ihany ny asa fa ny anjaratsika dia ny mamafy ary mamafy hatrany?
24. xxx ( 16/04/2010 09:07)
Hoy i xxx21
Izany hoe tsy ny gestion de projet fanaontsika any am-piasàna no voatery ho entina eny @ fitoriana vao handaitra fa Izy tompon'ny asa no garant n'izay nanirahany


rakapy:

Koa raha mba misy traik'efa sy hevitra mahomby avy @ olombelona ve dia avelao ho an'A/tra irery ihany ny asa fa ny anjaratsika dia ny mamafy ary mamafy hatrany?


Araky ny hevitrao ?


25. rakapy ( 16/04/2010 09:14)
Hoy i xxx23
Araky ny hevitrao ?

Tokony dia tokony hampiseho ilay traik'efa ( mahomby) tokoa isika raha manana izany.
Ary ny hevitrao?
26. xxx ( 16/04/2010 09:18)
rakapy:

Tokony dia tokony hampiseho ilay traik'efa ( mahomby) tokoa isika raha manana izany.
Ary ny hevitrao?

Ka naninona no napetrakao ilay fanontaniana teo aloha nefa efa nananao ny valiny ? Sa te hamandrika ny hafa ianao ?

27. Mpanazava ( 16/04/2010 09:22)
Oharina amin'ny tenin'Andriamanitra (torolalana, anatra, fampaherezana, famahana olana, fahamarinana) ny voa indraindray ary manondro olona kosa ny rano izany hoe olona rehetra araka ny fahalalako azy
28. rakapy ( 16/04/2010 09:36)
Hoy i xxx25
Sa te hamandrika ny hafa ianao

Fa nahoana ary no tonga dia raisina ho fandrika ilay fanotaniako??? Mety ho hafa mantsy ny hevitrao izay no nahatonga ahy hanotany.
Ny mahagaga anefa dia

Raha "ny kely fantatro" (dixit niryna) dia fitaovana ihany Kristiana fa Andriamanitra no manao ny asa , Izy no tompon'ny asa

Dia aiza ary izany hevitra izany?
29. xxx ( 16/04/2010 09:51)
Hoy i xxx25
Sa te hamandrika ny hafa ianao

rakapy:
Fa nahoana ary no tonga dia raisina ho fandrika ilay fanotaniako??? Mety ho hafa mantsy ny hevitrao izay no nahatonga ahy hanotany.


Satria raha dans l'esprit de partage ianao , dia na tsy fantatrao aza izay hevitro, dia azonao natao soso-kevitra tsotra avy hatrany hozaraina @ besinimaro ilay hevitrao , hamenoana izay efa nolazaiko teo aloha

30. rakapy ( 16/04/2010 10:01)
Hoy i xxx28
Satria raha dans l'esprit de partage ianao , dia na tsy fantatrao aza izay hevitro, dia azonao natao soso-kevitra tsotra avy hatrany hozaraina @ besinimaro ilay hevitrao , hamenoana izay efa nolazaiko teo aloh

Ka efa io narosoko io ary fa ohana indray. Fa ilay teninao etsy ambony no nahatonga ahy nanotany
Raha "ny kely fantatro" (dixit niryna) dia fitaovana ihany Kristiana fa Andriamanitra no manao ny asa , Izy no tompon'ny asa
31. ikaretsaka ( 16/04/2010 12:16)
xxx:


Hoy rakapy
Tokony dia tokony hampiseho ilay traik'efa ( mahomby) tokoa isika raha manana izany.
Ary ny hevitrao?

Novalianao hoe
Ka naninona no napetrakao ilay fanontaniana teo aloha nefa efa nananao ny valiny ? Sa te hamandrika ny hafa ianao ?



Raha ny fahazoako azy dia tsy nametraka fanontaniana loatra rakapy fa nanao remark sy te hahalala ny hevitrao.hojerena raha mitombina na tsia
Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...


32. xxx ( 16/04/2010 12:33)
ikaretsaka:

Raha ny fahazoako azy dia tsy nametraka fanontaniana loatra rakapy fa nanao remark sy te hahalala ny hevitrao.hojerena raha mitombina na tsia
Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...


Ity ilay izy ka fanontaniana no fahitako azy fa asa ny anao , misy "?" mantsy
Raha tsy izay koa tsy namaly izy


Koa raha mba misy traik'efa sy hevitra mahomby avy @ olombelona ve dia avelao ho an'A/tra irery ihany ny asa fa ny anjaratsika dia ny mamafy ary mamafy hatrany?


ikaretsaka:

Le hevitra arodo (raha azo atao) fa aza ny olona no jerena de aza mahana sahady...

Efa narosoko ny hevitro raha mamaky tsara ianao :lol: . En fait hevitra no narosoko aloha
Mety ho inona hoy ianao no tokony hahamahina ahy ? ( fanontaniana io )
33. rakapy ( 16/04/2010 12:46)
Tsssssss!!!!!! Tailaninareo indray ilay resaka ko!
34. ikaretsaka ( 16/04/2010 13:49)
Xxx> toa ianao manokana aloha no nametrahany sy nangatahany ny hevitra ko
35. niryna ( 19/04/2010 00:24)
ikaretsaka:

tena tsy le fanontaniana mihitsy no novalianao fa zavatra a cote tanteraka
hi,hi efa tonga izay aloha ny hafatra dia iza


36. niryna ( 19/04/2010 00:25)

ikaretsaka:

tena tsy le fanontaniana mihitsy no novalianao fa zavatra a cote tanteraka
hi,hi efa tonga izay aloha ny hafatra dia izay






37. niryna ( 19/04/2010 00:27)
Mpanazava:

Samy arapanoharana na ilay voa na ilay rano resahinareo eto.
izay indrindra


38. niryna ( 19/04/2010 00:40)
ikaretsaka:

Ka ny fahavokarana betsaka (araka ny resaka atsy ambadika atsy) dia tsy ny famafazana fahatany (goudron sy lasantsy hoy I rakapy izay) fa miatomboka any @ fiasana ny tany aloha.
e mampalahelo anie i toi ity e.
io indray ilay hs ,inona no idiran'ny goudron sy lasantsy ? :D :D

Fantako fa tsy manan-kavaly ika raha resaka tenin'Atra kanefa hafafy foana aloha ny voa fa tsy maintsy misy miditra amin'ny farany ,miandry fotoanany foana ny zavatra rehetra


Tohero foana woa ny tenin'ATra fa izay hafafinao no hojinjainao
ikaretsaka:

Alefaso ny akotry 1 taonin'i niryna Sy rabord de afafazo eo ampovoantsena sy eny rehetra eny. Sy eny amorondrano sns... fa atokisako fa tsy hahavokatra noho ny akotry 1 sarety nafafy tery @ le tanimbary totohatra
aza mitompo teny fatratra woa na olona iray fotsiny no miverina amin'Atra dia efa fifaliana lehibe izay,tsy ho voatery ho ny rehetra.Efa nambara koa izany hoe iza no hihaino ny teny izay nampitondraina ?
aza mivaky loha ny amin'izany fa hafafazo foana ny voa ary voa tsara hafafy fa miandry voa tsara avokoa ny olona ok

Entre pa mampalahelo fa hanamarinako ny point ko... betsaka ny mosarena izao taorianan'ny tondra drano tany @ faritra atsimo atsinanan'i M/kara t@ cyclone farany teo iny: satria teo amorondrano izy no namboly de diboka tao aby!
ka tsy ny point-tsika no atao tonga fa ny hafatra nomen'ATra antsika,raha vao ny hevitsika no eritreretina ho tonga dia manomboka mila mandinintena izay isika.Izay manetritena no asandratra fa izay manandratena no ahetry ,tandremo ary mihevitra ny tenantsika ho ambony noho ny olona an .mety mahantra noho hianao ireo,mety tsy manampahaizana noho hianao ireo saingy manana ambimbava tokoa ny olona izay manana an'Atra ary tsy mba mihambohambo ho mahay ny rehetra fa manetry tena foana ok





39. niryna ( 19/04/2010 01:00)
xxx:

ikaretsaka:

Ka ny fahavokarana betsaka (araka ny resaka atsy ambadika atsy) dia tsy ny famafazana fahatany (goudron sy lasantsy hoy I rakapy izay) fa miatomboka any @ fiasana ny tany aloha.
famafazana fahatany amin'ny ahoana,namafy ve aloha ika e,dia nakaiza ilay voa nafafinao ? ooops
ikaretsaka:



Raha "ny kely fantatro" (dixit niryna) dia fitaovana ihany Kristiana fa Andriamanitra no manao ny asa , Izy no tompon'ny asa .

inona izany dixit izany ry xxx ,
marina tanteraka fa ny kristiana rehetra dia fitaovana fa Atra no tompon'ny asa ary izay mandaha an'ireny olon'Atra ireny dia manda an'Atra fa tsy ilay olona nomen'Atra fahasoavana hizara

Sanatria tsy fanaovana tsinontsinona ny voa ny famafazana azy eny an-tsena na eny amoron-drano fa manana planina hafa Andriamanitra , izay matetika tsy tahaka izay hi planifier-ntsika azy."Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo" hoy Jehovah ary Izy efa niteny hoe "mitoria na @ fotoana na tsy @ fotoana", toy ny hoe "sambatra izay mamafy @ rano rehetra"

ny an'ika mila tany lemaka vao hafafy hono ny voa k'nou

Izany hoe tsy ny gestion de projet fanaontsika any am-piasàna no voatery ho entina eny @ fitoriana vao handaitra fa Izy tompon'ny asa no garant n'izay nanirahany





=D> =D> ^:^
40. niryna ( 19/04/2010 01:09)
Hoy i xxx23
Araky ny hevitrao ?
rakapy:

Tokony dia tokony hampiseho ilay traik'efa ( mahomby) tokoa isika raha manana izany.
Ary ny hevitrao?
angaha rehefa mamafy tonga dia ahafantatra hoe ho vokatra be no ho azo eo?
ny mpivarotra izao nivarotra fotsiny satria nino izy fa ny fivarotana no mety ho fivelomany.Raha mamafy koa ny olona dia mizara izay tokony ho tsara ka mety mahasoa ny olona ary Atra no manampy azy ,manindry ny fony ,ny fisainany mba hizara izay mahasoa ny rehetra ,tsy ny fisainany na ny hambony na ny hoe fizahazahoany fa ny fanetrentena no ataony ary mangataka amin'ATra izy mba ny fanahy masina no anampy azy

ary tsy manery ka tsy hisy hieritreritra koa eo hoe ahomby ity izao ,tsy tonga dia maka ny toeran'Atra ve izany ?
tsy any ny ahy ny olana fa ilay fandavana ny tenin'Atra ka ny fanoherana foana no ho eritreretina hoe ahomby ,tsia ,aza manamafy ny fo isika fa mbola tsy tara ary ireo izay nomena na dia manda aza dia efa samy naheno ny tenin'Atra avokoa izay fa sao hisy ilaza hoe mpampianatra o,tsy naheno ny teninao izany izahay


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081