Mangataka aminao aho ry raiko:mba iraho Lazarosy
81. ikaretsaka
(
08/04/2010 21:32)
Ka tsy I jesoa niresaka t@ izy 2 lahy lehibe nge ny andehanan ny arguments eto fa I piera sy ny apostoly 2 lahy nahita sy nahalala hoe iza ireo olona miresaka @ jesoa ireo e..izayay olona efa maty.
anaporofoana ilay hoe afaka mifandray sy mifankafantatra ny maty sy ny velona...
Sao ianao no mila sary ay arofanina sy rokony atoro hoe io ny carde fa tsy za?
anaporofoana ilay hoe afaka mifandray sy mifankafantatra ny maty sy ny velona...
Sao ianao no mila sary ay arofanina sy rokony atoro hoe io ny carde fa tsy za?
82. Mandefitra
(
09/04/2010 05:18)
ika:
anaporofoana ilay hoe afaka mifandray sy mifankafantatra ny maty sy ny velona...
lalina ihany tia hoe zay tiatiana ihany ty an ....
Raha iJesosy niova tarehy sy ny fahitana an i Elie sy Mosesy teo zao, tena tsy io nolazain i Ika mitsy no tokony hisongadina ...
Azo antoka fa mahalala ny SM ry piera sy ny apostoly, de nahafantatra ny tantara koa.
Ko raha niova tarehy Jesosy, ary nipoitra teo iry roa lahy (Elie sy Mosesy), azo antoka kokoa ilay hoe Jesosy no nampahafantatra azy roa lahy (t@ firesahana t@ izy roa lahy ohatra), noho ilay hoe izy roa lahy no nampahafantatra ny tenany t@ ry Piera.
Sady rahateo tsy voalaza hoe niresaka t@ ry Piera izy roa lahy.
Ary ny fisehoan izy roa lahy teo, hanaporofoana ny fiainana mandrakizay hoe misy tokoa ... Fampiharihariana ny maha Andriamanitra an'i Jesosy ireny, fanehoana ny fiaindanitra rahatrizay, hoe miaraka Aminy zay rehetra mino Azy.
"Izy no henoy" hoy ny Feo
84. ikaretsaka
(
09/04/2010 11:52)
Ka ny tsy azoko ange ry mandefitra ary tsy mety voavalinareo de hoe :
1)tsy nisy Jesosy niteny talohan'i Piera niteny le hoe
1)tsy nisy Jesosy niteny talohan'i Piera niteny le hoe
85. Mandefitra
(
09/04/2010 12:31)
Ty koa anakiray : "27 Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an'ny velona; koa diso indrindra hianareo."
@ Andriamanitra zany, matoa nasehony teo Elia sy Mosesy, velona ireny fa tsy maty.
Ary Elia anie ka tsy maty fa raka ny Mpanjaka II
IIMpanjaka 2:11 Ary raha mbola nandeha sy niresaka izy roa lahy, dia, indro, nisy kalesy afo sy soavaly afo nampisaraka azy roa lahy; ary elia niakatra tamin'ny tafio-drivotra ho any an-danitra
Ka vao maika tsy mitombina

ilay hoe afaka mifandray sy mifankafantatra ny maty sy ny velona...
86. ikaretsaka
(
09/04/2010 13:07)
(Tapaka).
1)tsy nisy hoe intervention anie t@ jesosy..raha araka ny voalaza t@ I =iera nilaza hoe hanorina trano lay..ka ahafahana mitompo teny fatratra @ ity \"azo antoka\" lazainareo ity e
1)tsy nisy hoe intervention anie t@ jesosy..raha araka ny voalaza t@ I =iera nilaza hoe hanorina trano lay..ka ahafahana mitompo teny fatratra @ ity \"azo antoka\" lazainareo ity e
87. ikaretsaka
(
09/04/2010 13:11)
Atra nahary. Sy mandidy ny "zavatra rehetra izy" ry Mandefitra...sa aminao sa aminao sy araka ny lojikan-tsimponao de misy hoe itony nohariany de itony tsary?
88. ikaretsaka
(
09/04/2010 17:56)
bor2lais:
Ika > mazotoa (homana) ianao fa izaho aloha dia voky e ! :D
Tsy mahita avaly @ le argu intsony ve rabord mandrapahita ny soratra hoe nanao temps mort razezo hoe" aoka aloha fa presentation: mosesy sy elia.. izy no rapiera sy rajakoba aminy"...
89. bor2lais
(
12/04/2010 11:13)
ikaretsaka:
bor2lais:
Ika > mazotoa (homana) ianao fa izaho aloha dia voky e ! :D
Tsy mahita avaly @ le argu intsony ve rabord mandrapahita ny soratra hoe nanao temps mort razezo hoe" aoka aloha fa presentation: mosesy sy elia.. izy no rapiera sy rajakoba aminy"...
---------
-> Ary mba mahalalĂ honona amin'izay Ra-Ika fa tsy manesika ihany a ! :D
90. ikaretsaka
(
12/04/2010 14:00)
ka tsy voavaly ny fanontaniana tsotrako koa.. moa nareo tsy mihaiky... :wink:
91. bor2lais
(
13/04/2010 09:59)
ika:
ka tsy voavaly ny fanontaniana tsotrako koa..
-> tsy voavaly aminao ilay izy satria tsy mifanaraka amin'ny valinteny nandrasanao Ă´ ... :D
ika:
moa nareo tsy mihaiky...
-> hitanao amin'izany ary ! Tsy mety raha tsy tanteraka foana ny "caprice"-ndRa-Ika an ! :D
92. ikaretsaka
(
13/04/2010 13:55)
Satria manozongozona ny credo anareo ny fiekena hoe. afaka mifandray ny maty sy ny velona hoe rabord a..de io narosoko io ny porofo io sy ny lojika.... de tsy manana Arguments afaka haroso hi contrena ilay izy
Mba honnette hoa
Mba honnette hoa
93. bor2lais
(
13/04/2010 16:26)
ika:
afaka mifandray ny maty sy ny velona hoe rabord a..de io narosoko io ny porofo io sy ny lojika....de tsy manana Arguments afaka haroso hi contrena ilay izy
-> ivereno vakiana tsara ny valinteny 74 fa aza manao bodongerona tahaka io moa Ra-Ika a ! :D
94. ikaretsaka
(
13/04/2010 17:17)
De efa voa contre io matoa nitohy hatraty ra borde fa aza eo no mody miaka midina eo. Ny fanontaniana tsy voavaly sy odianareo fanina ka nampitatra ity adihevitra ity de hoe
a) ny voasoratra (izay inoanareo) dia hoe tsy nisy an'i Jesoa nanao itervention ka nanao presentation. (Na karazarazan'izany)teo @ le tantara nefa tonga de spontanee I Piera niteny hoe handao hanangana trano lay ary tonga de fantany hoe I Moizy sy I Elie io.
b) t@ fomba ahoana ary no nahaizany izany, rehefa fantatra izany fa tsy niteny I Jesoa?
c)Ny tsy azo iadian-kevitra de nisy zavatra nitranga tao. Determiner-o zavatra nitranga io ka nahatonga an'i Piera nahalala.. dia inona no azo tsoahina...
Tsotra be ange le raisonnement e.. fa asangodingodinareo satria nareo tsy te hiaiky le fifandraisana...
Raha mahita raisonnement sy lojika hafa manodidina io tantara io moa rabord de arosoy! Sinon maneke!

95. Mandefitra
(
14/04/2010 05:12)
bor2lais:
Manamafy ny voalazako ihany koa izany fa raha tsy teo Jesoa dia tsy nahalala an\'i Elie sy Moise ry Piera !
NA koa hoe tsy afaka ny nahita an i Elia sy Mosesy ry Piera raha tsy t@ alalan\'i Jesosy. Satria Izy no fananganana @ maty sy fiainana => Arak zay efa nolazaiko fa @ Andriamanitra dia velona i Mosesy sy Elia.
Ary tsy sitrak\'Andriamanitra ny hiresahanan\'ny velona @ maty :
Isaia 8: 19 \" Moa tsy Andriamaniny va no tokony hilan\'ny olona saina? Fa hila saina amin\'ny maty ho an\'ny velona va izy?\"
96. niryna
(
14/04/2010 05:16)
ika:
afaka mifandray ny maty sy ny velona hoe rabord a..de io narosoko io ny porofo io sy ny lojika....de tsy manana Arguments afaka haroso hi contrena ilay izy
bor2lais:
-> ivereno vakiana tsara ny valinteny 74 fa aza manao bodongerona tahaka io moa Ra-Ika a ! :D
:roll: :D mahavariana tokoa e,izy irery foana no manana ny marina ary tsy mety hiaiky ny tsy finoany sy ny fizarany vilany izy ka lasa propangady daholo izay resahin'ny mpino rehetra eto
.mampalahelo fa izy tenany ihany no mila miova fo
97. niryna
(
14/04/2010 05:20)
ikaretsaka:
Satria manozongozona ny credo anareo ny fiekena hoe. afaka mifandray ny maty sy ny velona hoe rabord a..de io narosoko io ny porofo io sy ny lojika.... de tsy manana Arguments afaka haroso hi contrena ilay izy
Mba honnette hoa
omeo ny porofo ara-baiboly ary ,omena alalana hanao kopy/paste hianao androany fa mifandray ny maty.
aleo tonga dia omeko tsimpona: avelao ny maty andevina ny maty .inona no tian'i kristy lazaina amin'izany ?
indro kely e,aleo tsy kopy/paste fa teny avy ato anatiko no teneniko sao voatoraky ny voadabia eo aho,ha,ha
iza amin'izy mirahalahy isany no lasa vadin'ilay ramatoa raha maty daholo izy rehetra rehefa nanambady azy? dia ahoana hoy kristy ry ika ?
aoka hoy aho e,aza manao fitadidin'ny mpanaradrenirano toi e
98. ikaretsaka
(
14/04/2010 16:59)
omeo ny porofo ara-baiboly ary ,omena alalana hanao kopy/paste hianao androany fa mifandray ny maty.
io efa lavabe io ambony io ty niryna de mazotoa mamaky a.. ary tsy nahitanareo argument ni contrer azy
99. niryna
(
15/04/2010 18:15)
omeo ny porofo ara-baiboly ary ,omena alalana hanao kopy/paste hianao androany fa mifandray ny maty.:D
ikaretsaka:ok ary e,misaotra nizara
io efa lavabe io ambony io ty niryna de mazotoa mamaky a.. ary tsy nahitanareo argument ni contrer azy
100. ikaretsaka
(
15/04/2010 22:37)
vakio tsara lo vao mipetsopetsona sy mitsimpotsimpona izay tiana sy manao copy paste @ manaraka an
misaotra! :wink: :wink:
misaotra! :wink: :wink: