Mangataka aminao aho ry raiko:mba iraho Lazarosy

41. niryna ( 17/03/2010 18:24)
ikaretsaka:

io nge le lazaiko fooona hoe manomboka ety an-tany ny paradisa eeee

«L’autre jour j’ai révé que je me trouvais devant les portes du paradis. Et saint Pierre me disait : «Retourne sur Terre, il n’y a pas de bidonville ici».»

La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Le paradis

(Mere Teresa, L'evangile de la Vie)
niryna:

manomboka ety an-tany ahoana izany ?
mba afaka azavainao ve azafady e

ikaretsaka:


tsy vakianao akory ny zavatra nolazaiko io ambony io de asainao manazava aho.. nefa ao anatin'io ny valiny sy ny fanazavana tadiavinao

[quote] tsy itako ao any valiny fa nofiny io hoy izy

ka ilay izy tsimpontsimpona tsy avy aminao kanefa milaza tsy tia ny tsimpontsimpona ao anaty baiboly hianao, ny hevitrao no tadiavoko fa tsy kopia etsy sy eroa .misaotra mialoha :D
42. ikaretsaka ( 17/03/2010 18:27)
ka gravy be fa tsy hitanao akory le contexte an'ilay izy eto de lazainao fa mitsimpona aho nefa le tenin'ilay olona 1 manontolo no notateriko fa tsy ampahany ihany
43. niryna ( 17/03/2010 18:33)
bor2lais:

Voalaza teo :
"io nge le lazaiko fooona hoe manomboka ety an-tany ny paradisa eeee"
--------
Ika ihany kosa ange no nilaza hoe mora tenenina io fa sarotra tanterahina a ! :D



:D
44. niryna ( 17/03/2010 18:39)
soanja:


Tamin'ny andron'ny Jesoa dia niharihary teo imasony tokoa ny adin'ny mpanana sy ny mahantra. Ny fetsifetsy nampiharina tamin'ireo mahantra, indrindra eo amin'ny fitakiana hetra ho an'ireo sahirana tokoa mikaroka ny hanina an'io dia hafa indray ny ampitso. Ny hetra moa mankaiza fa fantany fa tsy ho aiza fa ho an'ny fanjakana izay miangatra tokoa ka manao daninin'ny kibony amin'ny lapabe sy ny filibana. Mitsetsitra ny madinika miady mafy miasa ny tany sy mamokatra hiodinana amin'ny fiainana. Io fahitana io tsy fitoviana io no isan'ny nanaitra an'i Jesoa ka nahatonga azy hitroatra ary hamoaka ny feo ao anatiny. Maro no tsy sahy satria matahotra ny ho faty sy faizina. Masiaka ny miaramila romanina tamin'izany. Ny fiangonana dia hitan'i Jesoa ka fa nanararaotra ny lalana voasoratra tamin'izany hamelezana ny madinika. Fihatsaram-belatsihy no niain'ireo mpitondra sy loholona. Fantan'i JESOA izany ary ontsa ny fony.

Io no sehatra voalohany nahatonga azy ho tazana. Ndeha hanavotra ireo mahatra voan'ny tsindry hazo lena. Hanome fahafahana ara-tsaina ireo izay malemy vokatry ny fiarahamonina feno tsindry sy kapoka mahamay. Io no filozofia entiny handraisana ny mahantra, ireo marary, ary ireo malemy ara-panahy!

Ireo teny eo ambony amiko dia fampiakarana ny moraly ho an'ny ireo izay mahantra sy fahadiranovana noho ny hetraketraky ny fiainana tsy azony ovana ety ivelany. Manome fotoana anao handinika ny tokony ataonao manoloana ny hafa. Manome fotoana anao hahafantatra fa olombelona ianao ka misy tokoa ny farany. Tsy natao hifamonoana ny fiainana fa hifamelomana. Io no tiany ampitaina. Tiavo ny namanao sy ny hafa na tsy mitovy aminao sy tsy misy ifandraisana aminao aza.



misaotra anao nizara


:-* :-*
45. ikaretsaka ( 17/03/2010 21:03)
niryna:


Voalaza teo :
"io nge le lazaiko fooona hoe manomboka ety an-tany ny paradisa eeee"
--------
Ika ihany kosa ange no nilaza hoe mora tenenina io fa sarotra tanterahina a ! :D



:D


Ito ny fanaovana azy ry Bord sy niryna an

People are often unreasonable, irrational, and self-centered. Forgive them anyway.

If you are kind, people may accuse you of selfish, ulterior motives. Be kind anyway.

If you are successful, you will win some unfaithful friends and some genuine enemies. Succeed anyway.

If you are honest and sincere people may deceive you. Be honest and sincere anyway.

What you spend years creating, others could destroy overnight. Create anyway.

If you find serenity and happiness, some may be jealous. Be happy anyway.

The good you do today, will often be forgotten. Do good anyway.

Give the best you have, and it will never be enough. Give your best anyway.

In the final analysis, it is between you and God. It was never between you and them anyway.


credited to Mother Teresa

46. ravonjison ( 18/03/2010 12:51)
ikaretsaka:

bor2lais:

Miverina amin'ilay lohateny aho.

Ny lesona hitako azo tsoahina amin'ilay tantara ihany koa dia ny hoe :
- tsy afaka hamonjy ny velona intsony ny maty !

Fomba fijeriko io an ! :D

Ok azoko le fijerinao.... fa aza adino fa io tantara io moa karazana fanoharana sy tantara fictif ihany no nanaovan'i Jesoa azy satria na Izy nitantara aza tsy nanatri maso... fa nataony hi prouver ny ilay point hoe afaka atomboka ety an-tany ny fanampiana ny majinika sy ny asa soa..sy/na hoe misy valiny ny zavatra rehetra ary tsy hijanona @ io toerana misy anao eto antany io foana ianao





"... tsy afaka hamonjy ny velona intsony ny maty ... "
Tsy izay fotsiny ihany , fa tena midika mihitsy hoe : ny velona sy ny maty dia efa samy manana ny fiainany izay tsy afaka mifandray velively, samy manana ny azy.
Raha hitariko dia azo anomezana ny hevitry ny baiboly mikasika ny " fitahian' ny razana " .
Araka io hevitry ny baiboly io dia mazava hoazy fa " tsy mitahy ny razana ", ary tsy afaka hifandray velively @ fiainan' ny velona intsony.
47. ikaretsaka ( 18/03/2010 13:28)
ka naninona kay no tsy mbola "nifoha nihady vomanga" ry zalahy ry Ravonji?

satria "raha razana no tsy nitahy dia fohazy hihady vomanga"hono!

amiko ny olona lasana tsy hoe "maty" de zay FA LASA NIALOHA .. fa matoa aho sahy manao ny credo ko mafy de mafy hoe mino ny fiainana mbola ho avy sy fiainan-tsy hita dia FIAINANA izany ny any

dia ao amin'io baiboly io ihany ary io tantara io ihany... Ikaky Abrahama lazaina eto ataoko efa maty (lasa mialoha) .... ko naninona no mbola nifanerasera ihany..
i Mosesy sy i Elia taoko efa maty (lasana mialoha) , ko nahoana no mbola niresaka t@ Jesoa nony niova tarehy i Jesoa, ary fantatry ry Piera sy ny namany hoe i Mosesy io de i Elia io!

Dia i Paoly koa raha tsy diso aho nilaza fa vatana 1 ihany ny Xtianina rehetra vita batemy (na ny efa lasa na ny mbola eto antany) 1 Corinthians 12:13,Rom 8:38-39

48. ravonjison ( 18/03/2010 15:23)
ikaretsaka:

ka naninona kay no tsy mbola \"nifoha nihady vomanga\" ry zalahy ry Ravonji?

satria \"raha razana no tsy nitahy dia fohazy hihady vomanga\"hono!

amiko ny olona lasana tsy hoe \"maty\" de zay FA LASA NIALOHA .. fa matoa aho sahy manao ny credo ko mafy de mafy hoe mino ny fiainana mbola ho avy sy fiainan-tsy hita dia FIAINANA izany ny any

dia ao amin\'io baiboly io ihany ary io tantara io ihany... Ikaky Abrahama lazaina eto ataoko efa maty (lasa mialoha) .... ko naninona no mbola nifanerasera ihany..
i Mosesy sy i Elia taoko efa maty (lasana mialoha) , ko nahoana no mbola niresaka t@ Jesoa nony niova tarehy i Jesoa, ary fantatry ry Piera sy ny namany hoe i Mosesy io de i Elia io!

Dia i Paoly koa raha tsy diso aho nilaza fa vatana 1 ihany ny Xtianina rehetra vita batemy (na ny efa lasa na ny mbola eto antany) 1 Corinthians 12:13,Rom 8:38-39





Salut Ika , izao indray aho vao mandalo , fa tena tany Dago aho teo ary variana ni-filmer mpitsabo mpanao ody gasy tany Ambohimandroso sy Ambatolampy tany...

Raha ny ao anaty baiboly no raisina dia misy andininy ( tena tsy tadidiko fa miala tsiny) milaza fa tsy misy hifandraisany intsony ny maty sy ny velona. Misy indray anefa andininy hafa milaza fa niseho t@ velona ireo olona manandanja sasany ao @ baiboly. Noho izany araka ny efa mahazatra dia misy foana ireo hevitra sasany mifanohitra izay sarotra ny \" inerptretation -ny.
Ka anajaran\' ny tsirairay ny mandray azy , na en contexte, na araka ny tsimpona fotsiny ( araka ilay voalazako @ ady hevitra atsy ambadika atsy : maso solon\' ny maso sns...).

Fa raha ny hevitro manokana dia : ny maty sy ny velona dia tsy afaka mifanerasera intsony. Eritreritra sy finoana sisa no azo hanaovana izany...

Ireny voalaza ao @ baiboly ireny, Elisa , Elia, Mosesy, sns...dia resaka fotsiny, satria tsy misy afaka manaporofo fa niseho tokoa izy ireo. Azo raisina ho fanoharana fotsiny ihany.
Ireo voalaza etsy ambony : eo an-tratran¨i Abraham, any @ afobe sy paradisa ilay mahantra sy mpana-karena dia niresaka sns...dia fictions fotsiny amiko , ka tsy azoko raisina velively.
49. ikaretsaka ( 18/03/2010 15:59)

de eo le baiboly no questionable:

ka raha io baiboly io ange ravonjy no tsimponina, na tsimpona fe tsimpona io na ara contexte.... de etsy milaza hoe afaka mifandray..de eo koa misy milaza hoe tsy afaka mifandray e
samy voalaza ao aby izay... ary samy afaka mi argue hoe fanoharana e, zao e, aroa e... arakarak'izay mahametimety ny reviny

raha hevitra manokana koa no hitondrana azy dia arakaraky ny finoana sy fihevitra koa io, raha mino ianao fa mifandray le izy de ianao sy izay olona hasianao (efa miresaka ody gasy ihany mo ianao) no handairany, raha tsy mino ianao de zay zany... raha mandaitra tampona aminao (nisy nanisy ody ohatra ianao ka voa mafy ) dia soit ianao mino, soit ianao tsy mino de mitady ary hitady pretexte foana hanohananano ny finoana-na tsy finoanao...
50. niryna ( 19/03/2010 19:48)
ikaretsaka:

[quote=niryna]

Voalaza teo :
"io nge le lazaiko fooona hoe manomboka ety an-tany ny paradisa eeee"
--------
Ika ihany kosa ange no nilaza hoe mora tenenina io fa sarotra tanterahina a ! :D



:D


Ito ny fanaovana azy ry Bord sy niryna an

[i]People are often unreasonable, irrational, and self-centered. Forgive them anyway.

If you are kind, people may accuse you of selfish, ulterior motives. Be kind anyway.

olona kind ve dia ho lazaina fa ho selfish ha,ha
51. ikaretsaka ( 20/03/2010 02:53)
niryna anie tsy mamaky tsara hatramin'ny farany e...
people are(.....) YOU be(..._ anyway
sa ny mason'inonao moa no mamaky?
52. niryna ( 22/03/2010 03:02)
ikaretsaka:

ka naninona kay no tsy mbola "nifoha nihady vomanga" ry zalahy ry Ravonji?

satria "raha razana no tsy nitahy dia fohazy hihady vomanga"hono!
ndry ,fanoharana ataon'ny malagasy io ry ika ,tsy misy koa ny vomanga hadina ka sady ny vatany efa maty fa ny fanahy dia ho velona avokoa ,ny tenin'ny baiboly koa io an fa misy ireo vatana afaka mandehandeha eny rehetra eny toy ny lolovokatra ,ny matoatoa.Mbola teny ao anatin'ny baiboly ihany koa io

amiko ny olona lasana tsy hoe "maty" de zay FA LASA NIALOHA .. fa matoa aho sahy manao ny credo ko mafy de mafy hoe mino ny fiainana mbola ho avy sy fiainan-tsy hita dia FIAINANA izany ny any
izany ahay
aleo aloha omena holy kiss toi fa ela tsy nahazo ba kely izay :D
tandremo fotsiny sao mieritreritra hoe anavotra ahy ranonana na hiaraka amindranona aho na hoe andeha aho amangy ny fianakaviako any am-pasana fa tsy misy hifandraisantsika aminy intsony,ato am-pontsika izy ary tsy ho hadino fa raha eny amin'ny fasana isika no miteniteny sy miresaka ny maty dia tsy misy maheno antsika eo fa ny havelo misodisody no maheno antsika ,ny mety ho loza dia anaraka antsika izy ary dia... fa ny maty aleo hoy ny tompo andevina ny maty.
inona indray re izany ry niryna e,maty ara-panahy io fa ny velona ara-panahy dia hiaraka ihany koa

dia ao amin'io baiboly io ihany ary io tantara io ihany... Ikaky Abrahama lazaina eto ataoko efa maty (lasa mialoha) .... ko naninona no mbola nifanerasera ihany..
i Mosesy sy i Elia taoko efa maty (lasana mialoha) , ko nahoana no mbola niresaka t@ Jesoa nony niova tarehy i Jesoa, ary fantatry ry Piera sy ny namany hoe i Mosesy io de i Elia io!
inona no mahagaga an'ika amin'izany kosa e,inona no zavatra tsy vitan'Atra ? olo-masina nofidian'Atra irery ,izy tenany no nifidy sy niresaka tamin'ireny ary dia asehony antsika koa fa ho toy izany koa isika raha mino ilay kristy(izy irery ihany an,tsy misy mpanelanelana hafa amin'ny olona ety ambon'ny tany mitovy amintsika an )

Dia i Paoly koa raha tsy diso aho nilaza fa vatana 1 ihany ny Xtianina rehetra vita batemy (na ny efa lasa na ny mbola eto antany) 1 Corinthians 12:13,Rom 8:38-39
eny tompoko,nohamafisiny tokoa fa ny kristiana rehetra,ny olona mino an'i kristy io,tsy misy diso izany fa ny baiboly no miteny izany


53. niryna ( 22/03/2010 03:12)
ravonjison:


Raha ny ao anaty baiboly no raisina dia misy andininy ( tena tsy tadidiko fa miala tsiny) milaza fa tsy misy hifandraisany intsony ny maty sy ny velona.
miombokevitra koa araka ny tenin'Atra no manazava izany amintsika

Misy indray anefa andininy hafa milaza fa niseho t@ velona ireo olona manandanja sasany ao @ baiboly. Noho izany araka ny efa mahazatra dia misy foana ireo hevitra sasany mifanohitra izay sarotra ny " inerptretation -ny.
Ka anajaran' ny tsirairay ny mandray azy , na en contexte, na araka ny tsimpona fotsiny ( araka ilay voalazako @ ady hevitra atsy ambadika atsy : maso solon' ny maso sns...).
misaotra anao

Fa raha ny hevitro manokana dia : ny maty sy ny velona dia tsy afaka mifanerasera intsony. Eritreritra sy finoana sisa no azo hanaovana izany...
ary asehon'Atra amin'ny tantara maro ilay izy mba ho fantantsika izy mpihaino koa ,fanoharana foana no omeny ary tantarana niseho foana koa no anehoany antsika izany dia anjaran'izay mino na tsia fa nomeny tokoa aloha ny teny

Ireny voalaza ao @ baiboly ireny, Elisa , Elia, Mosesy, sns...dia resaka fotsiny, satria tsy misy afaka manaporofo fa niseho tokoa izy ireo. Azo raisina ho fanoharana fotsiny ihany.
raha tsy niseho ilay izy dia tsy nanonona anaran'olona izy ka,jereo fotsiny ilay hoe rangahy mpanankarena sy Lazarosy,tantara ifatohan'ny maro izany dia i lazarosy.
Maro anefa no tsy noteneniny ny anarana,ramatoa narary nandritra ny roambin'ny folo taona,rangahy nipetrahan'ny fanahy maloto nipetraka teo ama-pasana,ny zanaky ny mpanjaka narary ,zazavavy kely roa ambin'ny folo taona maty kanefa novelominy .
Paoly nanohitra azy ka aamono sy nanenjika an'i kristy - Matetika miova ny anarana rehefa novainy koa ny fony

Ireo voalaza etsy ambony : eo an-tratran¨i Abraham, any @ afobe sy paradisa ilay mahantra sy mpana-karena dia niresaka sns...dia fictions fotsiny amiko , ka tsy azoko raisina velively.

misaotra anao nizara,raiso foana izay mifanaraka ny finoana,zaraina fotsiny ho an'izay mangetaheta tokoa ireo ka fa tsy ho voatery hino hianao raha mbola tsy nomeny izany tokoa


54. ikaretsaka ( 22/03/2010 13:55)
de zavatra contradictoire be ange ny zavatra tsimpotsimponin'i niryna eto e de tsy hita intsony ny tianao hahatongavana! dia lasa miboredika be ianao sisa!

ny lohahevitra de hoe "mifanerasera ve ny maty sy velona?"
de
a)Tsia ho'zy nareo
b)Possible hoy aho

Tsia ho'zy nareo satria : de notanisainanareo ny tantaran'i lazarosy sy i Dives (fanoharana) sy le resaka tevana be...

Possible hoy ahako satria: (ary tsy haka lavitra isika): dia notanisaiko ny nananganana ilay
-Lazara (lazarosy) anankiray hafa anadahin'i Marta sy i Maria Madelenina: dia efa maty andro maromaro de niverina velona indray, i Jesoa dia velona, i Lazara dia efa maty... lazainareo fa tsy afaka mifandray ny velona sy ny maty... nefa araka ny voalaza dia niantso ny maty i Jesoa hiverina ho eto @ velona indray. dia iny i Lazarosy fa velona!
_ Ny tantaran'i Jesoa niova Tarehy, t@ izany andro izany dia I jesoa dia velona, i PIera sy izy 2 lahy apostoly koa velona: i Moizy sy i Elia efa maty.. ko ahoana no mifankahita sy mifankafantatra ry zareo?

Azonao @ izay le arguments? Eo handraiisana azy dia eo valiana...
Misaotra!
55. fijo ( 25/03/2010 22:37)
zay e,miantomboka ety an tany io,ary ataovy aloha izay ahatomomban atsara ny ety an tany,fa ho ita eo ihany ny any aoriann'y fahafatesana
56. xxx ( 25/03/2010 22:59)
ha!ha! le fijo hono no mba hananatra oe! ataovy aloha izay hahatomombana tsara ety an-tany!ny an-drangahy ve aloha mba efa nasian-drangahy fandinihana e,surtout ilay aorian'io fahafatesana io!!!Toa mampanahy ahy ihany mantsy raha ny momba anareo no dinihina.sady raha handany andro lava eto isan'andro ihany ve rangahy! tsy aleo mba ny hoavy @ zay no dinihana a.
57. ikaretsaka ( 26/03/2010 20:43)
ka lasa misavoana le izy @ izay ra xxx raha tonga de dinihina amin'izao fotsiny ny ho avy raha tsy mifototra @ eto aloha..
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany"
58. fijo ( 26/03/2010 22:54)
le aoriann'y fahafatesana io arakarany ka,hoann'y mino azy,dia any izy mahita azy,hoanay tsy mino azy,dia vita eto ny tantara.
59. bor2lais ( 30/03/2010 11:25)
Hoy Ika etsy ambony (valinteny 53) :

"ny lohahevitra de hoe "mifanerasera ve ny maty sy velona?"
de
a)Tsia ho'zy nareo
b)Possible hoy aho

Tsia ho'zy nareo satria : de notanisainanareo ny tantaran'i lazarosy sy i Dives (fanoharana) sy le resaka tevana be...

Possible hoy ahako satria: (ary tsy haka lavitra isika): dia notanisaiko ny nananganana ilay
-Lazara (lazarosy) anankiray hafa anadahin'i Marta sy i Maria Madelenina: dia efa maty andro maromaro de niverina velona indray, i Jesoa dia velona, i Lazara dia efa maty... lazainareo fa tsy afaka mifandray ny velona sy ny maty... nefa araka ny voalaza dia niantso ny maty i Jesoa hiverina ho eto @ velona indray. dia iny i Lazarosy fa velona!
_ Ny tantaran'i Jesoa niova Tarehy, t@ izany andro izany dia I jesoa dia velona, i PIera sy izy 2 lahy apostoly koa velona: i Moizy sy i Elia efa maty.. ko ahoana no mifankahita sy mifankafantatra ry zareo?"
----------
Ka Izy kosa ange no fananganana ny maty e ! :D
Miresaka an'i Piera sy izy 2 lahy i Ika ! Fa angaha moa niresaka t@ Elia sy Moizy izy ireo ? :D
60. ikaretsaka ( 30/03/2010 17:11)
mba ataovy serieux le arguments kle

-fa rehefa "fananganana maty" izany de mety? de rehefa inona no tsy mety? :wink:
- hoy ianao hoe tsy niresaka, fa raiso ara lojika hoe : dia ahoana ary no nahalalan'i Piera sy izy mitsam apostoly, izay mpanjono tsotra,ary samy tsy nisy nahita an'i Mosesy sy i Elia fony fahavelony hoe itsy raMosesy de irokatra no ra Elia aminy? hmmm?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0147