Mangataka aminao aho ry raiko:mba iraho Lazarosy
61. bor2lais
(
30/03/2010 17:51)
Jesoa kosa ange ry Ika sady Andriamanitra no olombelona (raha ny finoana Kristiana no resahina aloha eto). Noho izany tsy azonao ampitovina amin'i Piera Izy ohatra.
Momba ny nahalalan-dry Piera an'i Elia sy Mosesy indray aloha tsy haiko fa raha ny fahafantarako azy dia TSY NIRESAKA tamin'izy ireo (Elie sy Mosesy) akory ry zareo (Piera sy izy 2 lahy) !
Ary mbola voalaza aza hoe : Jesoa no henoy !
Eo dia afaka manao interprétation ny rehetra. Amiko ohatra dia toa miteny io hoe ny velona (Jesoa eto) no henoy fa tsy ny maty (Elie sy Moise) ...
Amiko izay aloha an ! :D

62. ikaretsaka
(
30/03/2010 18:31)
bord> marina tokoa fa misy hoe Jesoa no henoy, fa misy koa hoe hampiasao ny saina sy talenta handinihina...
de eto izy ampiasao :
ny fanontaniana nipetraka de hoe "ahoana ary no nahalalan'izy 3 mirahalahy hoe itsy no Elia de irokatra no Mosesy aminy"
satria hoe satria tsy voalaza de tsy nisy niteny sa de mazii maziii sy miracle mon ami?
tsy hoe satria tsy voalaza sy tsy voasoratra akory de tsy nisy!

63. bor2lais
(
31/03/2010 07:35)
Hiezaka ary aho hanome valinteny ho an'i Ika e :
Hoy i Ika :
"ny fanontaniana nipetraka de hoe "ahoana ary no nahalalan'izy 3 mirahalahy hoe itsy no Elia de irokatra no Mosesy aminy""
Raha ny fijeriko manokana azy dia izao :
"à travers" n'i Jesoa (izay Mazava mamirapiratra) no nahalalàny azy ireo ! Izany hoe Jesoa no nanazava an'i Elie sy Moise tamin-dry Piera ka nahatonga azy ireo nahalala azy ! :D
Averiko indray fa fijeriko manokana io !
Dia mba miandry ny hevitrao sy ny fanazavanao indray izany Ra-Ika a (araka ny saina sy talenta izay ao aminao araka ny voalazano etsy ambony) ! :D

64. ni81
(
31/03/2010 08:31)
Ny lesona hitako azo tsoahina amin'ilay tantara ihany koa dia ny hoe :marina dia marina
- tsy afaka hamonjy ny velona intsony ny maty
66. ikaretsaka
(
01/04/2010 15:22)
bor2lais:
Hiezaka ary aho hanome valinteny ho an'i Ika e :
Hoy i Ika :
"ny fanontaniana nipetraka de hoe "ahoana ary no nahalalan'izy 3 mirahalahy hoe itsy no Elia de irokatra no Mosesy aminy""
Raha ny fijeriko manokana azy dia izao :
"à travers" n'i Jesoa (izay Mazava mamirapiratra) no nahalalàny azy ireo ! Izany hoe Jesoa no nanazava an'i Elie sy Moise tamin-dry Piera ka nahatonga azy ireo nahalala azy ! :D
Averiko indray fa fijeriko manokana io !
Dia mba miandry ny hevitrao sy ny fanazavanao indray izany Ra-Ika a (araka ny saina sy talenta izay ao aminao araka ny voalazano etsy ambony) ! :D
de maninona no avy dia ataonao hoe a travers an'i Jesoa anefa tsy voalaza hoe i Jesoa no niteny t@ izy 3 mitsam?
maninona no tsy mba noeritreretina le possibilite hoe mba nanao presentation tena t@ izy 3 mitsam izy 2lahy lehibe ?
satria samy tsy voalaza ireo
67. bor2lais
(
02/04/2010 08:48)
Hoy Ika :
\"de maninona no avy dia ataonao hoe a travers an\'i Jesoa anefa tsy voalaza hoe i Jesoa no niteny t@ izy 3 mitsam?\"
---------
Ny zavatra lazaiko io dia mifototra amin\'ny voasoratra na dia tsy ara-bakiteny (tahaka ny andrasanao) aza ilay izy.
Ndeha fa ezahiko hazavaina aminao indray ary ny tiako lazaina.
\"Nahoana no à travers an\'i Jesoa ?\"
Ny voasoratra dia milaza mazava fa nazava namirapiratra i Jesoa. Ary tamin\'izay famirapiratany izay no nahitan-dry Piera an\'i Elie sy Moise niresaka tamiNY. Izany hoe amiko raha tsy teo Jesoa nanazava dia tsy ho nahita na nahalala an\'i Elie sy Moise ry Piera sy ny namany.
Hoy indray Ika hoe :
\"maninona no tsy mba noeritreretina le possibilite hoe mba nanao presentation tena t@ izy 3 mitsam izy 2lahy lehibe ?\"
--------
Ny voasoratra dia milaza mazava fa i Jesoa no niresahin\'i Elie sy Moise fa tsy Piera sy ny namany. Ary voalaza ihany koa fa vao nitsahatra ilay famirapiratana nanazava dia tsy teo intsony koa i Elie sy Moise fa Jesoa irery sisa no hitany. :D
Ny mety ho présentation (na dia tsy mivantana aza) nisy angamba dia ny hoe : ny faminaniana (Elie) sy ny lalàna (Moise) rehetra dia manambara an\'i Jesoa ...
Ary eo ny hinoako kokoa dia ny hoe Jesoa no maneho amin-dry Piera sy namany fa ny faminaniana sy ny lalàna rehetra (tao amin\'ny testamenta taloha) dia manambara Azy, fa tsy hoe Elie sy Moise akory no maneho amin-dry Piera fa ity Jesoa ity no tianay ambara ao amin\'ny testamenta taloha ! :D
Fomba fijeriko ihany anefa izay ! :D
Mazava ho azy fa hajaiko tanteraka ny fomba fijerinao raha toa ka hoy i Ika hoe Elie sy Moise no tonga ni-se présenter (tsy nila an\'i Jesoa) teo amin-dry Piera nilaza hoe \"ireto izahay 2 lahy lehibe\" !:D

68. ikaretsaka
(
02/04/2010 18:49)
Tsy mitombina le fijerinao amiko fa azafady an:
izao mantsy
ka raha ianareo sy i Niryna sy Ravonjy ve ohatra rabord no miresaka ary tsy taminay fa hitanay sy ra fijo ary rakapy ohatra de hoe: "a travers an'i Rabord no nahalalanay fa ravonjy sy i niryna no niresaka taminao, nefa izahay nanatrika teo? 8O
Ny voasoratra dia milaza mazava fa i Jesoa no niresahin'i Elie sy Moise fa tsy Piera sy ny namany
izao mantsy
ka raha ianareo sy i Niryna sy Ravonjy ve ohatra rabord no miresaka ary tsy taminay fa hitanay sy ra fijo ary rakapy ohatra de hoe: "a travers an'i Rabord no nahalalanay fa ravonjy sy i niryna no niresaka taminao, nefa izahay nanatrika teo? 8O
69. bor2lais
(
03/04/2010 10:20)
Mba mahatsikaiky koa ange Ika izany an! :D
Tahaka ny olona tonga tara ao amin'ilay tantara ka tsy naharaka ny niandohany : eo amin'ilay "scène" misy an'i Piera sy ny namany mijery an'i Jesoa miresaka amin'i Elie sy Moise no hanaovanao fixation fa tsy ny fizotran'ny tantara hoe nahoana no tonga teo amin'io "toerana" io ry zareo !
Iza no nitondra azy teo ? Nisy anton-dia ve (sa andeha hitsangatsangana) ? Inona no nitranga nony tonga teo amin'io toerana io ? Inona no nolazain'ilay nitondra azy ireo teo nony nifarana ilay anton-dia ?
Marihiko fotsiny fa niova tarehy aloha i Jesoa vao nahita an'i Elie sy Moise (izay niresaka tamin'i Jesoa) ry Piera ! Fa tsy hoe nahita an'i Elie sy Moise akory ry Piera vao niova tarehy Jesoa ! :D
Tsy hitarika an'i Ika hanaraka ny fomba fijeriko akory no tanjoko eto fa manome fanazavana araka ny fomba fijeriko satria nanontany izany Ika ! Tsy misy olana akory raha toa ka tsy mitombona aminao akory izany ! :D
Saingy mba mahaliana ahy kosa aloha raha mba azonao omena eto ny fanazavan'i Ika mikasika ilay argument hoe : "izy 2 lahy lehibe no tonga ni-se présenter tamin-dry Piera e !" Dia misaotra anao mialoha ! :D

70. ikaretsaka
(
03/04/2010 13:40)
ka 2 ange ny fanontaniana fa aodikodin-drabord be e ny tantara samy nahay aby
fa ny havitra tsy itovizana de hoe
1- (na taloha na tafara) de ahoana no nahalalan-dry Piera fa i Elie sy i Moise ireo niresaka tamin-drazezo?
2-Miteny ianao fa a travers an'i Jesoa (+ny hypothese nao): de hoy aho hoe tsy voasoratra fa a travers an'i Jesoa fa hypothese fotsiny izany, satria tsy nisy an'i Jesoa niteny akory dia rafitra niloa-bava i lery hoe "milay aty izany fa andao hanangana tentes anankitelo de ny 1 ho an'i Jesoa de 1 avy ho an'i Moizy sy Elia... ary voalaza fa tsy tao @ etat d'esprit normal lery t@ io... izany hoe tsy mandeha le a travers teto fa lery tao @ etat d'esprit no nahalala ireto olona 2 ireto

71. bor2lais
(
07/04/2010 10:01)
Ika >
1. Déduction miainga avy amin'ny voasoratra no nataoko fa tsy hypothèse araka ny voalazanao akory. Izany hoe avy amin'ny voasoratra no nanatsoahako fa tamin'ny alàlaNY no nahafantaran-dry Piera azy 2 lahy lehibe. Tsy olana raha toa ka hitanao fa tsy mitombona ilay déduction nataoko !:D
2. Mety ilay teny hoe "à travers" no tsy azonao na tsy tianao ny fampiasako azy ! Tsy olana fa ovay hoe "tamin'ny alàlaNY" indray ary ! :D
3. Voalaza teo :
"rafitra niloa-bava i lery hoe "milay aty izany fa andao hanangana tentes anankitelo de ny 1 ho an'i Jesoa de 1 avy ho an'i Moizy sy Elia... ary voalaza fa tsy tao @ etat d'esprit normal lery t@ io... izany hoe tsy mandeha le a travers teto fa lery tao @ etat d'esprit no nahalala ireto olona 2 ireto "
-> ka io ve ilay fanazavana nangatahiko entin'i Ika manohana fa "izy 2 lahy lehibe no tonga ni-se présenter t@ ndry Piera" sa hafa ? :D

72. ikaretsaka
(
07/04/2010 16:17)
1-eto aloha tsisy voasoratra hoe t@ alalany no kopy izy 3 lahy hoe iza ireo 2 lahy miresaka @ razezo ireo..na par tsimpona io na par contexte
2--Ka maninona le possibilite 1 no tsy no deductevanao aza? Fa ny @ alalany ihany ihany no persistevana fatratra? Sa hoe io no metimety aminao kokoa?
"Raha izay metimety aminao ihany no inoanao fa izay tsy azoazonao dia ignorenao na odianao fanina... dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao"

73. bor2lais
(
07/04/2010 17:03)
ikaretsaka:
1-eto aloha tsisy voasoratra hoe t@ alalany no kopy izy 3 lahy hoe iza ireo 2 lahy miresaka @ razezo ireo..na par tsimpona io na par contexte
----
Ka izay indrindra anie no mahatonga ahy manao "déduction" miainga avy amin'ny voasoratra e ! Raha voasoratra mazava tao io dia tsy nilaina ny fanazavana be ...
ikaretsaka:
2--Ka maninona le possibilite 1 no tsy no deductevanao aza? Fa ny @ alalany ihany ihany no persistevana fatratra? Sa hoe io no metimety aminao kokoa?
"Raha izay metimety aminao ihany no inoanao fa izay tsy azoazonao dia ignorenao na odianao fanina... dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao"
-------
Rehefa niainga avy amin'ny voasoratra aho dia tsy nety tonga tamin'io lazainao "possibilité" 1 io ka izay indrindra no mahatonga ahy mangataka amin'i Ika fanazavana manokana mikasika izany ! :D
74. ikaretsaka
(
07/04/2010 22:28)
Satria nodianao fanina le voasoratra hafa naveriko io ambony io angamba. Na fanahy inianao tsy niaingana mihitsy sy tsy no deductevana,,
Ity le lojika mantsy:Le voalazan iPiera hoe... "andeha hanao trano lay isika (hainao ny tohiny)" : tsy nisy a travers an'i Jesoa anie teo ka hoe niteny I jesoa hoe pause kely aloha ra mosesy sy Elia fa hanazava amin'izy 3 mitsam ahako sy hanao presentatio hoe iza nareo mianaka...
De hoe o rapiera a: lery no mosesy de lery no elia...
Tsy nisy izay anefa fa tonga dia nahay I piera... raha nisy izay de nekeko 100% ny deduction anao lazaina Hoe niainga t@ voasoratra sy a travers an'i jesoa
->1)tsy nisy teto ny voasoratra mombana a travers
2) raha ny voasoratra @ tantara eto de tsisy ny intervention an'i jesoa
3)azo deducter-na hoe nifankahita ny velona sy ny maty satria I Piera eto velona nahita sy nahalala an'i mosesy sy elia avy hatrany nefa efa maty anjatony taona talohany... tsy hitany t@ sary mialoha tany... ary miainga @ voasoratra izany

75. bor2lais
(
08/04/2010 09:13)
ikaretsaka:
Satria nodianao fanina le voasoratra hafa naveriko io ambony io angamba. Na fanahy inianao tsy niaingana mihitsy sy tsy no deductevana,,
Ity le lojika mantsy:Le voalazan iPiera hoe... \"andeha hanao trano lay isika (hainao ny tohiny)\" : tsy nisy a travers an\'i Jesoa anie teo ka hoe niteny I jesoa hoe pause kely aloha ra mosesy sy Elia fa hanazava amin\'izy 3 mitsam ahako sy hanao presentatio hoe iza nareo mianaka...
De hoe o rapiera a: lery no mosesy de lery no elia...
Tsy nisy izay anefa fa tonga dia nahay I piera... raha nisy izay de nekeko 100% ny deduction anao lazaina Hoe niainga t@ voasoratra sy a travers an\'i jesoa
->1)tsy nisy teto ny voasoratra mombana a travers
2) raha ny voasoratra @ tantara eto de tsisy ny intervention an\'i jesoa
3)azo deducter-na hoe nifankahita ny velona sy ny maty satria I Piera eto velona nahita sy nahalala an\'i mosesy sy elia avy hatrany nefa efa maty anjatony taona talohany... tsy hitany t@ sary mialoha tany... ary miainga @ voasoratra izany
------------
Misaotra anao fa izay vao mba nanome fanazavana ho ahy ianao !
Mahaliana tokoa ilay fanazavanao, saingy izany rehetra izany tsy milaza akory fa \"izy 2 lahy lehibe no ni-se présenter tamin-dry Piera\". Izany hoe tsy porofo velively fa niresaka tamin-dry Piera izy ireo.
Fanamarihana mikasika ilay hoe \"nifankahita ny velona sy ny maty\" : ho an\'i Jesoa io no marina fa tsy ho an-dry Piera.
Ny voasoratra dia ny hoe :
1. \"niresaka tamin\'i Jesoa i Elie sy Moise
2. nanatrika na nahita ilay firesahana ry Piera : ry Piera no nahita an\'i Elie sy Moise fa tsy izy 2 lahy lehibe akory no nahita an-dry Piera !
3. vao nanomboka niteny i Piera (momba ilay resaka lay 3) dia nanjavona i Elie sy Moise
Ny azoko tsoahina :
a. tsy niresaka tamin-dry Piera i Elie sy Moise
b. mety naheno ny resaka ry Piera ary teo angamba no nahalalàny azy 2 lahy lehibe (raha ny saina sy lojika teneninao no ampiasaina eto)
c. tsy hiresaka amin-dry Piera (mivantana) no nahatongavan\'i Elie sy Moise
Manamafy ny voalazako ihany koa izany fa raha tsy teo Jesoa dia tsy nahalala an\'i Elie sy Moise ry Piera ! :D
Fehiny : mety tsy mitombona aminao tokoa angamba ny fanazavako fa ity anao ity indray aloha amiko dia tena \"majia majia ry zanako\" (araka ny teninao) an ! :D
Farany mamerina ny fisaorana anao tamin\'ny fanazavana nentinao !
76. ikaretsaka
(
08/04/2010 12:09)
Amiko aloha ra bord. Raha olona tsy mbola hitako nefa fantatro avy hatrany hoe I anona iny..de nisy Fifampiresahana tao e. Ohatra hoe i raha fantatro fa I dadanareo iny nefa tsy no presenter nao anahy akory.. tsy maintsy nisy serasera tao
77. bor2lais
(
08/04/2010 12:31)
Azoko tsara ange ny "raisonnement" n'i Ika e ! Saingy tsy voatery @ alalàn'ny fifampiresahana ihany akory no ahafantarana olona 1.
Ohatra atao hoe niteny ary Jesoa : "Ary inona no ataonareo aty ry Elie sy Moise ?" satria fantatra fa niresaka izy ireo.
Ka sendra henon-dry Piera io resaka io, milaza ve izany fa nifampiresaka izy 2 lahy lehibe sy ry Piera no nahafantaran'izy ireo fa i Elie sy Moise ireto miresaka amin'i Jesoa ireto ?
Avelao eo angamba iny resaka iny fa hiverina amin'ilay "subjektra" (izay moa ilay izy ?) isika.
-> Dia izay izany fa dia efa vita ny fifanazavana ! Averina any amin'i niryna ny fitenenana ! :D

Ikaretsaka:
ny lohahevitra de hoe "mifanerasera ve ny maty sy velona?"
de
a)Tsia ho'zy nareo
b)Possible hoy aho
-> Dia izay izany fa dia efa vita ny fifanazavana ! Averina any amin'i niryna ny fitenenana ! :D
78. ikaretsaka
(
08/04/2010 13:47)
De eo le izy no tsy mitombina le hoe: Atra ve Jesoa de tsy hahafantatra ny hataon'izy mirahalahy eo? Fa mbola hanontany hoe haninona aty nareo ry moise sy elie?
79. ikaretsaka
(
08/04/2010 13:53)
Ka fanamarinana le "possible" araka ny sobketra anie isika izao rabord e.. ireo narosoko ireo ny argus maha possible azy
80. bor2lais
(
08/04/2010 13:58)
Ohatra ange ny ahy iny ry Ika e ! Izaho akory tsy milaza fa izay tokoa no nitranga ! (Tsy fantatra koa hoe iza no niteny voalohany : Jesoa sa izy 2 lahy lehibe !) Jereo tsara fa nasiako hoe : "Ohatra atao hoe niteny ..."
Ianao mantsy toa mila hanaovana sary vao mahazo zavatra koa ! (Vazivazy fa sao dia tezitra eo an !) :D