Izay vokisana ihany no ho voky
61. ikaretsaka
(
05/03/2010 19:00)
Izay le rehefa diso fanatika loatra e.. lasa tsy finoana intsony fa lasa hadalana
«In the history of mankind, fanaticism has caused more harm than vice»
«In the history of mankind, fanaticism has caused more harm than vice»
62. niryna
(
13/03/2010 05:33)
rahery08:
fa ny fanahin'Adriamanitra izay ao @ Kristy
soanja:
Ny fanahin'Andriamanitra dia tsy ao amin'ny Kristy irery ihany fa manerana ny tontolo nomeny antsika iriariavantsika ampitiavana. Andriamanitra dia fitiavana.
ngaha ? diso izany ny teny ao amin'ny baiboly manam-bara fa raha andeha aho dia angataka ny raiko ny fanahy masina ampianatra anareo,izy no hiaraka anareo mandrakizay.
63. niryna
(
13/03/2010 05:37)
ikaretsaka:ka alefaso koa ny copy paste nao sa nareo moa tsy mianatra baiboly ka inona no kopiena eo ooops
Fa iza no niteny anao fa nitsoaka tamiNY aho? ny fomba entinao mitaona ny olona manlkany aminy @ fanaovana copy paste raha tsy azonao akory ny androan-tokony no toheriko fa tsy Izy
zarao izay noheverinao nomeny anao ka,nitsoaka hianao satria mampianatra zavatra vilana,lavina ny baiboly nolazaina fa tsy ao ihany no ahitana an'Atra fa zahao amin'ny manodidina,nalaina indray ny kristal,teo koa ny filazana fa aza tsimpotsimponina ny tenin'Atra farany raha i krsity aza no nanambara ny fisian'i satana naka fanahy azy maninona no tsy inoana ny fisian'i satana
vita tompoko na miaraka aminy na miala aminy fa tsy misy sadasada manantsoratra ka sady tsy fohy ny dada rabe no lazaina miaraka aminy.Izy irery no mahalala izany ary fantaro koa fa misy olona omen'Atra ny spirit of discernement ka aza fitahina ny olona e ,aleo ny voany no ahalalana na voa tsara na ratsy
64. niryna
(
13/03/2010 05:44)
[quote=xxx]
iza re io xxx io aleo omeko
:-*
holy kiss for you my dear friend !
Andriamanitra dia fitiavana ,izay tia ny rainy dia tia ny zanany koa (l) (l) (l)
> > aleloia praise the lord
ISAORAKO ILAY ANDRIAMANITRA MAHERY SY TSARA FO INDRINDRA FA NOMENY FAHASOAVANA AHO NITORY NY TENINY TETO AMIN'I SERASERA ALELOIA -DERAINA ANIE NY ANARANY MASINA AMENA !
I (l) JESUS - WE (l) JESUS
Tena efa misy mitapy mihintsy ato izany an!
iza re io xxx io aleo omeko
:-*
holy kiss for you my dear friend !
Andriamanitra dia fitiavana ,izay tia ny rainy dia tia ny zanany koa (l) (l) (l)
65. ikaretsaka
(
13/03/2010 15:06)
niryna:
:ka alefaso koa ny copy paste nao sa nareo moa tsy mianatra baiboly ka inona no kopiena eo ooops
Fa iza no niteny anao fa nitsoaka tamiNY aho? ny fomba entinao mitaona ny olona manlkany aminy @ fanaovana copy paste raha tsy azonao akory ny androan-tokony no toheriko fa tsy Izy
zarao izay noheverinao nomeny anao ka,nitsoaka hianao satria mampianatra zavatra vilana,lavina ny baiboly nolazaina fa tsy ao ihany no ahitana an\'Atra fa zahao amin\'ny manodidina,nalaina indray ny kristal,teo koa ny filazana fa aza tsimpotsimponina ny tenin\'Atra farany raha i krsity aza no nanambara ny fisian\'i satana naka fanahy azy maninona no tsy inoana ny fisian\'i satana
vita tompoko na miaraka aminy na miala aminy fa tsy misy sadasada manantsoratra ka sady tsy fohy ny dada rabe no lazaina miaraka aminy.Izy irery no mahalala izany ary fantaro koa fa misy olona omen\'Atra ny spirit of discernement ka aza fitahina ny olona e ,aleo ny voany no ahalalana na voa tsara na ratsy
1)Tsy za loatra zany hoe nanaovana copy paste zavatra tsy azoko ny androatokony de satria nozaraina de hanao copy pastefahatany izany... sady de tte facon ny baiboliko betsaka lavitra nohon\'ny baibolinao ny boky ao anatiny, ny raha ao anatiny, ary betsaka lavitra nohon\'ny anao ny fanadihadiana sy ny fianarana, fa tsy nanao tsianjery andininy maromaro ao dia iny no atao pli vava sy copy paste
2) ny Atra inoako dia tsy manam-petra sy tsy hita pesipesenina, za olombelona voafetra aza tsy vofehina 1400 pejy ny teniko sy ny ataoko.
3)Momba ilay Kristal sns.. inona hoa ny majy ry niryna? efa 3 taona izay io fanontanianba io anie no tsy novalianao e
66. xxx
(
13/03/2010 15:33)
iza re io xxx io aleo omeko
holy kiss for you my dear friend !
Beuuuurrrrkkkkk!!!!! :-P :-P kiss maimbo be ny an'i niryna pouuuaaah!
oops, tena nofindran'ny tsakoahina avy @ niryna koa mariana!
67. soanja
(
13/03/2010 17:46)
niryna:
rahery08:
fa ny fanahin'Adriamanitra izay ao @ Kristy
soanja:
Ny fanahin'Andriamanitra dia tsy ao amin'ny Kristy irery ihany fa manerana ny tontolo nomeny antsika iriariavantsika ampitiavana. Andriamanitra dia fitiavana.
ngaha ? diso izany ny teny ao amin'ny baiboly manam-bara fa raha andeha aho dia angataka ny raiko ny fanahy masina ampianatra anareo,izy no hiaraka anareo mandrakizay.
Tsy misy mahadiso an'izany mihitsy. Izay ara no izy hoe efa lasa Izy ary ny Fanahy indray no mitoetra eto mandrakizay miaraka amintsika. Afaka antsoina, afaka miditra, ary afaka mivoitra avy any anaty. Ny zavadehibe dia tsy asesika ilay Izy na hoe vokisana. Ny tsirairay no handray izay tandrify azy amin'ny fomba isan-karazany handraisany azy ary amin'ny seho isan-karazany isehoany.
68. niryna
(
15/03/2010 16:39)
ikaretsaka:
Fa iza no niteny anao fa nitsoaka tamiNY aho? ny fomba entinao mitaona ny olona manlkany aminy @ fanaovana copy paste raha tsy azonao akory ny androan-tokony no toheriko fa tsy Izy
efa mazava be toa ny masoandro be miposaka
satana koa mahay mandresy lahatra ny mpino ary mampiasa tetika maro anarodana ny fanjakan'Atra toa izao ataonao izao,tsy mahavoa ahy anefa izany fa ny ataoko ihany no ataoko satria tsy nataoko ho anao ny tenin'Atra omeko eto fa ho an'ireo rehetra izay nahazo hery ,ooops,sorry ,truth hurts
niryna:
ka alefaso koa ny copy paste nao sa nareo moa tsy mianatra baiboly ka inona no kopiena eo ooops
zarao izay noheverinao nomeny anao ka,nitsoaka hianao satria mampianatra zavatra vilana,lavina ny baiboly nolazaina fa tsy ao ihany no ahitana an'Atra fa zahao amin'ny manodidina,nalaina indray ny kristal,teo koa ny filazana fa aza tsimpotsimponina ny tenin'Atra farany raha i krsity aza no nanambara ny fisian'i satana naka fanahy azy maninona no tsy inoana ny fisian'i satana
vita tompoko na miaraka aminy na miala aminy fa tsy misy sadasada manantsoratra ka sady tsy fohy ny dada rabe no lazaina miaraka aminy.Izy irery no mahalala izany ary fantaro koa fa misy olona omen'Atra ny spirit of discernement ka aza fitahina ny olona e ,aleo ny voany no ahalalana na voa tsara na ratsy
ikaretsaka:ie, io leroa fa miteny tsy anontaniana ,misy pages maro hafa indray hono ry zareo ny baibolin'ika a,aha,tratra,tratra
1)Tsy za loatra zany hoe nanaovana copy paste zavatra tsy azoko ny androatokony de satria nozaraina de hanao copy pastefahatany izany... sady de tte facon ny baiboliko betsaka lavitra nohon'ny baibolinao ny boky ao anatiny, ny raha ao anatiny, ary betsaka lavitra nohon'ny anao ny fanadihadiana sy ny fianarana, fa tsy nanao tsianjery andininy maromaro ao dia iny no atao pli vava sy copy paste
itako eto
2) ny Atra inoako dia tsy manam-petra sy tsy hita pesipesenina, za olombelona voafetra aza tsy vofehina 1400 pejy ny teniko sy ny ataoko.
tsy fantatro tompoko ny tianao ho tenenina ka aleoko tsy mamaly raha nanontany ahy an'izay hianao,ny kristal no nazavainao ahy hianao sy mompera mamaky kristal ary mbola tsy notantarainao ahy ny nataonareo tamin'izany,tezitra mafy izao ilay mompera fa alainao baraka soa ihany fa tsy noteneninao ahy ny anarany fa secret "rendez-vous" ka avereno kely ahy indray izany majy teneninao izany
3)Momba ilay Kristal sns.. inona hoa ny majy ry niryna? efa 3 taona izay io fanontanianba io anie no tsy novalianao e
69. ikaretsaka
(
15/03/2010 20:20)
ny fanontaniako no valio mivantana fa aza eo no misangodingodina eo moa ry niryna an
mbola tsy azon'i niryna
hatr@ izao ve fa samihafa ange ny baiboly prot sy kato.. na ny isan'ny boky na ny isan'ny pejy?
raha injato izay no efa naverina teto de efa kely ary raha 10 ny olona nanazava ilay fahasamihafana de kely koa... fa tsy namaky ianao na nodinganinao dia tsy hainao raha tsy izao indray,,
asa hoe iza no tratra @ izany!

70. niryna
(
15/04/2010 18:22)
ikaretsaka:angaha tsy maintsy valiana na fantatra fa tsy any izao ary ilay izy?
ny fanontaniako no valio mivantana fa aza eo no misangodingodina eo moa ry niryna an
aleo aho hangina woa
tsy fantatro ka,raha toa ka samy midera an'ilay nahary sy mizara ny fitiavan'ilay Atra ary indrindra ny baiboly dia mitantara an'i kristy iray manontolo hatrany am-piandohana ka hatrany amin'ny fiafarana dia tokony tsy hisy ho olana raha tsy izay kosa fa manodikodina dia izay izy izany.Ny hafatra nomena antsika fotsiny dia ny mampahafantatra ny olona ilay fitiavan'Atra ary ny mizara azy ireo fa i kristy no lalana tokana andehanana any amin'ny ray ok ,izay aloha an
mbola tsy azon'i niryna
hatr@ izao ve fa samihafa ange ny baiboly prot sy kato.. na ny isan'ny boky na ny isan'ny pejy?
raha injato izay no efa naverina teto de efa kely ary raha 10 ny olona nanazava ilay fahasamihafana de kely koa... fa tsy namaky ianao na nodinganinao dia tsy hainao raha tsy izao indray,,
asa hoe iza no tratra @ izany!
ka unique isika ary unique koa ny olona izay mizara eto ka,tsy ho voatery hitovy sainy avokoa,fa izay mandray ny fahamarinana no mahazo tombotsoa be indrindra.
Miezaka koa isika mijery ny hevitry ny olona ary tsy ho voatery hitovy ary tsy ho voatery handray daholo ny olona ry ika,rehefa tonga fotsiny ny hafatra dia anjarany no mandray izay tandrifiny ok