Diso ve isika raha mba hoe:

61. xxx ( 04/03/2010 14:28)
hoy xxx 18
Tsy problemnao zany fa ahy e! CE QUE J´AIME
tena tsy problemako mihitsy na kely toy ny parasy aza e! Mahazoa fahafinaretana ianao rahavako! :D
62. soanja ( 07/03/2010 17:27)
xxx:


tsy nisy ny divorce raha i soanja.


Tsy dia mahazo teny gasy loatra angamba indriako sa maika ny hamaly hevitra sa entanin-javatra hafa? Diniho tsara lalandava izay voalaza. Alaivo mora akia!


63. sipagasy ( 09/03/2010 21:08)
mmhh xxx kosa e!! jereo ambony sy alaivo ambany tsara aloha vao manapa-kevitra akia ann, matoa tonga teo io zaza 1 io dia nisy ny fitiavanareo izany anie tany am-boalohany e!!! dia iny indray katsahana averina e!
64. dadax ( 15/04/2010 09:12)
misy teny kely zay ao @ sorata masina ary matetika io teny io no ampiasain'ny mpanamasina fanambadiana d ny hoe: fa ianareo lhl aoka hoTIA ny vadinareo ary ianareo vhv kosa aoka HANAJA ny vadinareo ka amiko matoa tsy nataon'ny mpanoratra hoe (aoka hifankatia sy hifanaja ianareo mivady) d misy antony ao ka aza variana mifamaly faty am zany fa io tenin'ny sotra masn io no dinio dtakaro ny hevtra tiany ho lazaina :*
65. hasi4 ( 14/05/2010 13:12)
ity ny mailko za lehilahy andao raha hanala azy fotsiny hiraka amiko : bibikelysybe@yahoo.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954