Diso ve isika raha mba hoe:

41. soanja ( 24/02/2010 07:54)
Mirananirina:

marina tokoa fa mitovy zo ny lhl sy ny vhv..saingy ny hoe hitovy amin'ny lhl tanteraka,,io no diso isika.Araka ny tenin'i Ikaretsaka hoe raha lhl no mampirafy deraina ,fa raha ny vhv...makorel sns....,nefa samy manao izao.Betsaka ny vhv akehitriny no misotro labiera na toaka mihitsy aza ny sasany...te hitovy amin'ny lhl ihany no anton'izany.Ny mifoka sigara sns..izany moa efa tsy lazaina intsony.

Ka io na lehilahy na vehivavy raha hidoroka sy hanimba tena dia samy ratsy avokoa ary samy tsy misy ankasitrahan'ny fiarahamonina avokoa! Tsy resaka zo eto fa resaka fitondra-tena tsy hitondra mankaiza fa any ankady! Moral tokoa ny ahy raha izany! Asa ho an'izay manaiky ny vadiny hanao izany fa raha ny ahy no hisy izany dia dehoro tanteraka, tsisy resaka andrasoandraso sao lasan'ny hafa sns sns!

42. muro ( 24/02/2010 12:27)
kaiz!
Tsy idiran'ny resaka zo mihintsy zany amiko fa revy io ka afaka manao zay tiany atao daolo na lhl na vhv saingy samia mieritreritra ny farany e!
43. Mirananirina ( 24/02/2010 12:29)
Ka io na lehilahy na vehivavy raha hidoroka sy hanimba tena dia samy ratsy avokoa ary samy tsy misy ankasitrahan'ny fiarahamonina avokoa! Tsy resaka zo eto fa resaka fitondra-tena tsy hitondra mankaiza fa any ankady! Moral tokoa ny ahy raha izany! Asa ho an'izay manaiky ny vadiny hanao izany fa raha ny ahy no hisy izany dia dehoro tanteraka, tsisy resaka andrasoandraso sao lasan'ny hafa sns sns!
samy ratsy tokoa fa eo amin'ny fiaraha monina ratsy lavitra ny vhv noho ny lhl.dia ahona ny ankizy raha dehoro ramose hihihi,sa mbola tsisy :)
44. xxx ( 24/02/2010 13:05)
ary toa nisy derrapage kely ndray tato zany e! dia ahoana tokoa ra i ramose no dehoro!!! samy efa nitondra ny hazofijaliany daholo ny vhv! ka enga anie ka ireo zay milaza fa mbola tsy nizaka,ka sady hisatroka ilay stroka tsilo ,no hilanja io hazofijaliana io hatrany anaty afo beuu! :-P :-P
45. rakapy ( 24/02/2010 13:48)
Hoy i Mirananirina
samy ratsy tokoa fa eo amin'ny fiaraha monina ratsy lavitra ny vhv noho ny lhl

Dia raha izany dia tokony hidoroka bebe kokoa sy hanala azy izany ny vhv dia zatra mahita vhv mandry an-tatatra ny fiaraha-monina dia hitovy toerana @ lhl ny vhv? :-D :-D :-D Raha fohanana mantsy ny fanalana azy sy revy dia ady indray no hiseho eo @ fiaraha-monina.
46. cowgirl ( 24/02/2010 19:23)
rakapy:

Hoy i Mirananirina
samy ratsy tokoa fa eo amin'ny fiaraha monina ratsy lavitra ny vhv noho ny lhl

Dia raha izany dia tokony hidoroka bebe kokoa sy hanala azy izany ny vhv dia zatra mahita vhv mandry an-tatatra ny fiaraha-monina dia hitovy toerana @ lhl ny vhv? :-D :-D :-D Raha fohanana mantsy ny fanalana azy sy revy dia ady indray no hiseho eo @ fiaraha-monina.

F´angah raha hoe manala azy ny vhv de midika hoe mandry an- tatatra sy mivary lavo e!
47. ikaretsaka ( 25/02/2010 01:21)
Mba manao fomban dehilahy e..mifoha vo masil rehefa week end miaraka @ akoholahy koa ohatra :-)
48. rakapy ( 25/02/2010 06:03)
Hoy Ra cowgirl

F´angah raha hoe manala azy ny vhv de midika hoe mandry an- tatatra sy mivary lavo e

Ka ohatran'ny lhl foana no ifaninana sy ataon'ny vhv filamatra ko? ohatran'ny tsy mahay mamorona fanalana azy version feminine ve ko. Mitaraina ho victime sy voatsindry foana.
49. ikaretsaka ( 25/02/2010 16:15)
Ka izay le tsy mazava anie e..te hitovy @ lehilahy de mba atoro fikan dehilahy de...aaaaaaaaandray no mande aloha...
50. xxx ( 25/02/2010 19:55)
aiza ary izy zany ry lhl! tsy mifaninana aminareo mihintsy ny vhv fa mamerina tanteraka ny famerim-bolanareo.tsy ny fisotroana toaka sy ny fifohana rongony sns ihany akory no aao oe mivaro an-tatatra,fa ny fahaizana misoko mangina,ampahendrena ny zavatra rht izay toy ny fanaonareo(oh: mirevy be miaraka amina bandy iray any @ hotely) dia rhf miditra ny trano dia mba mody manao toy ny fanaonareo koa hoe(cheri a! masaka ve ny vary fa noana be an'ialahy zà e!)sombintsombiny fotsiny ireo fa tsy andé amphafantarina anareo daholo akory ny sekire rht. :-P :-P
51. xxx ( 26/02/2010 13:56)
Ilay "manala azy" ve aloha hevitra hoe vengeance @ ilay ilany sa mampifalifaly tena ? Arakarak'izay mantsy no hoe inona no hatao

Tandremo fotsiny raha hanao vengeance mba tsy ho ny tena ihany no voa : ohatra hoe ndeha hisotro koa aho, nefa fantatra fa ny fahasalaman'ny tena no ho voa voalohany eo
52. Mirananirina ( 26/02/2010 14:35)
Tandremo fotsiny raha hanao vengeance mba tsy ho ny tena ihany no voa : ohatra hoe ndeha hisotro koa aho, nefa fantatra fa ny fahasalaman'ny tena no ho voa voalohany eo
ka io ilay nolazaiko hoe afaka manala azy fa tsy mivarilavo.Misy anie ny vhv dia tena tsy menatra intsony mampiseho ny adalana e.
53. rakapy ( 01/03/2010 10:36)
Hoy i Mirananirina
ka io ilay nolazaiko hoe afaka manala azy fa tsy mivarilavo.Misy anie ny vhv dia tena tsy menatra intsony mampiseho ny adalana e.

Ka io ilay nolazaiko tetsy ambony hoe : Ny an'ny vhv sasany dia fifaninana @ adalan' lhl sasany no ataony fa tsy ilay" manala azy version feminine"
Ifalio sy trandrao ny maha vhv anao fa aza mifanenjika na mifaninana @ lhl dia ho hitanao fa ho faly tokoa ianao
54. milamm ( 01/03/2010 11:50)
humm,manify ny rariny ka sarotra zahana e na de samy voalaza teo dolidoly aza
reo fototra samihafa iaingana...
mitovy nefa tsy sahala ny lahy sy vavy io no amaritako azy amiko,oh resaka miodina ra manana olontina io
-ny vhv raha miodina be ny ahatahorany ,zany hitondra zaza 9 volana zany tsy mora (n'iza kofa miseho azy mafibe eto tsy vitany lhl ka mailo izy reo)de iza no azony samborina eo raha mipoitra ny marina hiara hitaiza ilay zaza,tsy maintsy kofa azo ianteherana no jereny misy firy nefa izany na koa izay mora voambaka
-ny lhl njay raha sendra joba zatra miodiona(joko tsoriaka) de eo ko no raisina satria iza no analehibe zaza tsy an'ny tena eo(matetika mo ny vhv no mahay manafina koko/family scandal ask your mum who's you dad)@ zao fotoana mo efa misy ny DNA test ka mora2 ny mahafantatra zany
raha fifaninana @ ratsy de manimba tena zay sy ny partner-nao(self-destruction)
fa raha tsara kosa no ifaninana de fanorenana iombonana(constructive),ka zao le izy ze tsy tianao atao @ tenanao de aza atao @ hafa tsotra zay ny baiboly aza mo milaza oe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao(tsy tadidiko oe aiza io versee io) tsy ho b kafara aho fa ozy dedesse zay misy farany raha jiaby...ka samia mamisavisa :D
55. milamm ( 01/03/2010 18:43)
m'lay ko le fanazavny Soanja > tsy azo adino :wink: :-*
56. Mirananirina ( 02/03/2010 16:14)
Hoy i Mirananirina
Voalaza teo :
ka io ilay nolazaiko hoe afaka manala azy fa tsy mivarilavo.Misy anie ny vhv dia tena tsy menatra intsony mampiseho ny adalana e.

Ka io ilay nolazaiko tetsy ambony hoe : Ny an'ny vhv sasany dia fifaninana @ adalan' lhl sasany no ataony fa tsy ilay" manala azy version feminine :-* :-* :-*
57. rakapy ( 02/03/2010 16:58)
Hoy i Mirananirina
Voalaza teo :
ka io ilay nolazaiko hoe afaka manala azy fa tsy mivarilavo.Misy anie ny vhv dia tena tsy menatra intsony mampiseho ny adalana e.

Ka io ilay nolazaiko tetsy ambony hoe : Ny an'ny vhv sasany dia fifaninana @ adalan' lhl sasany no ataony fa tsy ilay" manala azy version feminine
:miam: :miam: :miam: :miam:
58. soanja ( 03/03/2010 03:58)
Mirananirina:

Ka io na lehilahy na vehivavy raha hidoroka sy hanimba tena dia samy ratsy avokoa ary samy tsy misy ankasitrahan'ny fiarahamonina avokoa! Tsy resaka zo eto fa resaka fitondra-tena tsy hitondra mankaiza fa any ankady! Moral tokoa ny ahy raha izany! Asa ho an'izay manaiky ny vadiny hanao izany fa raha ny ahy no hisy izany dia dehoro tanteraka, tsisy resaka andrasoandraso sao lasan'ny hafa sns sns!
samy ratsy tokoa fa eo amin'ny fiaraha monina ratsy lavitra ny vhv noho ny lhl.dia ahona ny ankizy raha dehoro ramose hihihi,sa mbola tsisy :)

Ka ny fidorohana sy ny fibobohana moa hitondra aiza amin'izay fanabeazana ny zaza madinika. Ny zanakao ihany no ho simba ho avy amin'ny fahitana sy fiainana miaraka amin'ny mpanao izany.

Amiko raha sanatria ka mandalo izany ny vady dia miezaka lalandava aloha manao izay hanasitranana azy satria marary izy na misy manahirana azy matoa mandalo izany. Tsy mitaraina tana-miepaka ny fitiavana fa raha ny zaza minono no manaikitra dia akifika ihany.
Mila tadiavina ny olana mipetraka mahatonga azy hiboboka na hidoroka. Fa rehefa sarotra akifika ny toetra raikitapisaka manimba dia tsaratsara kokoa ny tsy manao sorona ny zanakao amin'izany fijaliana izany. Ny anareo efa naman'ny vita fa ny ankizy vao mbola misandratra ny masoandrony dia aza takonana amin'izany zavo-manditsoka izany mihitsy! Tsinjovy ny taranaka!

59. xxx ( 03/03/2010 22:36)
mahazendana le mamaky hihihihihih
tsy nisy ny divorce raha i soanja sy ilay eo ambony no namorona ny lalana hihihih tena sambatra be angamba ianareo mirahavavy fa toa be morale be efa hita fa tsy misy fanafodiny intsony koa mbola omena rariny foana le olona efa hita izao fa diso ny fitiavana efa tsy ao intsony. zaza tsy atao hampamatotra tokatrano mihitsy.vao maika ary mijaly mahita gidragidra lava izao.
60. xxx ( 04/03/2010 08:32)

Mandehana zany manala azy eeee!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3763