Diso ve isika raha mba hoe:
21. soanja
(
21/02/2010 14:21)
xxx:
i soanja kosa be sermone be loatra eh! manjary lasa kamo be izahay mamaky ny hvtrareo.marina e! ^^ ^^
Okay Cheria!!!! ianareo iza indray io malala??? za tsy manolobato mafana ka! tadidio fa fom-behivavy ny ahy. Tsapako ny tsapanao na lavitra aza aho. Aza manahy fa tsy hitsara anao aho fa tohizo izay hitandry fa mety!
22. njari
(
22/02/2010 10:55)
Mamaky ny soratanareo eto aho ry reto de misy zavatra tonga tampoka ato an-tsaiko hoe sao de tsy manala azy no tokny hitenenana azy, satria lasa mivadika valifaty tokoa. amiko mantsy de zao e : samy manana ny besoin ny olona rehetra, samy mahare marary fa tsy hoe raha samy tsindromina ny fanjaitra ny lahy sy vavy de ny lahy marary fa ny vavy tsy marary. lainga zany, ny lehilahy tsy te hiray vilia amin'ny hafa, fa ny vehivavy nga moa de te hiray sotro @ hafa? de hiteny koa zareo lehilahy hoe aza miady hitovy aminay, fa hoy aho hoe inona no mahasarotiny azy amin'ny hoe mba te hahita le plaisir tadiaviny any an-kafa koa ny vehivavy. Ka amiko de tsy hoe manala azy le izy fa mba manampy ny tsy ampy e, matoa izy lasa any ivelany de misy tsy ampy ao, ka rehefa misy tsy ampy anao any aminy ka sady efa tsy misy no tsy manao effort izy hanome azy de lazao aminy mazava de afaka mandeha mitady any amin'ny hafa ianao. fa atao teny ierana tsara amin'izay miara-mizaka zay vokany.... efa nandramako alou io de nandaitra tsara e, tsy voatery nitady hafa aho fa nomeny ahy ihany le notadiaviko (izay tsy voatery ho firaisana fa mety ho affection sy calin calin tsotsotra....)
Mahereza e
:D
Mahereza e
:D
23. rakapy
(
22/02/2010 11:35)
Ka izay mihitsy anie ilay izy e! Matoa ny lhl na vhv iray mandeha miodina sy mitady fahafinaretana any ivelany dia tsy ampy azy ilay omen'ny vadiny ao an-trano azy. ( Ny besoin samy mila fa ny degre-ny no tsy mitovy).
Ka rehefa tsy afaka na tsy mahavita miezaka ny hanome ilay besoin tadiavin'ny iray ny ankilany dia mazava ho azy fa hitady any ivelany izy.
Tsy hoe resaka fitiavana na sexe ihany io fa @ zavatra maro hafa koa.
Misy koa ny besoin izay tsy ho hitanao naoviana naoviana @ vadinao fa any @ namanao na ny fianakavinao na eo @ mpiara-monina no mety ahitanao azy. Io besoin io no ilana fiarahana @ namana na fianakaviana na ny mpiara-monina. Tsy voatery hiaraka @ vadinao ianao amin'io. Tsaratsara aza ianao irery no mandeha. Nefa kosa tokony hilaza ny marina ny dia alehanao @ vadinao ianao.
Ny vhv sy ny lhl dia TSY MITOVY VELIVELY. Ny ZO no itovizana fa ny zavatra hafa dia maro no tsy hitovizana.
Izay no mahatonga azy nomena anarana hoe VEHIVAVY na LEHILAHY fa tsy natao hoe lhl na vhv daholo ireo karazan'olombelona roa ireo.

24. Mirananirina
(
22/02/2010 14:40)
Ny vhv sy ny lhl dia TSY MITOVY VELIVELY. Ny ZO no itovizana fa ny zavatra hafa dia maro no tsy hitovizana.ok 100%
Izay no mahatonga azy nomena anarana hoe VEHIVAVY na LEHILAHY fa tsy natao hoe lhl na vhv daholo ireo karazan'olombelona roa ireo.
25. soanja
(
22/02/2010 15:41)
njari:
Mamaky ny soratanareo eto aho ry reto de misy zavatra tonga tampoka ato an-tsaiko hoe sao de tsy manala azy no tokny hitenenana azy, satria lasa mivadika valifaty tokoa. amiko mantsy de zao e : samy manana ny besoin ny olona rehetra, samy mahare marary fa tsy hoe raha samy tsindromina ny fanjaitra ny lahy sy vavy de ny lahy marary fa ny vavy tsy marary. lainga zany, ny lehilahy tsy te hiray vilia amin'ny hafa, fa ny vehivavy nga moa de te hiray sotro @ hafa? de hiteny koa zareo lehilahy hoe aza miady hitovy aminay, fa hoy aho hoe inona no mahasarotiny azy amin'ny hoe mba te hahita le plaisir tadiaviny any an-kafa koa ny vehivavy. Ka amiko de tsy hoe manala azy le izy fa mba manampy ny tsy ampy e, matoa izy lasa any ivelany de misy tsy ampy ao, ka rehefa misy tsy ampy anao any aminy ka sady efa tsy misy no tsy manao effort izy hanome azy de lazao aminy mazava de afaka mandeha mitady any amin'ny hafa ianao. fa atao teny ierana tsara amin'izay miara-mizaka zay vokany.... efa nandramako alou io de nandaitra tsara e, tsy voatery nitady hafa aho fa nomeny ahy ihany le notadiaviko (izay tsy voatery ho firaisana fa mety ho affection sy calin calin tsotsotra....)
Mahereza e
:D
Tena voalazanao tokoa. Misaotra nanome fanazavana akaiky! Ny fifanekena sy ny fifanajana ihany no itondra amin'ny filaminana. Izay anefa tsy tongatonga ho azy fa mila lalandava fifampiresahana sy fifandaminana.
26. soanja
(
22/02/2010 15:49)
rakapy:
Ny vhv sy ny lhl dia TSY MITOVY VELIVELY. Ny ZO no itovizana fa ny zavatra hafa dia maro no tsy hitovizana.
Mino aho fa izay no resahina eto dia ny ZO eo amin'ny samy mpivady na lehilahy sy vehivavy na mpifankatiaBold text.
Araka ny lazaiko anefa dia misy an'ilay tsiranoka ao amin'ny atidoha iny (siansa) mahatonga ny olona iray hivenjivenjika, mitady toerana hafa foana hanatsatohana ketsa.
Raha ny " Me time" no tsy ampy dia isavoritaka ny rehetra, raha tsy hoe miaritra trefla angaha, izay hitako talenta ananan'ny vehivavy malagasy tokoa noho ny fanabeazana azony.
Mijoroa ry vehivavy namako , ampiseho azy ireo "ny maha-vehivavy" anao, ankotriny sex moa mazava ho azy, iny aleo ho private ihany.
27. rakapy
(
22/02/2010 17:30)
Hoy i Soanja
Ka izay mihintsy anie no efa andrasana avy @ vhv e! Tsy tokony hiandry izay ataon'ny lhl foana vao haka fanapahan-kevitra sy hamorona zavatra mba ahafaly sy hampandroso anareo. Ny lhl dia efa manao izay azony atao eto @ ity fianana ity nefa @ maha olombelona azy ireny dia tsy hary ho voavinavinany avokoa ny zava-miafina ao am-pon'ny vhv ao. Noho izany dia tokony handray andraikitra ny vhv @ alalan'ny fanehoany ny heritreriny.
Mijoroa ry vehivavy namako , ampiseho azy ireo "ny maha-vehivavy"
Ka izay mihintsy anie no efa andrasana avy @ vhv e! Tsy tokony hiandry izay ataon'ny lhl foana vao haka fanapahan-kevitra sy hamorona zavatra mba ahafaly sy hampandroso anareo. Ny lhl dia efa manao izay azony atao eto @ ity fianana ity nefa @ maha olombelona azy ireny dia tsy hary ho voavinavinany avokoa ny zava-miafina ao am-pon'ny vhv ao. Noho izany dia tokony handray andraikitra ny vhv @ alalan'ny fanehoany ny heritreriny.
28. xxx
(
22/02/2010 20:25)
njari:
Mamaky ny soratanareo eto aho ry reto de misy zavatra tonga tampoka ato an-tsaiko hoe sao de tsy manala azy no tokny hitenenana azy, satria lasa mivadika valifaty tokoa. amiko mantsy de zao e : samy manana ny besoin ny olona rehetra, samy mahare marary fa tsy hoe raha samy tsindromina ny fanjaitra ny lahy sy vavy de ny lahy marary fa ny vavy tsy marary. lainga zany, ny lehilahy tsy te hiray vilia amin'ny hafa, fa ny vehivavy nga moa de te hiray sotro @ hafa? de hiteny koa zareo lehilahy hoe aza miady hitovy aminay, fa hoy aho hoe inona no mahasarotiny azy amin'ny hoe mba te hahita le plaisir tadiaviny any an-kafa koa ny vehivavy. Ka amiko de tsy hoe manala azy le izy fa mba manampy ny tsy ampy e, matoa izy lasa any ivelany de misy tsy ampy ao, ka rehefa misy tsy ampy anao any aminy ka sady efa tsy misy no tsy manao effort izy hanome azy de lazao aminy mazava de afaka mandeha mitady any amin'ny hafa ianao. fa atao teny ierana tsara amin'izay miara-mizaka zay vokany.... efa nandramako alou io de nandaitra tsara e, tsy voatery nitady hafa aho fa nomeny ahy ihany le notadiaviko (izay tsy voatery ho firaisana fa mety ho affection sy calin calin tsotsotra....)
Mahereza e
:D
Ny fahitako an´io de tsy izay loatra mety marina ny teninao fa na dia hanao izay tratrin´ny herinao ary ianao de izay foana ny valiny "MAMENO ny TSY AMPY " ohatrin´ny hoe voahozonao hizaka ny mangidy ny vhv mandefitra foana koa raha sendra mba manao izay mahafalifaly azy de vhv tsy vanona ny dikany eo @ fiaraha-monina fa ny lhl de tsy mba misy mpanenjika izany mihitsy.
29. soanja
(
23/02/2010 05:24)
Mampalahelo be ilay tantara!
Tsara ny manao izay mahafalifaly saingy lalandava ataovy ampiheverana ilay izy fa aza atao anjambany sy ho valifaty. Mifalia lalandava eo amin'ny fiainana na dia izay bitika vitanao aza. Tsy ny fiarahamonina akory no mampiodina ny fiainanao fa ny hafaliam-ponao ihany no hamelona anao! Mahereza zany havako!

30. rakapy
(
23/02/2010 05:38)
Hoy i xxx
Hoy i Soanja
Tena mampalahelo mihintsy fa indrindra ilay toe-tsaina mihevitra fa voaozona ny vhv.
Raha misy mpanenjika ny vhv dia mazava ho azy fa eo aloha izy fa tsy ao aoriana akory. Ifalio sy trandrao ny maha vhv anao fa aza mifanenjika na mifaninana @ lhl dia ho hitanao fa ho faly tokoa ianao.
ohatrin´ny hoe voahozonao hizaka ny mangidy ny vhv mandefitra foana koa raha sendra mba manao izay mahafalifaly azy de vhv tsy vanona ny dikany eo @ fiaraha-monina fa ny lhl de tsy mba misy mpanenjika izany mihitsy.
Hoy i Soanja
Mampalahelo be ilay tantara!
Tena mampalahelo mihintsy fa indrindra ilay toe-tsaina mihevitra fa voaozona ny vhv.
Raha misy mpanenjika ny vhv dia mazava ho azy fa eo aloha izy fa tsy ao aoriana akory. Ifalio sy trandrao ny maha vhv anao fa aza mifanenjika na mifaninana @ lhl dia ho hitanao fa ho faly tokoa ianao.
31. soanja
(
23/02/2010 05:42)
rakapy:
Hoy i xxxohatrin´ny hoe voahozonao hizaka ny mangidy ny vhv mandefitra foana koa raha sendra mba manao izay mahafalifaly azy de vhv tsy vanona ny dikany eo @ fiaraha-monina fa ny lhl de tsy mba misy mpanenjika izany mihitsy.
Hoy i SoanjaMampalahelo be ilay tantara!
Tena mampalahelo mihintsy fa indrindra ilay toe-tsaina mihevitra fa voaozona ny vhv.
Raha misy mpanenjika ny vhv dia mazava ho azy fa eo aloha izy fa tsy ao aoriana akory. Ifalio sy trandrao ny maha vhv anao fa aza mifanenjika na mifaninana @ lhl dia ho hitanao fa ho faly tokoa ianao.
Namaste Rakapy!
32. Mirananirina
(
23/02/2010 08:43)
marina tokoa fa mitovy zo ny lhl sy ny vhv..saingy ny hoe hitovy amin'ny lhl tanteraka,,io no diso isika.Araka ny tenin'i Ikaretsaka hoe raha lhl no mampirafy deraina ,fa raha ny vhv...makorel sns....,nefa samy manao izao.Betsaka ny vhv akehitriny no misotro labiera na toaka mihitsy aza ny sasany...te hitovy amin'ny lhl ihany no anton'izany.Ny mifoka sigara sns..izany moa efa tsy lazaina intsony.
33. ikaretsaka
(
23/02/2010 13:19)
De raha samy mamo matory antatatra de raha ilay lhl de zaka normaly fa raha vao vehivavy de sadaikatra ny fiaraha monina a
34. Mirananirina
(
23/02/2010 13:40)
De raha samy mamo matory antatatra de raha ilay lhl de zaka normaly fa raha vao vehivavy de sadaikatra ny fiaraha monina araha lhl dia avelandry zalahy eo,fa raha vhv dia ifandimbiasandry zalahy.Nisy bal izay tany dago ry Ikaretsaka,dia mamo ary ty vhv,dia nentin'ilay bandy nivoaka.....avy any tena nisavorivory be....dia iny indray ny 1 fa nitondra..tsy tantiko intsony dia narahako ary nalaiko sary,za moa nisy ol niaro teo akaikiko.fa tena tsss.....mandreraka
35. rakapy
(
23/02/2010 14:10)
Hoy i Mirananirina
Inona kay no atao hoe ZO? Ny ZO di fahalalahana ny hanao zavatra iray tsy misy teritery. Raha ny ankamaroan'ny firenena eto ambonin'ny tany dia efa mitovy zo tanteraka ny vhv sy ny lhl afatsy firenena sasantsany izay mbola mitana ny fombany.
Ataoko angamba fa manana zo ny hanao izay rehetra azon'ny lhl atao ny vhv eto M/car. Ny fampirafesana deraina sy lazaina fa mkorel dia tsy ZO velively fa fomba fitsara sy fijerin'ny fiaraha-monina ny vhv na lhl iray.
Hoy i Mirananirina
Hoy Rakapy
Dia mbola ampiako hoe: Fa nahoana no voatery izay ataon'ny lhl ihany no tsy maintsy ataon'ny vhv filamatra na dia zavatra ratsy aza???
marina tokoa fa mitovy zo ny lhl sy ny vhv..saingy ny hoe hitovy amin'ny lhl tanteraka,,io no diso isika.Araka ny tenin'i Ikaretsaka hoe raha lhl no mampirafy deraina ,fa raha ny vhv...makorel sns....,nefa samy manao izao
Inona kay no atao hoe ZO? Ny ZO di fahalalahana ny hanao zavatra iray tsy misy teritery. Raha ny ankamaroan'ny firenena eto ambonin'ny tany dia efa mitovy zo tanteraka ny vhv sy ny lhl afatsy firenena sasantsany izay mbola mitana ny fombany.
Ataoko angamba fa manana zo ny hanao izay rehetra azon'ny lhl atao ny vhv eto M/car. Ny fampirafesana deraina sy lazaina fa mkorel dia tsy ZO velively fa fomba fitsara sy fijerin'ny fiaraha-monina ny vhv na lhl iray.
Hoy i Mirananirina
Betsaka ny vhv akehitriny no misotro labiera na toaka mihitsy aza ny sasany...te hitovy amin'ny lhl ihany no anton'izany.Ny mifoka sigara sns..izany moa efa tsy lazaina intsony.
Hoy Rakapy
Ifalio sy trandrao ny maha vhv anao fa aza mifanenjika na mifaninana @ lhl dia ho hitanao fa ho faly tokoa ianao.
Dia mbola ampiako hoe: Fa nahoana no voatery izay ataon'ny lhl ihany no tsy maintsy ataon'ny vhv filamatra na dia zavatra ratsy aza???
36. rakapy
(
23/02/2010 14:24)
Hoy Ikaretsaka
Mbola misy hafa maro fa tsy ny lhl sy vhv ihany ka. Raha lhl vazaha na ankizy izao no mandry an-tatatra dia sadaikatra ny fiaraha-monina eto M/car. Eto dia tsy misy idiran'ny ZO mihintsy fa fomba fijery sy fitsaran'ny fiaraha-monina no resaka.
Tsy misy lalana mandra ny vhv tsy hisotro toaka sy hifoka sigara sy hanao miaramila sns ...angamba ,fa matetika dia ny henatra sy tahotra ilay fiaraha-monina no mahatonga azy ireo vitsy.
Hoy i Mirananirina
Eto izao ianao nanana ZO ny hiaro ilay vhv. Nataonao ve izany??? Ianao raha teo nisy olona niaro teo akaikinao. Sa azonao ilay sary dia faly ianao hoe tena sary rare ity?
De raha samy mamo matory antatatra de raha ilay lhl de zaka normaly fa raha vao vehivavy de sadaikatra ny fiaraha monina a
Mbola misy hafa maro fa tsy ny lhl sy vhv ihany ka. Raha lhl vazaha na ankizy izao no mandry an-tatatra dia sadaikatra ny fiaraha-monina eto M/car. Eto dia tsy misy idiran'ny ZO mihintsy fa fomba fijery sy fitsaran'ny fiaraha-monina no resaka.
Tsy misy lalana mandra ny vhv tsy hisotro toaka sy hifoka sigara sy hanao miaramila sns ...angamba ,fa matetika dia ny henatra sy tahotra ilay fiaraha-monina no mahatonga azy ireo vitsy.
Hoy i Mirananirina
raha lhl dia avelandry zalahy eo,fa raha vhv dia ifandimbiasandry zalahy.Nisy bal izay tany dago ry Ikaretsaka,dia mamo ary ty vhv,dia nentin'ilay bandy nivoaka.....avy any tena nisavorivory be....dia iny indray ny 1 fa nitondra..tsy tantiko intsony dia narahako ary nalaiko sary,za moa nisy ol niaro teo akaikiko.fa tena tsss.....mandreraka
Eto izao ianao nanana ZO ny hiaro ilay vhv. Nataonao ve izany??? Ianao raha teo nisy olona niaro teo akaikinao. Sa azonao ilay sary dia faly ianao hoe tena sary rare ity?
37. Mirananirina
(
23/02/2010 14:57)
Eto izao ianao nanana ZO ny hiaro ilay vhv. Nataonao ve izany??? Ianao raha teo nisy olona niaro teo akaikinao. Sa azonao ilay sary dia faly ianao hoe tena sary rare ity?sary nentina nitoriana ilay bandy io...fa satria samy diso hono izy 2 fa samy mamo...dia afamaina ilay bandy.Voa mafy rakalakely.
38. rakapy
(
23/02/2010 15:33)
Hoy i Mirananirina
Tena mazava sy ara-drariny anie izany fa tsy hoe afa-maina ilay bandy e!
Samy mamo na ilay vhv na ny lhl, nisary adala niaraka = Samy adala= samy mizaka ny vokan'ny adalany.
Izay angamba ilay fitovian-jo???
.fa satria samy diso hono izy 2 fa samy mamo
Tena mazava sy ara-drariny anie izany fa tsy hoe afa-maina ilay bandy e!
Samy mamo na ilay vhv na ny lhl, nisary adala niaraka = Samy adala= samy mizaka ny vokan'ny adalany.
Izay angamba ilay fitovian-jo???
40. xxx
(
23/02/2010 17:22)
:!: Toa morale no hitako betsaka ato fa tsy mba fanampiana koa tsy misy mihitsy ny olona micoprendre an´ilay voahitsaka . Toa diso sy enjehan´ny fiaraha- monina ilay olona ireo be morale ireo no tena tsy misy micomprendre , fa ny fitsarana no mandeha aloha. Raha sahala amiko aloha dia ny torohevitro rehefa tsy tantinao intsony de miala dia ny mbola tsy lasa alavitra. Ny manala azy arak´izay lazainao de azoko an- tsaina tokoa . tsy voatery hoe mivarilavo ny manala azy na hanao izay toetra tsy zaka ataony.
Courage de ataovy izay mahafinaritra anao.