Diso ve isika raha mba hoe:

1. xxx ( 18/02/2010 14:42)
:arrow: Matetika isika VHV foana no mitomany amin´ity fitiavana fitiavana ity . isika tena rehefa TIA dia tena Tia tokoa. ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany fa mbola mikoty olon- kafa foana nefa milaza hoe Tia . Ilay filana ve no tsy mitovy sa efa tena izay mihitsy.
Dia isika rehefa tezitra @ ilay ampirafesina dia mitomany dia manam- pankevitra mihitsy ny hisaraka de ao ny manoro hevitra hoe : LHL angeh izy e! sao manome toerana ho an´i sasany eo.

Diso ve isika raha mba hoe: " Manala azy koa"
novalian'i hasi4 ny 14/05/2010 13:12
2. mandrindra ( 18/02/2010 19:18)
tandremo fa tsy manala ny tomany ny "manala azy".
alohan'ny zava-drehetra dia farito tsra aloha ny atao hoe fitiavana. tokana dia tokana tokoa ve izy io? ilay fitiavana tahaka ny inona no tokana?ny mandeha misakafo any amin'ny resto ve dia milaza fa tsy tiana ny sakafo ao antrano?
ho valin'ny fanontanianao dia tsy hadisoana mihitsy ny mandeha manala azy. ny fahaiza-mitantana no zava-dehibe.
3. xxx ( 18/02/2010 19:35)
tsy dia azoko loatra lay tianao tenenina amin'ilay oe manala azy! misaraka aminy ve sa mba manala azy hoatr'azy koa! ny hitako mety dia mba manaova koa ianao .ho tsapanao fa ho maivana ny alahelonao ary matetika aza dia izay tsy azonao aminy azonao any @ hafa.makà récule dia araraoty tsara ny liberténao any ivelany.misiy fomba fiteny izay oe ny fitiavana tena naturelle eto ambonin'ny tany! dia ny fitiavan-dreny irery ihany. ka na vadinao milaza fa tia anao sy nianiana teo alohan'ny alitara izao aza dia tsy voatery ho fitiavana 100 pour 100.
4. soanja ( 19/02/2010 02:21)
xxx:

ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany fa mbola mikoty olon- kafa foana nefa milaza hoe Tia . Ilay filana ve no tsy mitovy sa efa tena izay mihitsy.

Diso ve isika raha mba hoe: " Manala azy koa"

Tsy voatery marina ny teninao ka. Tena misy tokoa ny lehilahy rehefa tia dia tena tia tokoa ary tia adala. Na asainao mandady aza izy dia mbola handady aminao rehefa tia izay, ampijaliana dia mifikitra ihany. Saingy tsy izany akory no hanararaotana azy sanatria. Ny fitiavana tsy mba tokony hisy fanararaotana izany fa dia resaka no tena mila mazava. Inona no paika ary ahoana no itondrana azy amin'ny samy mpifankatia.

Ny hoe hanala azy indray dia miankina amin'ny tsirairay io. Tsy resaka hoe vehivavy na hoe lehilahy no ndeha hanala azy fa manao ahoana ny situation iainanano ao? Mahatanty izany ve ny vatanao, sainao? Raha tratra ianao hanao izany dia afaka hizaka ny vokany ve? Matanjaka tsara ny rehetra???

Raiso ambony ambany ny fiainana fa tsy vitan'ny valifaty sy kendritohina lava izao! Tandremo ny fihetsika tsy voahevitra fa tena hanenenana tokoa any aoriana!

5. botra10 ( 19/02/2010 14:34)
xxx:

:arrow: Matetika isika VHV foana no mitomany amin´ity fitiavana fitiavana ity . isika tena rehefa TIA dia tena Tia tokoa. ny LHL toa tsy dia tena hoe Tia izany.

zavatra matetika miseho aloha ny akamaroanareo VHV refa manaiky bandy de mazana bandy ambony valera noho ianareo no ekenareo na arapivelomana io na arapahaizana....; misy mihintsy aza de manotany ny asany RDR le bandy na ny asa lery de raha ohatra ka tsy arakiny eritreretina le bandy de tsy ekena de any no mahatonga anio fa mba miaraha anie @le bandy tsotsopiainana noho ianao eh!(enao dokotera de izy infirmiera; na ianao zanaka DG n'izao sy izaroa de izy zanaka mpapianatrin'i EPP) de ianao ndray no mifehy ny fiainany. mba andramo ange eh :wink: :wink: :wink:
6. rakapy ( 19/02/2010 14:46)
Hoy i Botra10
zavatra matetika miseho aloha ny akamaroanareo VHV refa manaiky bandy de mazana bandy ambony valera noho ianareo no ekenareo na arapivelomana io na arapahaizana....; misy mihintsy aza de manotany ny asany RDR le bandy na ny asa lery de raha ohatra ka tsy arakiny eritreretina le bandy de tsy ekena de any no mahatonga anio fa mba miaraha anie @le bandy tsotsopiainana noho ianao eh!(enao dokotera de izy infirmiera; na ianao zanaka DG n'izao sy izaroa de izy zanaka mpapianatrin'i EPP) de ianao ndray no mifehy ny fiainany. mba andramo ange eh

Raha fitinina izany ny voalazanao dia ilay "Interet" no tena mampitomany ny vhv @ ity fitiavana fitiavana ity?
7. Mirananirina ( 19/02/2010 16:32)
Diso ve isika raha mba hoe: " Manala azy koa"
Tsy diso raha manala azy ,saingy ny fanalana azy io asiana fetrany fa tsy hoe hitovy amin'ireo ataon'ny lhl,ohatra manala azy mijery cinema,miaraka mikorana amin'ny namana sns...tandremo ny mivarilavo anefa,misotro taoka,mampirafy be sns.....
8. ikaretsaka ( 19/02/2010 17:23)
misy proverbe (turc sa grika) izay koa ange ry mirananirina manao hoe

"raha Sipa no miaraka @ bandy 10 de hoe makorelina e, janga e... fa raha bandy no miaraka @ sipa 10 de hoe .. mahery koa iny bandy iny an"
9. xxx ( 19/02/2010 20:57)
Lazaina fa diso foana tokoa ny vhv rehefa mba manala azy e! ra-lehilahy efa tamana ny fiainana any ivelany sns de zara raha mba manao calin calin na tsy misy mihitsy rehefa tonga ao an- trano . zah aloha de izao rain- janako izy rainy foana ny tokatrano eo foana fa mba manala azo koa zah e! mandeha tsara ny fianako tsy asiko coms be! mody izy miova be avy eo hendry be @zay .
10. muro ( 20/02/2010 09:03)
kaiz!
Aiza kosa no dia hoe ny lhl tsy dia tena tia!misy lhl tena tia ka!
Ny hoe mba hanala azy koa nareo vhv:tsy valifaty ve zany?
Eny e! samy manana ny safidiny aloha nefa tandremo fa misy farany daholo ny zavatra rehetra na ho an'ny lhl zany na ho an'ny vhv
11. Mirananirina ( 20/02/2010 10:03)
misy proverbe (turc sa grika) izay koa ange ry mirananirina manao hoe

"raha Sipa no miaraka @ bandy 10 de hoe makorelina e, janga e... fa raha bandy no miaraka @ sipa 10 de hoe .. mahery koa iny bandy iny an"
marina mihitsy io,ohatra fostiny;raha vhv tsy manao fanabeazana haizana ohatra raha manana bandy betsaka,ahoana no ahalalana fa ity no rainy!!!Tokony hanaiky isika fa tsy mitovy amin'ny lhl velively amin'ny lafin'io (fanaovana sipa be)raha misy vhv sy lhl mamo,iza no voa????Tsy maintsy ny vhv foana!!mivarilavo tanteraka,sns.....
12. ni81 ( 20/02/2010 16:19)
Lazaina fa diso foana tokoa ny vhv rehefa mba manala azy e! ra-lehilahy efa tamana ny fiainana any ivelany sns de zara raha mba manao calin calin na tsy misy mihitsy rehefa tonga ao an- trano . zah aloha de izao rain- janako izy rainy foana ny tokatrano eo foana fa mba manala azo koa zah e! mandeha tsara ny fianako tsy asiko coms be! mody izy miova be avy eo hendry be @zay .
tandremo fa sao misy fivadihan-javatra tampoka ka tsy ho zaka ary fa ny mpams mandeha alina aza ange hono misy mahita e!
13. soanja ( 20/02/2010 16:44)
Mirananirina:

!!Tokony hanaiky isika fa tsy mitovy amin'ny lhl velively amin'ny lafin'io (fanaovana sipa be)

Tokony hitovy lalandava ny vehivavy sy lehilahy. Izay nifanekena sy nifanarahana ihany no hajaina sy koloina fatratra. Rehefa tsy misy io fifanajana io dia tokony antsoiko hoe naman'ny rava izay ilay fanambadiana na ny fiarahana.

14. soanja ( 20/02/2010 16:59)
xxx:

Ilay filana ve no tsy mitovy sa efa tena izay mihitsy.
Dia isika rehefa tezitra @ ilay ampirafesina dia mitomany dia manam- pankevitra mihitsy ny hisaraka de ao ny manoro hevitra hoe : LHL angeh izy e! sao manome toerana ho an´i sasany eo.

Diso ve isika raha mba hoe: " Manala azy koa"

Ny filanin'ny olombelona no tsy mitovy ka. Fa tsy hoe vehivavy sy lehilahy.

Zavatra iray hitan'ny siansa dia misy an'izay karazana sela sy ranoka izay ao amin'ny faritry ny atidoha ao ka ny olona betsaka an'io dia tia mifindrafindra/ maro partenera. Hita izany tao anaty biby bitro voalavo ka nahitana io fihetsika io, nefa misy bitro voalavo tsy nisy an'io loatra dia milamina amin'ny vaviny iray.

Ny zavatra mba azoko anampiana fotsiny amin'ny torohevitra dia aza ankinina loatra amin'ny lehilahy/ vehivavy ny fiainanao fa raiso toy ny olona manana ny fahaleovan-tenanao tanteraka ianao. Ny zavatra rehetra dia miodina manodidina io momba anao io. Hevero hoe toy ny hoe nisafidy ianao handeha hiloka, ka raha mahazo dia faly raha tsy mahazo dia mahafantatra ianao fa loka io ary safidy ny nametrahana ny volabe tao. Zany hoe hafaliana, aravoana, alahelo dia satria ny sainao, ny vatanao no misafidy tamin'izay dia maneke ny zavamisy fa tsy ny hafa no ianteherana hanome fahasambarana ny tenanaoBold text. Ny hafa manana ny manahirana azy. Izay foana tadidiana. Ilaina ny hafa/vady / namana / sns sns fa mila miantomboka lalandava amin'ny fitiavana sy fitonianao miaraka amin'ny tenanao. Io teniko farany io dia antsoin'ny vazaha hoe " Me Time" , na ny " Ny FotoanaKO momba ahy" izany hoe ny mahasoa ny tenanao maharitra katsahina, ny ambiny mety hivadika taimboraka tsinona satria tsy ianao fa HAFA.

15. xxx ( 20/02/2010 20:10)
i soanja kosa be sermone be loatra eh! manjary lasa kamo be izahay mamaky ny hvtrareo.marina e! ^^ ^^
16. xxx ( 20/02/2010 20:39)
:lol: :lol: :lol: I Soanja ohatrin´ny hoe izy le manana ny VALINY farany hihihi tena sur izy @ le valin- teny hihihi samy manana ny reviny io
Tsy antsika Olombelona no mitsara fa ny Avo . Zah aloha de manala azy e! fiainana efa fpy ity sady @ 2012 hono ny farany . izy ary mba manala azy any koa nahoana no zah foana no hitrefla hihihihi
REVEO MANJA NY FIAINANA rehefa tsy mifanaraka sy tsy mifankataty de BARAKAY maty ny baolina
Kiss de ampy
17. ikaretsaka ( 20/02/2010 21:40)
soanja:

!!Tokony hanaiky isika fa tsy mitovy amin'ny lhl velively amin'ny lafin'io (fanaovana sipa be)

Tokony hitovy lalandava ny vehivavy sy lehilahy. Izay nifanekena sy nifanarahana ihany no hajaina sy koloina fatratra. Rehefa tsy misy io fifanajana io dia tokony antsoiko hoe naman'ny rava izay ilay fanambadiana na ny fiarahana.

Tsy hitovy mihitsy ny lehilahy sy ny vehivavy hono ry soanja raha tsy rehefa hoe mahay mivalandrano mitsangana n'aiza naiza hono ny vehivavy deafaka miteraka ny lahilahy a..(chris rock sy f turbo)

18. xxx ( 21/02/2010 12:24)
i soanja kosa be sermone be loatra eh! manjary lasa kamo be izahay mamaky ny hvtrareo.marina e!
ka raha vao tsy manaiky ilay hevitra taingina mitovy fijery aminao kosa ve dia tsy mety? :roll: :D
Tsy antsika Olombelona no mitsara fa ny Avo . Zah aloha de manala azy e! fiainana efa fpy ity sady @ 2012 hono ny farany . izy ary mba manala azy any koa nahoana no zah foana no hitrefla hihihihi
REVEO MANJA NY FIAINANA rehefa tsy mifanaraka sy tsy mifankataty de BARAKAY maty ny baolina
Kiss de ampy
Na dia tsy anjaran-tsika olombelona aza no mitsara dia misy ny mety sy ny tsy mety. Manala azy tokoa ianao nefa "misy farany avokoa ny zava-drehetra" ka mitandrema ihany fa ny homa-maina tsy afa-maina ange hono e! :lol: :roll:
19. xxx ( 21/02/2010 13:14)

Tsy problemnao zany fa ahy e! CE QUE J´AIME
20. soanja ( 21/02/2010 14:16)
ikaretsaka:

soanja:

!!Tokony hanaiky isika fa tsy mitovy amin'ny lhl velively amin'ny lafin'io (fanaovana sipa be)

Tokony hitovy lalandava ny vehivavy sy lehilahy. Izay nifanekena sy nifanarahana ihany no hajaina sy koloina fatratra. Rehefa tsy misy io fifanajana io dia tokony antsoiko hoe naman'ny rava izay ilay fanambadiana na ny fiarahana.

Tsy hitovy mihitsy ny lehilahy sy ny vehivavy hono ry soanja raha tsy rehefa hoe mahay mivalandrano mitsangana n'aiza naiza hono ny vehivavy deafaka miteraka ny lahilahy a..(chris rock sy f turbo)

Lahy daholo aloha ireo niteny ireo hatramin'izao. Ndao ndray anie andramana anontaniana i Angelina Jolie sy JLo ary Damama e!!!

:lol: :D :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189