Basy Kristianina misy soratra avy ao @ baiboly
81. rzakarivola
(
03/02/2010 12:56)
fijo:
eeee kay razaka tsy manana hevitra hafa tsy "izay voasoratra ko"sarotra be ny hifandinika aminao,satria ny atao hoe "mifandinika",dia miara maneho izay heviny momba ilay voasoratra,fa tsy hoe samy mamerina izay "voasoratra"
==> Inona no hevitra havoakanao momba ny voasoratra raha tsy hitanao tsara akory aza ilay voasoratra?
Impiry teto no nisy nanao hoe : "vakio tsara ilay nosoratako fa aza maika ...", satria maninona ? Mialoha ny hanomezanao hevitra ny à voasoratra, dia mila vakianao tsara aloha ny voasoratra.
Mitondra fanoharana hafa ankoatra ny Baiboly aho eto, na théories io na fahalalana ara-tsiansa ekenao, hanaporofoako aminao izay ilaiko porofoina.
Mitantara aminao izay zavatra niainako sy iainako koa aho.
Manahirana be anao ve fa kay ny zavatra rehetra dia efa voasoratra fa mila fandinihina amin'ny fo marina vao hahita izany ?
82. rzakarivola
(
03/02/2010 13:05)
ikaretsaka:
==> I Jesoa nilaza hoe "En ce qui vous concerne, j'aurais beaucoup à dire, beaucoup à juger. Mais celui qui m'a envoyé est véridique, et je proclame au monde ce que j'ai appris de lui.
Izany nianarana fa tsy izay voasoratra.. nuance be razaka o
==> Mahagaga ahy ianao, ilay voasoratra teneniko ihany izany no tsy izy fa ilay voasoratra lazainao ok ?
Ary ny maha-voasoratra azy tsy manakana velively ny hoe nianarana ilay izy. Fa araha izany tsy nisy nanoratra fianarana mihitsy.
Izaho koa manambara eto izay nianarako t@ Jesoa.
ikaretsaka:
Raha mahafantatra zavatra betsaka momban'ny fiainan-drazaka ve zahako ka tsy tany @ boky tao anaty bibliotekan'ny vadin-drazaka no nahitako azy fa ny tato ohatra de ny filazan'i pasiteranareo momba anao ohatra.. de hoe misongona an-drazaka?---> ataovy serieux!!
==> Tsy haiko loatra hoe misongona ve izany. Fa raha toa ny boky hitanao momba ahy manohitra ny marina momba ahy dia manohitra ahy izany.
Ary izay rehetra manohitra an'i Kristy dia anti-kristy.
Koa tsy ny habetsaky ny boky hitanao akory no ampy ahalalanao olona iray, fa ny fifandraisanao aminy. Ny fifandraisanao amin'i Jesoa no ahalalanao Azy fa tsy ny habetsaky ny asa soratra novakianao misy anononana ny anarany na lazaina fa tantaraNY.
ikaretsaka:
dia ho'zy koa hoe "ny hitanay no ambaranay"....
:wink:
==> Ambarany amin'iza ? Ary nandray ve izay nanambaraNy ? Mandray ve izay anambaraNy ? Manambara aminao Izy, fa mandray ve ianao ?
83. ikaretsaka
(
03/02/2010 13:47)
1)"ce que j'ai appris" no voalaza anie razaka fa tsy hoe "ce qui est ecrit" e... io le nuance tsy azonao.. tsy voatery ho voasoratra aby ny raha nianarana de ny voasoratra no averina pli vava...noooon!
ny nianaranao zavatra anankiray aza ekena fa tsy ny voasoratra ao anaty kahie sy ny bokinao ihany fa betsaka lavitra: Bibliotheque, points de vue hafa, sns....
Mainka fa i Jesoa?
2)ka eto arbitraire be ilay hoe "ny marina momba anao"!
Raha te hahalala ny momba anao REHETRA aho, na marina io na diso tsy ahoako aloha , dia tsy hoe izay lazain'ny vadinao IHANY no hoe marina satria izy vadinao, izy nga nahalala izay bizinesinao tany am-piangonana, tany am-piasana, ze nosipainao talohany... sns?
nefa momba anao aby izany! ianao raha anontaniako hoe ahoana ny fifandraisanareo sy i pasitera... mety hafa ny avalinao..izy mety hafa...
3) ambaranay @ rehetra... ie mandray ahako fa samihafa ny fandraisantsika izay ambarany
-->marihiko fa tsy misy manda an'i kristy eo, donc esory le fisainana hoe rehefa tsy mitovy aminao de antikristy... fa ny fomba fandraisana Azy no samihafa... zahako manambara tsotra sy mazava hoe tsy ampy ny anao dia io azavaiko aminao tsara io ny antony tsy maha ampy azy!
Mandray ve ianao? manome antony milaza fa ampy ve ianao? Tsia: mamerina tsimpona fotsiny no ataonao!

84. fijo
(
03/02/2010 20:43)
tsy azon'i razaka ilay resaka.
za tsy milaza hoe tsy ilaina ny mamaky izay voasoratra,fa ny tsy mety ,dia ny mamerina fotsiny izay avy novakiana,fa tsy manana hevitra akory ,tamin'izay zavatra novakiana
razaka an,na i fijo aza anie mino fa nisy izany jesoa izany e,le fahamasinany no tsy ekeko

85. rzakarivola
(
04/02/2010 08:47)
Ikaretsaka 82 >>>
1. Rehefa nalain'ny Devoly fanahy Jesoa, inona no nolazaiNy?
Tsy izaho no milaza fa izay voasoratra ihany no manambara an'i Jesoa, fa ianao no toa milaza fa tsy izy izay voasoratra fa azo antoka fa tsy ampy. Kanefa ianao aza, ny affirmations-nao rehetra eto dia zavatra voasoratry ny hafa aby, ary ireny hafa nanoratra ireny ka ekanao ho marina, inona no porofo entinao ilazana fa marina izy ireny fa tsy vokatry ny fanasana ati-doha nataon'olona ?
Ny Soratra maty fa i Jesoa velona, satria ny Fanahiny velona. Tsy ny Soratra no olana, fa rehefa tsy ny Fanahin'i Kristy no manambara dia tsy misy fiainana ao fa fitaka.
2. Ilay fanoharana noraisinao dia tsara. Raha olombelona mety tsy mahalala ny vadiny sy ny momba azy rehetra, fa tsy mba tahaka izany Kristy sy ny FiangonaNy, fa Izy no efa niteny hoe : "Izay rehetra nambaran'ny Ray aho dia nolazaiko taminareo", na ny hafa aza anambaraNy koa, fa izay mandray ihany no mahafantatra.
3. Hoy i Jesoa hoe "Izay mandray anareo dia mandray ahy". Tsy mandà an'i Kristy tokoa ianao, tahaka ny olona anakiray tsy mandà olona iray, fa tsy mety handray ny tanany fotsiny ohatra.
Ny fanambaranao milaza fa tsy ampy ny ahy da tohananao amin'ny hevitrao sy fandinikao manokana, mety hikambananao amin'ny olona maro be. Raha tohananao amin'ny hevitr'i Kristy dia azoko raisina sy dinihina ihany.
NY ampy dia Jesoa ihany, ny Fanahiny izany.
Tsy mamerina tsimpona fotsiny no ataoko, fa asiako tombokase ny tsimpona averiko anaporofoako fa tsy tatitr'olona no inoako fa izaho no nandre ka mino.
Ianao raha mitanisa tsimpona, dia asehoy ny tombokase ilazanao fa marina ireny.

86. rzakarivola
(
04/02/2010 08:57)
fijo:
razaka an,na i fijo aza anie mino fa nisy izany jesoa izany e,le fahamasinany no tsy ekeko
==> Ie, betsaka ny milaza fa mino fa nisy izany Jesoa izany ary tena olon-kendry sy mendrika deraina, izaho koa taloha mba isan'izany. Maro aza no nino azy ho Mpaminany. Fa tsy misy tombony izany.
Izaho mino fa misy izany Barack Obama izany, fa inona no azoko manokana aminy mihoatra noho izay azon'ny Malagasy rehetra miaraka (eny na dia izay mety ho tsy mino ny fisiany aza) ? Raha tsy mahazo tombony amin'i Barack Obama aho dia tsy maty antoka.
Aza heverina fa izaho no matiantoka raha tsy mino an'i Jesoa ianao na dia itoriana aza, izay manana an'i Jesoa manana ny rehetra. Mitory aminao aho sy ny kristiana sakaizako, satria izay no sitraNY, mba hanananareo koa ny zavatra rehetra miaraka amin'izay manana Azy.
87. ikaretsaka
(
04/02/2010 16:11)
dia mankanesa any aminy toy ny nankanesanao tany @ jesosy Rzaka a.. iza no mahalala na mety hahazo tombony koa ianao rehefa mankany :-D