Ny tena Andriamanitra marina

81. ikaretsaka ( 05/02/2010 17:11)
tsy hoe iza angamba no fanontaniana mipetraka fa hoe Aiza
82. xxx ( 06/02/2010 16:35)
Ny tena Atra marina iza izay no fipetraky ny size fa tsy hoe aiza
83. ikaretsaka ( 06/02/2010 21:01)
efa hoe "aiza" no hitadiavana Azy izao no resaka ka
84. ikaretsaka ( 06/02/2010 21:33)
HS in!
Entre pa.. sendra nikaroka zavatra tao am-bata aho androany dia nahita carte nisy soratanan'Itompokolahy P. Morterol izay (fony mbola mpiananay tao @ St michel angamba ilay carte.. tsy tadidiko tsony) nanao hoe

La spiritualité, ce n'est pas de savoir ce que vous voulez, mais de comprendre ce dont vous n'avez pas besoin.
HS out!
85. Randria2007 ( 09/02/2010 08:16)
Ohatry ny tsy dia mba nisy namaky ny hevitro voalaza eo ambony ka averiko indray e!
Reformuler-ko amin'ny fomba hafa ilay fanontaniana teny ampiandohana ka sady manao illustration ihany aho.
Ahoana no ahalalana fa io dada na raiko voasoratra ao anaty kopiako io mihintsy no tena raiko niteraka ahy?
Amin'izay mantsy mety ho tsy ny raiko io (probabilité qui tend vers zéro), ary ilay kopia mety ho namboarina (probabilité certaine).
Mety tsy ho ny dadako mihintsy io, ary namboarina rahateo ilay kopia.
Izao anefa, mino aho fa ny dadako io olona io ary marina ilay kopia milaza fa dadako io.
Kristiana aho ary mino fa i Jehovah no Andriamanitra ary ny Baiboly no milaza momba Azy.
Amin'izay dada relatif @ Andriamanitra , ary amin'izay koa copie relatif @ Baiboly.
Ny finoana no miasa e! Mino ve ianao? Raha mino ianao dia Jehovah no Andriamanitra ary tsy isalasalana izay voalazan'ny Baiboly.
Mandra-panoratra e!
86. xxx ( 09/02/2010 08:33)
ikaretsaka:

efa hoe "aiza" no hitadiavana Azy izao no resaka ka


Ny ao anaty baiboly no manambara azy feno , fa raha tsy mino izay voalaza ao ianao de mankanesa any Roma any misy tonga dia hitamaso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3867