Ny tena Andriamanitra marina
41. ikaretsaka
(
27/01/2010 00:49)
Xxx34> tsy baiboly ny maha xtianina fa I kristy..ohatran'ny tavoahangina eau vive io.. tsy ny eau vive 1 tavoahangy irery akory no ranon'Andranovelona ..de toy izay...tsy ny baiboly irery akory no manambara an'i kristy sy ampy...non
42. ikaretsaka
(
27/01/2010 00:56)
Xx34> ny olona any midongy atsimo aza sarivongana sy saple @ votsinefy sy lakroa @ taretra...
Ary sahy mi garantir anao ahako fa raha any ianao no manontany hoe iza I Mb Veronique de be mpahay lavitra nohon'ny ao ampiangonanareo

43. fijo
(
27/01/2010 22:13)
ka izay,tsy jerena pozy sy fiseho ivelany ny finoana,fa io any anaty any.misy ohatra toa rock sy mitafy mainty ,nefa dia kristianina sy manaja tsara le finoany.
44. xxx
(
28/01/2010 10:08)
O ry karetsaka a! tsy tao anaty boky zamlbla na radanz nge no nahitana sy mitantara ny momba izany kristy izany e! fa ao anaty baiboly e ! koa raha te ahafantatra bebe kokoa ny momba azy ianao dia ao no mijery omeko ohatra ao anaty baiboly ianao fa hoy i kristy hoe : manambara ahy ny soratra masina
45. ikaretsaka
(
28/01/2010 15:55)
xxx:
O ry karetsaka a! tsy tao anaty boky zamlbla na radanz nge no nahitana sy mitantara ny momba izany kristy izany e! fa ao anaty baiboly e ! koa raha te ahafantatra bebe kokoa ny momba azy ianao dia ao no mijery omeko ohatra ao anaty baiboly ianao fa hoy i kristy hoe : manambara ahy ny soratra masina
ka
1) ny soratra masina dia tsy ao anaty baiboly IHANY
diso de diso io fanambarana io... tsy nisy baiboly raha tsy taty @ kaonsilin'i Carthage.. dia inona no "soratra masina" novakian'ireo olona mandra _pa?
2) de ny tsy mahay manoratra sy ny mamaky teny izany fa ny mijery sary vongana any am-piangonana de tsy mahalala an'i Jesoa? noooon diso koa.... za zao tsy nahay namaky teny sy nanoratra d'efa nahalala hoe io no Jesoa aminy @ fijerena ireny sary @ Vitraux sy sary @ lalan'ny hazo fijaliana sy tranon'omby ireny... fa tsy nila hoe nahay nanambatra teny akory vao kopy...
46. xxx
(
28/01/2010 16:57)
ikaretsaka:

Fa aminao mitovy ve ny soratra masina sy ny baiboly , io enao zao mahay mamaky sy manoratra ko mba vakio @ izay mba halalanao ny bebe kokoa @ e ! ireny anie voasoratra ao anaty baiboly daholo e! ny tantara niainany de natao sary sy sary vongana nefa mety misy tsy mampety azy indray izay zavatra izay
47. fijo
(
28/01/2010 21:06)
lany andro eo ialahy ry ika,fa amin'ny sasany tsy misy boky hafa tsy ny baiboly ihany.de vita.ary eto aza mbola misy sahy milaza koa,fa ny testamenta vaovao ihany no tena izy satria io no milaza sy mitantara ny momba an dralavavolo.ko inona intsony no azon'ialahy atao eo????
48. ikaretsaka
(
31/01/2010 17:28)
Amiiko dia tsy ny baiboly ihany no soratra masina ra xxx. Sombiny kely fotsiny io.
Toy ny hoe tsy ny Eau vive ao anaty tavoahangy ihany no ranon'andranovelona, na ny rano visy ao anaty tavoahangina visy gasy ihany no ranovisy avy any aminay.
Tsy misy manda mihitsy eo hoe tsy avy any andranovelona ny eau vive na avy any Bira ny visy gasy. Fa ny tsy ekena kosa hoe tsy ny ranon'andranovelona REHETRA no ao anaty tavoahangina eau vive... tsy izy rehetra mihitsy
Izany aza loharano fotsiny...
Mainka fa Atra tsy hita noanoa sy tsy hita pesipesenina no ferana ao anaty boky amin'arivo pejy..... aoka kosa e...ataovy serieux

49. fijo
(
31/01/2010 18:02)
ka izay le tsy mampitovy anareo ary izay no loharanon disadisa misy eo amin'ny samy mpino koa.
50. soanja
(
01/02/2010 01:38)
xxx:
Mba manontany anareo Kristiana ireto aho hoe ahoana marina moa no hilazanareo fa io Atra voasoratra ao anaty baiboly io no tena Atra nahary izao rehetra izao e !
Tsara tokoa ny fipetraky ny fanontaniana. Raha ny tenako no hiezaka hamaly dia hiteny hoe ilay Andriamanitra ao amin'i baiboly dia tokoa nihary an'izao tontolo izao saingy ny hangezany sy fanazavana ary ireo rehetra momba Azy izay takin'olombelona isan-karazany valiny matetika dia tsy voafono daholo ao anatin'ilay boky baiboly.
Ny finoana no ahatsapana fa Izy ilay nahary. Tsy mila mandeha lavitra akory na hanontany lavareny na hamadika atidoha amin'izany fa dia izay tsapa ao am-po no manome valiny ny momba anao sy ny manodidina anao ary izay rehetra mifandray amin'ny mahaaina anao. Lalina sy misandrahaka ny fisian' Andriamanitra ka tsy vitan'ny fintan'ny saina ihany ny fandratovana azy fa ilaina finoana vao hahazo ny momba Azy.
51. niryna
(
01/02/2010 06:01)
ikaretsaka:
Amiiko dia tsy ny baiboly ihany no soratra masina ra xxx. Sombiny kely fotsiny io.
:roll: :cry: :cry: mahita teny hafa angaha ika,aoka hoy aho e,atao mpino toa tsy mino atao tsy mino anefa milaza fa izy indray =)) =))
52. niryna
(
01/02/2010 06:05)
xxx:
O ry karetsaka a! tsy tao anaty boky zamlbla na radanz nge no nahitana sy mitantara ny momba izany kristy izany e! fa ao anaty baiboly e ! koa raha te ahafantatra bebe kokoa ny momba azy ianao dia ao no mijery omeko ohatra ao anaty baiboly ianao fa hoy i kristy hoe : manambara ahy ny soratra masina
=D> =D> ^:^
54. xxx
(
01/02/2010 15:54)
Karetsaka a! tena tsy ampy anao ary ve zany ny baiboly mba hanazava sy hampiorina tsara ny finoanao an'i Kristy ?
55. ikaretsaka
(
01/02/2010 16:52)
xxx:
Karetsaka a! tena tsy ampy anao ary ve zany ny baiboly mba hanazava sy hampiorina tsara ny finoanao an'i Kristy ?
Tsy ampy ary jamba ihanao raha milaza hoe io de ampy..io boky io aza milaza fa be lavitra .....
Ohatran'ny rano 1 tavoahangy io hoa. Mbola mangetaheta ahako rehefa lany ny rano 1 tavoahangy
Fa ny rano miboiboika no katsahiko ary tsy voatery ho ny rano tao anaty tavoahangiko no ahitako ilay rano miboiboika fa mety sendra ranon'apango za eny andalana fikatsahako azy eny ..mety tsy @ tavoahangy ny rano hitako fa anaty siny..zinga...sioh... fa manampy ahy ho tonga eny @ le rano miboiboika izay de gohako...
Aiza no tsy mbola mazava...aiza ny tohan-kevitrao raha tsy d'accord am'izany ianao? Izay aroso azafady
56. fijo
(
01/02/2010 23:29)
xx za tsy mpino,fa sahiko ary lazaiko anao miafina io,fa rah any baiboly fotsiny no nahalalanao an'izany ralavavolo izany,dia mihonona amin'ny boky tsy ampy ianao.
ianao io ve mahalala fa ny baiboly anie ka evanjily no natambatra sy naravina e;ka firy no isan'ny evanjily raha hainao???

57. rasobakobako
(
02/02/2010 08:50)
Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao ary Izy koa no mihazona azy (Romana 8.31)
Samy manana ny Andriamanitra inoany ny tsirairay, fa ny Ahy dia ilay Ray Zanaka Fanahy Masina voalaza ao anaty baiboly no Andriamanitro tokana, dia ilay Jehovah Andriamanitro, Raiko, ilay hany tokana nanome :
- ny endriny ho ahy
- ny fanahiny ho ahy
- ny fofonaina mahavelona ho ahy
- ny zanany lahy tokana amonjena ahy
- ny ainy ho ahy
- ny fitiavany mandrakizay ho ahy
- ny fiainana mandrakizay ho ahy
- ny fahasoavany no mahatoy izao ahy
- ary tena manankarem-pahasoavana Izy io, mahefa ny zavatra rehetra, mahay mampisy ny tsy misy, Andriamanitra velona, tompon'ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety antany, tompon'ny zavatra rehetra, afaka manome ahy ny zavatra rehetra. Tsy voatanisako eto ny fahasoavany satria tsy hita lany.
TSY VOATERY MINO IZAY INOAKO IANAREO. FA IZAO NO MBA ANONTANIAKO ANAREO : oh Ikaretsaka, Fijo, sns ...
MAHAVITA MANOME ANAREO MIHOATRA NOHO IREO SOMBINY VOATANISAKO ETSY AMBONY IREO VE NY ANDRIAMANITRA IZAY INOANAREO ?

58. Randria2007
(
02/02/2010 14:03)
Tsy voavakiko daholo ny voalaza eo ambony rehetra, fa izao kosa no mba apetrako hoe dia mba valio.
Ahoana no ahalalana fa io dada na raiko voasoratra ao anaty kopiako io mihintsy no tena raiko niteraka ahy?
Amin'izay mantsy mety ho tsy ny raiko io (probabilité qui tends vers zéro), ary ilay kopia mety ho namboarina (probabilité qui tends vers la certitude).
Mety tsy ho ny dadako mihintsy io, ary namboarina rahateo ilay kopia.
Izao anefa, mino aho fa ny dadako io olona io ary marina ilay kopia milaza fa dadako io.
Kristiana aho ary mino fa i Jehovah no Andriamanitra ary ny Baiboly no milaza momba Azy.
Amin'izay dada relatif @ Andriamanitra , ary amin'izay koa copie relatif @ Baiboly.
Ny finoana no miasa e! Mino ve ianao? Raha mino ianao dia Jehovah no Andriamanitra ary tsy isalasalana izay voalazan'ny Baiboly.
Mandra-panoratra e!

59. ikaretsaka
(
02/02/2010 14:50)
rasobakobako:
Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao ary Izy koa no mihazona azy (Romana 8.31)
Samy manana ny Andriamanitra inoany ny tsirairay, fa ny Ahy dia ilay Ray Zanaka Fanahy Masina voalaza ao anaty baiboly no Andriamanitro tokana, dia ilay Jehovah Andriamanitro, Raiko, ilay hany tokana nanome :
- ny endriny ho ahy
- ny fanahiny ho ahy
- ny fofonaina mahavelona ho ahy
- ny zanany lahy tokana amonjena ahy
- ny ainy ho ahy
- ny fitiavany mandrakizay ho ahy
- ny fiainana mandrakizay ho ahy
- ny fahasoavany no mahatoy izao ahy
- ary tena manankarem-pahasoavana Izy io, mahefa ny zavatra rehetra, mahay mampisy ny tsy misy, Andriamanitra velona, tompon'ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety antany, tompon'ny zavatra rehetra, afaka manome ahy ny zavatra rehetra. Tsy voatanisako eto ny fahasoavany satria tsy hita lany.
TSY VOATERY MINO IZAY INOAKO IANAREO. FA IZAO NO MBA ANONTANIAKO ANAREO : oh Ikaretsaka, Fijo, sns ...
MAHAVITA MANOME ANAREO MIHOATRA NOHO IREO SOMBINY VOATANISAKO ETSY AMBONY IREO VE NY ANDRIAMANITRA IZAY INOANAREO ?
HIta tokoa hoe tsy namaky fa de tara sambo tokoa ianona dia mijapy vatofantsika
mitovy ange ny Atra hinoantsika (za fa tsy i fijo fa aleo fijo haneho ny heviny rehefa tonga eo) fa ny fomba no samihafa e
ohatran'ny basket io.. ny anao mety tifi davitra... ny ahy mety taritiko de ateriko ao anaty harona mihitsy .. fa ny baolina maty no mikaonty!
60. xxx
(
02/02/2010 17:08)
fijo:
xx za tsy mpino,fa sahiko ary lazaiko anao miafina io,fa rah any baiboly fotsiny no nahalalanao an'izany ralavavolo izany,dia mihonona amin'ny boky tsy ampy ianao.
ianao io ve mahalala fa ny baiboly anie ka evanjily no natambatra sy naravina e;ka firy no isan'ny evanjily raha hainao???
Ary tena tsy arako hoe tsy mino rafijo e! ka zao ne rafijo e! araka ilay efa nolazaiko anao hoe : ny baoboly dia boky iray manambara ny zavatra efa taloha ny ankehitriny ary ny ho avy , ary izay rehetra nolazainy dia tsy misy nivoana fa tanteraka , nisy ny efa voalaza efa tanteraka ary ao koa ny ho avy izay tsimaintsy tanteraka ary ny aviamitsika tsirairay avy no hanatanteraka azy , ka misy ny hanatanteraka ny tsara ary misy ny hanatanteraka ny ratsy . Ary mbola averiko indray fa tsy misy boky manana filazana tahaka io ary nanambara fa ilay ATRA voasoratra ao no nahary izao rehetra izao . Ary ny zavatra hitako sy tsapako dia izao ao anaty baiboly dia misy teny mahafinaritra ao misy kosa anefa teny izay mamelively tanteraka mahatonga ilay olona iray sorena de raha vao mamaky aniny izy dia avadiny ilay boky de ilay any @ ilay mafinaritra azy any ihany no vakiany