Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu

101. milamm ( 09/12/2009 12:15)
tess, :-D :-D tsy tafatory marna za t@ iny ngambany,efa milamm e
102. milamm ( 09/12/2009 12:35)
mifenty, :-D mahita lazaina ela ka,miaiky za nefa eritreritr'ela manokana diso diso dolidoly le izy :-D , ijanona atreo za @ iny kozy hafa zao tsara resahina

dadabe,resaka tsy ifankahazo netsika leu leu :-D aleo borkena eo leu leu samy tsara dolidoly fa tsisy lolompo e :D
103. Mifenty ( 09/12/2009 12:50)
milamm ry tess ah:
Hoy i Mifenty:

o ry milamm ah, ra mitondra no i bedada elah d siora za fa anaiky i tess mwhahahaha


an??? pas domprendre leuleu



Tsy blem k mdr

milamm > borker na aona kle
104. milamm ( 09/12/2009 14:03)
mifenty >tsotra ny tsy reviko @ le resaka farany teo de mihoatra ny fefy ela ,misy ol ato tsy raharahanla zao oh,tess sy ny reaction-ny tsy isolo vava azy za fa volaza

>

ny marina rehetra tsy mba filaza,ary ny tapany ihany no mikobana zay ny antony raha tianla ho fantatra,no offense,tsy fombako ieboebo @ zany fa :-D fotsn de borke eo le kozy,teboka...
105. dadabe ( 09/12/2009 15:58)
:-w =)) =)) sru toa mitady hiakatra lty ry bainn le zalahy io :@ aleo hilamm rakotoa a hahahahahha

efa hoe tess no amboara hoaa sady raha mitondra noho zah marina less elaah le hahahahah
106. Mifenty ( 09/12/2009 16:12)
za klou tsy mitondra e

i bedada aza lesy efa manaiky fa voan lah kleu leu

bedada:
sady raha mitondra noho zah marina less elaah le hahahahah
107. tess ( 09/12/2009 17:30)
faha 105 sahady ve ny hevitra ato???? neveriko fa efa nifarana ity resaka ity leu leu hihihi
108. dadabe ( 09/12/2009 18:01)
zany rehefa bedada sy mifenty no milalao e he he he miakatra 300 io vao mifarana hahaha
109. milamm ( 10/12/2009 13:58)
=)) =)) =)) amboara efa voaray zao v les no averimberinla tsy ankaleo leu leu ,dedaka ery ela oe ela ihany no mitondra :-D ny tapany ihany les no mikobana a
110. Mifenty ( 10/12/2009 14:08)
inn azany no oentiko eo fa lety kou rainitete leu leu

sivy amby zato
111. Veloo ( 10/12/2009 17:59)
107. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 09-12-2009 19:01:17
Lohateny : Re : Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu
zany rehefa bedada sy mifenty no milalao e he he he miakatra 300 io vao mifarana hahaha


dia tsy miova mihitsy leu leu
112. Mifenty ( 11/12/2009 11:03)
Veloooo:
dia tsy miova mihitsy leu leu


Miovah am fanavaozana ny saina ry bedada a

>>Ndeh mibebaka mdr
113. dadabe ( 11/12/2009 13:02)
:-D :-D

milamm less no tokony mibebaka a, lazain'i takaka fa mikobana hono hahahaha
114. milamm ( 11/12/2009 13:36)
=)) ka ela mikorapadrapaka fotsn no mahavoa anla,mba milamm otranah,na efa dadabe aza de omena torohevitra ihany,jereo nge firy zao no nananatra anla teo de mibebaha @ zay,na tsy hanaiky gimany aza ela de aorina foana manenjika ny hafa milamm =)) efa mba niangaviana tetsy aloha oe aoka zay :-D teboka farany
115. Mifenty ( 11/12/2009 15:07)
ka izy kosany laizain lah fa mikobana kleuleu
116. tess ( 11/12/2009 16:25)
dimy ambiny folo ambi-zato leu leu :roll:
117. Mifenty ( 11/12/2009 16:35)
za azany enina ambiny folo amby zato kleu leu
118. dadabe ( 12/12/2009 03:15)
zah aza fito amibinifolo amizato leuleu :roll:
119. milamm ( 12/12/2009 03:26)
=)) =)) mifenty > lasa dedaka isolo vava alohany lery ko v ela leuleu =)) =)) ts koi na ela ihan aza i dadabe resako efa vita :-$
120. dadabe ( 13/12/2009 16:32)
lindin'omby ty milamm ty leuleu :roll: bandynanakivy be less lery leuleu


de tout facon zah klou faha valoambinnifolo ambizato e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1639