Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu

81. milamm ( 06/12/2009 15:14)
zao zany les ramif a ,efa io lazainy io oe tsy miavona izy ny ol sarotsarotsa no manao anzany miavona zany.defa niantso izy zany allo allo maha te ho ti zany no dikany ,njama kely misy sariny ato ra tsy diso za fa angataho aminy de afaka mahita lisany :wink: mazotoa e :-D
82. tess ( 06/12/2009 18:18)
wajay leu leu! fa vatakazo angah zà ilay nifankahita tam toi ry mifenty tany amin'ny tessmifentyok@ambondrona.com :-D :-D :-D

milammmm: tsy njama zany letsy tess fa aza manao pub fopla leu leu :^) (l)
83. milamm ( 07/12/2009 01:27)
tess , ra tsy ekeny ela le njama kely de ataoko oe njama be fa mitanjema an :-D :-D bokoko @ fofony foana les ny pokna a(flair),tsy pub io fa kozy vre ,fantatso eny foana ny marina e gasy ka njama toi :wink:
84. Mifenty ( 07/12/2009 10:32)
>> Tess : za klou tsy mbola naita an'i tesse eh, i fasaly no koboko tany kle mwwwhahahahahah

ra i fasaly d mijajika kle
85. tess ( 07/12/2009 15:39)
mifenty: way!!! leu leu! kozy ndray ary fa ty izàh ndray iny e! ka iza aza no ditsoky ny stroka tao ???? de mailaka be ny hody ! bola tsy mino ihany ve toi leu leu :?: =)) =)) =))

mouahahaha be lay fiteny leu leu!

bokoko @ fofony foana les ny pokna a(flair),
inou mô zegny volaninô zegny leu leu :-D :-D :-D
aza mitompo teny fatratra leu :-D
86. Mifenty ( 07/12/2009 18:19)
kozy a
87. milamm ( 07/12/2009 23:41)
ramifenty a,efa kobonla izy zany de ahona ny fijerinla azy,za zao efa nibabaka io oe janma de lazainy tess oe manao pub =)) =))
tess,mafinaritra le miresaka @ fasaly , voaray ny haftra tsy mieritreritra ny haka lagy akory za fa manala azy fotsn ra nisy teny diso fipetraka de elatsiny fa teny diso tsy mba kabary,oe in zany resako zany rediredy dolidoly bafatsy le njama nefa ko mety efa nitapo ihany ngamba tany @ toerana hafa mety ho tsia :-D aza mora rangitra an
88. dadabe ( 08/12/2009 05:51)
ouayy leule fandroabahandry takaka i tess leuleu...raha mba kobon'ilasany manko fa efa t@ 2005 zah sy tess no efa nihaona tany dago leuleu :roll: :-D :^) :-* sa ahona tess :-w :-$ :*
89. Mifenty ( 08/12/2009 07:45)
wajay leu leu, o lty ry milamm ah, aza asiana RA zany le anarako kleuleu
90. milamm ( 08/12/2009 10:48)
eny oa lesmifenty a leu leu :-D :wink:
dadabe ,ahona njay ty aveu publique ty leu leu :?)mbola misy tohiny hafa azo lazaina v ? za kalo tsy mpandroba ary ao anaty fisalasalana @ fanambarako teo e ozy za oe >manala fotsn za fa tsy srieux teo kle :-D
91. dadabe ( 08/12/2009 14:10)
kozz ve leuleu...ary paozin'ny tompotoerana ngahy rainy zany le
92. milamm ( 08/12/2009 14:38)
tsay2,sary fotsn no efa hitako bedada a fa manala azy fotsn za miresaka eto
tsy tompony zany no tsy mandroba no tsy misy fifandraisany mintsy ka ... otrany mahina zany nge bedada le,nareo zany zao no manakambara fa efa nahita ko de lazao ny tohiny e :-D
93. Mifenty ( 08/12/2009 14:46)
ampiady oul ty milamm ty leu leu
94. tess ( 08/12/2009 18:39)
milam: tsy misy lagy zany eo leu ley cool foan foana kleu! :wink: :-D
zà oà bozinangatra fa atsaoka daholo ianareo reo vao miala any aho :{

i kala fasaly hono tsy mety miditra forum tsony fa leo sy efa niova filamatra eee! :^) uay no hafany nolazainy ahy omaly 8)

dadabe: way leu leu! taiza kou tsina no nihaona fa ianao lasa tany am ari. malala foana k-leuleu nodinao fanina mitsy ahy fa tena horera mantsy

:-D

kou raha tsy mofogasy kou hoe mifandrombaka leu leu

:-D
atovy kozy milam leu leu
:-D :-D :-D coool cool fa ho tonga ny fety efa io i dadabe fa noely sisa no endrasana hihihihi bony soaréy daholo aloha fa hande hikotrana leu leu :-D
mbola tsy bokona mantsy
95. milamm ( 09/12/2009 01:24)
tess , kool otrany mahazatra e :lol: ^^
mifenty,eritreritra samihafa marna le fa tsy misy tanjoko na tombotsoako na kely aza @ iadivany ol ato fa in no tinla lazaina ? tsy mazava :D nataoko oe resaka manala azy de lasa serieux tampoka teo ela 8O nahoana ?
96. tess ( 09/12/2009 06:28)
milam: ka ny an'i mifenty anie manala azy kou reo fa tsy sérié e! in kou aza ity mandray serié ity ry milam leu leu :^) :^) :^)
ary fangah toi tsy natory am roa maraina mbola eto foana k-leu :lol:
97. dadabe ( 09/12/2009 07:52)
leuleu tess kousa leuleu..aza manla baraka kousa ndry e :roll: :(

o lety bainn a ho ratsy marina less ny pasin'ity milamm ty leuleu :-w :-w

raha i tess marina klou no atao louka d inn eo @ tess no loka le ?? :-w ny lo9hany sa ny volony sa ny tanany sa ny tongony sa ny ........ :-$
98. Mifenty ( 09/12/2009 10:02)
o ry milamm ah, ra mitondra no i bedada elah d siora za fa anaiky i tess mwhahahaha
99. tess ( 09/12/2009 10:44)
96. Mpandefa : dadabe [ Valio ] 09-12-2009 08:52:10
Lohateny : Re : Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu
leuleu tess kousa leuleu..aza manla baraka kousa ndry e
:-D :-D :-D fa manalabaràka am ahiana ndray ary zà ry bedada leu leu
100. tess ( 09/12/2009 10:46)
Mifenty:

o ry milamm ah, ra mitondra no i bedada elah d siora za fa anaiky i tess mwhahahaha

an??? pas domprendre leuleu

:? :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262