Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu

61. tess ( 28/11/2009 20:30)
Mifenty:

mibebaha ry lerony e
satria efa ho avy ny versera n'i zezokely


:-P
62. dadabe ( 01/12/2009 02:24)
eny toukou leuleu

kotobekibo > yee tratrako ny haut les pieds (pozisoo V) maty aho tess keliko kleuleu :-D
63. tess ( 01/12/2009 06:30)
maty am ahoana ry bedada k leuleu :D
64. Mifenty ( 01/12/2009 10:20)
maty kou maty aona ndray aza leleu
65. dadabe ( 01/12/2009 14:35)
mibebah less ee :-*
66. Mifenty ( 01/12/2009 16:36)
kozinava veu leu
67. dadabe ( 02/12/2009 14:31)
leuleu efa ho avy anie izy e..tratran'ny tsy akihetsika eo elah le ..mibebah less ee
68. Mifenty ( 02/12/2009 16:43)
mibebah marina kleu
69. tess ( 02/12/2009 17:18)
way leu leu .... !koungah zà nanao ratsy no hibebaka =))
70. kotobekibo ( 02/12/2009 21:17)
Misy fotoanany ny zvt retra kleu ! izao aloha mi-serasera :-D :-D :-D
71. Mifenty ( 03/12/2009 10:03)
aleo lounga asiana ray minitra ho fahatsiarovana ny fihoriranana hatrizay ela zay e
72. tess ( 03/12/2009 10:42)
:-D :-D :-D efa hamarana ny resaka izy manao an'io an! :^)
73. Mifenty ( 03/12/2009 13:42)
ary enao dondé kopy a
74. dadabe ( 04/12/2009 07:16)
leuleu faranana@ ahoan aza leuleu ..tess lety miavona be tsy mandray phone mihitsy a
tess a anoraty amin'ity zah tessambondrona_tsymasaka@dadabe.fr
75. Mifenty ( 04/12/2009 09:49)
fikany mintsy zany k
76. tess ( 04/12/2009 15:28)
way leu leu aza mba mandoto ny ranon'ny hafa izany!
izà tsy miavona zany kou! :-D nanao allo allo zà de tsy nisy namaly kou! dadabe tsy nety niteny.... vao fatany hoe feo-gajajaka be lay feo :-D
77. Mifenty ( 04/12/2009 19:44)
ts mamenatra zany kle
78. dadabe ( 05/12/2009 05:40)
tess gajajaka ve leuleu huhuhuhuh
79. milamm ( 06/12/2009 02:50)
tsss leuleu mbaitaka dolidoly zany ,horakoraka rasahona fa tsiboboka les no tompony rano njama kely sy tsotsotra mate ho tia less tess fa tsy araky eritreritry lisany,aza manisy sira valala eny andanitra zany milamm dolidoly fotsiny :wink: kozy vre zany fa tsy voretsa :-D
80. Mifenty ( 06/12/2009 11:44)
koz nenlah klou e, za mbola sy naita anazy fa mba voaboasy sy velabelaro kely ny tian'ny mpanoratra lazaina kleu. aleo ilamm zany kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3793