Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu

41. milamm ( 21/11/2009 00:30)
mifenty > oay leu leu tsy mapo:-D za fa bokony io bokony io kôzy io,sahy mifanamby za ,otrany fodin bedada man nge kôzy ny fôka @ nanatà e :-D :-Dpangodisan
42. dadabe ( 21/11/2009 07:59)
oayy leuleu mifousa ry lerouny leuleu :roll: fa boukouny ahona kounkou zah leuleu :-w

ary aiza kotobekiboleuleu
43. milamm ( 21/11/2009 09:43)
:lol: tss leu leu,an3 tsy fombanay milamm zany mifosafosa zany e pondry doro fa tsy bandinanakivy no manao anzany :wink:

nay @ tem
44. Mifenty ( 23/11/2009 09:28)
mbola laozan'i kotobekibo mi bodiarimanga fotsiny leuleu mdr
45. tess ( 23/11/2009 14:19)
wayyyy leuleu lasa resabokona ndray izy zany leu leu
aleo haloa hikotrana fa tssss :-P
46. Veloo ( 23/11/2009 15:28)
ary to mbola tsy vita fona ty resaka ty leu leu :-D :-D :-D
47. Mifenty ( 23/11/2009 16:07)
fa vitaina sahady aona kou leu leu

mbola tsy san koriny
48. tess ( 23/11/2009 17:31)
veloo :-D
49. dadabe ( 24/11/2009 02:42)
kuu ndeha mody mikotran toi ry tess a :-D

lasa nivadika hatramin'i Veloo leuleu :-D
50. milamm ( 25/11/2009 00:17)
fa i bedada tko v kalo bokony e ,aleoko konko raha izany mikotrana deny mbola tanora fa refa antitra bokona ihany :-D
51. dadabe ( 25/11/2009 02:26)
ny ahy bokony dolydoly na ambony na ambany na..... :wink: raha tsy izany ve i tess ho tamana e :-D tsssleuleu
52. Mifenty ( 25/11/2009 09:38)
resy kosa zay am zany kozin lah zany kle

tsy nampoiziko kosa iny ry tess kle
53. tess ( 25/11/2009 10:46)
dadabe: efa mikotrana be zà zao fa mbola tsy metybokona foana :lol:

mifenty: ka ny taona 2009 kosa zao efa hifarana leu leu tokony hifarna kou ity resaka ity :-D
54. Mifenty ( 25/11/2009 10:53)
leu leu finn kou ito revin tess ito le, kounga refa oe na poinse an bedada d ny resako no faranana kleu mdr
55. dadabe ( 26/11/2009 05:45)
aza mialll less bainn a....vonihaitra b anie lety izany mahazaka tess izany e, kozz e :-w sady taviny no volony no bika no endrika no...mahay milalao less tess kleuleu :miam: mampite ihinanana isanandro
56. Mifenty ( 26/11/2009 11:21)
mdr
57. dadabe ( 28/11/2009 08:35)
tsy mihetsika tsony tess leuleu :-D
58. kotobekibo ( 28/11/2009 12:20)
dadabe > toa otsan'ny saika nivadika kalian-drifo le resaka kouh! tsy balako raha any manko

Mifenty:
tompony mitsy io k


tsy misy tompony izany eo bainn a! libre dôly eto ! Itambarana dôly less fa tsy misy olana . " faite l'amour , pas la guerre " :-D :-D :-D

dadabe:
tsy mihetsika tsony tess leuleu


tratran'elah ny haut les mains izy kouh! sa haut les pieds :-D :-D :-D
59. Mifenty ( 28/11/2009 13:19)
mibebaha ry lerony e
60. tess ( 28/11/2009 20:28)
manao resaky ny tsy ampy torimaso reto k-leu leu :-D :-D :-D :-D tsaléo mande matory alou :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1999