mitady mpanao ody avandra

1. klitika ( 05/10/2009 17:27)
Izay mahay mba manorata aza fady.

Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy.

MIsaotra
répondu par klitika le 13/10/2009 02:56
2. cutie ( 05/10/2009 19:47)
ka in ny idran'zany ato??
3. klitika ( 05/10/2009 19:54)
cutie:

ka in ny idran'zany ato??


Fa nga moa izany tsy finoana?
4. cutie ( 05/10/2009 19:56)
resaka toetr'andro sy agriculture zany amiko :)
5. ndenn ( 05/10/2009 20:57)
Fomba gasy sa moderna ? Raha mderne mantsy dia lafolafo ihany satria mila fiaramanidina mandritry ny fikarakarana ny fiakaran' ny vokatra ianareo!Fomba fanaovana ensemencement sy ny ambiny !
6. cutie ( 05/10/2009 21:16)
ndenn :-D sali e :wink:
7. ndenn ( 05/10/2009 21:20)
Ahoana cutie .Tena mbola repotra tanteraka aho iray volana izay ,noho ny asa e, manao ahoana ny any aminao any? iFaha no hitako maketo indraindray !
8. cutie ( 05/10/2009 21:27)
ndenn
Itovizana e, nga tsy loza :) Vo maika mihasarotra foana le fiainana, lasa repotra foana isan'andro lol
9. ndenn ( 05/10/2009 21:37)
Dia atao ahoana ny programan' ny hira @ izany , iSammy tsy hita elaela izay !
Tsy manadino fa mieritreritra izay azo atao @ ity faran' ny taona ity é !
I NI koa dia toa miditra eto tsindraindray


http://fr.wikipedia.org/wiki/Ensemencement_des_nuages#Historique_d.27utilisation


10. cutie ( 05/10/2009 21:40)
Mpandefa : ndenn [ Valio ] 05-10-2009 23:37:41
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Dia atao ahoana ny programan' ny hira @ izany , iSammy tsy hita elaela izay !
Tsy manadino fa mieritreritra izay azo atao @ ity faran' ny taona ity é !
I NI koa dia toa miditra eto tsindraindray

de tsy haiko fa ho hita eo ihany ny fandehany e :)
i sammy tsy ho hita mitsy alou raha tsy milamina ny any Dago
11. ndenn ( 05/10/2009 21:57)
F'angah moa i sammy any Mada ?
12. cutie ( 05/10/2009 22:12)
ie tara be toi
Aleo any @ mail tohizana ny resaka fa efa lasa HS be le dinika :-D
Anoratako toi zao :)
13. ikaretsaka ( 05/10/2009 22:14)
ny ahy ody Vandravandra ro tadeaveko 8O 8O :�)
14. ndenn ( 05/10/2009 22:15)
OK cutie an ! Andefasako hafatra rehefa pret ny rehetra , @ manaraka indray , mitaky ny torimaso! Bonne nuit .
15. cutie ( 05/10/2009 22:25)
ok ndenn :)

Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-10-2009 00:14:56
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
ny ahy ody Vandravandra ro tadeaveko :�)
:-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka ( 05/10/2009 22:29)
tsary aminakahy nga any amindroky?
17. cutie ( 05/10/2009 22:42)
non :-D
18. ikaretsaka ( 05/10/2009 22:50)
hay moa ndroky tsary mivandravandra :wink:
19. cutie ( 05/10/2009 22:58)
:-D :-D :-D :-D
20. soanja ( 06/10/2009 00:14)
klitika:

Izay mahay mba manorata aza fady.

Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy.

MIsaotra


Ny ody avandra amiko dia ny mivavaka ihany mba azahoana taona zina. Rehefa mino ianao fa tsy hisy avandra handrava amin'ity taona ity fa ho taona zina satria Andriamanitra mitahy dia aza manahy intsony fa tsy ho tonga ny havandra. Na tonga aza dia efa dila ny voaloboka.


:D :D

Ny efa hitako tamin'ny filma indray ity dia rehefa fantatra fa ho avy ny frost ny alina tsy tadidiko ny anarany amin'ny teny gasy azafady dia tsy matory ny iray tanana fa manao afon-dasy be mihisty dia asaina mitondra ireny lanterne mafana ireny manerana ny voly ny olona rehetra sady mihira. Be ny zavamitranga amin'io alina io ary rehefa maraina vao mandeha matory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079