mitady mpanao ody avandra
21. soanja
(
06/10/2009 05:28)
soanja:
klitika:
Izay mahay mba manorata aza fady.
Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy.
MIsaotra
Ny ody avandra amiko dia ny mivavaka ihany mba azahoana taona zina. Rehefa mino ianao fa tsy hisy avandra handrava amin'ity taona ity fa ho taona zina satria Andriamanitra mitahy dia aza manahy intsony fa tsy ho tonga ny havandra. Na tonga aza dia efa dila ny voaloboka.
:D :D
Ny efa hitako tamin'ny filma indray ity dia rehefa fantatra fa ho avy ny frost ny alina tsy tadidiko ny anarany amin'ny teny gasy azafady dia tsy matory ny iray tanana fa manao afon-dasy be mihisty dia asaina mitondra ireny lanterne mafana ireny manerana ny voly ny olona rehetra sady mihira. Be ny zavamitranga amin'io alina io ary rehefa maraina vao mandeha matory.
Azafady izay vao taddidiko frost= fanala
22. ni81
(
06/10/2009 07:21)
Dia atao ahoana ny programan' ny hira @ izany , iSammy tsy hita elaela izay !mandalo matetika eto ihany aho ka! :) Ataovy masaka tsara ary ny @ faran'ny taona e!
Tsy manadino fa mieritreritra izay azo atao @ ity faran' ny taona ity é !
I NI koa dia toa miditra eto tsindraindray
23. fahamarinana
(
06/10/2009 13:17)
ndenn:
Dia atao ahoana ny programan' ny hira @ izany , iSammy tsy hita elaela izay !
Tsy manadino fa mieritreritra izay azo atao @ ity faran' ny taona ity é !
I NI koa dia toa miditra eto tsindraindray
:arrow: ndenn : zahay sy ni ary missa mbola ao fa nareo sy cutie no nitsoaka andaharana kah ! Fa zahay mbola eto hatrany raha mbola velon'aina ! he he :^) (l)
24. cutie
(
06/10/2009 13:26)
Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 06-10-2009 15:17:57
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Hoy i ndenn:
Dia atao ahoana ny programan' ny hira @ izany , iSammy tsy hita elaela izay !
Tsy manadino fa mieritreritra izay azo atao @ ity faran' ny taona ity é !
I NI koa dia toa miditra eto tsindraindray
ndenn : zahay sy ni ary missa mbola ao fa nareo sy cutie no nitsoaka andaharana kah ! Fa zahay mbola eto hatrany raha mbola velon'aina ! he he
hay ve refa sahirana sy tsy hita ary de atao we nitsoak an-daharana e lol, refa miverina missa vo miverina koa za, ny mail mbola mandeha foana raha te hiresaka nareo fa aza atao HS ato @ forum ato ny resaka hira lol
25. rzakarivola
(
06/10/2009 14:12)
Mahagaga tokoa fa misy hors sujet foana ... tahaka izay teniko izay izao.
Ody havandra :"un problème bien posé est un problème à moitié résolu" hoy ny filozofa anakiray. Misy ny havandra, avy aiza ny havandra ?
Mety hisy karazam-panontaniana anakiroa :
- Inona no mahatonga ny havandra ? (Comment, techniquement)
- Iza no nahatonga ny havandra ? (De qui vient)
Samy hamaly eto tokoa izay afaka hamaly, fa izaho hitondra ny valin-teny @ilay hoe : "Qui?", satria rehefa fantatrao hoe iza no niaviany, dia tsy misy vahaolana afa-tsy ny mankany amin'io nihaviany io, na mankany amin'izay manana hery noho izy ka afaka hanafoana ny olana.
tohizako @ manaraka ny valin-teny ka. Nefa Mangataha @ Andriamanitra @ anaran'i Jesoa Kristy.

26. fahamarinana
(
06/10/2009 14:25)
cutie:
hay ve refa sahirana sy tsy hita ary de atao we nitsoak an-daharana e lol, refa miverina missa vo miverina koa za, ny mail mbola mandeha foana raha te hiresaka nareo fa aza atao HS ato @ forum ato ny resaka hira lol
:arrow: tsy hs kah satria namaly ny fanontanian'ny ndenn tao ambonimbony aho aho ny marina ,za manko somary tara fa tsy teto ihany koa ! lol :-D (l)
27. ikaretsaka
(
06/10/2009 14:26)
Mety hisy karazam-panontaniana anakiroa :
- Inona no mahatonga ny havandra ? (Comment, techniquement)
- Iza no nahatonga ny havandra ? (De qui vient)
ka io tsy voafaritra hatrany amboalohany hoe le "iza" sa le "inona" no tian'ilay namorona sobjektra tarognigna!
de lasa ataon'ny ankizy humour sisa le izy dia sirena 'nareo fa HS
29. klitika
(
06/10/2009 16:53)
Ka tsy ilay fiara-manidina akory fa ilay misy mitsinjaka sy mively daba no tadiaviko raha manana info ianareo
Misaotra indrindra
Misaotra indrindra
30. rakapy
(
06/10/2009 17:15)
Hoy i Klitika
Io ilay atao hoe FINOANA. Finoana mitovy @ finoana rehetra ihany io. Mety handaitra nefa koa mety tsy handaitra.
ilay misy mitsinjaka sy mively daba no tadiaviko raha manana info ianareo

31. cutie
(
06/10/2009 19:50)
Mpandefa : klitika [ Valio ] 05-10-2009 21:54:52
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Hoy i cutie:
ka in ny idran'zany ato??
Fa nga moa izany tsy finoana?
Raha ampidirina ny resaka finoana de ny eritreritro ndray de we manao "joro". Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a.
Refa mino moa ny oul fa mitahy ny razana de tokony hivaly ny fangatahana rehetra :-D
32. cutie
(
06/10/2009 20:05)
Mpandefa : klitika [ Valio ] 06-10-2009 18:53:52:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Ka tsy ilay fiara-manidina akory fa ilay misy mitsinjaka sy mively daba no tadiaviko raha manana info ianareo
Misaotra indrindra
33. cutie
(
06/10/2009 20:20)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 06-10-2009 19:15:12
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Hoy i Klitika
Voalaza teo :
ilay misy mitsinjaka sy mively daba no tadiaviko raha manana info ianareo
Io ilay atao hoe FINOANA. Finoana mitovy @ finoana rehetra ihany io. Mety handaitra nefa koa mety tsy handaitra.
non ny sainao ihany no mitondra an'io :)
34. ikaretsaka
(
06/10/2009 22:48)
izay mihitsy.. ze mino ihany io ..minoa aloha vao mitadiava!
fa raha inoanao ohatra hoe tain'akoho de maha tafitohina de ho tafitohin'ny tain'akoho ianao de mitadiava tain'akoho ange de hitsaho @ l eianao votom-pinoana iny fa na tsy naninona aza de hiteny kely ianao hoe "tena nisolifatra kely leeeee"
raha tsy mino ianao ka na nasidiny be lasa tapaka andilana aza de mahita excuse foana hoe tsy le tain'akoho no fototr'iny fa raha hafa...
de tahaka izany io

35. cutie
(
06/10/2009 23:27)
raha tsy mino ianao ka na nasidiny be lasa tapaka andilana aza de mahita excuse foana hoe tsy le tain'akoho no fototr'iny fa raha hafa...:-D :-D :-D :-D :-D
de tahaka izany io
36. majesty
(
07/10/2009 04:57)
cutie :
Ka le razana ange ry cutie gaspillage mintsy e, ny zanany lasa kamboty dia lasa mahantra kely fa tsy voatahiny mintsy.
Ny taolany ary moa misy mangalatra tsy vitany ny miaro azy koa maika fa izay avandra any ,irarahiany innnn !
Raha ampidirina ny resaka finoana de ny eritreritro ndray de we manao "joro". Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a.
Refa mino moa ny oul fa mitahy ny razana de tokony hivaly ny fangatahana rehetra
Ka le razana ange ry cutie gaspillage mintsy e, ny zanany lasa kamboty dia lasa mahantra kely fa tsy voatahiny mintsy.
Ny taolany ary moa misy mangalatra tsy vitany ny miaro azy koa maika fa izay avandra any ,irarahiany innnn !
37. ravonjison
(
07/10/2009 07:32)
Ilay resaka fahaizana ody dia efa vita ady hevitra tatsy ambadika tatsy ( mistery ny fiainanao ramalagasy , ody fitia )
Nolazaiko tany fa ny fahaizana ody dia tsy mandaitra rehefa hitadiavana tombotsoa hoan' ny daholobe ( oh: hanakanana havandra). Satria tsy misy fahaizana milalao hery miafina izany ao. Ny famosaviana, ny soloky, ny fisekosekoana, ny fandrebirebena olona sns... no misy.
Ny olona matetika mampiasa ilay finoana mikasika izany, ny anakamaroany anefa dia tsy misy hidiran' ny resaka finoana mihitsy ao. Tsy miankina @ finoana mihitsy ilay izy.... Fa kosa miankina @ fahabadoana sy tsy fahalalána.
Donc tsy hitako izay andanianao andro hitady ody havandra eto.

38. rzakarivola
(
07/10/2009 08:17)
klitika:
Ka tsy ilay fiara-manidina akory fa ilay misy mitsinjaka sy mively daba no tadiaviko raha manana info ianareo
Misaotra indrindra
==> Noheveriko fa solution @ ilay havandra no notadiavinao ... dia izay no novaliako ao @ilay dinika vaovao ao.
39. rakapy
(
07/10/2009 08:43)
Noheveriko fa solution @ ilay havandra no notadiavinao ... dia izay no novaliako ao @ilay dinika vaovao ao
Mpandefa : klitika [ Valio ] 05-10-2009 19:27:10
Lohateny : mitady mpanao ody avandra
Izay mahay mba manorata aza fady
Izay mihintsy no tadiaviny ka! Nefa moa izy dia mitady mpanao ODY fa tsy mitady hevitra ara-teknolojia ka dia ny fivavahana sy finoana angamba no mifanakaiky amin'ny hetahetany.