mitady mpanao ody avandra

41. cutie ( 07/10/2009 19:03)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 07-10-2009 06:57:19
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
cutie :

Voalaza teo :
Raha ampidirina ny resaka finoana de ny eritreritro ndray de we manao "joro". Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a.
Refa mino moa ny oul fa mitahy ny razana de tokony hivaly ny fangatahana rehetra


Ka le razana ange ry cutie gaspillage mintsy e, ny zanany lasa kamboty dia lasa mahantra kely fa tsy voatahiny mintsy.
Ny taolany ary moa misy mangalatra tsy vitany ny miaro azy koa maika fa izay avandra any ,irarahiany innnn !

araky ny finoanao ihany io e :)
42. klitika ( 11/10/2009 03:56)
cutie:

Mpandefa : klitika [ Valio ] 05-10-2009 21:54:52
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Hoy i cutie:

ka in ny idran'zany ato??



Fa nga moa izany tsy finoana?

Raha ampidirina ny resaka finoana de ny eritreritro ndray de we manao "joro". Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a.
Refa mino moa ny oul fa mitahy ny razana de tokony hivaly ny fangatahana rehetra :-D

Inona no maha hafa ny razana amin'ny olomasina katolika rehetra? sa ireny tsy efa razana daholo
Dia inona no maha samihafa ny fnaovana joro amin'ny fanaovana martiry ny aina. Tsy aleo aza mijoro iny mba biby no vonoina toa izay olona be izao?
saingy samy manana ny inoany io

43. xxx ( 11/10/2009 07:59)
Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a
ny dadarabe sy ny razana dia misy fifandraisana hatrany hatrany :lol: :lol:
44. ikaretsaka ( 11/10/2009 11:39)
Inona no maha hafa ny razana amin'ny olomasina katolika rehetra
?

Ny zavatra nataony teto an-tany fony fahavelony!

NB: nyolomasna masim-piaina fahavelony... ny razana tsy voatery
45. cutie ( 11/10/2009 12:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-10-2009 09:59:53
Lohateny : Re : mitady mpanao ody avandra
Voalaza teo :
Ny oul lehibebe ao an-tanana no manao azy, mangataka @ razana mba hamokatra ny voaloboka. Tsy @ dadarabe akory a
ny dadarabe sy ny razana dia misy fifandraisana hatrany hatrany

aminao zany :D :D :D
46. ikaretsaka ( 11/10/2009 13:45)
tsy voatery hifandray
47. cutie ( 11/10/2009 13:51)
zay ngamba no lazain'ny baiboly :-D
48. klitika ( 13/10/2009 02:56)
ikaretsaka:

Inona no maha hafa ny razana amin'ny olomasina katolika rehetra
?

Ny zavatra nataony teto an-tany fony fahavelony!

NB: nyolomasna masim-piaina fahavelony... ny razana tsy voatery



Fa nga ny olomasina tsy efa razana daholo eh? sa mbola misy velona miriary?

Ny hoe "masina", samy manamasina izay tiany ho amasinina ange eh. tsy misy famaritana matotra mikasiak an'io fa izay rehetra atahorana dia masina daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0902