Marina ve zany ry reto
63. ni81
(
28/09/2009 15:04)
Aiza ary ilait vliteny: mitondra devoly sa tsia ilay bokikely ô?:D sao dia asainy miandry an'i paoly Ratoa?
64. soanja
(
28/09/2009 16:47)
Ratoa:
Aiza ary ilait vliteny: mitondra devoly sa tsia ilay bokikely ô?
Amiko izay zavatra heverina fa hitondra devoly dia hitondra devoly tokoa ary izay heverina fa hitondra Andriamanitra dia hitondra Andriamanitra. Ny fisiana dia miankina amin'ny finoana avokoa.
65. Ratoa
(
28/09/2009 20:59)
sao dia asainy miandry an'i paoly Ratoa?tsy i paoly akory fa i Paoly. Ka be HS anie ilay adi-hevitra é!!!!! simy ny faly ny resaka fotsiny.
Rah amanao dissertation amiko ianareo omeko 0./20 daholo. Hafa tsy i soanja
66. ni81
(
28/09/2009 21:08)
tsy i paoly akory fa i Paoly. Ka be HS anie ilay adi-hevitra é!!!!! simy ny faly ny resaka fotsiny.Dissertation? Ka hafa ange ny tany am-pianarana e! Eto izao efa hafa indray ny fanaovana azy.
Rah amanao dissertation amiko ianareo omeko 0./20 daholo. Hafa tsy i soanja
Hay i Paoly fa tsy i paoly? :) tafiditra tanaty dinika tao aloha tao daholo koa ange ireny resaka anelanelany ireny e! sady ilaina ny tsikitsiky eny afovoany eny fa sao dia marary an-doha @ dinika tsy misy teboka tsy misy irigirika eo knou!
Omeo 19 izay tokony omena azy dia ny an'i soanja izany ataovy 20/20 e :D
HS be io dia -5 /20 ny naotiko eto. :-*
68. rijadolly
(
28/09/2009 22:03)
Ratoa a! za mba omeo 21/20 fa za efa namaly tao ambony tao kooo! :( :( :( n°23 ao amin'hevitra faha 4 angamba .Ny an'Soanja ataovy 20/20 de ny an'Cutie 19/20 tsy manina. :-*
69. soanja
(
28/09/2009 22:46)
Ratoa koa mahazo 20/20 amiko. Ny rehetra tato an-dakilasy kosa dia mahazo :-* :-* :-* (l) mbamin'i izay t- nandalo sy tafajanona nahita an'ity lohahevitra ity. (l)
70. ikaretsaka
(
28/09/2009 23:41)
soanja:
Aiza ary ilait vliteny: mitondra devoly sa tsia ilay bokikely ô?
Amiko izay zavatra heverina fa hitondra devoly dia hitondra devoly tokoa ary izay heverina fa hitondra Andriamanitra dia hitondra Andriamanitra. Ny fisiana dia miankina amin'ny finoana avokoa.
Namaste
71. ni81
(
29/09/2009 07:21)
aiza no ho -5/20 fotsinytokony mbola ho ambany noho io ve?
-2/20 angamba? Tsy maninona ka! Sao dia mbola misy punition averina in-20 koa ary e? :-P :)
Ratoa a! za mba omeo 21/20 fa za efa namaly tao ambony tao kooo! n°23 ao amin'hevitra faha 4 angamba .Ny an'Soanja ataovy 20/20 de ny an'Cutie 19/20 tsy manina.
Ratoa koa mahazo 20/20 amiko. Ny rehetra tato an-dakilasy kosa dia mahazo mbamin'i izay t- nandalo sy tafajanona nahita an'ity lohahevitra ity.:-* :-*