Marina ve zany ry reto
41. soanja
(
25/09/2009 05:12)
ikaretsaka:
nomeny exemplaire 1 @ le 'wactchtower" za de rahampitso miresaka ho'zy.. eny ary hoa ..de novakiako de ze point tsy nazava no hi liteko de nanontaniako..
hmmm mahaliana izany hevitrao zany ho'zy fa andraso aloha za mba handinika koa (haka sopapa izy amin'io )
de nimpoly de nanome boky 2 (valin le sopapa hono) de nataoko ohatran zay... de nentiko tao @ chapelle nay (nisy tao @ le dorm ko) de tao @ sachristy de nazavaiko anazy (resaka le sary ireny no theme t@ izay raha tsy diso aho hoe ireny ny baibolin'ny tsy mahay mamaky teny aminay hoa) ..de handeha haka sopapa indray hono izy..
de tsy hita aloha izy elaela de adino le sobjektra
de nimpoly izy niaraka t@ na olona hafa de resaka taova sy ra indray ny theme.. de hitany angamba za hoe marikivy be .. de anontaniany.. de ho'zy za hoe de ahoana izany ny amiko hoa fa za zao misy ran'olona ato amiko fa za efa natao transfusion, organen'olona ny ato anatiko.. sns...
Ok mazava tsara mihitsy. Zah mino hoe mihevitra izy fa tsy misy fika ny amin'la matoa izy ireo tsy niverina, satria izay heveriny fa tsy mety sy tsy tafa any amla daholo zany finoana sy zavamisy raha ny fahitany azy araka ny finoany io an! Dia tapina ny dominy satria izy tsy afaka hanao miracle eo tsinona kooo!!!!
Soa anefa fa ianao no vavolombelona mijoro fa TAFA tsara ianao satria mbola afaka miady hevitra aminy sady hanoritsoritra ny bokiny raha ilaina izany!
:-* :-* :-* (l)
42. ikaretsaka
(
25/09/2009 05:20)
indraipa koa nikitsimpontsimpona na tao @ pokalipsa tao zahay sy le T- de le resaka alfa sy omega iny
de pokalipsa 1:8 nisy le heo "izaho ny alfa sy omega"... iza io "zaho io" hoa ... jehovah hozy... Ok wa
tonga tany @ pokalipsa 21: 6-7 ngamba izy izay raha tsy diso aho mbola nisy resaka alfa sy omega sy fiatombohana sy fiafarana.. fa misy farany ary "izaho no ho Atra-ny"
"
Mbola Jehovah io hozy... ok wa!
Nony tonga teo @ pokalipsa 22 amzay de le misy resaka hoe ho avy tsy ho ela za.. de eo @ andininy 16 angamba izy (resaka alfa sy omega ihany misy hoe "izaho: Jesoa"
hmmm efa nanomboka hafahafa ...
naveriko tany @ toko 1 amzay (1:17-18) manao hoe "Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona; 18 efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay"
de hozy amzay za hoe ...hmmm I jehovah moa efa maty? oviana ary taiza?
Haka sopapa hono izy.... kanjo tsa nimpoly tsotryyyyyy!

43. Ratoa
(
25/09/2009 12:26)
Ny ahy indray ry ikaretsaka izay zavatra tsy fantatrako dia tsy itsarako olona. Ary tsoriko mihitsy hoe tsy fantatro indray ny amin'izay fa aoka aloha aho handalina. Tsy iadivako hevitra mihitsy.
Ny zavatra tsoahiko amin'ny tatitra ataonao eto indray dia toa tsy te hifanakalo hevitra aminy akory ianao satria izy témoins. Dia manimbolo provocation izany ilay fietsikao.
raha izaho indray, na iza na iza tonga ato amiko dia enoiko aloha. Dia ataoko toa ny voankazo an'ala na trafokena ome-mahery izay atolony ahy eo. Ezahako atao ampahendrena izay avaliko azy.
Soanja: miombo-kevitra aminao.

44. ikaretsaka
(
25/09/2009 16:47)
Ratoa:

amiko ratoa de tsy mitsara olona velively za @ izay fa fa samy fitia te handalina ny ahy sy ry zareo matoa nataony tapatapak'ahitra le izy (izany hoe samy mahazo mandinika sy samy mamoaka ny heviny) fa tsy hoe nanao kabary tsy valiana tery ambony pilipitra. dia samy mandroso ny heviny sy ny tohan-keviny @ izay: tsy manimbolo provovation mihitsy le izy fa kosa fifampizarana ro atao de zarainy ny azy de zaraiko ny ahy!
de tsy hoe rehefa voadona mafy any @ maharary azy izy (le marina tsy filaza.. na le nodinganiny fa fanahy iniana io fandinganana io na tsy fantatrany tsotra izao) ka lasa tsy nahita havaly @ le hevitro de tsy midika izany heo no provoqie-ko izy sy notsaraiko, fa kosa notaritiko handinika .. hanao remise en question an'ny arguments-ko rehefa nalaiko ka nataoko remise en question ny arguments -ny!
45. Ratoa
(
26/09/2009 20:18)
hoy ikaretsaka
Ka izay indrindra no tsy itoviantsika. Mandona mafy sy maharary. Ny ahy ezahako alamina ary ezahako ialana tanteraka, raha mbola azoko atao, izay mandona maharary izay. na iza na iza.
Somary HS ity fa tsy maninona.
Misy mpampianatra philosophie any, lasa adala, andosiran'ny olona raha manantona. Izaho miresaka aminy. Violent izy amin'ny hafa fa tsy amiko. Notenenin'ny vadiko aho hoe: tandrema fa ny adala adala ihany ka sao ietsehan'ny adalany eo ianao. Rehefa mihaino azy aho dia hitako fa misy lojika be ny resany. Ary nianarako zavatra bestsaka sy fahalalana olombelona ny fiahainoana sy ny fandeferana aminy.
Raha tonga ny havany tonga dia nitraotra sy nirongatra be izy. Nanantona azy aho dia hoy aho hoe: ndeha aloha mody fa marina ny voalazan'ny zokinao, mila misasa ianao. Rehefa avy misasa ianao miverina dia miresaka indray isika. Dia nandeha izy.
Karazandrazan'izany ny attitude-ko amin'ny rehetra. Raha tsy mitovy hevitra amiko aza izy; eny na dia diso mihitsy aza ny alahany enoiko foana fa ahitako rirana foana . Ary tsy doniko mihitsy é. Mifanakalo aminy aho
de tsy hoe rehefa voadona mafy any @ maharary azy izy

46. ikaretsaka
(
26/09/2009 20:31)
ka nitovy ihany ange izany ratoa e
le terme hoe "mandona" angamba no tsy azon'i ratoa
amiko ny olona sasany typen'ireny raha tsy lazaina le marina tsy filaza momba azy de tsary ho tonga saina.. ianao izao eto nilaza ny marina momba azy hoe mila misasa izy!
ya la verite qui blesse hoy ny vazaha... dia iny koa sady mi blesser no mi conscientiser azy..
za zany le hoe raha misy olona tsy mahay mipetraka ka miseho ny aty akanjony dia aleoko le miteny mivantana hoe he miseho sy hitan'ny olona ny aty akanjonao ...toy izay le hiodikodina eo... mety menatra izy, mety maharary azy le nitenenako azy (io le hoe domina) fa tonga saina izy hoe "nitanjaka"

47. niryna
(
27/09/2009 04:26)
majesty:
mitovy @ ika : kristiana sa tsia?
Raha tsy kristiana enao dia ny temoin de Jehovah koa tsy kristiana (tsetsatsetra tsy aritra io)
fanazavana kely fotsiny no omeko na iza na iza ka mino an'i kristy ho Atra dia kristiana izy izay ,ny hoe zanak'Atra i kristy dia iraisan'ny rehetra fa ireo izay tsy mino aza ho Atra kosa izy dia tsy ho kristiana ilay olona ,tsimpona no manambara izany .
ahoana moa no ilazana fa hoe krisitiana ilay olona raha ny tenin'i kristy no manambara fa izaho sy ny ray dia iray ihany ? ny sasany tsy manaiky ho Atra izy ,jereo ny baibolin'ny TJ fa misy anasorany ,aiza no ahitana izany ? ao amin'ny Jaona 1 1-4
TENY =ANDRIAMANITRA
Ny an'ny kristiana dia ny teny dia Andriamanitra :arrow: kristy no resahina
ny andry zareo ny teny dia andriamanitra :arrow: kristy ihany saingy a kely fa tsy A dia rehefa anontaniana izy dia hoe tsy mitovy amin'Atra tsinona izy ary tsy Atra
dia anjarantsika no miteny hoe kristiana ve izy sa tsia satria ny tsimpona no manambara fa izy no fahazavana raha tsy nisy azy tsy nisy izao tontolo izao (vakio ny tsimpona ao amin'ny Jaona 1 ) ary raha miteny ny baiboly hoe Atra izy kanefa tsy mino izany izy dia tsy mino ny teny izay nampitondrany koa izany izy toa ireo izay tsy mino azy .
Atra anefa mahalala ny ao ampon'ny tsirairay ka izay rehetra mino azy dia omeny fiainana mandrakizay
amindry zareo dia ry zareo ihany no ho voavonjy 12.000x12 kanefa ireo dia voasoratra fa ny tribes fa tsy misy teny mihitsy ao amin'ny baiboly hoe ny TJ
io koa dia efa lainga iray
ny manaraka ? raha misy mitady famonjena ,vonjy aina ka mila ra ny fianakavianao dia tsy manome izy fa avelany ho dangy eo ilay olona
Atra anefa dia fitiavana ka raha tia an'Atra isika dia manome izany nomeny antsika izany amin'ny hafa indrindra fa ny fianakaviana
maro fa ireo no santionany fa anjarantsika no mivavaka mba ho voavonjy avokoa ny namana rehetra ary mba anatona an'ilay kristy be fitiavana namonjy antsika ba tsy ho very
48. rijadolly
(
27/09/2009 07:33)
za:
Fa ny antsika ndray matetika dia izay mpino ao amin\'Fiangonana no vangin\'Faritra na Pastera...Ny SDF moa dia adino tanteraka satria menatra raha mitory eny an-dalana,na manokatra Baiboly eny an-dalana ho an\'olona iray .
ny kitsipon\'Ingahy Karetsaka:
Fa ny antsika ndray matetika dia izay mpino ao amin\'Fiangonana no vangin\'Faritra na Pastera...Ny SDF moa dia adino tanteraka satria menatra(tapaka a!)
izy avy eo miaraka amin\'ilay vandravandra beny:
Kozy ve zany le!
8O Ny any aminareo izany fa tsy ny any aminay kle...
kozio an\'i pedro sy m Teresa izany raha tsy....
za amim-pifaliana:
ihihihihi! =)) =)) =)) Aza tsipon\'ise ny teniko fa tohizo hatramin\'farany.Misy an\'izao ao hoe:\" mitory eny an-dalana\" sy hoe \"manokatra Baiboly eny an-dalana\"
ika:Diso izy ,no sady mialapa tanteraka.azavaiko fa tsy avelako hanotany hoe porofoy aza.
ary tsy mahatanty tsimpona itony kay rehefa tena itsimponana, kanefa izany no hanaovan\'itony ilay vondrom-boky misy ny kely voasoratra!
fanahiniako ny tsy nitsimpona io nataon ianona bold io satria ny T- tsy mi wawawa eny an-dalana fa mitety trano! de eo ambaravaranao izy no manokatra rehefa tsy ampidirinao....
1) Mialapa hoe fanahiniana nefa te hanamaritena sy hanaratsy ny an\'hafa fotsiny \"ny any aminareo zany fa tsy ny any aminay...\"
2) Tsy mahay kitsipona fa HS be de rehefa manao ny ol dia haratsiana.ihihihi
3) Tsy mazaka ahitsy ,fa lazaina tsy mahazaka ny ol rehefa milaza ny marina ny hadisoany.
4) Ny kitsipona ao anaty Baiboly mihitsy no tsy tiany fa manindrona oh lefona sy sabatra any anaty fony,tsy mahazaka marary...
5) Manaka eny an-dalana ihany koa ny T- ary mitovy ny rehetra, tsy manery anao
49. ni81
(
27/09/2009 07:41)
Diso izy ,no sady mialapa tanteraka.azavaiko fa tsy avelako hanotany hoe porofoy aza.:-D :-D :-D
1) Mialapa hoe fanahiniana nefa te hanamaritena sy hanaratsy ny an'hafa fotsiny "ny any aminareo zany fa tsy ny any aminay..."
2) Tsy mahay kitsipona fa HS be de rehefa manao ny ol dia haratsiana.ihihihi
3) Tsy mazaka ahitsy ,fa lazaina tsy mahazaka ny ol rehefa milaza ny marina ny hadisoany.
4) Ny kitsipona ao anaty Baiboly mihitsy no tsy tiany fa manindrona oh lefona sy sabatra any anaty fony,tsy mahazaka marary...
5) Manaka eny an-dalana ihany koa ny T- ary mitovy ny rehetra, tsy manery anao
50. fahamarinana
(
27/09/2009 07:42)
:arrow: rijadolly : efa manomboka diska goaka araka ny fambarany taloha koa ny any Ika ry rija a,tsy tsaroan'ise ve e!....
Dia mbola ampiako ny ambaran'ny rijadolly :
Ika :mahazendana ihany ilay fomba famalin'ianona,izany no atao hoe be fitiavana sy tena miaraka amin'Azy tanteraka ve ? Mbola tsy lazaiko ny maha-jesuite sa frere an'ianona !asa aloha fa samy manana ny fombany fiteniny fa na tsy olona mpino aza dia mbola manam-pahendrena lavitra tokoa !Tsaroako loatra ary tsy mety adinoko ilay naha-tafitohina any rabilabila dia tena mahatsapa azy koa aho ankehitriny !Esy e,ra-olombelona e!Samby manana ny fomba fiainana tokoa o ? :D (l)

52. ni81
(
27/09/2009 07:52)
Mbola tsy lazaiko ny maha-jesuite sa frere an'ianonafa angaha aloha tsy manao ise intsony koa e? =)) =))
55. fahamarinana
(
27/09/2009 08:12)
:arrow: ni81 :efa diska taloha zany "ise" zany kah,namana hafa mbola "ise" hatrany fa Ika efa tsy mila sy niteny hono fa tsy atao an'izany dia hajaina ilay tiany !,sa akory ? tsika mahalala fomba hatrany an !
rijadolly :tsikintsikintsika dia ho ampy r'ise a!
:-* :-* dia kiss be ho an'ny ni sy rijad ! :D (l)
rijadolly :tsikintsikintsika dia ho ampy r'ise a!
:-* :-* dia kiss be ho an'ny ni sy rijad ! :D (l)
56. ni81
(
27/09/2009 08:28)
ni81 :efa diska taloha zany "ise" zany kah,namana hafa mbola "ise" hatrany fa Ika efa tsy mila sy niteny hono fa tsy atao an'izany dia hajaina ilay tiany !,sa akory ? tsika mahalala fomba hatrany an !eka ouz!
dia kiss be ho an'ny ni sy rijad !:-* :-*
60. ni81
(
28/09/2009 06:51)
RD> efa nahita t- ni wawaw3a teny ampovoan-tsenga nga ianona?na dia tsy ho ahy aza ny kestiô dia valiako hoe: ENY misy