Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
81. fahamarinana
(
29/09/2009 19:37)
ikaretsaka:
Faha.. Milaza ny marina tsy tsapan'ilay olona indray ra ika de hoe...
:arrow: ianao no milaza fa marina fa amiko izao dia tsy izay tanteraka,amin'ny hafa koa mety sahala amin'izay !! (l)
82. ikaretsaka
(
29/09/2009 21:09)
faha>ka le marina @ hafa lazainy anao efa fantatrao fa le marina 1 lazaiko anao mety momba anao fa tsy fantatrao...
illistre-ko
ny an'ny hafa mety hoe ianao ry faha zao sy zao.. oui tena izay tokoa ianao ary marina ny ambarany ary fantatrao fa zany voalazany izany tokoa ianao...
fa za le miteny hoe ianao kosa ry faha zao .. mety mahamenatra anao io , mahasorena. mety tsy fantatrao , mety fantatrao fa takonanao, nefa marina momba anao koa ny lazaiko anao....

83. niryna
(
01/10/2009 14:32)
fahamarinana:
Mandefitra:
Ka raha eto @ forum aloha, zay ihany no asa azo atao.
Fa any ivelany ny olona anie tsy hitanao sady tsy miteny fa samy mba mamita ny anjara adidy sy andraikitra napetraky ny Tompo ho sahaniny avy
:arrow: Mandefitra: Marina sy mitombina ! inona tokoa moa no azo atao ankoatrany Fitoriana eto aloha (ao anatiny ny tsimpona,firesahana be be kokoa an'Andriamanitra,fianarana ny teniny ) fa amin'ny fiainan'ny tsirairay any ho any mino aho fa samy misy asa ataony aby fa tsy hitan'ny masontsika ! Misaotra r'ise a ! :-*
Ny any Ikaretsaka angamba mila tanisaina ny vitan'ny tsirairay,mila manao compte-rendu ! :lol: (l)
=D> =D>
84. niryna
(
01/10/2009 14:49)
ikaretsaka:
Tsary arakao le izy ry niryna satria tsy ao anaty valan'nybornage sy perception anao no ijerevan'i cutie azy.
Raha nitsimpona izao I cutie. De na bizarre be sy hs aza ny raha nambarany de lazainao hoe azonao na tsy azonao aza...
Tsotra be zany
borne tokoa ny olona rehefa tsy ao ilay izy ka
85. ikaretsaka
(
01/10/2009 15:48)
Ie ohatranao! Tsy mahalala afa tsy tsimpona sy ze. Metimety aminao ao @ le tsimponinao IHANY
86. niryna
(
07/10/2009 03:46)
ikaretsaka:
Ie ohatranao! Tsy mahalala afa tsy tsimpona sy ze. Metimety aminao ao @ le tsimponinao IHANY
=)) =)) :-* :-* (l) (l)
88. rakapy
(
10/10/2009 18:43)
Ka tsy midanaka ve i ramose jesosy mijery izao resakareo mpanara-dia azy izao? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Marina mafy, tsy nanenina ve izy nidina tety an-tany? =)) =)) =))
89. ikaretsaka
(
10/10/2009 19:26)
Mety ho gaga mihitsy lery ka..hoe tena nifindra @ Xtianina extremiste ny toetrana farisianina izay niadiako fatratra..fa niala @ kitsimpona lalan'i moizy ry zareo de mitsimpona ny pistilin'i Paoly indray.... fa le tena hevi dehibe nahatongavan'i jesoa taty hoe hi conscientiser ny olona @ fijery momban'Atra sy ny zava-boahary sy ny fiaraha miasan ireo mbola 0.
90. fahamarinana
(
10/10/2009 20:51)
:arrow: zany an,lasa mpaminany koa amin'izao angaha ? :-D :-D :-D aoka marina !.. :^) (l)
91. ikaretsaka
(
11/10/2009 02:39)
tsary ilaina faminaniana izany fa lojika be sy miharihary ohatran'ny kary an'efitra!
92. fahamarinana
(
11/10/2009 08:06)
:arrow: mahay mipetraka eo amin'ny toeran'ny Jesoa sy mahalala ny mety ho heviny ? zay no atao hoe lojika ve ? Kay tokoa moa ianao ilay efa mpiresaka aminy ,araka ilay lazain'ny bor2lais novalinao iny e! eka ozy !... :^) (l)
93. xxx
(
11/10/2009 08:33)
Mety ho gaga mihitsy lery ka..hoe tena nifindra @ Xtianina extremiste ny toetrana farisianina izay niadiako fatratra..fa niala @ kitsimpona lalan'i moizy ry zareo de mitsimpona ny pistilin'i Paoly indray.... fa le tena hevi dehibe nahatongavan'i jesoa taty hoe hi conscientiser ny olona @ fijery momban'Atra sy ny zava-boahary sy ny fiaraha miasan ireo mbola 0.:roll: :{
94. ikaretsaka
(
11/10/2009 11:47)
fahamarinana:
:arrow: mahay mipetraka eo amin'ny toeran'ny Jesoa sy mahalala ny mety ho heviny ? zay no atao hoe lojika ve ? Kay tokoa moa ianao ilay efa mpiresaka aminy ,araka ilay lazain'ny bor2lais novalinao iny e! eka ozy !... :^) (l)
anisan'ny zavatra ianarana @ fandinihin-tena sy fanaovana examen de conscience @ Maha Xtianina ny WWJD (What would Jesus do)
-> Hoe raha manao izao sy zao aho de mety ho ahoana ny anaovany azy raha i Jesoa no eto @ toerako? manampy @ feon'ny fieritreretana sy ny ny lojika io!
95. cutie
(
11/10/2009 12:40)

meditation ve io :D
99. niryna
(
16/10/2009 20:04)
fahamarinana:
:arrow: mahay mipetraka eo amin'ny toeran'ny Jesoa sy mahalala ny mety ho heviny ? zay no atao hoe lojika ve ? Kay tokoa moa ianao ilay efa mpiresaka aminy ,araka ilay lazain'ny bor2lais novalinao iny e! eka ozy !... :^) (l)
:D
100. niryna
(
16/10/2009 20:10)
Mandefitra:
Ka raha eto @ forum aloha, zay ihany no asa azo atao.
Fa any ivelany ny olona anie tsy hitanao sady tsy miteny fa samy mba mamita ny anjara adidy sy andraikitra napetraky ny Tompo ho sahaniny avy
:arrow: Mandefitra:
fahamarinana:
Marina sy mitombina ! inona tokoa moa no azo atao ankoatrany Fitoriana eto aloha (ao anatiny ny tsimpona,firesahana be be kokoa an'Andriamanitra,fianarana ny teniny ) fa amin'ny fiainan'ny tsirairay any ho any mino aho fa samy misy asa ataony aby fa tsy hitan'ny masontsika ! Misaotra r'ise a ! :-*
Ny any Ikaretsaka angamba mila tanisaina ny vitan'ny tsirairay,mila manao compte-rendu ! :lol: (l)
:D tsy mahazo mitanisa fa bediny ka, tsy tia vavolombelona izy ,jereo ity olona voan'ny cancer nozaraiko tena alan'ny tsinai-maitiny mihitsy ,ooops
maro ny azy ny finoany ka misavoritaka be ankehitriny, tsy fantany intsony ny lalana alehany na a gauche na a droite fa izay tonga dia mahazo daka ,hi,hi