Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
41. niryna
(
25/09/2009 03:30)
niryna:
aza mamaky loha ry ika a,zarao izay inoanao fa mihaino izahay ka ,tsy ho voatery itovy ny finoana woa,no sady raha ny hafa no mitsimpona tsy zakanao fa raha hianao no mikitsimpotsimpona tsy mifanaraka tsy maninona e
Tsary arakao le izy ry niryna satria tsy ao anaty valan'nybornage sy perception anao no ijerevan'i cutie azy.
dia raha fantatrao ny tsimpona dia zarao aminy ka
Raha nitsimpona izao I cutie. De na bizarre be sy hs aza ny raha nambarany de lazainao hoe azonao na tsy azonao aza...
Tsotra be zany
aza ovaina moa ny sujet-ko .misaotra tompoko ary na mitsimpona na tsia raha tsy mangetaheta ny tenin'Atra tsy misy dikany ka
ikaretsaka:fa angaha ika no cutie
ka inona no antony hanontanianao an'i cutie sy tsy ahazoanao ny ambarany aza?
=)) =))
42. ikaretsaka
(
25/09/2009 03:32)
Taoko ny Tompo mihitsy no nanafatra ireo nositraniny sy "nataony mahiratra" mba tsy hiteny @ iza n'iza !
ary raha niteny Izy hoe mandehana manao toa an'izany toa tsary midika hoe handeha hitatata hoe "za taloha zao de nataon Jesoa an zao" loatra angamba :wink: fa hoe nosoaviko sy nataoko nahitratra (io le wake up) ianao dia mandehana fohazo sy ataovy mahiratra koa ny olona sasany!

43. niryna
(
25/09/2009 03:50)
[quote=cutie]
zao le izy e : novakiako imbetsaka mitsy ito
cutie a> aleo anie azavaiko tsikelikely ilay izy.alohan'ny andehanan'i kristy hiala ety an-tany dia nizara izany ny mpianany izy ary nampahafantatra azy ireo tsy alahelo fa mahatsara azy ireo ny andehanany ,vita ny mission nampanaovina azy e
Jaona 14
1 Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. satria andeha anamboatra toerana ho an'izay rehetra mino azy izy 2 no manambara izany
Dia mbola nohazavainy indray fa mbola hiverina indray izy ary izay toerana misy azy no hisy antsika ihany koa ao amin'ny 3 no misy an'izay
dia nampahafantatra ny mpianany izy fa Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. :arrow: eto izany dia nampahafantariny fa izay rehetra mino azy dia hanana fifandraisana amin'ny rainy ihany koa satria izy sy ny rainy dia iray ihany :arrow: izaho ao aminy hoy izy ary izy ho amiko , 10 Tsy mino va hianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa. :arrow: eto izany dia manambara fa manana fahefana ambony noho izy Atra ary izay mission nampanaovina azy dia notanterahany avokoa.ary satria izy no mpanelanelana antsika amin'ny ray dia izy no hitondra ny vavaka ataontsika any amin'ny ray ihany koa ary afaka iresaka ny rainy koa izy hoe "efa voavidin'ny rako ity olona ity .."
Dia jereo koa ity fa mbola mamerina ihany koa izy hoe
11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.
Mazava ve aloha hatreo ?
Raha mbola tsy mazava dia alefaso ny fanontanianao fa raha fantatro dia lazaiko ihany ny heviny ok

Voalaza teo :
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

44. ikaretsaka
(
25/09/2009 04:02)
ka le fandehanana eo @ lalana ange tsy mety valian'i niryna mihitsy e...
Izy izany no lalana mankany @ Ray .. iny tsy misy manda fa mila fiara ianao na kalesa na posiposy vao tonga any!
tsy vitan'ny mijoro ao Tanjombato de mi point out hoe iny ny lalana mankany Antsirabe hoa de hoe tonga any Antsirabe fa mila mandeha eo @ le lalana, mila manana fiara ho an'izay tsy mahavita dian-tongotra!
de toy izany koa @ Jesoa: izy no lalana ...Ok mazava .. fa tadidio fa ho voahosy eo ianao raha mijajirika fotsiny miaraka @ Megaphone sy ny carte (baiboly izy eto) eo ampovoan-dalana eo .. ary raha tsy ho voahosy... tsary ho tonga any izany!
^:^ fa raha tsy izany efa tonga tanmy aby ireo mpanera eo @ fasan'ny karana ireo! :-D :-D
Azon'i Niryna le analogy?

45. cutie
(
25/09/2009 04:08)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 25-09-2009 05:50:56
Lohateny : Re : Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
[quote=cutie]
zao le izy e : novakiako imbetsaka mitsy ito
Voalaza teo :
Voalaza teo :
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
cutie a> aleo anie azavaiko tsikelikely ilay izy.alohan'ny andehanan'i kristy hiala ety an-tany dia nizara izany ny mpianany izy ary nampahafantatra azy ireo tsy alahelo fa mahatsara azy ireo ny andehanany ,vita ny mission nampanaovina azy e
Jaona 14
1 Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. satria andeha anamboatra toerana ho an'izay rehetra mino azy izy 2 no manambara izany
Dia mbola nohazavainy indray fa mbola hiverina indray izy ary izay toerana misy azy no hisy antsika ihany koa ao amin'ny 3 no misy an'izay
dia nampahafantatra ny mpianany izy fa Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. eto izany dia nampahafantariny fa izay rehetra mino azy dia hanana fifandraisana amin'ny rainy ihany koa satria izy sy ny rainy dia iray ihany izaho ao aminy hoy izy ary izy ho amiko , 10 Tsy mino va hianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa. eto izany dia manambara fa manana fahefana ambony noho izy Atra ary izay mission nampanaovina azy dia notanterahany avokoa.ary satria izy no mpanelanelana antsika amin'ny ray dia izy no hitondra ny vavaka ataontsika any amin'ny ray ihany koa ary afaka iresaka ny rainy koa izy hoe "efa voavidin'ny rako ity olona ity .."
Dia jereo koa ity fa mbola mamerina ihany koa izy hoe
11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.
Mazava ve aloha hatreo ?
Raha mbola tsy mazava dia alefaso ny fanontanianao fa raha fantatro dia lazaiko ihany ny heviny ok
mazava k a
merci :)
48. niryna
(
25/09/2009 04:26)
[quote=cutie]
zao le izy e : novakiako imbetsaka mitsy ito
ilay mpananatra lazaina eto dia ny fanahy masina ,na comforter no hiantsoany azy amin'ny teny anglisy
Izany hoe ny fanahy masina no hiaraka amin'izay rehetra mino azy ,mino ny anarany ,io fanahy io dia ny fanahiny ary io no ampianatra antsika ny zavatra rehetra sy itarika antsika ahafantatra ny tenin'Atra
Ny fahalalako hoe antony andefasany an'io mpananatra io dia satria malahelo ny fon'ireo mpianatra hoe andao azy izy kanefa hoy izy hoe mahatsara ahy ny mandeha ary amin'izay dia angataka ny raiko aho ny mpananatra ,ny fanahy masina ampianatra anareo,anome hery sy fanantenana anareo rehefa ao anaty ady sarotra.. amin'ny fiainantsika tokoa dia io no manampy antsika betsaka indrindra efa nohazavaiko an'i cutie io hoe ccce :arrow: raha ataoko amin'ny teny anglisy dia hoe the holy spirit comforts, corrects,confirms,cleans us and equipes us na koa hoe io fanahy masina io no mampianatra antsika ny tenin''Atra ,manoro antsika andeha amin'ny fahamarinana,manitsy antiska mba tsy andeha amin'ny fahaverezana na ny lalandratsy ,manadio ny fahotantsika ,mampahatsiahy antsika rehefa manao zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra isika
MIbitsika mangina ato anaty koa izy io ary rehefa misy zavatra tiantsika atao iny kanefa tsy manana fanampahankevitra isika ka mivavaka dia io no manoro antsika ilay lalana ary raha tsy mivilivily isika fa manaraka ily mibitsika antsika ao anaty dia tsy hanenina isika.
Dia mety anontany hoe ahoana no ahalalana ho ity no marina ity no tsy marina? rehefa mivavaka isika dia manoro antsika ny fahamarinana isika,io ilay eritreretin'ny olona hoe izay eritreretin'ny sain'ny tena voalohany foana no matetika marina,tadidio fa tsy anoro lalana na zavatra ratsy antsika velively io holy spirit io

Voalaza teo :and I will pray the father ,and he will give another comforter that he may abide with you forever

50. ikaretsaka
(
25/09/2009 04:33)
cutie:
:-D :-D :-D :-D :-D
za handeha hatory fa sao de hiteniteny foana eto
za koa.. the parrot's in town manko
51. niryna
(
25/09/2009 04:56)
Fanazavana ilay Mpananatra
azo jerena ao amin'ny tsimpona io
Jaona 14
17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana,:arrow: spirit of truth no hiantsoana ny holy spirit eto na ny fanahy masina
satria io fanahy io dia fanahin'i kristy ihany :arrow: satria kristy dia fahamarinana
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IJAONA&toko=4&andininy=6-6&dika=asv-ls
6 Avy amin'Andriamanitra izahay; izay mahalala an'Andriamanitra no mihaino anay; izay tsy avy amin'Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fampiviliana.
26 fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina , Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
Fa ahoana no omeny ny fanahy masina isika ?
Mety hoe naheno ny hafan'i kristy ireo mpianany dia natahotra ,jereo na dia ny akohokely aza ilaozan'ny renininy mikiakia ery ka maika moa izany hoe niaraka an' Tompo nandritra ny telo taona dia iny izy fa lasa a
18 Tsy hamela anareo ho kamboty Ahy; hankaty aminareo Aho.
..... 17.... fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. :arrow: izay mino Azy izany no itoerany ary ny baiboly no manambara izany
Mety mazava kely ve ?

52. Mandefitra
(
25/09/2009 05:00)
ika:
Izy izany no lalana mankany @ Ray .. iny tsy misy manda fa mila fiara ianao na kalesa na posiposy vao tonga any!
Ny finoanao an ' iJesosy ho Tompo sy Mpamonjy no fiara ka.
54. Mandefitra
(
25/09/2009 08:41)
Jesosy ny Lalana, ny finoana Azy no mitondra anao ho @ famonjena.
Hitako ny lalan-tsara ka izorako, azoko ny famonjena ka ho tanako = finoana izay.
Tahaka ilay jiolahy niara nofantsihana t@ Jesosy, nino izy fa tsy nanota Jesosy ... azony ny famonjena.

55. fahamarinana
(
25/09/2009 08:51)
:arrow: ika : mba lazao ary ilay fiaranao rahatoa ka tsy izy ilay FINOANA any Jesoa fa lalana e !..mba tiko ho hita sy jerena ary fakafakaina ! Misaotra mamaly :) (l)
57. ikaretsaka
(
25/09/2009 14:51)
fahamarinana:betsaka..nisy ilay nomeny lakle ohatra (iny ny saofera) le natsarainy @ vato fototra 12..iny ny vam (serie inona sy anee inona izao)
:arrow: ika : mba lazao ary ilay fiaranao rahatoa ka tsy izy ilay FINOANA any Jesoa fa lalana e !..mba tiko ho hita sy jerena ary fakafakaina ! Misaotra mamaly :) (l)
Tsy tafa amiko \"le MINO FOTSINY IHANY de misalaka tanana eo de...voavonjy sy tonga any andanitra hono..... porofo 1 ny situation. Nisy tany m/kara teo....
De asivo miara mizotra @ zay!
Lol
59. niryna
(
26/09/2009 16:17)
ikaretsaka:aleloia a,na tsy mitsimpona aza mba mahafantatra ny tantara ihany
Taoko ny Tompo mihitsy no nanafatra ireo nositraniny sy "nataony mahiratra" mba tsy hiteny @ iza n'iza !
nanafatra izy satria mbola tsy tonga ny fotoana ilazana izany ary rehefa tonga ny fotoana dia nanafatra izy hoe mandeha ikaretsaka amin'izao tontolo izao ary torio ny filazantsara amin'ny anarako fa izay rehetra mino anao izay tena nomeko anao dia ahazo famonjena avokoa
ka omena porofo ny mahatonga ahy falifaly lalandava ,ny mahatonga ahy mizara izany fifaliana izany amin'ika sy mizara izany ireo olona mangetaheta an'izany hoe fa inona no nahatonga anao nizara teto amin'ny serasera ry niryna :arrow: dia mino fotsiny ihany
ary raha niteny Izy hoe mandehana manao toa an'izany toa tsary midika hoe handeha hitatata hoe "za taloha zao de nataon Jesoa an zao" loatra angamba :wink:
fa hoe nosoaviko sy nataoko nahitratra (io le wake up) ianao dia mandehana fohazo sy ataovy mahiratra koa ny olona sasany!dia ampirimo ao ambanin'ny ondana izany ny fahasoavana nomeny anao,efa fantatra hatrin'ny ela anie ry ika fa mandaha ny teniny foana hianao e( rebell )satria ahoana tsy mino :arrow: minoa fotsiny ihany dia ho vonjena hianao ,tsy hianao irery fa ny ankohonanao ,ny vady aman-janako ary ny taranakoa mifandimby rehetra
tsimpona
Koa mitandrema; fa Jehovah efa nifidy anao hanao trano ho fitoerana masina; dia mahereza ka mahefà I Tantara 28 :10
tandremo indray aza lazaina fa mitsimpontsimpona aho kanefa dia mifanaraka ny hevitra omeko anao tokoa io ok ika aleo aloha omena holy kiss kely :-* :-*
60. niryna
(
26/09/2009 16:18)
ika:
Izy izany no lalana mankany @ Ray .. iny tsy misy manda fa mila fiara ianao na kalesa na posiposy vao tonga any!
Mandefitra:
Ny finoanao an ' i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy no fiara ka.
=D> =D>