Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy

61. niryna ( 26/09/2009 16:32)
fahamarinana:

:arrow: ika : mba lazao ary ilay fiaranao rahatoa ka tsy izy ilay FINOANA any Jesoa fa lalana e !..mba tiko ho hita sy jerena ary fakafakaina ! Misaotra mamaly :) (l)
eny tokoa woa ? :D

ikaretsaka:
betsaka..nisy ilay nomeny lakle ohatra (iny ny saofera) le natsarainy @ vato fototra 12..iny ny vam (serie inona sy anee inona izao)

De asivo miara mizotra @ zay!

Lol

dia ataovy hoe mbola misy tsy mahafantatra famonjena eto dia iny hianao fa hizara dia azavao anay hoe ny lakle ,ny saofera,ny vato fotora
ikaretsaka:
Tsy tafa amiko "le MINO FOTSINY IHANY de misalaka tanana eo de...voavonjy sy tonga any andanitra hono..... porofo 1 ny situation. Nisy tany m/kara teo.... dia mba zarao hoe izany porofo izany?
Mino fotsiny ihany hoy ny Tompo dia lasa hoe aza mino indray izany ?

izany ve tsy midika fa tsy mino ny teny izay nomeny? :arrow: tsy mino azy izany
tsimpona
na dia kely toy ny voatsiperifery aza ny finoanao dia ho ngeza indrindra amin'ny hazo rehetra
satria na inona mitranga amin'ny fiainantsika ka mino azy fotsiny isika na dia misalasala aza fa mahafantatra fa mahavaha ny olana rehetra amin'ny fiainana izy ka dia iny ika fa miantso ny anarany noho ilay finoana kely tao anaty e,dia ho hitan'ika tokoa izany voninahitr'Atra izany ary na iza anampona ny vavan'ika dia tsy hitsahatra ny izara izany amin'ny olona rehetra ika

tsimpona
na dia iteny ny tendrombohitra aza hianao hoe miisa dia hiisaka izany
inona no hevitra tian'i kristy resahina ?
rehefa mino azy dia na impossible amin'ny fiainanao aza dia lasa possible,zavatra tsy takatry ny sainao kanefa dia avandravandrany aminao ny heriny ,ny voninahiny ary ny fahasoavany ka dia tsy mitsahatra ny misaotra azy sy mizara izany fitiavany anao amin'ny olona izany hianao
inona izany tendrombohitra izany raha atao fanoharana? izay rehetra mitranga amin'ny fiainantsika rehetra na inona izany ka tsy voavahan'ny herin'ny tenantsika dia ho voavaha ny fatotra sy ny enta-mavezatra rehefa mino sy matoky ny teniNy [COLOR=BLUE]
aleloia PRAISE THE LORD ,HIS LOVE UNDURES FOREVER AMEN
HO DERAINA ANIE NY ANARANY FA MANDRAKIZAY NY FITIAVANY [/COLOR]



62. ikaretsaka ( 26/09/2009 17:31)
ny mamerina hoe jesoa ny lalana de mikitika olona de manao ihany hoe jesoa ny lalana de mizara trakta hoe jesoa no lalana.. ve garanti fa ho tonga any any @ Ray?


izany ve tsy midika fa tsy mino ny teny izay nomeny?-> tsy mino azy izany
tsimpona


Ohatran"ny olona 1 manao hoe RN7 Mankany Bira ,mizara carte eran tanana hoe ity misy ny sarin'ny lalana mankany Bira, sy minop @ fony tontolo hoe iny no mankany Bira ...
ve garanti fa ho tonga any Bira?

Mieritrereta lalina ! de mba realiste!
63. niryna ( 27/09/2009 03:45)
niryna:

[COLOR=BLUE]
aleloia PRAISE THE LORD ,HIS LOVE UNDURES FOREVER AMEN
HO DERAINA ANIE NY ANARANY FA MANDRAKIZAY NY FITIAVANY [/COLOR]

ooopss :lol: fanitsiana kely o HIS LOVE[B] ENDURES [/B]FOREVER
64. niryna ( 27/09/2009 03:55)
ikaretsaka:

ny mamerina hoe jesoa ny lalana de mikitika olona de manao ihany hoe jesoa ny lalana de mizara trakta hoe jesoa no lalana.. ve garanti fa ho tonga any any @ Ray?
:D eny tompoko izay rehetra mino ny anarany dia ho voavonjy avokoa ,alefaso koa ny trakta-nao fa mbola miandry foana izahay hatramin'izao .
Sady tsy vian'izany an,tsy misy vola aloha fa fidirana maimaimpoana ho an'izay rehetra mino azy .
Aza ela fangataka andro ary fa sao ilaozan'ny omby miahaka !


izany ve tsy midika fa tsy mino ny teny izay nomeny?-> tsy mino azy izany
tsimpona
ikaretsaka:


Ohatran"ny olona 1 manao hoe RN7 Mankany Bira ,mizara carte eran tanana hoe ity misy ny sarin'ny lalana mankany Bira, sy minop @ fony tontolo hoe iny no mankany Bira ...
ve garanti fa ho tonga any Bira?

Mieritrereta lalina ! de mba realiste!
hay va re e,ka na dia ny fanazavanao aza dia efa mitsimgidingidina k'nou ,realite hoe e .vavolombelon'ny mpiasa ny bainga voavadika
Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony :arrow: toi anie variana miady hevitra lava amin'ny tenin'Atra eto ,izay mino ihany no sintomina hiaraka amin'i toi fa ireo tsy mino vao maika omena vahana,maninona tokoa moa izany ? safidy io rahavako fa mahaiza aza mifidy fa sao lasa fatra pifidy ny manganana ka sendra ny mangidy tsy telina
bedy eto aho fa lasa tonga hatramin'ny ohabolana indray izy izany,tsimpona ohabolana koa io aloha e ary mifanaraka ny dinika omeko sao mahita ho ....

Izay mangetaheta dia hisotro rano tsy mety ritra ary rano mahavelona mandrakizay ,kristy no rano mahavelona ka raha mangetaheta azy amin'izay ika dia tongava ,andramo fa ny laoka aza andraman-tsira



:-*
65. ni81 ( 27/09/2009 07:10)
bedy eto aho fa lasa tonga hatramin'ny ohabolana indray izy izany,tsimpona ohabolana koa io aloha e ary mifanaraka ny dinika omeko sao mahita ho ....
:lol: :lol:
66. bor2lais ( 27/09/2009 10:06)
Hoy ilay namanay izay hoe : eto amin'ity fiainana ity dia ny tsy manao ihany no be vava sy ba kritika !

HS kely njay ny ahy iny an !
67. ni81 ( 27/09/2009 10:08)
68. niryna ( 28/09/2009 00:24)
bor2lais:

Hoy ilay namanay izay hoe : eto amin'ity fiainana ity dia ny tsy manao ihany no be vava sy ba kritika !

HS kely njay ny ahy iny an !



:roll: =D>
mety mitombona izany fa indraindray koa tsy ainy ny mametraka ilay fanontaniana dia arahany araka ny eritreriny ilay izy ka ,raha manda ny tenin'Atra moa izy dia izay takatry ny sain-keliny ihany no averimberiny eo na savant be aza izy amin'ny zavatra hafa izay fahasoavana nomen'Atra azy anefa izany fa tsy fantany na laviny fotsiny izao fa hoe izy no crane :-$
69. cutie ( 28/09/2009 03:06)
mety mitombona izany fa indraindray koa tsy ainy ny mametraka ilay fanontaniana dia arahany araka ny eritreriny ilay izy ka ,raha manda ny tenin'Atra moa izy dia izay takatry ny sain-keliny ihany no averimberiny eo na savant be aza izy amin'ny zavatra hafa izay fahasoavana nomen'Atra azy anefa izany fa tsy fantany na laviny fotsiny izao fa hoe izy no crane
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
70. ikaretsaka ( 28/09/2009 04:49)
Hoy i ikaretsaka:

ny mamerina hoe jesoa ny lalana de mikitika olona de manao ihany hoe jesoa ny lalana de mizara trakta hoe jesoa no lalana.. ve garanti fa ho tonga any any @ Ray?

eny tompoko izay rehetra mino ny anarany dia ho voavonjy avokoa ,alefaso koa ny trakta-nao fa mbola miandry foana izahay hatramin'izao .
Sady tsy vian'izany an,tsy misy vola aloha fa fidirana maimaimpoana ho an'izay rehetra mino azy .
Aza ela fangataka andro ary fa sao ilaozan'ny omby miahaka


Izay le hoe vozanaka ara -tsaina... ko raha tsy vitan'ny mino fotsiny izy ity koa
works are not only a manifestation of faith, but we also believe that the Word of God is saying that works complete our faith.
71. ikaretsaka ( 28/09/2009 04:53)
toi anie variana miady hevitra lava amin'ny tenin'Atra eto

Tsy Miady @ tenin'Atra aho fa kosa miady @ fomba fi interpreter-na vilana ataon'ny soi disant mpitory ka manova tanteraka ny eritreritra ny momban'Atra sy ny fandemen-tsaina sy ny maha olona aterak'izany
72. ni81 ( 28/09/2009 08:23)
Tsy Miady @ tenin'Atra aho fa kosa miady @ fomba fi interpreter-na vilana ataon'ny soi disant mpitory ka manova tanteraka ny eritreritra ny momban'Atra sy ny fandemen-tsaina sy ny maha olona aterak'izany
Mba azonao azavaina ve hoe: inona ireo fandemen-tsaina tianao ho lazaina eto?
73. ikaretsaka ( 28/09/2009 10:52)
Very ilay contact @ realite fa lasa miandradra lanitra sy mitsimpom-boky no ilaozana atao (jereo le hafatr'i rakapy hoe ny baiboly no nahavery azy fa io manazava azy tsara)
74. Mandefitra ( 29/09/2009 10:28)
ika:
Tsy tafa amiko "le MINO FOTSINY IHANY de misalaka tanana eo de...voavonjy sy tonga any andanitra hono..... porofo 1 ny situation. Nisy tany m/kara teo....

Ka ny finoana no miteraka asa araky ny Tenin i Jesoa hoe :
"zay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ..."

Ary anatin ny asa nataony ny fitoriana ny filazan-tsara.

Ka raha eto @ forum aloha, zay ihany no asa azo atao.

Fa any ivelany ny olona anie tsy hitanao sady tsy miteny fa samy mba mamita ny anjara adidy sy andraikitra napetraky ny Tompo ho sahaniny avy.

Ny hazo tsara mamoa voa tsara hono ny Tompo
Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara hoy ny gasy.

Midika zany fa rehefa tsara ny fototra : finoana an'i Jesoa, dia mamoa voa tsara ho azy ny olona ... tsy avelan zany tany tsara na hazo tsara tsy hamokatra izy ...

75. fahamarinana ( 29/09/2009 10:34)
Mandefitra:
Ka raha eto @ forum aloha, zay ihany no asa azo atao.
Fa any ivelany ny olona anie tsy hitanao sady tsy miteny fa samy mba mamita ny anjara adidy sy andraikitra napetraky ny Tompo ho sahaniny avy

:arrow: Mandefitra: Marina sy mitombina ! inona tokoa moa no azo atao ankoatrany Fitoriana eto aloha (ao anatiny ny tsimpona,firesahana be be kokoa an'Andriamanitra,fianarana ny teniny ) fa amin'ny fiainan'ny tsirairay any ho any mino aho fa samy misy asa ataony aby fa tsy hitan'ny masontsika ! Misaotra r'ise a ! :-*
Ny any Ikaretsaka angamba mila tanisaina ny vitan'ny tsirairay,mila manao compte-rendu ! :lol: (l)
76. ni81 ( 29/09/2009 10:57)
Very ilay contact @ realite fa lasa miandradra lanitra sy mitsimpom-boky no ilaozana atao (jereo le hafatr'i rakapy hoe ny baiboly no nahavery azy fa io manazava azy tsara)
Oadray, fa inona no tanjona fa tsy ilay paradisa rahatrizay? Ny resak'i rakapy indray iny dia izy efa nilaza mazava tsara fa TSY MINO, ka dia efa fantatra foana ny heviny fa mandà ny atao hoe Baiboly na @ lafiny inona na @ lafiny inona no ambara azy (mazava be foana @ resaka ataony).
77. fahamarinana ( 29/09/2009 11:03)
ikaretsaka:
Very ilay contact @ realite fa lasa miandradra lanitra sy mitsimpom-boky no ilaozana atao

:arrow: tsia !Tsy voatery izay hatrany ! Ny anao kosa ny fihevitrao no terenao ho fihevitry ny olona ! :lol: (l)
78. ikaretsaka ( 29/09/2009 16:12)
ni> ny fahazoana ny paradisa rahatsizay de ny fiainanao ny anio nao ho toy ny paradisa aloha..
miainga voalohany indrindra @ contacy @ realite aloha izay, hoe fanampianao ny manodidina anao ao.. ny fihezahanao manao tsara sy an-kafaliana izay lahasanao androany , de mahazo fifaliana sy fiadanam-po ianao sy sombiny kely @ zay ny nohasovinao androany..
izay no paradisa

"manomboka ety an-tany ny paradisa"
ho'zy lay hira izay!
Faha.. Milaza ny marina tsy tsapan'ilay olona indray ra ika de hoe...
izao no tadidion'i faha... tsy hoe mpanao zavatra iray akory de tsy mahazo jerenana odiana fanina sy quoestinner na ilay fijery "ratsy " manohitra iny fa iny aza no mitondra @ fahatsapan-tena
za raha manao anti tsimpona manontany tena foana foana hoe fa maninona moa za raha mitsimpona? de hainao ny valiny! (io no quoter-na io ambony io)
79. ni81 ( 29/09/2009 17:55)
ni> ny fahazoana ny paradisa rahatsizay de ny fiainanao ny anio nao ho toy ny paradisa aloha..
Fa mila ezaka io fa tsy tongatonga ho azy fotsiny akory na vitan-dresaka
80. ikaretsaka ( 29/09/2009 18:35)
ni81:

ni> ny fahazoana ny paradisa rahatsizay de ny fiainanao ny anio nao ho toy ny paradisa aloha..
Fa mila ezaka io fa tsy tongatonga ho azy fotsiny akory na vitan-dresaka


de efa io lazaiko io ambanin'io ny ezaka voalohany tokony atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085