Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy

21. rakaroka ( 22/09/2009 20:18)
ikaretsaka:

fr mila ijoroana sy hitatatatana ve izany fa tsy ny fiainanao no atao tsara


:-D :-D :-D :-P
Andana ry Ika mba mijoro vavolombelona fa tsy ilaozanao manao fiainana ao a! :-D :-D :-D :-P
22. ikaretsaka ( 22/09/2009 20:21)
ka according to them... tsy maintsy mitsimpona de rahavana kely teny ao na tsy mifanaraka sy mivoana tanteraka @ le sobjektra aza matetika ny trangan-draha anankiray... vao azo lazaina hoe mino sy mivavaka na miresaka manodidina izany!
23. cutie ( 22/09/2009 20:24)
:-D :-D :-D :-D
24. niryna ( 23/09/2009 03:19)
ikaretsaka:

Nena ry cutie tsy any ambony any ny Atra ko a..fa eo amiko sy ny manodidina ahy... tadidinao le hiran le bassist iry?


Rainay izay any an-danitra ...
:D
25. niryna ( 23/09/2009 03:20)
bobone:

Niryna: karakôry akia njy an! :D :D
mahasoa sy mahatsara ahy avokoa ny zavatra mitranga amin\'ny fiainako ary ny fametrahako izay finoana azy izany dia efa tena zava-dehibe
tena manaiky zany tanteraka akia zaho zoky malala an!
fijorona vavolombelona anie tena ilay e! ary mampiorina sy manamafy ilay finoana ao anaty io an! vao maika mahazo hery zany !!! ary mamelona indray ilay fanantenana mila hirefarefa ;misaotra akia an! bà njy

marina izany

:-*
26. niryna ( 23/09/2009 03:21)
ikaretsaka:

fr mila ijoroana sy hitatatatana ve izany fa tsy ny fiainanao no atao tsara

tsy misy tsara toy ny fijoroana vavolombelona ry ika ,tsy ho voatery anefa hianao raha tsy ao aminao Atra ka

27. niryna ( 23/09/2009 03:22)
ikaretsaka:

Ka raiso kosa ny lojikanao fa tsy mitombona mihitsy

lojika ho an'ny mpino Azy fa marina tanteraka fa tsy lojika raha tsy mino Azy ka

28. niryna ( 23/09/2009 03:33)
ikaretsaka:

Ny mampisaraka antsika @ Atra ry niryna... sy ny hoe fototry ny "ota" tabatabainao io dia ny tsy fahatsampantsika (awareness) ny reality sy ny zavatra mitranga manodidina an'io a
hay va re e


St Augustin:
Many think it is: "Does God exist?" Wrong! Many think it is "Is there a life after death?" Wrong! Nobody seems to be grappling with the problem of: Is there a life before death?
izao vao mihamazava ny finoan'ika
Misy ve Atra hoy ilay tsimponao ,kitsimpontsimpona :arrow: wrong no valiny .. hay ve tsy misy izy e,itako no manohitra izay rehetra mitory ny teniny ..... kivy aho aminao
ikaretsaka:
]
Yet my experience is that it's precisely the ones who don't know what to do with this life who are all hot and bothered about what they are going to do with another life. One sign that you're awakened is that you don't give a damn about what's going to happen in the next life. You're not bothered about it; you don't care. You are not interested, period.
hay ve ika tsy mino ny any an-koatra no ho totosaina e,hay tsy mino ny fiainana aorian'ny fahafatesana... aza mitonona ho kristiana raha izany ,milaza fa kato kanefa ny tenin'Atra manambara fa ho azy izy ary izay misy azy no hisy an'izay mino azy....vita tompoko ,nivandravandra toy ny vay an-kandrina nanomboka androany fa tsy mpino an'i kristy ika ...
ikaretsaka:

Do you know what eternal life is? You think it's everlasting life. But your own theologians will tell you that that is crazy, because everlasting is still within time. It is time perduring forever. Eternal means timeless-- no time. The human mind cannot understand that. The human mind can understand time and can deny time. What is timeless is beyond our comprehension. Yet the mystics tell us that eternity is right now. How's that for good news? It is right now. People are so distressed when I tell them to forget their past. They're crazy! Just drop it! When you hear "Repent for your past," realize it's a great religious distraction from waking up. Wake up! That's what repent means. Not "weep for your sins.": Wake up! understand, stop all the crying. Understand! Wake up!

raha izao fiainana izao no eritreretinao fa ho fiainana dia mahantra noho ny rehetra hianao.itako ary ika no manda mafy ny tenin'Atra ,izay ilay hoe tazomy ny finoana fa tsy ny kitsimpontsimpona milaza lainga no zaraina eto ,ooops ...
Mbola tsy tara ry ika,miandrandra anao ireo namanao saingy diso fanantenana izy ireo raha mahay ny teny anglisy notsimponinao,indrisy mantsy ry tany
Tsotra ny teniko " kristy no fiainana ,izy no jiro mitaratra ny olona izay manana azy dia manana fiainana ary izay tsy manana azy kosa dia tsy manana fiainana


29. niryna ( 23/09/2009 03:39)
cutie:

Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. dia io voalaza io ilay hoe fa ahoana no kristiana mino an'i kristy irery ihany no omeny ny fanahy masina? na iza na iza izany ka mino Azy sy mitady azy dia ahita sy omeny ny fanahy masina itari-dalana aminy

Andriamanitra dia miaraka amitsika mandrakariva ary tsy lavitra izy

tsy haiko mitsy we manin aza no asarotina be le teny ao @ baiboly fa tsy mba tonga de direct.
tsy fantatro izay tian'i cutie ho tenenina,
Rehefa andeha i kristy dia niresaka ny mpianany izy fa andefa ny mpananatra tsy iza izany fa ny fanahy masina .Voasoratra ny teniny ary anjarantsika no mivavaka mba ho azavainy amintsika ilay izy.
Ny fanahin'ny fahamarinana koa no ilazana ny fanahy masina ary io dia izay mino an'i kristy irery ihany no ipetrahany fa izay tsy mino azy dia tsy manana ny fanahy masina :arrow: dia mety iteny isika hoe toa miangatra Atra izany ? tsia efa nomena ny teny ,efa nasehony ny fitiavany izao tontolo izao ,efa tonga teo amin'izao tontolo izao ny fahazavana dia i kristy izany saingy tsy nandray azy ny olona :arrow: izay mandray azy ihany izany no omeny azy .
Eny e,sarotsarotra no manazava azy fa dia miezaka aho cutie a
30. niryna ( 23/09/2009 03:54)
ni81:

fr mila ijoroana sy hitatatatana ve izany fa tsy ny fiainanao no atao tsara
ie , @ zay fantatry ny namana rehetra knou! :)



=D> =D> miampy ny hoe fa maninona kay hianao no tsy mba tezitra mihitsy fa toa falifaly lalandava :arrow: dia mizara ny fahasoavana nomen'Atra azy amin'izay isika
Vavolombelona nitranga androany:
Efa ela ihany no nilaza ny fiainany ity namana iray ,izay efa nolazaiko teto foana koa fa naholan'ny rainy izy fony tanora ary tsy nety niaraka vehivavy intsony,tafiditra tao anaty lalina tokoa izy ary matetika izy dia mangetaheta ny tenin'Atra ary miezaka ny mizara izay kely fantatro aho.
Ahoana no ataoko hoy izy mba anadinoko ny lasa
Ahoana no ataoko mba amelako ny raiko ?
Nataoko daholo izay teny nomenao saingy toa tsy aiko ny amela azy(dimy taona no nangataka famelankeloka ny rainy kanefa mbola tsy namela azy izy
Androany dia niresaka izahay dahy ary dia nazavaiko azy fa tsy mora ny )

maro ny zavatra nifampiresahanay ary farany dia resy lahatra izy fa hiova fo,anomboka androany dia omeny ho tantanan' i kristy amin'izay ny fiainany fa ela loatra ny fangirifirina nahazo azy ....dia izay ^:^ ^:^

Nivavaka izahay,nangataka fifonana tamin'Atra ,nangataka Azy mba hiaro azy ary nangataka tamin'Atra mba omeny ny fanahy masina hiara-dia aminy amin'ny fiainany sy ampianatra azy ny tenin'Atra ,nanaiky izy fa manomboka androany dia kristy no itantana ny fiainany.Nanaiky izy fa amela ny rainy eny na dia tsy ho voatery hifanerasera aminy aza izy sy ireo olona rehetra izay nandratra azy.
Tsy misy fifaliana toa izany eto an-tany amiko,nitondra olona anatona an'i kristy hibebaka sy amela heloka ny olona nanao ratsy aminy.


Vao omaly aho no nizara izany ary dia nanontany tena hoe ahoana no ahafahako mitondra olona iray anatona an'i kristy :arrow: nitomany no tsy nataoko sisa satria tanteraka ilay faniriako fa niantso mpanota mba hibebaka aho androany :arrow: na iray fotsiny aza no voavonjintsika dia efa fifaliana lehibe any an-danitra izany,mifaly ny anjely fa voavonjy ilay very

^:^ ^:^
31. ikaretsaka ( 23/09/2009 03:55)
Tsary arakao le izy ry niryna satria tsy ao anaty valan'nybornage sy perception anao no ijerevan'i cutie azy.
Raha nitsimpona izao I cutie. De na bizarre be sy hs aza ny raha nambarany de lazainao hoe azonao na tsy azonao aza...
Tsotra be zany
32. niryna ( 23/09/2009 03:58)
ikaretsaka:

ka according to them... tsy maintsy mitsimpona de rahavana kely teny ao na tsy mifanaraka sy mivoana tanteraka @ le sobjektra aza matetika ny trangan-draha anankiray... vao azo lazaina hoe mino sy mivavaka na miresaka manodidina izany!



:D mitovy ilay ary ambadika ary e,sujet hafa no nolazainy ny olona ka ireo resaka mahamoa fady no nivoaka ,itako eto hi,hi
mazava ho azy koa moa ry ika fa raha tsy mino azy dia tsy ho tiany velively ny tenin'Atra ,alefaso indray ny tsimpona any amini augustin ooops
33. niryna ( 23/09/2009 04:01)
ikaretsaka:

Tsary arakao le izy ry niryna satria tsy ao anaty valan'nybornage sy perception anao no ijerevan'i cutie azy.
aza mamaky loha ry ika a,zarao izay inoanao fa mihaino izahay ka ,tsy ho voatery itovy ny finoana woa,no sady raha ny hafa no mitsimpona tsy zakanao fa raha hianao no mikitsimpotsimpona tsy mifanaraka tsy maninona e

Raha nitsimpona izao I cutie. De na bizarre be sy hs aza ny raha nambarany de lazainao hoe azonao na tsy azonao aza...
Tsotra be zany
dia raha fantatrao ny tsimpona dia zarao aminy ka
aza ovaina moa ny sujet-ko .misaotra tompoko ary na mitsimpona na tsia raha tsy mangetaheta ny tenin'Atra tsy misy dikany ka


34. bobone ( 23/09/2009 12:13)
:D :D :D salama daholo an! resaka re ty e!!! amiko an! na hitsimpona 100 sy 1000 enao raha tsy ao aminao ny fahamasinana dia miala maina tahaka ny kitay!!! lasa baikon'ny fankahalana dia miteraka tsikera ilay zavatra! fa ento-mora ihany leireto an! hevitra io miady io an! :roll: :roll: tandremo sao mahazo laka ity :twisted: !! aoka ilamina e!
35. ni81 ( 23/09/2009 12:31)
salama daholo an! resaka re ty e!!! amiko an! na hitsimpona 100 sy 1000 enao raha tsy ao aminao ny fahamasinana dia miala maina tahaka ny kitay!!! lasa baikon'ny fankahalana dia miteraka tsikera ilay zavatra! fa ento-mora ihany leireto an! hevitra io miady io an! tandremo sao mahazo laka ity:evil: !! aoka ilamina e!
marina izany e! :D
36. ikaretsaka ( 23/09/2009 13:28)
niryna:


Tsary arakao le izy ry niryna satria tsy ao anaty valan'nybornage sy perception anao no ijerevan'i cutie azy.
aza mamaky loha ry ika a,zarao izay inoanao fa mihaino izahay ka ,tsy ho voatery itovy ny finoana woa,no sady raha ny hafa no mitsimpona tsy zakanao fa raha hianao no mikitsimpotsimpona tsy mifanaraka tsy maninona e

Raha nitsimpona izao I cutie. De na bizarre be sy hs aza ny raha nambarany de lazainao hoe azonao na tsy azonao aza...
Tsotra be zany
dia raha fantatrao ny tsimpona dia zarao aminy ka
aza ovaina moa ny sujet-ko .misaotra tompoko ary na mitsimpona na tsia raha tsy mangetaheta ny tenin'Atra tsy misy dikany ka




ka inona no antony hanontanianao an'i cutie sy tsy ahazoanao ny ambarany aza?
37. cutie ( 23/09/2009 13:43)
28. Mpandefa : niryna [ Valio ] 23-09-2009 05:39:02
Lohateny : Re : Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. dia io voalaza io ilay hoe fa ahoana no kristiana mino an'i kristy irery ihany no omeny ny fanahy masina? na iza na iza izany ka mino Azy sy mitady azy dia ahita sy omeny ny fanahy masina itari-dalana aminy

Andriamanitra dia miaraka amitsika mandrakariva ary tsy lavitra izy

tsy haiko mitsy we manin aza no asarotina be le teny ao @ baiboly fa tsy mba tonga de direct.

tsy fantatro izay tian'i cutie ho tenenina,
Rehefa andeha i kristy dia niresaka ny mpianany izy fa andefa ny mpananatra tsy iza izany fa ny fanahy masina .Voasoratra ny teniny ary anjarantsika no mivavaka mba ho azavainy amintsika ilay izy.
Ny fanahin'ny fahamarinana koa no ilazana ny fanahy masina ary io dia izay mino an'i kristy irery ihany no ipetrahany fa izay tsy mino azy dia tsy manana ny fanahy masina dia mety iteny isika hoe toa miangatra Atra izany ? tsia efa nomena ny teny ,efa nasehony ny fitiavany izao tontolo izao ,efa tonga teo amin'izao tontolo izao ny fahazavana dia i kristy izany saingy tsy nandray azy ny olona izay mandray azy ihany izany no omeny azy .
Eny e,sarotsarotra no manazava azy fa dia miezaka aho cutie a

refa kelikely eo za miverina manazava azy :)
38. cutie ( 24/09/2009 00:38)
zao le izy e : novakiako imbetsaka mitsy ito
Voalaza teo :
Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,

17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa hianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.

De elabe vo azoko ka zay no nolazaiko ery ambony we manin aza izy io no atao sarotra be fa tsy mba lazaina tsotsotra. Tsy haiko alou fa ho ahy zay fa nareo ngamba no mahazoazo azy kokoa mihoatra ahy :)
39. niryna ( 25/09/2009 03:25)

ikaretsaka:

fr mila ijoroana sy hitatatatana ve izany fa tsy ny fiainanao no atao tsara
rakaroka:


:-D :-D :-D :-P
Andana ry Ika mba mijoro vavolombelona fa tsy ilaozanao manao fiainana ao a! :-D :-D :-D :-P
rakorako koa afaka mijoro ka ,lazao ny olona ny finoana fahiny dia lazao hoe inona no antony tsy inoanao izany intsony ary mbola afaka tohizana ihany koa hoe izao indray ry namana isany ny finoako an ary izao no antony inoako an'izay io ok ! misaotra mialoha o


:-* :-*
40. niryna ( 25/09/2009 03:27)
bobone:

:D :D :D salama daholo an! resaka re ty e!!! amiko an! na hitsimpona 100 sy 1000 enao raha tsy ao aminao ny fahamasinana dia miala maina tahaka ny kitay!!! lasa baikon'ny fankahalana dia miteraka tsikera ilay zavatra! fa ento-mora ihany leireto an! hevitra io miady io an! :roll: :roll: tandremo sao mahazo laka ity :twisted: !! aoka ilamina e!



=D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3783