Ny fitsarana farany...

61. cutie ( 11/09/2009 18:15)
59. Mpandefa : soanja [ Valio ] 11-09-2009 12:02:30
Lohateny : Re : Ny fitsarana farany...
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mampatsiahy ahy ny tenin'i Rakoraka ity resakao eto ity ry Ika, hoy Rakaroka mantsy raha ny fahazahoako azy dia aza dia modely lava hoe olona iray iny dia iny no tanisaina fa mba ianao koa mamorona sy mampiseho ary mihetsiketseha: azo atao ny maka ohatra amin'ny hafa tsy voatanisa samy tsara aby ireo rehetra ireo matoa voafantina sy tiavina. Ianao aza isany amin'izay voafantina izany koa.

I Jesoa dia naka lalana hafa mihitsy nony nahafantatra ny fikan'i Jiosy momba ny finoana ary nanamboatra lalana vaovao ho antsika Izy hahafahantsika mivoatra sy mijery amin'ny lafiny isan-karazany ny fiainana.

tokony asiana fijoroana vavolombelona zany eto raha zany



OA manja be ky njy!



njy koa manja be ka hihihihihi
62. ikaretsaka ( 11/09/2009 18:42)
Tsy hoe lany andro ny baiboly rafidy fa hoe tsy natao ho tsimpotsimponina fahatany ze metimety @ nao ao de averinao pli vava @ olona..ny lesona azo tao ampiharina (fitiavana ohatra sns). @ le olona
Aleoko lavitra mijery anao mitsiky sy malala tsaina manampy ny majinika,mampiseho ny hafaliam-po eo @ manodidina anao sy ny mahantra sns.... De hitako ny endrik'Atra. Sy ny fitiavany ao aminao toy izay anaovanao pli vava adiny 2 @ na tsimpina hiteny hoe tia ahy Atra
63. cutie ( 11/09/2009 19:00)
Aleoko lavitra mijery anao mitsiky sy malala tsaina manampy ny majinika,mampiseho ny hafaliam-po eo @ manodidina anao sy ny mahantra sns.... De hitako ny endrik'Atra. Sy ny fitiavany ao aminao toy izay anaovanao pli vava adiny 2 @ na tsimpina hiteny hoe tia ahy Atra

ka zay no lazaiko ery ambony we mila asiana fijorona vavolombelona eto lol
64. soanja ( 12/09/2009 00:11)
Ka raha ny tenako aloha dia tsy ho vavolombelona hijoro hoe hisy ny fitsarana farany sy ny hoe indro fa hitako ny Helo satria tsy hinoako io no tsy misy eo anatrehako ary mbola tsy nanelingelina ahy.

Fa raha kosa hoe hijoro ho vavolombelona ny Fitiavan'Andriamanitra ahy sy ny asany manoloana ny tenako dia bobaka be tokoa ka ny tanako angamba mety tsy hahavosoratra azy fa ny zavabita aoko ho vavolombelona tokoa.

Deraina lalandava anie Andriamanitra noho izany fitiavany izany.
65. ikaretsaka ( 12/09/2009 16:39)
namaste
66. rakapy ( 13/09/2009 09:41)
Hoy fidinirina
Raha nampitahaiko @ boky nosoratan’olona, ohatra hoe Pythagore na Descartes na hafa koa, fa maninona koa ary ireny no mbola ampiasaina any am-pianarana nefa efa an-jato taonany lasa izao no efa nanoratana azy

Ilay ohatra raisinao kosa dia zavatra tsy misy itovizany mihintsy e! Ohatran'ny hoe hamoaka livre de mathematique ianao manditra ny cours d'Histoire-geographie.

Ny an'i Pythagore sy Descartes dia milaza lojika ary zavatra misy porofo na koa verite generale.
67. ikaretsaka ( 13/09/2009 16:33)
Ilay ohatra raisinao kosa dia zavatra tsy misy itovizany mihintsy e! Ohatran'ny hoe hamoaka livre de mathematique ianao manditra ny cours d'Histoire-geographie
:-D :-D
68. fidinirina ( 14/09/2009 10:53)
rakapy:
Ilay ohatra raisinao kosa dia zavatra tsy misy itovizany mihintsy e! Ohatran'ny hoe hamoaka livre de mathematique ianao manditra ny cours d'Histoire-geographie.
Ny an'i Pythagore sy Descartes dia milaza lojika ary zavatra misy porofo na koa verite generale.


Ny fampitahana nataoko anie [rakapy] faran'izay tsotra e ! Samy boky no ampitahaina. Raha tsy diso aho ianao anisan'ny niteny hoe : tsy mino an'io baiboly io aho fa olona no nanoratra an'io. Dia izay fotsiny no tiako hamafisina eto hoe : ireny olona ireny dia nanoratra ny zavatra Marina hitany ary azony noporofoina satria niara-niaina t@ Jesoa kristy izy ireny.
Raha tsy izany dia heverinao fa tsy marina koa izany ny nisian'i Jesoa kristy tety an-tany sy ny asa nataony : nampahiratra ny jamba, nampitsangana ny malemy, nizara mofo ho an'ny olona an'arivony, nanangana ny maty sns.

Ianao koa ve niara-niaina t@ pythagore ka afaka milaza fa ny azy marina kokoa noho ny baiboly.

Jesoa Krsity dia Vérité absolu. Marina mandrakizay ka izany no nahatonga ny Aposotly hitory ny teniny sy hampianatra izao tontolo izao. Raha te-hahafantatra ny Marina eo @ fiainana ianao dia mianatra ny soratra masina.

Raha hiverenako ny hevitrao @ fampitahana ny boky Maths sy Histo-Géo, f'angaha moa ao anaty boky maths ihany no misy porofo fa na dia ny Histo-Géo aza tsy manana porofo. Izany no ilazako aminao fa misy porofo indrindra ny baiboly ary maro be ny miijoro vavolombelona ny @ izany. Isan'izany aho.
69. ikaretsaka ( 14/09/2009 12:10)
ka zavatra tsy mety ange ny ataonao ry fidy e
mamoaka boky maths @ cours d'histo geo! na samy boky aza tsy mitovy mihitsy
70. fidinirina ( 14/09/2009 13:22)
Raha manoratra ve Pythagore hoe AC²=AB²+BC² (triangle) dia marina ho azy raha io raha tsy ataonao ny fampiharana. Ary firifiry ny ankizy mianatra an’ireny fa ela vao azony.

Raha miteny ve ny baiboly hoe "Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao" Jeremia 33: 3

Romana 10.8 Fa ahoana no lazainy? "Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao"(Deo 30.12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;
10.9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.
10.10 Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena.
10.11 Fa hoy ny Soratra Masina: "Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy"(Isa.28.16).

Ka tsy ampiharinao akory izany dia ahazo valiny marina ve ianao ? Ny pb ; tsy atao akory ny fampiharana dia lazaina fa diso ny lesona. Ary ny fampiharana eo @ fiainana mila atao maromaro dia miseho ny fahamarinana ary mitombo ny fahaizana.

I Petera 2.1 Koa esory ny lolompo rehetra sy ny fitaka rehetra sy ny fihatsarambelatsihy sy ny fialonana ary ny fanaratsiana rehetra,
2.2 fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin'izany ho amin'ny famonjena,
2.3 raha tàhiny "nanandrana hianareo fa tsara ny Tompo"

Salamo 34.8 Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.
71. ikaretsaka ( 14/09/2009 14:03)
Fa samihafa tanteraka ny hoe iza I lery..(histo geo) sy nyy hoe ahoana ny theoreme ny (maths)
Azonao?
72. niryna ( 22/09/2009 03:09)
fidinirina:

Raha manoratra ve Pythagore hoe AC²=AB²+BC² (triangle) dia marina ho azy raha io raha tsy ataonao ny fampiharana. Ary firifiry ny ankizy mianatra an’ireny fa ela vao azony.

Raha miteny ve ny baiboly hoe "Antsoy Aho, dia hovaliako ianao ka hampisehoako zavatra lehibe sy saro-pantarina izay tsy fantatrao" Jeremia 33: 3

Romana 10.8 Fa ahoana no lazainy? "Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao"(Deo 30.12-14), dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;
10.9 satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.
10.10 Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena.
10.11 Fa hoy ny Soratra Masina: "Tsy ho menatra izay rehetra mino Azy"(Isa.28.16).

Ka tsy ampiharinao akory izany dia ahazo valiny marina ve ianao ? Ny pb ; tsy atao akory ny fampiharana dia lazaina fa diso ny lesona. Ary ny fampiharana eo @ fiainana mila atao maromaro dia miseho ny fahamarinana ary mitombo ny fahaizana.

I Petera 2.1 Koa esory ny lolompo rehetra sy ny fitaka rehetra sy ny fihatsarambelatsihy sy ny fialonana ary ny fanaratsiana rehetra,
2.2 fa tahaka ny zaza vao teraka dia maniria ny rononom-panahy tsy misy fitaka, mba hitomboanareo amin'izany ho amin'ny famonjena,
2.3 raha tàhiny "nanandrana hianareo fa tsara ny Tompo"

Salamo 34.8 Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.




:D misaotra fidy nizara sy miezaka manazava anay ny tenin'Atra a :-*
73. ni81 ( 22/09/2009 10:14)
Salamo 34.8 Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy.
^:^
74. ikaretsaka ( 22/09/2009 18:38)
andramana fotsiny ve kle 8O
75. ni81 ( 22/09/2009 18:50)
andramana fotsiny ve kle
ka andramana dia zahana dia fantatra avy eo! :)
76. ikaretsaka ( 22/09/2009 18:55)
ko raha tsy sira izy izy ity na rongony ko
77. ni81 ( 22/09/2009 19:18)
ko raha tsy sira izy izy ity na rongony ko
Ho an'ny sakafo dia sira, fa ho an'ny mpidaina izany dia rongony; fa ho an'ny olona mikatsaka sy mitady izany atao hoe JEHOVAH dia hafa koa.
Ka ataon'ny olona tsy mbola namaky baiboly, na mba nandre izany teny soa mahafaly izany ahoana ary no fialofana Aminy e? Hazavao!
78. ikaretsaka ( 24/09/2009 17:25)
Ka ataon'ny olona tsy mbola namaky baiboly, na mba nandre izany teny soa mahafaly izany ahoana ary no fialofana Aminy e? Hazavao!

Tsy voatery ho avy ao anaty baiboly vao teny soa mahafaly . ary sure ve i ni fa raha tsy namaky baiboly sy "nitoriana tenyt" ny olona 1 de tsy avotra sy tsy hahafantatra an'Atra?
79. cutie ( 24/09/2009 18:07)
i Ika koa ohtran'zao vo mahafantatra ny right wing freako xstiana :-D
80. ni81 ( 24/09/2009 18:31)
Tsy voatery ho avy ao anaty baiboly vao teny soa mahafaly . ary sure ve i ni fa raha tsy namaky baiboly sy "nitoriana tenyt" ny olona 1 de tsy avotra sy tsy hahafantatra an'Atra?
misy teny soa hafa! fa kosa ny baiboly ho an'ireo tena mino azy dia tsy manampaharoa, ary koa mety hisy olona tsy namaky baiboly fa nahafantatra an'Atra t@ lafiny hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088