Ny fitsarana farany...
21. ikaretsaka
(
08/09/2009 19:48)
ka tsy tenenina le izy eto fa 'atao hampitahorana"
olona iza no tsy mahalala fa rehefa miakatra ny soratra de vita ny film? fa tsy mbola vao miseho ny rol de "ny hiakatra ny doratra no wawawazana"
olona iza no tsy mahalala fa rehefa miakatra ny soratra de vita ny film? fa tsy mbola vao miseho ny rol de "ny hiakatra ny doratra no wawawazana"
22. ni81
(
08/09/2009 19:54)
ka tsy tenenina le izy eto fa 'atao hampitahorana"ka mila fitandremana izany ny fiainana fa tsy manao izay tiana atao sy izay danin'ny kibo e! Misy fepetra fa tsy toy ny fanjakan'i Baroa.
olona iza no tsy mahalala fa rehefa miakatra ny soratra de vita ny film? fa tsy mbola vao miseho ny rol de "ny hiakatra ny doratra no wawawazana"
23. cutie
(
08/09/2009 20:21)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 08-09-2009 18:14:49
Lohateny : Re : Ny fitsarana farany...
Amiko manokana dia tsy ho be fanahiana ianao ary tsary hikorapaka @ zany raha toa ka vitanao sy ezahinao Ho lafatra araka izay tratry ny herinao ny lahasa sy izay tokony ataonao androany
indeed mbola zen ihany io :wink:
24. ikaretsaka
(
08/09/2009 22:00)
ni81:
ka tsy tenenina le izy eto fa 'atao hampitahorana"ka mila fitandremana izany ny fiainana fa tsy manao izay tiana atao sy izay danin'ny kibo e! Misy fepetra fa tsy toy ny fanjakan'i Baroa.
olona iza no tsy mahalala fa rehefa miakatra ny soratra de vita ny film? fa tsy mbola vao miseho ny rol de "ny hiakatra ny doratra no wawawazana"
ny fitiavana raha tena fitiavana ry ni tsary mila conditions sy fitandremana izany an:
hoy i St Augustin:
"« Aime et fais ce que Tu veux.
Aie au fond du cœur la Racine de l'Amour :
De cette racine, rien ne peut sortir de mauvais . »
25. ravakamalala
(
08/09/2009 22:16)
1 / tsy hitako mihitsy hoe aiza ilay resaka fampitahorana ! zavatra roa no voaambara eto, dia ny fiainana mandrakizay sy ny fahafatesana, arakaraka ny hoe nanao ny tsara na nanao ny ratsy,
maninona no tonga dia ilay afobe no hitan ny sasany fa tsy mba ilay hoe fiainana mandrakizay?
marina fa afaka hatahotra ianao, nefa koa afaka ny hangitakitaka ny hanana ny fiainana mandrakizay koa.
2 / Tsy hitako mihitsy izay maharatsy an ilay hoe : "tahotra ny sazy sy ny helo no tsy hanaovana ny ratsy", marina fa tsy ampy, fa nefa tsy hitako hoe ratsy, amin ny teny frantsay io dia antsoina hoe "crainte servile", izay singanina amin ny atao hoe "crainte filiale", ilay voalohany dia oharina amin ny tahotra ny mpiasa ny patrô ny ohatra, ataony ny asa, satria matahotra ny ho bedy sy ny tsy hahazo valisoa izy raha toa ka tsy manao, ilay faharoa kosa dia oharina amin ny tahotry ny zanaka envers ny rainy, tsy te hanao izay mampalahelo ny rainy lay zaza satria tiany ny rainy, tiany fotsiny izao dia tsy tiany ampijaliana.
"Crainte filiale" no tadiavin 'andriamanitra amintsika, nefa betsaka ny olona no mandalo amin io "crainte servile " io aloha.
ohariko amin ny ankizikely, rehefa manao betizy izy ireo dia bedy, na voakapoka, tsaroany iny ka tsy hanao an io betizy io ntsony izy satria matahotra ny ho voakapoka, fa avy eo izy miha lehibe dia miova ihany, tsy manao betizy intsony izy satria fantany aloha voalohany indrindra fa tsy mety izany ary fantany hiany koa fa hampalahelo ny ray aman dreniny,

26. soanja
(
08/09/2009 22:19)
ikaretsaka:
Amiko manokana dia tsy ho be fanahiana ianao ary tsary hikorapaka @ zany raha toa ka vitanao sy ezahinao Ho lafatra araka izay tratry ny herinao ny lahasa sy izay tokony ataonao androany
Namaste !
:D :D
27. ikaretsaka
(
08/09/2009 22:41)
"Crainte filiale" no tadiavin 'andriamanitra amintsika, nefa betsaka ny olona no mandalo amin io "crainte servile " io aloha.
ka isika ange ry ravaka tsy ankizikely matoa nomena fahafahana misafidy e..
ny zaza no hoe tsy maintsy fahanana sy tsy maintsy bedy sy tsy manam-pidiny sns...
fa isika afaka misafidy tsara mihitsy ary tsy noferany hoe tsy mainty ity na iry ihany no azo safidiana
28. fidinirina
(
09/09/2009 07:40)
rakapy:
Tena marina izany ry Ika! Misy ny olona sasany dia tena miandry sy maniry mafy dia mafy ny fiafaran'izao tontolo izao ity mihintsy ka manao ny fianana eto ho tsy misy dikany. Asa angaha ,natahon'izy ireo hoe tsy misy plan angamba A/tra raha nametraka antsika teto ambonin'ny tany.
I Korintiana 15.19 Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika.
Ny ahy aloha [rakapy), tena aleoko mieritreritra ny fiainako mandrakizay toy izay izao fiainana mandalo feno ota sy faharatsiana izao a!
Ary ny voasoratra amiko tsy fampitahorana fa fampanantenana aza hoe Jesoa Kristy efa nanomana fiainana vaovao ho ahy aorian'ny fahafatesako :fiainana fa tsy fahafatesana. Koa izay foana ilay safidy omeny hoe : misafidiana ny fiainana
mandrakizay @ finoana Azy.
29. Nandra1
(
09/09/2009 09:24)
Misaotra anao ry Fidinirina, hitako hoe efa olom-baovao ao amin'i Kristy tokoa ianao @ sujet entinao eto. Aza kivy fa ny voa afafinao @ teny de maro karazana ny ianjerany, ary sûre fa misy tokoa ny voa hamoa.
Zaho manokana de natahotra tokoa @ ho avy rehefa mandinika ny zava-misy rehetra aho nefa namaky an'ity http://www.fjkm-ankadifotsy.mg/article.php3?id_article=3507 aho de mahatsapa fa marina tokoa ny tokony hiomanana na @ fotoana na tsy @ fotoana ary sarobidy sy rombahina ny fanjakan'ny lanitra ary Maro no antsoina fa vitsy no fidiana.

30. ni81
(
09/09/2009 09:36)
I Korintiana 15.19 Raha amin'izao fiainana izao ihany no anantenantsika an'i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isikamarina tokoa
31. ravakamalala
(
09/09/2009 11:22)
ika> tsy azonao ilay ohatra, ny tiako tenenina dia hoe amin ny voalohany isika dia ohatran ny ankizy, miaina amin ny tahotra fa avy eo rehefa tena mihaina ilay fiainana kristianina sy mitombo ao anatiny, dia mihaina ilay fitiavana tanteraka.
izay daholo ny fanirian any kristianina : ny hanana an io lazainao hoe fitiavana tanteraka an Andriamanitra, tsy mitady tambiny, tsy noho ny tahotra, fa .... zavatra tena sarotra ilay izy, .....fa tsy hoe impossible akory
:D

32. ikaretsaka
(
09/09/2009 12:55)
fidinirina> fa hoy koa ange i jesoa hoe aoka tsy hanahy ianao e..
fidy> io le lazaiko ary hoe aza ny kozin-drapaoly t@ pokona tany Grece (korinto) ) no ampiharina ho an'ny gasy fa sao mivoana...
ravaka>no no no tsy ohatran'ny ankizy isika matoa tany amboalohany be dia efa nasiany voankazo voarara sy saina afaka misafidy ...
ary tsy notereny fa mainka nanontaniany aza hoe "ianareo kao ve handeha"nony lasa tsikelikely ireo tsy nahazo

33. rzakarivola
(
09/09/2009 15:13)
rakapy:
Ity misy fanotaniana.
Midika ve izany fa izay tsy KRISTININA (ireo mpino hafa) dia ho faty any @ ilay farihy afo?
==> Na dia tsy nipetraka tamiko aza ilay fanontaniana dia inoako fa tsy hampaninona an'i rahalahiko fidinirina ny hitondrako ny valiny. Izahay sy Fidinirina dia samy mahafantatra fa tsy amin'olombelona no mipetraka ny fanontaniana toy itony, fa amin'i Jesoa, ary i Jesoa no mamaly, ka izao no valiny, na kristiana na tsy kristiana :
"Izay mino ny Zanaka manana ny fiainana, fa izay tsy mety mino dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran' Andriamanitra no mitoetra eo aminy" [Jaona 3:36].
Mety hanontany ianao hoe : ahoana ny amin'ireo tsy mahafantatra an'izany Zanaka izany ? Andriamanitra manome occasion ny rehetra hahafantarany ny Zanaka mba hinoany Azy, araka ity voasorata ity :
"Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran' ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany." [Jaona 3:36]
34. rzakarivola
(
09/09/2009 15:14)
rakapy:
Mety ho haiko nefa tsy ny xana rehetra dia mitovy fijery.
==> Marina ity, misy ny kristiana tena mino an'i JK ary misy ny kristiana hafa
35. rzakarivola
(
09/09/2009 15:18)
ikaretsaka:
Hoy I md augustin hoe ny lona tsy manan-katao @ ity fiainana ity no manahy sahady ny @ izany
==> Tsy fantatro izay tao anatin'i Md. Augustin t@ niteny an'io, fa ny tenin'i Jesoa Kristy (Fahamarinana) dia izao : "31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafianay?
32 Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany"[Matio 6]
Ho an'izay mikatsaka ny fiainana mandrakizay dia azo en surplus ny izay ilaina rehetra ety @ izao fiainana eto izao.
36. ikaretsaka
(
09/09/2009 15:25)
Ka mitovy ihany izany..samy hoe aza manahy..efa voalazako ao ambony na ao ambadika ao ny hoe ny lahasa tokony hatao vitaina tsara de tsy misy ahiahy izany
37. rzakarivola
(
09/09/2009 15:30)
ikaretsaka:
Amiko manokana dia tsy ho be fanahiana ianao ary tsary hikorapaka @ zany raha toa ka vitanao sy ezahinao Ho lafatra araka izay tratry ny herinao ny lahasa sy izay tokony ataonao androany
==> tratry izay herinao sa mahatratra ny takian' Andriamanitra ? I Jesoa niteny hoe
1- "Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompo, Tompo, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra; fa izay manao ny sitra-pon'ny Raiko izay any an-danitra, izy ihany no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra." [Matio 7:21]
38. rzakarivola
(
09/09/2009 15:41)
Ikaretsaka >> raha ny fandiniko dia théorie tsara ireo noraisinao, izao no tenin'i Jesoa hitako : "Fa lazaiko aminareo, fa raha tsy lehibe noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Farisiana ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra akory hianareo."
ravakamalala >> Ity tenin'i Jesoa ity ve io nazavainao tamin'Ikaretsaka io ? "Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra."
ravakamalala >> Ity tenin'i Jesoa ity ve io nazavainao tamin'Ikaretsaka io ? "Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra."
39. ikaretsaka
(
09/09/2009 15:58)
Dia ny fanaovana ny fahamarinana voalaza ato ange tsy hoe"nitoria teny" na manaova kitsimpoma..fa hoe ataovy @ rariny sy hitsiny ny lahasa nomena hosahaninao e....
40. ravakamalala
(
09/09/2009 15:59)
no no no tsy ohatran'ny ankizy isika matoa tany amboalohany be dia efa nasiany voankazo voarara sy saina afaka misafidy ...
no, no, no,condition tsika zao ve dia ampitovianao amin ny condition adama sy eva? .....ahoana ny resaka dons preternaturels dont la science infuse, sy ny voka dratsin ny peche originel ????....
hoy aho hoe tsy mitovy