Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook

1. niryna ( 29/08/2009 16:20)
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?

tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
(l) niryna
novalian'i siga_soa ny 13/09/2011 09:02
2. ni81 ( 29/08/2009 17:09)
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?

tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
niryna

Vao mametraka ilay anarana eo @ google dia hita eo ny anarana, misy avatar-ny, ary hita eo koa ny namana rehetra(raha toa ka tsy personnaliser-na).
Tsara: Mora ahitan'ny namana sy tapaka anao.
Ratsy: Ireo tolotra isan-karazany koa anefa dia milaza fa ho hitany ny momba anao sy ireo namanao tsirairay. Tsy dia fantatra anefa ny fihavian'izy ireny.
3. niryna ( 29/08/2009 18:01)

Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?

tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
niryna
ni81:

misaotra anao.izay mantsy ,ny an'ny hafa no jerenao dia io koa olona tsy fantam-pihaviana ao ary ny tena loza dia ireo conversation'ilay olona roa tsy fantatra ny iray dia itanao ao daholo ,tsy misy idirako fa raha toa angaha ka curiieuse ao mamaky ny fafatr'ilay olona dia fantantrp daholo izay conv nataondry zareo . indrisy anefa fa raha mba fantany moa izany

4. fahamarinana ( 29/08/2009 18:04)
:arrow: Ny ahy manokana indray dia tahaka izao :
Lafitsarany : nahalalako misimisy kokoa ny namana tato amin'ny serasera sy rvg,blaogy...sy nahitako ny sariny dia nisy fifandraisana tsaratsara kokoa fa "toa" mifankahalala !
Ny lafiratsiny : Ohatrany be loatra ny fotoana laniko ao hany ka lasa mandreraka indray ! :^) ,etsy andaniny tsy ny fahalalana no milaza fa fantatra tokoa ilay olona fa afaka manao sonema hany satria afaka manafina ny tena toetrany sns ...Mitovy sy sahala amin'ny eto ihany e,fifandraisana virtoaly !:lol:
Raha ny hoe ny fitantarako ny momba ahy amin'ny akapobeny dia tsy dia niova fa tahaka ny fahalalana ahy eto ihany ,ny sariko no mety ho tombony nefa koa voaffidy sy voafetra izany !Ny anarako rahateo tsy ahy fa efa pseudo naha-botrabotra hatramin'izay ,vitsy no mahalala ny tena momba ahy tanteraka sy ny fiainako manontolo ! :-P (l)
5. Papoose ( 29/08/2009 20:13)
anisan'ny maharatsy azy dia betsaka ny afa-po @ fitsikerana fiainan'olona dia betsaka koa no mahazo fafiny mi humilier olona ao!
anisan'ny mahatsara azy ndray dia betsaka ny mahazo olon-tiana ao ary koa ilay efa voalaza etsy ambony hoe ahitana ny tapaka sy namana taloha sy vaovao, hahafantarana sy hifankafantarana bebe kokoa! dia inona koa re eee
6. fahamarinana ( 29/08/2009 20:35)
:arrow: niryna sy ni81 :ekeko fa hitan'ny rehetra izay eo fa kosa misy parametrages koa anie ahafahana manakana izany rehetra izany e ! Tsy haiko ny olona sasany fa ny ahy dia io fi-gerer-na ny parametrages io no nandaniako ora sy fotoana betsaka,na mandrakizao aza mbola miodikodina eo ihany aho !Eny !toa tafahoatra indray aza dia mikatso ny compte-ko sy lasa fanina ny namana indraindray ! :-D :-D
Nefa tsy ho voasakana daholo izay atao rehetra na izany aza an !! !Izay koa no hi-limiter-na ny zavatra zaraina aza ,rahatoa tsy mahataty ny vava sy resaka eny ho eny !Ny olona mialona sy mpitsikera tsy ho lany mihintsy ,zarany aza moa misy tsikeraina,hamorona aza misy mahay e ! :roll:
Fa io koa araka ny safidin'ny tsirairay hoe :hatraiza ka hatraiza no azoko zaraina sy tiko aparitaka ,dia iza no homeko azy sa izao tontonlo izao! Isika no tompon'andraikitra 1er indrindra rahatoa ka misy olana hita amin'ny fiainana nohon'ny nampisehoana azy be loatra!
Ny ahy ,manokana ,moa dia efa raikitapisaka ny fahamenarana sy discrétion hany ka lasa sakana ihany koa ,nefa hatreto dia mety tanteraka amiko sy miaro ahy ihany koa e! :wink:
Na izany aza tsy natao hamendrofendroana ny namana hafa fa mahafinaritra koa ilay mikarajia kely sy mifanala ao,mandany andro ! :lol: (l)
7. ni81 ( 29/08/2009 20:46)
niryna sy ni81 :ekeko fa hitan'ny rehetra izay eo fa kosa misy parametrages koa anie ahafahana manakana izany rehetra izany e ! Tsy haiko ny olona sasany fa ny ahy dia io fi-gerer-na ny parametrages io no nandaniako ora sy fotoana betsaka,na mandrakizao aza mbola miodikodina eo ihany aho !Eny !toa tafahoatra indray aza dia mikatso ny compte-ko sy lasa fanina ny namana indraindray !
Nefa tsy ho voasakana daholo izay atao rehetra na izany aza an !! !Izay koa no hi-limiter-na ny zavatra zaraina aza ,rahatoa tsy mahataty ny vava sy resaka eny ho eny !Ny olona mialona sy mpitsikera tsy ho lany mihintsy ,zarany aza moa misy tsikeraina,hamorona aza misy mahay e !
ny parametrazy ilay nolazaiko tery aloha hoe personaliser-na koa e!
Ilay tsikera indray dia efa mahazatra io fa manaova vakisiny fotsiny e!

faha a> Ny an'i faha izao raha soratako eo @ google ny anarana, dia mbola misy mipoitra eo hoe: france. Andramo ange e! Fa ny ahy tsisy n'inon n'inon mihitsy na kely aza.
8. fahamarinana ( 29/08/2009 20:47)
:arrow: ni :dia mba atory ahy ary aloha fa za hany ka tsa mahay e! Tsy vazivazy io an ! :) (l)
9. ni81 ( 29/08/2009 20:49)
miditra ao @ ilay parametrazy iny dia jereo ilay hoe profil, dia amboary ao hoe iza no tokony ahita azy, ny rehetra sa ny namana anaty FB ihany
10. ni81 ( 29/08/2009 20:54)
klikeo ny paramètres, dia mankeo @ ilay confidentialité, dia miditra profil, dia amboary ao @ zay.
11. ikaretsaka ( 29/08/2009 21:12)
Rehefa malala honony na inona inona ...eny na fivavahana aza dia izay no tsara...ny ankoatran zay fanatisme
12. cutie ( 29/08/2009 21:56)
2. Mpandefa : niryna [ Valio ] 29-08-2009 20:01:23
Lohateny : Re : Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook

Voalaza teo :
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?

tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
niryna
Hoy i ni81:

Vao mametraka ilay anarana eo @ google dia hita eo ny anarana, misy avatar-ny, ary hita eo koa ny namana rehetra(raha toa ka tsy personnaliser-na).
Tsara: Mora ahitan'ny namana sy tapaka anao.
Ratsy: Ireo tolotra isan-karazany koa anefa dia milaza fa ho hitany ny momba anao sy ireo namanao tsirairay. Tsy dia fantatra anefa ny fihavian'izy ireny.

misaotra anao.izay mantsy ,ny an'ny hafa no jerenao dia io koa olona tsy fantam-pihaviana ao ary ny tena loza dia ireo conversation'ilay olona roa tsy fantatra ny iray dia itanao ao daholo ,tsy misy idirako fa raha toa angaha ka curiieuse ao mamaky ny fafatr'ilay olona dia fantantrp daholo izay conv nataondry zareo . indrisy anefa fa raha mba fantany moa izany

za alou tena mbola tsy mahay ny fandehan'le facebook mitsy e , fa ahona tsara io farany lazainareo io fa tsy azoko mitsy. Refa le mandefa an'reny smiles, sy bisous sy ny tariny reny ve zany ????
13. cutie ( 29/08/2009 21:57)
faha a> Ny an'i faha izao raha soratako eo @ google ny anarana, dia mbola misy mipoitra eo hoe: france. Andramo ange e! Fa ny ahy tsisy n'inon n'inon mihitsy na kely aza.

ny ahy alou nandramako nampidirina teo @ google koa fa tsy nisy n'in nin nipoitra e , soa ihany :-D :-D :-D
14. Lejoba ( 30/08/2009 00:41)
hitako tao ny mombamomba an'i Mifenty, tess, ari-chérie, fahama ets
mety hanao détective ihany aho indray andro any. Hitady an'i ni izao no tanjona manaraka,lol

ary mody tsy miteny betsaka ity mifenty ity eto nefa ary...........sady leiry tsy vitan'ny bien entouré fa mahita trasy milay
15. ni81 ( 30/08/2009 05:55)
za alou tena mbola tsy mahay ny fandehan'le facebook mitsy e , fa ahona tsara io farany lazainareo io fa tsy azoko mitsy. Refa le mandefa an'reny smiles, sy bisous sy ny tariny reny ve zany ????
Angaha moa dia hoe mahay fa mikarokaroka ao fotsiny e! Ireny ilay smiles, fleurs, bisous sns ireny dia efa milaza mialoha izy hoe: autoriser-na sa tsia (@ voalohany vao manao ireo applications)
hitako tao ny mombamomba an'i Mifenty, tess, ari-chérie, fahama ets
mety hanao détective ihany aho indray andro any. Hitady an'i ni izao no tanjona manaraka,lol
mahafinaritra ihany ny fanaovana détective indraindray ka! Tadiavo ary aho dia hametraho hafatra hoe: izaho no Lejoba fa tsy mivoha ny vavahady raha tsy ao ny concierge a!
:lol: :lol:
16. fahamarinana ( 30/08/2009 07:41)
:arrow: ni :izay vao azoko ilay tianjy lazaina !
An an an ,ny ahy tsy dia olana fa iza moa no tsy mahalala fa aty France aho ? Azo tadiavin'izao tontolo izao koa i Faha fa saingy tsy afaka mangataka namana azy raha tsy mamela hafatra ,dia mbola misy test bobaka be vao tafiditra ao anatiny koa ! :-P ! :-D :-D
lejoba:
hitako tao ny mombamomba an'i Mifenty, tess, ari-chérie, fahama ets

:arrow: Raha ny momba ahy tanteraka no hitan'ise dia tena mahay zany (detective matanjaka beuhhh ) ,raha tsy hoe namako angaha ka ahalala ny momba ahy :^) ...Mba lazao ahy ary amin'ny hafatra hoe inona no tazan'ise tao fa misy faille tsy takatry ny atidohako ! hihi !resaka serieux io lejoba fa tsy hanihany intsony an ! :) (l)
17. ni81 ( 30/08/2009 08:14)
ni :izay vao azoko ilay tianjy lazaina !
ok e!
18. tywa68 ( 30/08/2009 08:54)
niryna:

Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?

tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
(l) niryna

Ilay Facebook amiko fitadiavana namana efa ela tsy hita koa. Fa ireo efa voalazan'i Ni81 sy Fa ireo hoe anjaranao ny mametra hoe hatraiza ny tianao avoaka, na iza no hitafa en direct aminao eo.
Ny ahy d hijerijerena ny zavatra apetrak'ilay zanako no nidirako tao :lol:
19. ni81 ( 30/08/2009 09:09)
Ilay Facebook amiko fitadiavana namana efa ela tsy hita koa. Fa ireo efa voalazan'i Ni81 sy Fa ireo hoe anjaranao ny mametra hoe hatraiza ny tianao avoaka, na iza no hitafa en direct aminao eo.
Ny ahy d hijerijerena ny zavatra apetrak'ilay zanako no nidirako tao
rehefa tena misy sekiré anao sy ilay namanao, na tsy hoe tena sekiré fa mba resakareo roa fotsiny aza e! dia ataovy mitokana anaty boaty de resepiô fotsiny dia vita e!
20. cutie ( 30/08/2009 12:22)
misaotra anao.izay mantsy ,ny an'ny hafa no jerenao dia io koa olona tsy fantam-pihaviana ao ary ny tena loza dia ireo conversation'ilay olona roa tsy fantatra ny iray dia itanao ao daholo ,tsy misy idirako fa raha toa angaha ka curiieuse ao mamaky ny fafatr'ilay olona dia fantantrp daholo izay conv nataondry zareo . indrisy anefa fa raha mba fantany moa izany

io no tsy azoko fa mila azavan'i nyrina kely o :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4411