Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
41. Papoose
(
02/09/2009 01:58)
tsy ny ahy ka!!! na za kou aza mba miandry ko!!!ny ahy le hifandrombaka voninkazo @ mariazy no efa masaka ato an-dohako :-D
42. soanja
(
02/09/2009 02:29)
niryna:
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?
tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
(l) niryna
Tsy mahalala afa-tsy ny lafy ratsiny amiko aloha aho hatramin'izao.
Be loatra ny olona te hiditra ho namako tao dia nony tsy arako tsony hoe iza no iza satria tsy arako fa be loatra, misy avy any sina, senegaly, israel, argentina sns izany dia niala aho. Tsy tiako ny tenako ataon'ny olona fantatro na namako taloha hoe miavona na tsy te hifandray nefa zah tsy manam-potoana mikaroka sy mitady hoe iza ity olona ity sns sns ary nahoana izy no te ho namako. Zah manokana dia tsy nanam-potoana nitady namana tao fa izay nandray namana ahy no raisiko na tsy raisiko. Resaka fianarana sy bizn ary organizations no tena nandehanako tao kanjo izay no niafarany.
Dia nony niala aho dia tsy nety nofafan-dry zalahy tompon'ny bzn FB ny sariko sy ny momba ahy. Zany hoe une fois zany ianao te hiala na te tsy hiditra ao intsony dia tsy afa-miala tsony fa andry zareo hoe ny sary sy ny momba anao. Tsy manana control izay ampidirinao ao ianao nefa tamin'zany fotoana izany dia raha nisoratra anarana aho dia na mpianatra ianao na mpampianatra amin'ny Universite sns sns resaka asa sy organizations dia tsy afaka mandainga sy miafina toy ny eto amin'ny serasera na mamorona anarana hafa. Zany hoe hatramin'izao dia mbola misy namako mangataka hifandray amiko ao nefa za efa tsy ao ary efa tafapaka ho 100 ny mitady hiditra ho namana sns ao hono araka ny email alefandry zareo aty amiko hoe miverena hoe.
Ny tiako lazaina izany dia lasa tantely afa-drakotra ny tao ary tsy nifandray intsony tamin'ny tanjona tiako hamaharan'ny saiko.
Mino anefa aho fa betsaka ny mahazo fafiny ao ary izay no zava-dehibe. Tsy mety amin'ny tena fa mety amin'ny hafa. Soa fa misy an'io ifandraisan'ny hafa.
43. soanja
(
02/09/2009 02:35)
niryna:
Papoose:
anisan'ny maharatsy azy dia betsaka ny afa-po @ fitsikerana fiainan'olona dia betsaka koa no mahazo fafiny mi humilier olona ao!
anisan'ny mahatsara azy ndray dia betsaka ny mahazo olon-tiana ao ary koa ilay efa voalaza etsy ambony hoe ahitana ny tapaka sy namana taloha sy vaovao, hahafantarana sy hifankafantarana bebe kokoa! dia inona koa re eee
dia tena misy mivady tokoa ve
Vao tamin'ny herinandro teo izao dia nisy namako roa tao no nihaona no nanao mariazy. Noho izany dia ahitana vady sy namana tokoa ao raha izay no tadiaviana ao.
44. cutie
(
02/09/2009 02:57)
lafy ratsiny: faly hijery sary fotsiny ny sasany fa tsy hanao n'in nin akory fa tonga de nesoriko ho tsy namana :-D :-D :-D
lafy tsarany: to keep in touch with namana efa ela tsy noresahana :wink:
lafy tsarany: to keep in touch with namana efa ela tsy noresahana :wink:
45. niryna
(
02/09/2009 03:54)
fahamarinana:
:arrow: papoose :fa miandry inona aloha ? :-D (l) p
mety maro tokoa ny hoe nifanena ny namana folo taona lasa tsy ita ary tena faly be tokoa an,fa asa raha mba misy mitovy ny ato amin'ny sera ny any izay maka namana dia manontany zavatra na hevitra dia avy eo lasa tsy ita intsony i na ny anarany aza tsy fantatra sy tsy tadidy intsony.
Raha mitovy ny tato amin''ny sera dia tena manana namana maro tokoa ny tena ary misy tena lasa mitovy ny mpiray tampo mihitsy aza .
:D
46. niryna
(
02/09/2009 03:58)
Papoose:papoo a mahita ilay sary ve izy dia mitsikera sa mahita ilay fomba fanoratra sa izy roa mitambatra na zavatra hafa?
anisan'ny maharatsy azy dia betsaka ny afa-po @ fitsikerana fiainan'olona dia betsaka koa no mahazo fafiny mi humilier olona ao!
dia aleo izany omeko tso-drano izay efa tafiditra e,miteraha fito lahy sy fito vavy ooops atao roa ihany ka efa mazana ny fiainana ankehitriny :D
anisan'ny mahatsara azy ndray dia betsaka ny mahazo olon-tiana ao ary koa ilay efa voalaza etsy ambony hoe ahitana ny tapaka sy namana taloha sy vaovao, hahafantarana sy hifankafantarana bebe kokoa! dia inona koa re eee
47. niryna
(
02/09/2009 04:06)
fahamarinana:toy ny rehetra ihany tokoa io ka ary misy ny namana mahazatra misy namana fa lasa e ny antony tsy fantatra ary misy koa ny namana mitady tombotsoa na zavatra hafa mihitsy no tiany resahina ka raha tsy mifanaraka ny eritreriny dia lasa izy,misy efa nisy nitranga toa izany koa ve nareo
Fa io koa araka ny safidin'ny tsirairay hoe :hatraiza ka hatraiza no azoko zaraina sy tiko aparitaka ,dia iza no homeko azy sa izao tontonlo izao! Isika no tompon'andraikitra 1er indrindra rahatoa ka misy olana hita amin'ny fiainana nohon'ny nampisehoana azy be loatra!
:D
Na izany aza tsy natao hamendrofendroana ny namana hafa fa mahafinaritra koa ilay mikarajia kely sy mifanala ao,mandany andro ! :lol: (l)
48. Papoose
(
04/09/2009 17:19)
nyrina: sary ray fa mahita ny infon'ilay olona ao dia @ alalan'iny no hitsikerany!
soanja: tsy haikoooo
soanja: tsy haikoooo
49. niryna
(
11/09/2009 03:30)
Papoose:
nyrina: sary ray fa mahita ny infon'ilay olona ao dia @ alalan'iny no hitsikerany!
soanja: tsy haikoooo
Hay ve e,misaotra
:-*
50. botretrai
(
28/12/2009 22:15)
ka io ndrindra nge reto no nahafantarako an,izao resak,aliaka rehetra izao é indray2 koa rehefa dinihanao tsara iro grupe pifampiresaka ao! dia matetika olna tsy misy atao,migeste mampiseho an,izao sary poakaty rehetra izao.ny sasany aza hono toa mifampimasturbe @webcm fotsiny ko.zà klo zao dia eo andalàn,ny famaliana faty eh!
51. siga_soa
(
13/09/2011 09:02)
botretrai:Ary hono hoy aho e! raha misy olona tiana alana tsy ho namana intsony dia ahoana no fanalana azy? Mba atoroy fa tsy mahay
ka io ndrindra nge reto no nahafantarako an,izao resak,aliaka rehetra izao é indray2 koa rehefa dinihanao tsara iro grupe pifampiresaka ao! dia matetika olna tsy misy atao,migeste mampiseho an,izao sary poakaty rehetra izao.ny sasany aza hono toa mifampimasturbe @webcm fotsiny ko.zà klo zao dia eo andalàn,ny famaliana faty eh!