Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
21. fahamarinana
(
30/08/2009 13:07)
:arrow: cutie : ilay lazain'ny niryna angambany ilay tahaka izao ?
Rahatoa ka mametraka soratra na hafatra eo amin'ny mur-njy ry cutie ny namanjy nefa tsy namako,ohatra ,dia hitako eo daholo ny soratra ifanakalozanjy aminy satria namako njy dia hitako rahateo ny mur-njy !Saingy kosa tsy afaka mandray anjara amin'ilay resaka aho satria tsy namako ,ohatra ilay olona namanjy io !
Na izany aza , tsy misy afaka manoratra eo amin'ny mur n'ny tena anie afatsy ny namana ihany e,azo atao koa ny mifidy izay omena alalana hanoratra eo,azo atao aza ny tsy manome alalana an'iza na iza hanoratra eo ( misy namako raika izay izao mpanao an'io an :-P )..
:arrow: mba andefaso sekiré akia za fa mba te ahazo a ! :-P :-D :-D
:arrow: manondrana indraindray ilay mitafa en direct sady vao maika mampandany andro eo avo arivo heny ! :lol: ....aleo amin'izao aloha kouh
Ary lasa aia i niryna aloha fa ampiresahanjy eto monja zahay an ! :wink: (l)

ni81:
rehefa tena misy sekiré anao sy ilay namanao, na tsy hoe tena sekiré fa mba resakareo roa fotsiny aza e! dia ataovy mitokana anaty boaty de resepiô fotsiny dia vita e!
:arrow: mba andefaso sekiré akia za fa mba te ahazo a ! :-P :-D :-D
tywa:
na iza no hitafa en direct aminao eo
:arrow: manondrana indraindray ilay mitafa en direct sady vao maika mampandany andro eo avo arivo heny ! :lol: ....aleo amin'izao aloha kouh
Ary lasa aia i niryna aloha fa ampiresahanjy eto monja zahay an ! :wink: (l)
22. cutie
(
30/08/2009 13:13)
Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 30-08-2009 15:07:14
Lohateny : Re : Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
cutie : ilay lazain'ny niryna angambany ilay tahaka izao ?
Rahatoa ka mametraka soratra na hafatra eo amin'ny mur-njy ry cutie ny namanjy nefa tsy namako,ohatra ,dia hitako eo daholo ny soratra ifanakalozanjy aminy satria namako njy dia hitako rahateo ny mur-njy !Saingy kosa tsy afaka mandray anjara amin'ilay resaka aho satria tsy namako ,ohatra ilay olona namanjy io
ah ok, tsy de olana amiko ndray raha zany ka :)
25. booboo
(
31/08/2009 12:43)
+++ : ahafahako manome vaovao sombiny² @ havana sy namana indray mipalaka fa kamo be zà ny handefa mailaka sy sary ho an'ny tsirairay.
+++ : ahitana namana sy havana efa zato taona tsy hita sy re popoka. Ahitana olona mitovy² centre d'intéréts @ tena
--- : zao naman'ny naman'ny namana tsy haiko hoe avy aiza aby izao dia te ho namako aby. Sady rehefa mifanabe maso nefa tsy miarahaba tsy maninona akory. Faly ny hijirika sy hanabe isa ny " mes amis " @ pejiny fotsiny. bwaf !

26. tess
(
31/08/2009 13:36)
--- : zao naman'ny naman'ny namana tsy haiko hoe avy aiza aby izao dia te ho namako aby. Sady rehefa mifanabe maso nefa tsy miarahaba tsy maninona akory. Faly ny hijirika sy hanabe isa ny " mes amis " @ pejiny fotsiny. bwaf !:-D :-D :-D
io kou zao no mbola hanaovako triazy kely , zé tsy mandray anjara amin'ny zaferako dia esoriko any fa kiriézy fotsiny no hidirana namana :-D
ny maharatsy azy dia izao:
efa imbetsaka no voalaza tam vaovao, fa efa tafiditra any am fb ny jiolahy mpnagalatra , mpamaky trano,
ka ianao raha mametraka ny momba anao, amin'ny antsipirihany rehetra
mitantara ny zavatra hataonao amin'ny antsipirihany rehetra, ny tiako ho marihina dia raha miteny ianao hoe hande hanao vacs zahay amzao daty izao
fa avy izy ande hi repèrer ny misy anao de hamaky hangalatra ao aminao ao, ka mitandrema, izay no zvtr hitako danzéré aloha hatramzao, ny ambony tsy de hitako hoe ahoana,
izany hoe ny ratsy tsy kely lalana mitsy fa mahita hirika hijonoana ny victime) ny foana izy 8)
27. tess
(
31/08/2009 13:39)
8. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 29-08-2009 22:49:35
Lohateny : Re : Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
miditra ao @ ilay parametrazy iny dia jereo ilay hoe profil, dia amboary ao hoe iza no tokony ahita azy, ny rehetra sa ny namana anaty FB ihany
efa me diskret hatrany ny fb fa taloha izay naman'ny namako rehetra dia afaka mijery ny sariko daholo zao efa azo ferana,
ny ahy aloha ny namana ihany no afaka mijery fa mbola hanao triazy araka ny nolazaikoah orefa malalaka, na mijanona ho roapolo namana aza sisa tsy olana refa mba afaka miaraka mandray anjara ao am fb :-P
28. boozkel
(
31/08/2009 13:39)
Rahatoa ka mametraka soratra na hafatra eo amin'ny mur-njy ry cutie ny namanjy nefa tsy namako,ohatra ,dia hitako eo daholo ny soratra ifanakalozanjy aminy satria namako njy dia hitako rahateo ny mur-njy !Saingy kosa tsy afaka mandray anjara amin'ilay resaka aho satria tsy namako ,ohatra ilay olona namanjy io !
Na izany aza , tsy misy afaka manoratra eo amin'ny mur n'ny tena anie afatsy ny namana ihany e,azo atao koa ny mifidy izay omena alalana hanoratra eo,azo atao aza ny tsy manome alalana an'iza na iza hanoratra eo ( misy namako raika izay izao mpanao an'io an )..
Ny facebook anie zavatra public une fois mpinamana ianao sy ilay olona, tsy misy we conversation personnel zany.
rah tsy we angah manoratra any @ boite a lettre -nao le oul.
Rah misy zavtra mahasosotra anao ny tenen'ilay oul azonao gerer-na tsara iny na ho fafanao na avelanao eo @ page-nao.
--- : zao naman'ny naman'ny namana tsy haiko hoe avy aiza aby izao dia te ho namako aby. Sady rehefa mifanabe maso nefa tsy miarahaba tsy maninona akory. Faly ny hijirika sy hanabe isa ny " mes amis " @ pejiny fotsiny. bwaf !
ny ahy ndray aloha efa tsy fantatro de tsy ampidiriko namana e,
ny ahy azo isaina ny listen'ny namako ao @ facebook, ary tena mifankahafantatra mintsy zah sy le oul matoa izy namako ao,
29. ari.malala
(
31/08/2009 14:03)
tsitako tson ze tenenina fa manabe isa ny valinteny ftsn :-P efa presk volaza dool tsin le iz :P
30. tess
(
31/08/2009 14:44)
13. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 30-08-2009 02:41:29
Lohateny : Re : Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
hitako tao ny mombamomba an'i Mifenty, tess, ari-chérie, fahama ets
mety hanao détective ihany aho indray andro any. Hitady an'i ni izao no tanjona manaraka,lol
ny anarako aza io tsy marina kanou!
sady matoa miseo net na sary na inona dia il faut assumer nge e!
tsy olana amiko mitsy na misy mahita aza satria zà tsy misy afenina sauf sekiré, alefa any am boite à mssg :-P
fa zé hitan'ny pokona ao tsy olana fa efa nivononaamzany :wink:
32. ari.malala
(
01/09/2009 08:17)
lejoba, mba teneno anà hoe in no hitanao tao? :-P fa @ antsoin'i tess hoe ts manin fa efa mi assume matoa sahy mametraka.
33. niryna
(
01/09/2009 16:15)
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?
tantarao ary fa miandry dia teneniko ny ahy avy eo
misaotra mialoha
niryna
ni81:mitombona izany ary ity no zavatra nitranga tamiko ,olona tsy mifandray amiko fa mifandray amin'ny hafa dia itako eo ny conversationy rehetra
Vao mametraka ilay anarana eo @ google dia hita eo ny anarana, misy avatar-ny, ary hita eo koa ny namana rehetra(raha toa ka tsy personnaliser-na).
Tsara: Mora ahitan'ny namana sy tapaka anao.
Ratsy: Ireo tolotra isan-karazany koa anefa dia milaza fa ho hitany ny momba anao sy ireo namanao tsirairay. Tsy dia fantatra anefa ny fihavian'izy ireny.
34. niryna
(
01/09/2009 16:16)
fahamarinana:
:arrow: Ny ahy manokana indray dia tahaka izao :
Lafitsarany : nahalalako misimisy kokoa ny namana tato amin'ny serasera sy rvg,blaogy...sy nahitako ny sariny dia nisy fifandraisana tsaratsara kokoa fa "toa" mifankahalala !
Ny lafiratsiny : Ohatrany be loatra ny fotoana laniko ao hany ka lasa mandreraka indray ! :^) ,etsy andaniny tsy ny fahalalana no milaza fa fantatra tokoa ilay olona fa afaka manao sonema hany satria afaka manafina ny tena toetrany sns ...Mitovy sy sahala amin'ny eto ihany e,fifandraisana virtoaly !:lol:
Raha ny hoe ny fitantarako ny momba ahy amin'ny akapobeny dia tsy dia niova fa tahaka ny fahalalana ahy eto ihany ,ny sariko no mety ho tombony nefa koa voaffidy sy voafetra izany !Ny anarako rahateo tsy ahy fa efa pseudo naha-botrabotra hatramin'izay ,vitsy no mahalala ny tena momba ahy tanteraka sy ny fiainako manontolo ! :-P (l)
misaotra aky faha
35. niryna
(
01/09/2009 16:18)
Papoose:
anisan'ny maharatsy azy dia betsaka ny afa-po @ fitsikerana fiainan'olona dia betsaka koa no mahazo fafiny mi humilier olona ao!
anisan'ny mahatsara azy ndray dia betsaka ny mahazo olon-tiana ao ary koa ilay efa voalaza etsy ambony hoe ahitana ny tapaka sy namana taloha sy vaovao, hahafantarana sy hifankafantarana bebe kokoa! dia inona koa re eee
dia tena misy mivady tokoa ve