Ianao no Petera
81. ikaretsaka
(
01/09/2009 18:56)
de hoy i rakapy izay hoe efa araka fa iny iny ny RN7 tsisy tonga any toliary raha tsy mande taxi borosy
82. ni81
(
02/09/2009 09:11)
de hoy i rakapy izay hoe efa araka fa iny iny ny RN7 tsisy tonga any toliary raha tsy mande taxi borosyka ny anay 4x4 jesosy oa! :)
83. ikaretsaka
(
02/09/2009 11:57)
Lalana hoa jesosy fa tsy saofera sy fiara..... mila saofera sy fiara ianao vao tonga a destination...
De raha haka ihany... aleo le za dalana be avec generation de 2000ans et plus fa reny araka fa bedebe ny tongany tany.

84. Mandefitra
(
03/09/2009 07:20)
Ka sao de manalavi dalana nareo dia zay no nahatonga ny olona hisintaka?
Efa mazava loatra mantsy ilay hoe "Izaho no Lalana, Izaho no vavahady, tsy misy mankany @ Ray afa tsy @ alalako" ...
De tonga ny be sy ny bobaka nanao hitsin-dalana ... nanao hoe "hitako ny lalantsara ka hizorako, azoko ny famonjena ka ho tanako".
Sady hoe efa zanaka e, mpandova zany, tsy mila mpiandry vavahady intsony fefa zanak idada.
Ny mot de passe efa nomeNy : @ AnaraNy. Any mihaona ra Ika a.
:D

85. bor2lais
(
03/09/2009 08:14)
Mandefitra:

---
Mba manana tsinay azo zaraina moa i "Mandefitra" io raha misy maninomaninona eto ?
:D
86. rzakarivola
(
03/09/2009 08:31)
rakapy:
Ka ilay mpanara-dia an'i jesosy anie ka efa nisara-bazana efa ela nohon'ny fifandrohitana ny teny avy tao @ baiboly e!
==> Efa hatr@ ela tokoa no maro ny mpanara-dia an'i Jesosy no nisaraka, raha vakianao ohatra ny Jaona 6 dia ho hitanao izany. Dia mbola miverina hatrizao koa ny tantara, izany midika fa marina ilay izy.
rakapy:
Efa anarivony maro izao ny fiangonana sy ny zana-piangona xana eto ambonin'ny tany.
Inona ny blem???? Ny fandraisana ny teny voalaza ao @ baiboly!
==> Eny, izay no problema, ary ity no solution : izay mino dia mila miray amin'i Jesosy, @ fankatoavana ny teniNy. Fa izay miray @ Jesosy tsy possible tsy hiray izany.
87. rzakarivola
(
03/09/2009 08:34)
Ikaretsaka o!
Raha mino an'i Jesoa ho Kristy Zanak' Andriamanitra velona ianao, dia afaka hiteny @nao koa i Jesoa hoe :
- "ianao no Petera, ary eo ambonin'ity vatolampy ity no miorina ny Fiangonako, ary na dia ny vavahadin'ny fiainan-tsy hita aza tsy haharesy azy".
- "Tsy mbola hisy akoho maneno (fanindroany) akory dia handà ahy in-telo ianao"
- "nangataka aho mba tsy ho very ny finoanao, ary rehefa mibebaka ianao dia ampaherezo ireo rahalahinao"

88. bor2lais
(
03/09/2009 09:21)
Hoy ari.malala etsy ambony (67) :
"fa manin kosa no manambany olona otran'izany! zay nge le lazaiko hoe mitovy iany ny fombanao sy lay sipa raika iry e! ... ts hoe refa tsmanaiky zay lazain'ika ny oul d bete izy zay na ambany noho enao izy zay! samy manana ny finoany io, d aleo samy manaja sy mitazona ny azy! tsy ny fanaovana sesiboletra sy fanambaniana olona toy izao mintsy no hahasaritanao olona, na hanatanterahana ilay vavaky ny Tompo hoe "mba ho iray iany anie izy rehetra"!!!
Hoy koa rzakarivola etsy ambony (72) :
"Oh ry ireto ah! Aleo ilay tenin'i Jesoa Kristy izay naverin'i ari.malala io, dia aoka isika kristiana mba hety hiombona, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa i Jesoa Kristy tokoa no nirahin'ny Ray"
----------
--> Misaotra anareo fa dia manana tokoa izahay manana anareo !!
=D> ^:^

89. ni81
(
03/09/2009 19:28)
Lalana hoa jesosy fa tsy saofera sy fiara..... mila saofera sy fiara ianao vao tonga a destination...:-D :-D Tsy nisy nilaza mihitsy tao fa hoe rehefa zao zeneratiô dia miova ny nosoratana tanaty baiboly an! Fa izany hoe: tazony ny hevitrareo fa ny anay koa tazoninay hatr@ fiverenany mihitsy.
De raha haka ihany... aleo le za dalana be avec generation de 2000ans et plus fa reny araka fa bedebe ny tongany tany.
90. Mandefitra
(
04/09/2009 04:38)
bor2lais:
Mba manana tsinay azo zaraina moa i "Mandefitra" io raha misy maninomaninona eto ?
Tsiky de ampy ka :)
92. ikaretsaka
(
07/09/2009 00:51)
ni81:
Lalana hoa jesosy fa tsy saofera sy fiara..... mila saofera sy fiara ianao vao tonga a destination...:-D :-D Tsy nisy nilaza mihitsy tao fa hoe rehefa zao zeneratiô dia miova ny nosoratana tanaty baiboly an! Fa izany hoe: tazony ny hevitrareo fa ny anay koa tazoninay hatr@ fiverenany mihitsy.
De raha haka ihany... aleo le za dalana be avec generation de 2000ans et plus fa reny araka fa bedebe ny tongany tany.
Misy manova ihany ko.. le tsiponiny de samahany de tovanan'ilay te ho sofera hampiesonany kil.... ze voasoratra ka tsy azoazon'ilay sofera moa de afeniny atao tsy araky ny voyageurs mihitsy
93. ni81
(
07/09/2009 12:11)
Misy manova ihany ko.. le tsiponiny de samahany de tovanan'ilay te ho sofera hampiesonany kil.... ze voasoratra ka tsy azoazon'ilay sofera moa de afeniny atao tsy araky ny voyageurs mihitsySamihafa ny sofera taxi brousse sy ny sofera izy tenany
94. ikaretsaka
(
07/09/2009 15:45)
Aleo sofera agree ihany ry ni a... le ny nanao ny lalana mihitsy no niteny hoe ialahy no izy noho izay le nitsimpona kely t@ code de la route ireny
95. xxx
(
18/09/2009 22:23)
I Petera no atao hoe mpaka 19.
-tsy misy manambana basy sady tsy misy maninona dia maka 19 ka maka toky @ hoe "tia anao aho" mantsy an'i Jesosy io. Nefa efa fantatr'i Jesosy fa hafahafa matoa naveriny in-3 ny fanotaniana.
-tsy rony sy tsy ventiny dia eo dia hahita izay naka sabatra dia nanapaka ny sofin'ilay mpanompon'ilay mpisoronabe t@ i Jesosy handeha hosamborina.Jaona 18:10. Voatery indray i Jesosy ilay efa sahirana iny no mbola nametaka ilay sofina avy nakan'i Petera sivy ambifolo.
-tsy misy manontany i Petera sady tsy nisy nanery dia mirediredy fotsiny eo ampitoerana eo satria mafy loatra ilay 19 tiana ho azo. Aiza hahavita hiteny hoe " Na dia ho tafintohina noho ny aminao aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina mandrakizay." Matio 26:33
Mba vakio daholo anie ny fihetsik'i Petera rehetra fa taitaitra milaza tsy anontaniana ohatry ny olona mpaka 19 daholo

96. ikaretsaka
(
18/09/2009 22:46)
Asa...mety izay toetra izay mihitsy no notadiavin-drazezo t@ lery
97. ni81
(
22/09/2009 10:19)
Mba vakio daholo anie ny fihetsik'i Petera rehetra fa taitaitra milaza tsy anontaniana ohatry ny olona mpaka 19 daholo:)