Ianao no Petera

61. ni81 ( 29/08/2009 14:44)
62. fahamarinana ( 29/08/2009 14:45)
bor2lais:

Hoy i faha etsy ambony :
"Fa mahalasa saina koa hoe misy copie bobaka be !"
----
Azavaiko @ ise ny fandraisako azy.

Ise ve tsy mahatsikaritra fa mety ny fihetsik'isika (fiteny, fiaina, sns) milaza fa mpanara-dia ny Tompo na ny Fiangonana dia mety mahasarika ny hafa hanara-dia Azy koa ! Amiko izay mitovy amin'ny hoe manokatra ny varavaran'ny lanitra ho an'ny hafa.

Nefa koa izany fihetsika izany dia mety hampandositra ny hafa tsy hanatona Azy : izay indray ilay antsoiko hoe manidy ny varavaran'ny lanitra !

Izany hoe isika tsi11 (na ny Fiangonana tsi11) no manana ilay lakile !

Fomba fijeriko ihany anefa izay an !

:arrow: Iraisako hevitra zato san-jato kah !Amiko dia marina sy mitombina !
Fomba fijeriko koa nefa zay an !..:-* :D (l)
63. ikaretsaka ( 30/08/2009 13:16)
Le izy hoa aza interpretena betement.. @ le ze metimety ihany
Vakio tsara fa Rapiera no voasoratra fa tsy hoe enao tsirairay
64. fahamarinana ( 30/08/2009 13:45)
:arrow: ilay hoe betement angamba aloha ry Ika samy manana ny fomba fijeriny o (tsy ho olombelona indrindra eto no afaka hilaza ny olona iray ho bete,olona va re ho biby kalé ? ) ...Ilay metimety koa somary samy manana ny fandraisany azy o ? Fomba fijerinao iny fa tsy any hafa ! Soa lahy !
Na izany na tsy izany dia hitako mitombina ilay voalaza tetsy ambony ,fa mbola za anie zay e! :D (l)
65. ni81 ( 30/08/2009 20:16)
Le izy hoa aza interpretena betement.. @ le ze metimety ihany
Vakio tsara fa Rapiera no voasoratra fa tsy hoe enao tsirairay
io ilay nilazako tery ambony tery hoe:
Dia ho anay tsy dia kinga saina itony aloha dia izao no voalaza ka tsy maintsy arahinay
tsy maninona raha toa ka manao interpretation béte aza e! :D
66. ikaretsaka ( 31/08/2009 00:46)
Ka I piera (sy ny dimbiny) kosa no voalaza mazava tsara ao fa omena ny lakle fa tsy nareo e....
Tsy mila kinga saina kosa vao mahakopy izany.... art bete izay tsy mahakopy izany sy minia tsy manaiky anzany
67. ni81 ( 31/08/2009 06:06)
Tsy mila kinga saina kosa vao mahakopy izany.... art bete izay :) tsy mahakopy izany sy minia tsy manaiky anzany
tsy olana e!
68. ari.malala ( 31/08/2009 06:22)
8O 8O fa manin kosa no manambany olona otran'izany! zay nge le lazaiko hoe mitovy iany ny fombanao sy lay sipa raika iry e! ... ts hoe refa tsmanaiky zay lazain'ika ny oul d bete izy zay na ambany noho enao izy zay! samy manana ny finoany io, d aleo samy manaja sy mitazona ny azy! tsy ny fanaovana sesiboletra sy fanambaniana olona toy izao mintsy no hahasaritanao olona, na hanatanterahana ilay vavaky ny Tompo hoe "mba ho iray iany anie izy rehetra"!!!
69. Mandefitra ( 31/08/2009 06:31)
70. ikaretsaka ( 31/08/2009 19:56)
Ka zavatra mazava be nge zany ry ari e...efa ity mboka ny ari ihany no wawazana
71. bor2lais ( 01/09/2009 10:17)
Azafady fa mety HS angamba ity nefa apetrako ihany !

Voalaza mantsy any ho any (i Pedro hono no nanoratra azy ity) :

"Il n'y a pas d'enfant mauvais ni d'homme mauvais. II y a des gens dans l'erreur, mal programmés ou fous. Frapper un homme ou l'enfermer ne le guérit pas.

Si tu fais pression sur lui, il peut essayer de changer sa conduite par peur, mais tu ne guériras pas la maladie qui le fait fonctionner ainsi.

Tu peux réprimer ses pulsions, mais elles resurgiront plus tard avec encore plus d'agressivité et de violence.

Tu dois te défendre de leurs comportements, mais ne pas les condamner en confondant le malade avec sa maladie."

---------------
Ampiako hoe :
"... car le vrai problème n'est pas toujours là où on croit l'étre ..."

72. ni81 ( 01/09/2009 10:41)
73. rzakarivola ( 01/09/2009 13:09)
Oh ry ireto ah! Aleo ilay tenin\'i Jesoa Kristy izay naverin\'i ari.malala io, dia aoka isika kristiana mba hety hiombona, mba ho fantatr\'izao tontolo izao fa i Jesoa Kristy tokoa no nirahin\'ny Ray. Izao no hitako @ilay teninareo eto :

1- I Katolika milaza fa \"i Piera no manana ny lakile, izay hoeheziny ety ambonin\'ny tany dia hofehezina any an-danitra, izy no mpiandry vavahady izay manokatra ny vavahady\". Ary tena tenin\'i Jesoa Kristy ireo, raha misy mila dia azo apetraka eto ny tsimpona. Aza lavina hoe, satria katolika no niteny azy.
2- I Protestant milaza fa \"i Jesoa ihany no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana, tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalaNy\". Aza lavina koa izay hoe satria protestant no niteny azy, fa izay no voasoratra, izay no nambaran\'i Jesoa Kristy.

Samy marina ireo ary tsy mifanipaka velively fa mifameno. I Jesoa Kristy no Lohan\'ny Fiangonana, ary ny Fiangonana no tenan\'i Kristy. Ny tenan\'i Kristy ilay miorina eo ambonin\'ny vatolampy, dia ny finoana an\'i Jesoa ho Kristy Zanak\'Andriamanitra Velona, satria izay mino an\'i Jesoa Kristy no Fiangonana.

Noho izany :
1- \"Ataonao ahoana no fitia an\' Andriamanitra izay tsy hitanao raha ny rahalahinao hitanao aza ankahalainao?\"
2- \"Ho antsika kosa, fantatsika fa tafafindra avy t@ fahafatesana ho amin\'ny fiainana isika, satria tia ny rahalahintsika\"
3- \"Izay mino fa Jesoa no Kristy dia naterak\' Andriamanitra. Ary izay tia ny ray, dia tia (ireo) izay nateraNy koa.\"

Ny Tompo anie hanazava ny fontsika
74. rakapy ( 01/09/2009 13:33)
Hoy Rzakarivola
1- I Katolika milaza fa "i Piera no manana ny lakile, izay hoeheziny ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra, izy no mpiandry vavahady izay manokatra ny vavahady". Ary tena tenin'i Jesoa Kristy ireo, raha misy mila dia azo apetraka eto ny tsimpona. Aza lavina hoe, satria katolika no niteny azy.
2- I Protestant milaza fa "i Jesoa ihany no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana, tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalaNy". Aza lavina koa izay hoe satria protestant no niteny azy, fa izay no voasoratra, izay no nambaran'i Jesoa Kristy.

Samy marina ireo ary tsy mifanipaka velively fa mifameno. I Jesoa Kristy no Lohan'ny Fiangonana, ary ny Fiangonana no tenan'i Kristy. Ny tenan'i Kristy ilay miorina eo ambonin'ny vatolampy, dia ny finoana an'i Jesoa ho Kristy Zanak'Andriamanitra Velona, satria izay mino an'i Jesoa Kristy no Fiangonana

Ka ilay mpanara-dia an'i jesosy anie ka efa nisara-bazana efa ela nohon'ny fifandrohitana ny teny avy tao @ baiboly e! Efa anarivony maro izao ny fiangonana sy ny zana-piangona xana eto ambonin'ny tany.
Inona ny blem???? Ny fandraisana ny teny voalaza ao @ baiboly!
75. fahamarinana ( 01/09/2009 13:45)
Ika:
Tsy mila kinga saina kosa vao mahakopy izany.... art bete izay tsy mahakopy izany sy minia tsy manaiky anzany

:arrow: ekena fa ianao sady kinga no tsy bete e ! :-P (l)
76. ikaretsaka ( 01/09/2009 17:15)
tsy hilaina kinga hoa izany
iza koa ny tsy hahay hamaky hoe P-I -E-R-A nefa mihambho ho mpamaky baiboly aby?
77. fahamarinana ( 01/09/2009 17:43)
:arrow: :-D :-D :-D aoka aho hihomehy aloha !Miambo ndraika !Mitombo hatrany ilay voam-bolana ! Aoka ranona ! :roll: (l)
78. ni81 ( 01/09/2009 17:48)
79. ikaretsaka ( 01/09/2009 18:22)
asa ko... kinga saina be mahay mamaky teny aby rehefa mamaky baiboly nefa Piera mahazo lakle aza tsy hay ny mamaky azy fa interpreter na araka izay irevesana azy... inona koa izany?
80. ni81 ( 01/09/2009 18:47)
asa ko... kinga saina be mahay mamaky teny aby rehefa mamaky baiboly nefa Piera mahazo lakle aza tsy hay ny mamaky azy fa interpreter na araka izay irevesana azy... inona koa izany?
Jaona 14:6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087