Ilay Andriamanitra resahina matetika eto ve Andriamanitra?
41. rzakarivola
(
21/08/2009 11:48)
[center]1. Soson-kevitra @ famosahan-kevitra eto :[/center]
Nisy namana mpiteny hoe \"aza atao lava loatra fa manjary tsy mampite hamaky\". Izao vao tsapako hoe, ny antony tena tsy mampite hamaky anle izy d satria tsy hita hofehezina ilay hevitra fa resaka be. Koa sosokevitra entiko,
rehefa fantatsika fa ho lavalava ny resaka dia mba apetraho mialoha voafintina ireo hevitra, avy eo hazavaina arahina fanoharana (raha misy), dia @ farany verenana fintinina kely. @izay mantsy mba mora kokoa ny fandinihina.
Eo @ilay mamelabelatra dia maneho kokoa ny hevitsika ny fampiasana ireo loko sy matavy, voatsipika, mandry, ... sns, @ tokony ho izy.

42. rzakarivola
(
21/08/2009 11:48)
[center]1. Soson-kevitra @ famosahan-kevitra eto :[/center]
Nisy namana mpiteny hoe "aza atao lava loatra fa manjary tsy mampite hamaky". Izao vao tsapako hoe, ny antony tena tsy mampite hamaky anle izy d satria tsy hita hofehezina ilay hevitra fa resaka be. Koa sosokevitra entiko,

43. rzakarivola
(
21/08/2009 12:03)
Soanja:
Raha hilaza ve aho fa tsy Izay Ilay Andriamanitra fa isika no nomen'olona hevitra dia iny no fikirin'ny saintsika, dia ahoana hoy ianareo?
Omeko anareo amin'ny manaraka no heveriko fa Andriamanitra ary inona no antony nanamboarany antsika na ny nahaOlona antsika.
==> Rehefa nandinika an'ity aho dia hitako fa ianao izany ilay olombelona nanome hevitra ny maro izay ifikiran'ny sainy, kanefa tsy Izay ilay Andriamanitra.
Hazavaiko :
1- Mandray sombintsombiny sasany @ Baiboly ianao anohananao hevitra (ilazanao rahateo hoe kristiana ianao), kanefa izay tena ambaran'ny Baiboly lavinao.
2- Hoy ianao hoe "Andriamanitra Fitiavana ka tsy hamono olona, ary tsy avy amin' Andriamanitra ny resaka famonoana ... sy ny devoly". Marina mihitsy izay, fa lavinao ary ve fa malgré ny maha Fitiavana an' Andriamanitra, misy ny ratsy, misy ny aretina, misy ny fijaliana, ... ka raha Fitiavana Andriamanitra nefa misy ireo zavatra ireo, nahoana ary no tsy nosakanan' Andriamanitra tsy hisy izany, nahoana no tsy nofoanaNy koa? Roa ihany amiko no antony possible, na :
a- Tsy manana hery hanafoana izany ilay Andriamanitra, na
b- Manana hery hanafoana izany Izy, saingy tena ao anatin'ilay fitiavaNy izany.
Mety hisy valiny hafa ve ahafahanao manazava ireny ratsy ireny ?
44. cutie
(
21/08/2009 12:40)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 16-08-2009 18:17:14
Lohateny : Re : Ilay Andriamanitra resahina matetika eto ve Andriamanitra?
Voalaza teo :
de nahona no mbola betsaka ny oul mijaly, ny zavatra tsy rariny miseho rehetra sns, de nahona reo rehetra no avelan'Atra hiseho amintsika daholo,
cutie a, ny fanalaviran-tsika an'Andriamanitra no mampisy an;ny fahoriana sy ny zavatra ratsy miseho ankehitriny... ary matoha miseho amin-tsika ireny dia ny consequence ny separation-tsika amin'Andriamanitra, marina mihitsy fa Andriamanitra dia Fitiavana fa rehefa tsy manaiky ny fitiavany isika dia izao zavatra miseho ankehitriny izao...Ny fahotana dia number 1 ny ratsy rehetr
zany ve hihihihihi
45. soanja
(
22/08/2009 09:56)
rzakarivola:
Soanja:
Raha hilaza ve aho fa tsy Izay Ilay Andriamanitra fa isika no nomen'olona hevitra dia iny no fikirin'ny saintsika, dia ahoana hoy ianareo?
Omeko anareo amin'ny manaraka no heveriko fa Andriamanitra ary inona no antony nanamboarany antsika na ny nahaOlona antsika.
==> Rehefa nandinika an'ity aho dia hitako fa ianao izany ilay olombelona nanome hevitra ny maro izay ifikiran'ny sainy, kanefa tsy Izay ilay Andriamanitra.
Hazavaiko :
1- Mandray sombintsombiny sasany @ Baiboly ianao anohananao hevitra (ilazanao rahateo hoe kristiana ianao), kanefa izay tena ambaran'ny Baiboly lavinao.
2- Hoy ianao hoe "Andriamanitra Fitiavana ka tsy hamono olona, ary tsy avy amin' Andriamanitra ny resaka famonoana ... sy ny devoly". Marina mihitsy izay, fa lavinao ary ve fa malgré ny maha Fitiavana an' Andriamanitra, misy ny ratsy, misy ny aretina, misy ny fijaliana, ... ka raha Fitiavana Andriamanitra nefa misy ireo zavatra ireo, nahoana ary no tsy nosakanan' Andriamanitra tsy hisy izany, nahoana no tsy nofoanaNy koa? Roa ihany amiko no antony possible, na :
a- Tsy manana hery hanafoana izany ilay Andriamanitra, na
b- Manana hery hanafoana izany Izy, saingy tena ao anatin'ilay fitiavaNy izany.
Mety hisy valiny hafa ve ahafahanao manazava ireny ratsy ireny ?
Tsy voatery ho roa ny possibilte fa ny betsaka. Ny fahitako azy izao dia hoe ny Mpanoratra no tsy mahafantatra ny antony sy ny mahatonga izany dia manoratsora-poana izay heveriny fa tokony ho izy.
Rehefa malalaka aho, satria maika aho androany, dia hamaly ny fanazavana momban'ny ratsy. TSY MISY NY RATSY sy ny TSARA raha eo imason'Andriamanitra. Izay misy dia misy antony avokoa.
46. fidinirina
(
22/08/2009 11:02)
[size=15px] I Timoty 4:4-5 [/size][size=16px]Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa[/size][size=15px], ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana, satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany.[/size]
47. rakapy
(
22/08/2009 11:32)
Hoy i Fidinirina
Za anie mbo gaga! Maro aminareo no milaza fa ratsy i satana,nefa dia zavaboaharin'A/tra tsotra izao izy.
Ary raha io voalazan'ny timoty io no dinihina dia isika olombelona ihany no mamorona sy milaza fa misy ny ratsy sy ny tsara, misy ny helo sy ny paradisa ary raha misy aza ireo dia zavatra tsara avoko satria nataon'A/tra.
Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina,
Za anie mbo gaga! Maro aminareo no milaza fa ratsy i satana,nefa dia zavaboaharin'A/tra tsotra izao izy.
Ary raha io voalazan'ny timoty io no dinihina dia isika olombelona ihany no mamorona sy milaza fa misy ny ratsy sy ny tsara, misy ny helo sy ny paradisa ary raha misy aza ireo dia zavatra tsara avoko satria nataon'A/tra.
48. majesty
(
24/08/2009 05:09)
Tsy misy ny ratsy ??? dia tsy misy koa hoe ny tsara ??? dia isika olombelona ihany hoe no mampisy an'izany ???
Raha ny foto-kevitra kristiana aloha dia tsy ireo mihitsy. Raha ny tena marina dia misy ifandraisany amin'ny finoana boudhiste ireo foto-kevitra ireo fa noraisina fotsiny ny baiboly hitsimponana hevitra hanohanana azy.
sa tsy izany ve ?

49. fidinirina
(
24/08/2009 07:07)
rakapy:
Za anie mbo gaga! Maro aminareo no milaza fa ratsy i satana,nefa dia zavaboaharin'A/tra tsotra izao izy.
Ary raha io voalazan'ny timoty io no dinihina dia isika olombelona ihany no mamorona sy milaza fa misy ny ratsy sy ny tsara, misy ny helo sy ny paradisa ary raha misy aza ireo dia zavatra tsara avoko satria nataon'A/tra.
Fa tsy efa nambarako anao fa tsy misy Andriamanitra namorona ny ratsy izany, tsara avokoa no noforoniny. Sarotra be ho anao mihitsy ve ny mandray izany teny izany?
50. rakapy
(
24/08/2009 07:14)
hoy Fidinrina
Tena sarotra tokoa ny fanazavanao. Nefa lazainao fa misy ny ratsy eto an-tany ,ny devoly,satanaa sns...Nefa lazainao fa iray ihany no namorona ny zavatra rehetra.Ilay fanazavanao mihintsy angamba no tsy misy lojikany.
Efa nomeko ohatra ianao nefa moa dia ny anao ihany no asesikao.

51. fidinirina
(
24/08/2009 07:22)
Misy tokoa ny ratsy satria ny devoly no namorona azy. Tsy Andriamanitra no namorona devoly fa ny devoly no nanao anakam-po hoe ndeha haongako io fanjakan'Andriamanitra io. Nazera tety an-tany izay ka tonga foana sy tsy nisy endrika ny tany noho ny haratsiana nentiny ary mbola izy foana no mitondra ny ratsy ho an'ny olona rehetra hatramin'izao.
Fa mba aiza ao anaty baiboly, raha novakianao, tokoa moa no misy milaza fa Andriamanitra no namorona ny ratsy e! sa sao dia mba mandeha @ fahatsapanao sy ny fihevitrao samirery fotsiny.
Lojika ve hoy aho ny hoe Andriamanitra namorona ny zavatra rehetra ary hitany fa tsara indrindra izany dia izy ihany no manao ndray hoe : ndehana nareo olona manotà amiko ary ireto ndray ny ratsy ataovy : izany ve lojika ? valio

52. majesty
(
24/08/2009 07:26)
moramora ihany ra fidi fa tsy any maputo ange ntsika fa eto @ serasera e! :D
53. rakapy
(
24/08/2009 07:42)
hoy Fidinirina
Eo mihintsy no tiako ho azavainao.
Efa nomeko ohatra ianao tany aloha hoe raha ianao IRERY no nahandro ilay laoka ( tsy nisy nanampy satria efa matoky tena ianao fa mahay mahandro)
Tonga anefa ny fotoana fisakafoanana. Nilaza ireo vahiny na ny zanakao fa be sira ny laoka.
Iza no naha be sira ny laoka???
Dia hoy valiteninao hoe " Ny laoka no te ho be sira" (Ny devoly no nanao anakam-po....)
Lojika ve hoy aho ny hoe Andriamanitra namorona ny zavatra rehetra ary hitany fa tsara indrindra izany dia izy ihany no manao ndray hoe : ndehana nareo olona manotà amiko ary ireto ndray ny ratsy ataovy : izany ve lojika ? valio
Eo mihintsy no tiako ho azavainao.
Efa nomeko ohatra ianao tany aloha hoe raha ianao IRERY no nahandro ilay laoka ( tsy nisy nanampy satria efa matoky tena ianao fa mahay mahandro)
Tonga anefa ny fotoana fisakafoanana. Nilaza ireo vahiny na ny zanakao fa be sira ny laoka.
Iza no naha be sira ny laoka???
Dia hoy valiteninao hoe " Ny laoka no te ho be sira" (Ny devoly no nanao anakam-po....)
54. tywa68
(
24/08/2009 09:25)
Tsy ny fisian'ny ratsy na tsara no olana fa hoe ahoana no hiainana zay mitranga eo, mba tsy ho variana @ fitadiavana andavandro isika fa hikatsaka ny tsara indrindra (raha kristianina ohatra) zany hoe ilay fiainana mandrakizay ao @ i Tompo tia antsika. :wink:
55. rakapy
(
24/08/2009 10:05)
Hoy Tywa68
Nahoana moa no tsy olana ny fisian'ny ratsy? Na hinia tsy hijery sy tsy hiaino ny fisian'ny ratsy ianao dia tsy mantsy ho vato manakana anao amin'ny endriny maro foana ny fisian'ny ratsy.
Nahoana moa ny fiainana sy ny fitadiavana an-davanandro no tsy tokony heverina izay maha-soa azy? Dia mino ve ianao fa hahazo ny fiainana mandrak'izay ao @ tompo nefa ny fotoana izay nomeny anao tety an-tany dia nolaninao namisavisana ny any ankoatra fotsiny?
Tsy ny fisian'ny ratsy na tsara no olana fa hoe ahoana no hiainana zay mitranga eo, mba tsy ho variana @ fitadiavana andavandro isika fa hikatsaka ny tsara indrindra (raha kristianina ohatra) zany hoe ilay fiainana mandrakizay ao @ i Tompo tia antsika.
Nahoana moa no tsy olana ny fisian'ny ratsy? Na hinia tsy hijery sy tsy hiaino ny fisian'ny ratsy ianao dia tsy mantsy ho vato manakana anao amin'ny endriny maro foana ny fisian'ny ratsy.
Nahoana moa ny fiainana sy ny fitadiavana an-davanandro no tsy tokony heverina izay maha-soa azy? Dia mino ve ianao fa hahazo ny fiainana mandrak'izay ao @ tompo nefa ny fotoana izay nomeny anao tety an-tany dia nolaninao namisavisana ny any ankoatra fotsiny?
56. tywa68
(
24/08/2009 13:01)
Rakapy > ny fijerena azy hoe ratsy sy tsara anie samy manana ny azy iny ary arakarak"ilay efa nolalovanao no handraisanao an'io ho ratsy na tsara e.
Ny tiako lazaina d ny kristianina zany manana tanjona lehibe, fa mandra-pahatonga @zay, d mandalo fahafatesana sy ny fitsaràna !
Dia ezahina zay azo atao hanakaikezana an'ilay torohevitra sy didy rehetra inoana fa mahasoa raha arahina, zay ao anaty baiboly sy zay tsapanao koa eny manodidina anao eny...Ka eo indrindra no maha-samihafa antsika rhtra satria na ny mamaky an'ilay didy sy zay ao anaty baiboly aza d efa mampmé (maika moa ny hizara hoe andao hanaraka ny ataoko sns...) asa raha mazava ny fanazavàko azy :lol:

57. rzakarivola
(
24/08/2009 13:51)
Azoko ny mahatonga ny tsikeran-drakapy, satria izaho tenako dia efa nandalo tamin'izany. Ny zavatra sarotra ekena rehefa eo @izay toerana izay, na dia hita maso aza, dia ny hoe "ny olombelona nataon' Andriamanitra hanana safidy", dia izay safidy izay no mampiavaka ny olombelona @ laoka ... Izany hoe, raha toa ny laokanao ka nomenao safidy hoe hanao ny sirany, dia izy ihany no manao ny sirany.
FANOHARANA : Ndeha ataoko hoe dessinateur ianao, dia manamboatra sarina trano anakiray, mbola vao manomboka manao ny tafo ianao dia iny misy olona tonga mijery dia manao hoe : "inona koa io sary tsy misy dikany io ?", nanomboka vita ny sarina rindrina dia hoy ny mpandalo hafa "in koa ty trano tsy misy varavarana ity? Io ve d mba trano ?" ... mandrapahavitanao tanteraka an'ilay sary iray manontolo, dia tsy maintsy hiteny foana ny mpitazana satria tsy mahafantatra izay ao anatinao sy ny tanjonao. Vao sary no noteneniko, fa rehefa tena manangana trano mihitsy dia mety hisy hiteny hoe : ratsy be le trano, izao v mba trano ... fa rehefa vita ny trano vao ho talanjona daholo ny rehetra. Azo heverina ho tahaka izany ny, araka ny fanambaran'ny Baiboly fanamboaran' Andriamanitra ny fiainana tonga lafatra, eo an-dalam-panamboarana Andriamanitra ka dia miteny daholo izao tsy mahafantatra ny fihevitr' Andriamanitra sy ny tanjoNy izao.
Mety ho hoy ianao hoe "ko raha Andriamanitra Izy, maninona no tsy tonga dia nataony tonga lafatra tsy afaka manota ny olona ?". Satria ilay tena farany lafatra, araka ny Baiboly, dia ny fahazoan'ny olona misafidy haka ny toerany araka ny namoronan' Andriamanitra azy, fa tsy ny maha-robot ny olona. Na ny tenanao aza ve tsy mahatsapa fa izany tokoa no lafatra ? Ianao afaka misfidy ary nisafidy ny tsara ? Noho izany, tsy Andriamanitra no mampitarazoka ny fahatomombanan'izany rehetra izany, araka ny ambaran'ny Baiboly, fa mahari-po @ olona Izy mandra-pahatanteraky ny zavatra rehetra.
Ny hany fantatro dia izao, tsy nino ny fanambarana rehetra aho, ary tsy nahafantatra na inona na inona t@izany raha tsy noho ny nandrenesako an'i Jesoa namaly ny hetahetam-poko. Dia izay no itaomako mandrakariva hoe, raha tena te hahafantatra ny marina ianao, dia katsaho @ fo @ fahamarinana izany, fa ho hitanao fa hain'i Jesosy no hamaly ny fanontanianao rehetra.

58. rakapy
(
24/08/2009 14:52)
Hoy rzakarivola
Ny ahy sy ny anao dia mifanohitra. Izaho tao no niala satria nahatsapa fa resabe ilay izy. :-D :-D :-D
Ny hany fantatro dia izao, tsy nino ny fanambarana rehetra aho, ary tsy nahafantatra na inona na inona t@izany raha tsy noho ny nandrenesako an'i Jesoa namaly ny hetahetam-poko. Dia izay no itaomako mandrakariva hoe, raha tena te hahafantatra ny marina ianao, dia katsaho @ fo @ fahamarinana izany, fa ho hitanao fa hain'i Jesosy no hamaly ny fanontanianao rehetra.:-D :-D :-D
Ny ahy sy ny anao dia mifanohitra. Izaho tao no niala satria nahatsapa fa resabe ilay izy. :-D :-D :-D
59. ni81
(
24/08/2009 15:38)
Ny ahy sy ny anao dia mifanohitra. Izaho tao no niala satria nahatsapa fa resabe ilay izymbola any andro hiverenanao io :)