HAFA INDRAY IZANY...

1. Fanhaiky ( 01/07/2009 14:01)
Fa ity koa no mba mahagaga ahy ilay olona mteny frantsy dia hamafisina à teny gasy.
- Trop loatra kosa izany eh! efa trop mbola misy loatra ihany
- Déjà sahady ve?
- Jamais mihitsy aho raha mba manaiky izany...
novalian'i rhina ny 08/09/2009 10:23
2. Araya ( 01/07/2009 16:07)
Fanhaiky:

Fa ity koa no mba mahagaga ahy ilay olona mteny frantsy dia hamafisina à teny gasy.
- Trop loatra kosa izany eh! efa trop mbola misy loatra ihany
- Déjà sahady ve?
- Jamais mihitsy aho raha mba manaiky izany...



"Tu vois", ny olana @ "le problème" dia "jamais" isika Gasy tsy manaiky hoe amply ny voambolana hitenenana teny iray na hanamafy na hanova ny dikany. Ny tena marina dia mba asiana Frantsay kely dia hoe "sois disant" nihanatra hono. Mbola hoe ela vao ho tafavoaka eh !!

nb:fanahy iniana ireo teny vazaha nataoko ireo mba hanoherana io fomba ratsy io.
3. booboo ( 01/07/2009 16:34)
:-D :-D
4. andry44 ( 01/07/2009 17:28)
Ny fahitako an'io de antony 2: 1) tsy fahatokisan-tena hoe voalazako tsara sy azon'lay olona hiresahiko ve zay tiako lazaina
2)matikambo kely sy ho zany zahay e!!
Fa ny tena tsy zakako de ny olo-panjakana manao an'io fomba ratsy io!Miresaka @ Malagasy toa azy izy, miseho télé na @ radio de hita mihitsy hoe tsy manao fihezahana hiteny malagasy rano iray
Azo ialana tsara io fa mila finiavana kely e! :)
5. gasyjean ( 01/07/2009 18:53)
tena vrais be mihintsy izany lazainareo zany
hahahahaha,mahafinaritra e!
io ary mba eo ihany fa ny tena tsy tantinin'ny vavoniko dia ireny malagasy na mahay manonona tsara ilay "r" aza dia lasa mody "rrrrrrrrrrr" mba omeo rrrrrrrano hoe azafady?
mba asio sirrrrra kely lesss aaaa! tena mampitokelaka nefa akory atao ee?
misy eto amin'ny fiainanan daholo izany rehetra izany ka tsy azo odiana tsy hita.
6. essera ( 02/07/2009 05:42)
Le akamako izay aza ry zalah d ozy hoe :

Jamain, plus jamain. Tena tapaka mits a leaza.

Ity misy fanampiny :

Aleo les tsika mifanao fotoana am wenk end iny a.

Lery alou ts d ampy bôsy fa tia miteny frantsay e.
7. ari.malala ( 02/07/2009 05:59)
=))=)) tonga d tapatsinay b za fa za mtins mpanao anle trop lotra io :-P =)) =)) =))
8. RATOVOARY ( 02/07/2009 06:26)
Ary le fitenin'ny bandy hoe "sec-maina be", :-D :-D sady efa sec mbola maina koa.
9. ni81 ( 02/07/2009 06:48)
Fa ity koa no mba mahagaga ahy ilay olona mteny frantsy dia hamafisina à teny gasy.
- Trop loatra kosa izany eh! efa trop mbola misy loatra ihany
- Déjà sahady ve?
- Jamais mihitsy aho raha mba manaiky izany...
:-D :-D
"Tu vois", ny olana @ "le problème" dia "jamais" isika Gasy tsy manaiky hoe amply ny voambolana hitenenana teny iray na hanamafy na hanova ny dikany. Ny tena marina dia mba asiana Frantsay kely dia hoe "sois disant" nihanatra hono. Mbola hoe ela vao ho tafavoaka eh !!
:lol:
ka il faut ange tsy maintsy misy zesta kely ataon-dreo rehefa miresaka e! dia hitan'i toi fa izay no anton'ilay izy, ary faut trouver la sortie e :lol: :lol: :-P
10. JOSIAH ( 02/07/2009 12:59)
Mais je ne sais pas hoe inona anie ilay izy e :D
11. ni81 ( 02/07/2009 15:09)
Ka justement izay foana no olana! surtout hoe ianao tsy nahalala ilay izy :^)
12. booboo ( 02/07/2009 15:37)
:-D :-D ( tsy mahay afa-tsy vanitika )
13. ni81 ( 02/07/2009 17:49)
( tsy mahay afa-tsy vanitika )
sérieusement booboo an! tsara ho an'ny santé :-D :-D ny mimémé :-P
14. booboo ( 02/07/2009 18:18)
:-D :-D :-D

nenà " ataovy sérieux " ihany no mbô haiko @ ilay accent betsileo tsy haiko² iny :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 02/07/2009 19:11)
Nen gardien anay taloha hozy lery hoe efa mampidirina le "chien bernard" andramose mantsy an le saint bernard...
De tsy hiasa hono le vadiny fa niakatra ny attention dia ambany be ny battue morale-ny
16. ni81 ( 02/07/2009 19:26)
tonga d tapatsinay b za fa za mtins mpanao anle trop lotra io
:-D :-D dia inona ry ari no hira anokafana ny ouverture @ lé fety? :lol: :lol:
17. RATOVOARY ( 03/07/2009 14:08)
ni81:
dia inona ry ari no hira anokafana ny ouverture @ lé fety?
Mitovy amin'le hoe : Inona no lohatitre le tantara @ sabotsy :-D :-D
Fa izany eo ihany fa malaza be ao @ forum dinika politika ao hoe : nangalarin-ingahy irokatra hono ny vola rehetra tao @ banky centrale foibe.
18. Fanhaiky ( 04/07/2009 06:39)
Fa n tena mampihomehy dia ity koa,
Nisy vahiny telo niakatra teo ambony posy izany dia nitabataba be le mpitarika posy hoe: Eh! Vazaha cette pousse pousse ne bœuf pas trois personnes!!! :-D :-D :-D :-D :-D
19. Fanhaiky ( 04/07/2009 06:44)
Fa n tena mampihomehy dia ity koa,
Nisy vahiny telo niakatra teo ambony posy izany dia nitabataba be le mpitarika posy hoe: Eh! Vazaha cette pousse pousse ne bœuf pas trois personnes!!! :-D :-D :-D :-D :-D
20. booboo ( 04/07/2009 07:07)
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.196