HAFA INDRAY IZANY...
41. artefy
(
14/07/2009 08:15)
ka izay no olana amin'ilay probleme mipetraka, ry zalahy tsy mi prevenir mialoha rehefa manomana ny preparation fa tonga dia izay ce que j'aime n-dry zalahy ihany no ataony
43. xxx
(
14/07/2009 19:58)
le gasy voazanaka ara_tsaina mitsy no tena mapte andoa be zany! hita fa tena "colonisés" atrany anaty loha mitsy, nefa tsy ho afaak iova vizongo mitsy ra tsy oe ovainy atraminy ray amandreny nipoirany ! (kita fa tsy hisy mitsy kou zany nefa!) te ho vazaha nefa tsy avotra mitsy, ary te ho matikambo sy te ho dedaka anefa reny olona dedaka reny mitsy no tena tsisy atotona fa kely loatra mantsy ny mba hay sy hananana d te ho apideraina @ olona rehetra fa misy zavatra hay na misy zavatra ananana! ny olona mahay sy manana ny ampy matetika tsy d misehoseho toy izany, ra ny hainy sy ny ananany rehetra no asehony eo d ho tapitra eo iany ny taonjato lol! n yahy alou dia tena misy olona fatatro mitsy toy izany, nefa efa tena hita fa tena tsy avotra mitsy eh! te apidera fa tsy avec!!! "inavotrable"!!! aleo imehezako fa mandany jiro! d aleoko manaja tena tsy miresaka sy mifanerasera @ olona otrireny fa na ny mihaino azy aza matsiravina! "ny ahy alou reny "couvert" reny novidiako lafo mitsy eh! itandry "assorti" daholo na ny sotro na ny vilia, nefa vilia sy sotro makafoka be tss ny eny tsaralàlana aza mbola milay jojopila be! mbay tany!!
45. Papoose
(
15/07/2009 00:34)
ka le izy ko ne betsaka loatra ny teny vozah nohagasiana e! dia @ lafiny ray efa lasa ihany le tena mahamalagasy le tena teny malagasy madio mangarangarana
46. rhina
(
08/09/2009 10:23)
ni81:
( tsy mahay afa-tsy vanitika )sérieusement booboo an! tsara ho an'ny santé :-D :-D ny mimémé :-P
ie sad mampitombo ny halavan'ny fahatanorana ny mihomhy tena marina io an
za lo tena mpme e!!!
sad za koa efa nahazo fanamarihana mints tamza vo iditra iasa oe mivanitika kely ony za fa voray t@ le asa iany za d amzao le vanitika keliko no tadidin'ny olona rehefa mahita ahy zareo
hiii!!!