HAFA INDRAY IZANY...
21. xxx
(
04/07/2009 11:27)
Aleo kosa hisy an'ireny ihany amin'izay mba misy hitsikina kely e!
Izay tsy mahay mandehana mitsaty dia mahita be dia be.
Izay tsy mahay mandehana mitsaty dia mahita be dia be.
22. artefy
(
06/07/2009 09:39)
Firy aloha ny six crapons n'ilay godasin'i ronaldo iny azafady e...???
23. ni81
(
06/07/2009 10:04)
Firy aloha ny six crapons n'ilay godasin'i ronaldo iny azafady e...??? :-D :-D
24. ari.malala
(
06/07/2009 13:31)
=)) =)) =)) =)) =))
Mety ho hors suje za, fa ahoan ndray nareo am le ankizy kely refa bedy, ohatra hoe voadonan'ny alika ny vazy teo an-davarangana ka nianjera d vaky, d iny zany ny reniny fa nibedy hoe nipelipelika nday enao d voadona ny vazy, d ozu ny ankizy matetika, "oul zavatra le alika" no nandona an'iny =)) =)) =)) oul sa zavatra sa le alika no nandona ilay vazy? =)) =)) =))
Ni, hira anokafana ouverture ny fety? tena je ne sais pas akia, ts haiko mints :-P

25. ni81
(
06/07/2009 13:54)
Ni, hira anokafana ouverture ny fety? tena je ne sais pas akia, ts haiko mintsefa hitako ny atao fanokafana ny ouverture fa ireo jus sy ranomboankazo no karakarao e! :^)
27. ari.malala
(
07/07/2009 05:57)
Ka avoahy ary ilay mananasy hanaovana ilay jus d'orange e!:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. artefy
(
08/07/2009 10:02)
ataovy betsaka fa efa nitondra bicyclette 3 pneus mihitsy ah hitondrana azy
30. Papoose
(
09/07/2009 13:39)
ka isaky ny à chaque fois tsy maintsy misy olona tratran'ilay teny verindroa foana @ le zatra vary amin'anana :-P
31. RATOVOARY
(
09/07/2009 14:06)
Ka mikorontana be le concentralisation-ny dia izay no mampi-doublir anazy mandra-paha jusqu'àn'izy voateny
34. rakapy
(
10/07/2009 07:31)
Justement, mazava ho azy ! fantatro fa saika hiteny anio ianao ry toi a ! :-D :-D :-D
38. RATOVOARY
(
10/07/2009 13:46)
papoose:
tena tiako ny amoronao eee!!
Ohatran'ny he hazo amoron-tevana :lol: :-D :-D :-D
Tena potika total tanteraka mihitsy ny fony manontolo tratran'ny fitiavan'ny amoronao e!