COCA COLA SY NY MOMBA AZY

1. ni81 ( 25/05/2009 05:56)
Nahazo ity fanazavana ity t@ namana iray eto Frantsa aho, izay milaza ny tsy mahatsara ny fisotroana COCA COLA. Tsy natao ho fisotro mantsy izy araka ny voalaza fa natao ho fanadiovana. Miala tsiny fa @ teny vahiny ka dia raiso eo izay mahasoa.


Le coca cola :
La vérité
Le coca cola est une boisson DANGEREUSE pour l’organisme.

Ne pas boire du coca cola c’est sauver sa santé

Le coca cola n’est pas fait pour boire.

C’est tout simplement un produit d’entretien pour la ménagère et autre
Dans beaucoup d’états des USA les patrouilles ferroviaires chargent deux galons de coca cola dans leur porte-bagages pour nettoyer le sang sur la route après un accident.

Si on met un os dans un container avec du coca cola, l’os se dissoudra en 2 jours.

* Pour nettoyer le WC : vous versez une canette de coca cola et laissez « reposer », ensuite tirez la chasse d’eau.

* L’acide citrique du coca cola ôte les taches sur la vaisselle

* Pour enlever des taches de rouille du pare-chocs chromé des autos frottez le pare-chocs avec un morceau de feuille d’aluminium détrempée avec du coca cola.

* Pour nettoyer des objets rongés par des pertes de liquide de batteries d’automobiles, versez une Canette de coca cola sur la corrosion.

* Verser une canette de coca cola dans la machine à laver avec les tissus tachés et ajouter la lessive.

* Le principe actif du coca cola est l’ACIDE PHOSPHORIQUE
Son PH est 2.8 et dissout un ongle en 4 jours environ. L’acide phosphorique en outre vole le calcium des os et est la principale cause d’augmentation de l’OSTEOPOROSE.

Les camions qui transportent le coca cola sont identifiés avec une étiquette MATERIEL DANGEREUX

Une étude fut réalisée en Allemagne pour connaître les raisons d’apparitions de l’OSTEOPOROSE chez les enfants de 10 ans.
Résultat : excès de coca cola, à cause du manque de contrôle des parents.

* Les distributeurs de coca cola l’utilisent pour nettoyer les moteurs de leurs camions de plus de 20 ans

* Le COCA LIGHT est considéré par les médecins et les chercheurs encore plus comme UNE BOMBE à retardement à cause du mélange coca + Aspartame, suspecté d’étre la cause du Lupus et des dégénérations du système nerveux.

* Il est conseillé de ne JAMAIS se laver les dents après avoir bu du coca cola parce qu’il enlève tout l’émail pour toujours

Ces informations émanent de :
INSTITUT PASTEUR


Unité de Génétique Mycobactérienne
25 – 28 rue du Dr Roux
75724 Paris Cédex 15
Téléphone : +33 01 45 68 88 28

KOA DIA ANTSIKA NY SAFIDY MOMBA NY FAHASALAMANTSIKA O!
:-*
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 20:51
2. fahamarinana ( 25/05/2009 09:41)
ni81:
Pour nettoyer le WC : vous versez une canette de coca cola et laissez « reposer », ensuite tirez la chasse d’eau

:arrow: Mba andramako ity raha efficace fa toa mahaliana be ! tokoa moa zany an ! :) (l)
3. xxx ( 25/05/2009 10:00)
izaho aloha manaiky hoe tsy tokony ho rano fisotro ny coca mais de là à diaboliser le coca ...

Mety hisy fahamarinany daholo ihany ireo fa dia adalabe daholo ve izany ny min santé eran-tany tsy mahalala an'ireo dia mamela ny production et vente de coca-cola ?

Nareo ve efa nahare hoe narary mafy ilay olona fa nisotro coca

Ny anay izao raha vao marary kibo (diarrhée) dia coca no haingana indrindra mamerina ny rano very, raha toa koa ka olona manao hypoglycémie dia tonga dia omena coca dia en forme

4. caprio ( 25/05/2009 10:21)
tena ho voa mafy zany ny tenanay fa isan'andro dia tsy maintsy misotro coca fona,ary efa mba nihezaka hiany ny mba tsy hisotro raha tsy indroa isan-kerinandro fa tsy mety mintsy,dia farany mba novaina ilay coca sans sucre reny,fa tena tsara kosa kaloha ny coca mihotra ny boisson retra sady be mpakafy
5. ni81 ( 25/05/2009 10:47)
Mety hisy fahamarinany daholo ihany ireo fa dia adalabe daholo ve izany ny min santé eran-tany tsy mahalala an'ireo dia mamela ny production et vente de coca-cola ?

Asa aloha na dia izany tokoa :)
Ny sigara taloha, nambara sy nolazaina izao aretina mety ho azo aminy rehetra izao! kanefa inona no miseho? Na dia ireo Dr aza dia maro no mbola nijolofotra tsisy fiafarany. Fa tato aoriana rehefa natao ny fandinihana isan-karazany dia nisy ny famerana ny fifohana.
Fa io aloha safidin'ny tsirairay. Manana safidy foana isika dia samia maka izay mampetipety ny fiainany sy mahafalifaly ny fony! :)
6. xxx ( 25/05/2009 11:59)
Mety hisy fahamarinany daholo ihany ireo fa dia adalabe daholo ve izany ny min santé eran-tany tsy mahalala an'ireo dia mamela ny production et vente de coca-cola ?

ni81:

Asa aloha na dia izany tokoa :)
Ny sigara taloha, nambara sy nolazaina izao aretina mety ho azo aminy rehetra izao! kanefa inona no miseho? Na dia ireo Dr aza dia maro no mbola nijolofotra tsisy fiafarany. Fa tato aoriana rehefa natao ny fandinihana isan-karazany dia nisy ny famerana ny fifohana.
Fa io aloha safidin'ny tsirairay. Manana safidy foana isika dia samia maka izay mampetipety ny fiainany sy mahafalifaly ny fony! :)


Marina izany, fa azo atao ihany angamba ilay hoe se faire plaisir de temps en temps. Ny ahy ilay izy be siramamy no tena nanafoanako azy tao an-trano

7. hasinina ( 25/05/2009 13:38)
tsy aleo ve TÔKA COLA na COCA PIGEON 8)
8. fahamarinana ( 25/05/2009 18:55)
:arrow: ni : ny ahy angamba ny mampihena aloha hatreto no mety ho vitako fa ilay hanafoana tanteraka toa tsy hety ! Tsy dia mpisotro be akory fa misy andro na dia atao hoe in-1 anaty volana raika na roa dia tena ifampitadiavana mihintsy ! Ny andro efa hafana koa rahateo ! Fa marina fa na dia ny resaka gaz sy siramamy be loatra ao anatiny aza dia tsy mahasoa ,indrindra rehefa mihoatra ny tokony ho sotroina ! :? (l)
9. ni81 ( 25/05/2009 19:27)
Zà ry faha dia tia misotro an'io koa taloha, fa rehefa maraina dia mangidy ny vava. Dia tsapako hoe isaky ny misotro dia toy izany. Dia raha vao harivariva tena loza fa tsy mikipy ny maso fa midiridiry eo hatramin'ny firy.
Dia niezaka aho ny tsy hisotro fa aleo Jus hafa no ady eo dia vita @ zao e!
:)
10. tess ( 25/05/2009 19:32)
zà alou tsy de mpisotro anio fa tonga de mibotsina ho azy ny kibo tratran'io :-P sady tsy mampahita tory am alina, fa lay manadio ndray no tena tsy fatako.... :-P
11. fahamarinana ( 25/05/2009 19:39)
:arrow: tess : efa tsy resahana intsony ilay kibo abotsiny tsara be ! hihi !!
ni : ieuh ,toa tsy mampatory tahaka ny café tokoa hono ! Za sady mpisotro café no misotro coca fa dia efa bedy dia niezaka nampihena azy no nimasoana aloha ,tsy tafa amin'ny lavorary fa efa nihena kosa aloha e ! Zany hoe rehefa misy manadala ny lohako dia iny ndray aho miverina amin'ny haditrako ! :) (l)
12. tywa68 ( 25/05/2009 19:45)
Ilay coca miaraka @ mentos aloh no efa reko hoe tena misy réaction mampitahotra ka asa ! fa d misotro ihany aho na d zany aza indrindra rhf te hivandravandra hiaritory ohatra :-D
13. fahamarinana ( 25/05/2009 19:47)
:arrow: tywa : koa tsy hafahafa ve ny tsiron'ilay mentos sy coca ? ohatrany hoe misotro coca nefa mitsako siligoma ! hafa tokoa zay an ! :D (l)
14. ni81 ( 25/05/2009 19:49)
tess : efa tsy resahana intsony ilay kibo abotsiny tsara be ! hihi !!
ni : ieuh ,toa tsy mampatory tahaka ny café tokoa hono ! Za sady mpisotro café no misotro coca fa dia efa bedy dia niezaka nampihena azy no nimasoana aloha ,tsy tafa amin'ny lavorary fa efa nihena kosa aloha e ! Zany hoe rehefa misy manadala ny lohako dia iny ndray aho miverina amin'ny haditrako !
:lol: :lol: :lol: aza maditsa oa!
zà tsy tia café fa na dia iray sotrokely aza dia malemy toy ny anana sady misalebo.
fa d misotro ihany aho na d zany aza indrindra rhf te hivandravandra hiaritory ohatra
Fa misy olona tsy manin mihitsy na dia misotro @ alina aza a! na café io na coca dia torimaso be toy ny mahazatra!
15. fahamarinana ( 25/05/2009 19:53)
:arrow: ni : misy namako zay koa tsy mahazaka na ny fofony aza , efa nandramako fa tsy nino za fa nanao tahaka anjy io ! Za manko ilay rehefa lazaina tsy atao vao maika koa mapanano ahy ! toetra ratsiko izay ! :wink: (l)
16. ikaretsaka ( 26/05/2009 00:14)
Io leretsy ny saina no mitondra an'io
Raha tantaraina koa izany ny hoe maty andrano sy ny tondra drano sns de hoe mahafaty sy lozabe koa ny rano...de tsa hisotro rano izany?
Ataovy serieux
17. Tazana ( 26/05/2009 01:29)
Ni tena marina momba io coca io saingy araka ny hita eto toy ilay sigara noresahinao ny olona tsy voatery hanaiky. Zavatra azo atao ao an trano raha tiana ho hita ny tena zavatra ataon ny coca: maka ati kena dia atao anaty vera misy coca...dia jereo fa io no ataon i coca ny atinao. Ary mba hampitahana hoe iza no ratsy kokoa...Maka ati kena iray hafa sy vera iray hafa dia asiana toaka...Dia jereo ny paozin ilay ati kena anaty coca sy ilay anaty toaka...(miandry ianao au moins 24 ou plus. Za tsy hiteny hoe inona no vokany fa aleo ianao no manao ilay experience dia ny masonao no mahita @ zay...Ankaotra zay maka vola madinika dia atsoboy anaty coca dia jereo ny vokany. Tsy hoe tsy fitiavana na fanaratsiana fa zavatra tena misy ary mba mieritreritra ny hafa sy miahy ihany ny tena dia te hizara. Ny hoe handray na tsy handray ny zavatra atolotra indray anefa dia an'ny tsirairay...Fa kosa mila mahay hoe nahoana no ity na ity no décision raisiko izay no hilazako hoe ataovy ilay expérience dia @ izay tsy honohono fa ny masonao no mahita.
18. ni81 ( 26/05/2009 05:03)
Zavatra azo atao ao an trano raha tiana ho hita ny tena zavatra ataon ny coca: maka ati kena dia atao anaty vera misy coca...dia jereo fa io no ataon i coca ny atinao
io koa no nolazain'ilay gendarme tany dago izay tamiko taloha
19. ari.malala ( 26/05/2009 05:53)
mbô teneno we aona fa za ts manana atinkena sy coca anaovana experience zao :P
20. ni81 ( 26/05/2009 06:08)
mbô teneno we aona fa za ts manana atinkena sy coca anaovana experience zao
rehefa mirava avy miasa dia mividiana kely eny antsena dia andramo; ny ambiny tsy natao anaty coca ataovy laoka sosoa :-D :-D :-D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112